Mivavaha!...

21. soanja ( 03/11/2009 17:23)
majesty:

Mahantra ny gasy dia lasa manao sorona ny tenany mba ho an'ny fianakaviany :(
Dia rehefa manan-katao indray dia manandevo an'ireo gasy iray rà aminy.Dia matetika izay foana no miodikondina sy mifanesy amin'ny fiainan-dra gasy.Ny avo sintonina hianjera,moa ny iva mba te hiakatra sakanana tsy avela.

Eny ho aho ra malagasy ... (asa na mbola misy fanafana izay toe-tsaina izay na tsy azo sitranina intsony :(


Maizina be izany fahitan'i Majesty azy izany.


:(

Mino aho fa raha afaka manome Fanabeazana ny ankizy amin'ny famenoana ny filana takiany ara-batana, ara-tsaina sy ara-panahy isika dia hisy ny fiovana. Hisy ny fiovana saingy miandalana izany. Aoka lalandava hanana fitsinjovana mahasoa isika rehetra.
22. rakaroka ( 03/11/2009 18:18)
Mitovy fijery @ Ravonjison koa aho, ary izany indrindra anie no iresahana tsy hoe hifanatsafa fa handalina sy hamerina @ laoniny ny misy. En faite, marina fa ao 'reo miraparapa vokatry ny tsy fisiana te handô-danitra angaha , dia
midona @ rindrina hoy ny fitenenana fa ny "MELOHIKO" dia ireo "tompon'andraikitra" manana ny "info" fa tsy mandray ny "andraikiny" .
Dia raha zohina , misy "Ambassade" na "consul" natao hiahy ny zon'ny tera-tany" anie! Sa isan'ny olona voavidy koa 'zareo dia mangiana?
Ity 'zao ny ùbola vao2 vao androany Midi-Mad . Aiza ny responsable @ affaires étrangère sa variana miady ny seza ftsn?...
Le rapatriement de la dépouille mortelle de Mamonjisoa Vololona Razafindrafara à Ambositra, a de nouveau créé l’angoisse et l’expectative auprès des familles sur la situation des travailleuses malgaches au Liban.
Mamonjisoa Vololona Razafindrafara, par l’intermédiaire d’une agence de recrutement et de placement local, a travaillé au Liban depuis un an et demi. Elle est décédée le 9 octobre dernier au Liban dans des circonstances non élucidées, ont fait savoir ses proches. L’enterrement a eu lieu le 26 octobre à Ambositra.
Suite à ce décès et de nombreux autres cas dont sont victimes les travailleurs malgaches au Liban, dès leur retour au pays, de nombreuses familles ayant des proches qui travaillent au Liban s’interrogent sur leur sort. Ce, après ces nombreux témoignages des personnes directement ou indirectement concernées. Odette, la quarantaine, une travailleuse malgache rescapée du Liban et qui a travaillé pendant un an, avoue avoir été victime de traitements inhumains de la part de son employeurs libanais, avec plus de 16 heures de travail d’affilée par jour. Des tâches parfois difficiles et périlleuses, comme essuyer les façades des immeubles de plusieurs étages en tant que personnel de ménage. Odette de déclarer qu’elle ne pouvait pas sortir de la maison ni avoir des contacts avec d’autres personnes et encore moins ses proches à Madagascar pour leur donner des nouvelles. « Les contrats établis pour les travailleuses malgaches étaient des contrats bidons », affirme Odette. Cette dernière d’ajouter que de nombreuses travailleuses ne perçoivent pas régulièrement leur salaire mensuel. Alors que ces travailleuses, mères-célibataires dans la plupart des cas, devaient envoyer de l’argent à leurs proches à Madagascar.
Dignité. Pour en revenir à Mamonjisoa Vololona Razafindrafara, certaines indiscrétions ont fait état que la dépouille n’a pas été enveloppée d’un linceul, lorsque les membres de la famille ont ouvert le cercueil comme il se doit pour la dignité humaine. Le corps était totalement nu.
Face à une telle situation et les nombreux témoignages qui en découlent, les familles des travailleuses malgaches au Liban d’interpeller l’Etat pour qu’il prenne ses responsabilités en tant que garant des personnes. En interdisant en premier lieu, l’envoi des travailleurs malgaches dans ce pays. Comme ce fut le cas actuellement des Philippines. Par la suite, il faudrait procéder à des identifications de tous les travailleurs résidant au Liban et se renseigne sur leur sort à travers nos ambassades. Pour, par la suite, pouvoir informer les familles à Madagascar. Il est à rappeler que le premier contingent des travailleuses malgaches au Liban a débuté en 1996, toujours sur fond de polémique. Sans que les régimes qui se sont succédé ne daignent prendre des mesures appropriées. Peut-étre parce que ces responsables ne sont pas directement ou indirectement touchés par les problèmes libanais. Pour l’heure, c’est l’angoisse et l’expectative pour les familles.
23. majesty ( 04/11/2009 04:26)
Soanja:
Maizina be izany fahitan'i Majesty azy izany.


satria izany no hitan'ny maso sy ren'ny sofina isan'andro isan'andro.Fa mbola lavitra ny lalana e!

Misaotra an'i ravonjison mitovy hevitra.
24. ni81 ( 04/11/2009 07:51)
Mahantra ny gasy dia lasa manao sorona ny tenany mba ho an'ny fianakaviany
Dia rehefa manan-katao indray dia manandevo an'ireo gasy iray rà aminy.Dia matetika izay foana no miodikondina sy mifanesy amin'ny fiainan-dra gasy.Ny avo sintonina hianjera,moa ny iva mba te hiakatra sakanana tsy avela.

Eny ho aho ra malagasy ... (asa na mbola misy fanafana izay toe-tsaina izay na tsy azo sitranina intsony
Angamba mety mbola hisy fanafana raha toa ka mivonona sy miezaka ny hanova ilay toe-tsaina
25. ravonjison ( 04/11/2009 08:47)
Hoy Rakaroka :
\"......midona @ rindrina hoy ny fitenenana fa ny \"MELOHIKO\" dia ireo \"tompon\'andraikitra\" manana ny \"info\" fa tsy mandray ny \"andraikiny\" .
Dia raha zohina , misy \"Ambassade\" na \"consul\" natao hiahy ny zon\'ny tera-tany\" anie! Sa isan\'ny olona voavidy koa \'zareo dia mangiana?...\"

Marina mihitsy ilay voalazano e !
Ny eto Eoropa eto izao , miady hevitra foana ireo ,ahoana no hatao hanakanana ny resaka fivarotana olona ? ahoana no atao mba hampirindra ny resaka fitadiavana asa any ivelany , mba tsy ho lasa fanandevozana olona ilay izy ?

Fa ny ao amintsika, ry zareo lohandohan\'ny mpisorona mbola miady seza, niady hevitra tao Maputo, avy eo ao Addis Abebas...
Ny maty maty ihany, ny mahantra mahantra ihany !!!

Misy fomba foteny vazaha izay : \" Ny trondro hono maimbo hatrany @ lohany..\"

Mampieritreritra mihitsy isika gasy itý .
26. rakaroka ( 04/11/2009 19:55)
Ary miantoka ny "fandrosoan'ny "faritra iray ny "éveiln'ny olona ao @ ilay faritra!
Fa ny tsapako notezaina antsika somary mandefindefitra sy menamenatra miafiafy izany=> Anefa 'zareo tavany itony ilay tsy miafiafy, dia @ forum eto
ny namana no tsy miafiafy miresaka an-drizareo fa en réalité dia nataon-drizareo nifika ny maaafy izany ny namana maaaro! Koa aiza kosa moa no ahatantesako ny hoe Atra tsy Andrinareo andrinay!"=> zary miteraka retard izany! Fa 'zareo anefa 'raha misy ratsy aminao dia tohero @ sandrinao avy hatrany , raha tsy voatohitra dia tohero @ sainao , vao @ fonao !
Dia miaraka mifanindran-dalana tsara hany ny "fanakazakana sy ny fandeferana" fa mana-juo hampiakatra ihany angamba @ "karatra" fa tsa voatery hiaritra trèfle. Koa raha karatra aza
:roll: :roll: :roll: mainka fa... :wink:
27. cutie ( 04/11/2009 21:04)
24. Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-11-2009 09:47:16


Mampieritreritra mihitsy isika gasy itý .

ka efa we mivavaha hoy ny titre-ny sujet e lol
28. ravonjison ( 05/11/2009 08:52)
cutie:

24. Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-11-2009 09:47:16


Mampieritreritra mihitsy isika gasy itý .

ka efa we mivavaha hoy ny titre-ny sujet e lol



Izay tokoa ilay lohaevitra e, fa ny ahy raha manana fotoana 1ora aho dia aleko 15min mivavaka, dia 45min mitady vahaolana concret !! na koa 45min hanazavako @ ireo olona mitady asa any andafy hoe inona avy ny risque sy ny avantage azo avy @ izany( ohatra raha possible)

Fa hono oa ry Cutie, resaka biby sy tontolo iainana ahoana kay no ataonao ? Izaho koa mantsy tena resaka biby no tena anton'asako atý.
29. cutie ( 05/11/2009 14:24)
Fa hono oa ry Cutie, resaka biby sy tontolo iainana ahoana kay no ataonao ? Izaho koa mantsy tena resaka biby no tena anton'asako atý.

aleo any @ hafatra no miresaka fa manjary lasa HS eto sady ny eto koa efa malaza be fa tsy misy fanahy ny biby ka tsy misy idiran'ny resaka finoana sy fivavahama :-D
30. rakaroka ( 05/11/2009 17:43)
Ka io moa samby manana ny andraisany ny hevitry ny hoe mivavaka! :lol: :lol: ., tsy fe tora-po ftsn kosa angamba fa mba "act-up"
@ hetsika rehetra ahafahana miatrika zavatra iray!
31. rijadolly ( 05/11/2009 17:58)
ravonjison :
Noho izany tokony mnba asiana fanomezana informations detaillés ihany ny mikasika ireny asa any andafy ireny
.Misy hevitra tsara azo atao vahaolana tokoa io an.Asiana Lohahevitra vaovao eto amin'serasera hifampiresahana.Ianareo any ivelany manamarina ny fisian' ilay asa moa izahay aty mada milaza hoe misy asa ohatr'izao marina ve any ananona dia manamarina fotsiny ny any ivelany ireo izay any amin'ilay Firenena ,maka information,Sady aingana kokoa amin'izay ilay fampitana vaovao.Dia mangataka an'i Hery mba handinika izay e!Tena maha ontsa tokoa ny mahazo ny tena raha izao ny fandehany...
32. ravonjison ( 06/11/2009 08:35)
rijadolly:

ravonjison :
Noho izany tokony mnba asiana fanomezana informations detaillés ihany ny mikasika ireny asa any andafy ireny
.Misy hevitra tsara azo atao vahaolana tokoa io an.Asiana Lohahevitra vaovao eto amin'serasera hifampiresahana.Ianareo any ivelany manamarina ny fisian' ilay asa moa izahay aty mada milaza hoe misy asa ohatr'izao marina ve any ananona dia manamarina fotsiny ny any ivelany ireo izay any amin'ilay Firenena ,maka information,Sady aingana kokoa amin'izay ilay fampitana vaovao.Dia mangataka an'i Hery mba handinika izay e!Tena maha ontsa tokoa ny mahazo ny tena raha izao ny fandehany...



Tsara dia tsara ilay hevitra , ary tena mankasitraka .
33. rakaroka ( 06/11/2009 17:15)
Marina mihitsy ny fihevitr'i Rija fa tokony hifameno tahaka izany isika , ary "avantage" aza anie ny hoe misy gasy hafa aty ahazoana renseignement.
Raha ny marina aloa a, sarotsarotra ny "piste"n'asa eto satria na ny vazaha koa aza anie ka BBe chôm izao, :roll: :roll: :-w :-w :-$ ka mila manao "analyse" de ses besoins réaliseable" Ohatra nisy namana gasy izay 'zao
manahy manao "réparation électronique" ireny , dia mahavelona azy izany !
Ny efa noeritreretina koa mi-créer hetsika professionalisé-na . Ary ny manahirana kely ny saiko eto, misy @ lasa ministra eo 'reo no nanana "projet" milay BBbbbbe izay , ary tena possible ilay izy raha toa tafapetraka maharitra any izy satria "tadiavina BBbe izy aty sy saiky maneraka, dia saika hoe any Dago no hanaovana ny "centrale" de ...
dia mbô ny vazaha @ izay no hitady antsika avec ses devises @ izay!
Saingy ity fitondrana moa toa tsy hay Bbbe ihany!...Ka 'zany 'zao efa mise en placen'ny création d'emploi any no kasaina anefa toa voakifik'ity adilahy politika ftsn , dia asa re ...hanao ahoana ???? :roll: :? :x
34. xxx ( 06/11/2009 17:29)
Ataoko fa mba modely ange ity Liban tohana'i TGV mafy.
35. majesty ( 09/11/2009 04:30)
Tsy ny any Liban ihany no misy olana fa eo ihany koa izao ilay resaka canada, hoe misy poste marobe,kanefa ilay izy fisolokiana fotsiny.Dia ao @ moov ao ohatra zao mbola feno annonce bdb an'io canada io nefa toa mitazam-potsiny ny tompon'andraikitra fa tsy mandray ny andraikiny araka ny tokony ho izy.
cutie :
aleo any @ hafatra no miresaka fa manjary lasa HS eto sady ny eto koa efa malaza be fa tsy misy fanahy ny biby ka tsy misy idiran'ny resaka finoana sy fivavahama Miverina
:wink: :-D :-D :-D
36. rakaroka ( 09/11/2009 14:17)
Heu...ny vao2 t@ midi vao androany dia mba misy fepetra horaisin'ireo tompon'andraikitra izany : tahaka ny fisakanana ny vhv gasy tsy ho any intsony,sns... Ilaina tokoa aloha ny "point" toa izao, ary isaorana an'i Majesty koa nampahafantatra vao2 hafa izany indray! Toa izao ny vao2androany mikasika ity raharaha ity:
Mampionona, décédée au Liban

La famille ne croit pas à la thèse de la chute
La dépouille mortelle de Mampionona, la jeune femme décédée au Liban dernièrement, est arrivée au pays durant le week-end dernier. Cette jeune femme, d’après les informations recueillies par la famille, est décédée le 21 octobre 2009, suite à une chute : elle est tombée du troisième étage. Une thèse que réfute catégoriquement sa famille en voyant l’état du corps, samedi dernier, car les traces relevées sur le corps de la défunte ne correspondent pas du tout à cette thèse de la chute. « Le corps comporte des traces d’objets tranchants, sur le dos et l’épaule, des blessures sur le visage et des brûlures sur une partie du corps. De méme, des écorchures ont été relevées sur ses genoux et de nombreuses ecchymoses sur tout le corps. De telles blessures ne résultent pas d’une chute. Si elle était vraiment tombée du troisième étage, les blessures ne ressembleraient pas à çà », se plaignent les membres de la défunte, meurtris en voyant le corps sans vie de Mampionona.
Autopsie. Une autopsie est prévue d’étre pratiquée sur le corps de la défunte pour déterminer les causes exactes du décès. C’est normalement la procédure à suivre en présence de tels cas, mais elle n’a pas eu lieu pour l’autre femme travailleuse au Liban, elle aussi décédée dans ce pays et dont le corps a été rapatrié il y a à peine quelques semaines. Sa famille s’était fermement opposée à ce que l’on touche à la dépouille de la défunte et celle-ci a été aussitôt emmenée vers la ville d’où elle était originaire. Quant à Mampionona, son corps a été vu par sa famille à la morgue de l’hôpital HJRA. La jeune femme était au service de ses patrons depuis seulement six mois.
Témoignages. A l’arrivée du corps, samedi, d’autres anciennes travailleuses au Liban ont tenu à étre présentes et apporter leur soutien à la famille de Mampionona. Certaines d’entre elles ont raconté ce qu’elles ont vécu lors de leur séjour libanais (surcharge de travail contrairement à ce qui a été stipulé dans le contrat, privation de nourriture ou de soins en cas de maladie, violences physiques, etc.). Mais la plupart craignent encore de témoigner à visage découvert. « Certes, ce ne sont pas la totalité des femmes de ménage malgaches au Liban qui a connu ces expériences extrémes, et toutes ne décèdent là-bas. Il n’en reste pas moins que nombreuses d’entre elles vivent des situations plus que difficiles, et la violence se trouve en première ligne », insiste l’une d’entre elles.
Suspendu. Samedi dernier, deux ministres ont été présents au HJRA pour constater de visu le triste cas de Mampionona et pour présenter leurs condoléances à la famille. Le ministre de la Fonction Publique, du Travail et des Lois Sociales a fait savoir à cette occasion que les autorités ministérielles ont décidé de suspendre, pour le moment l’envoi de femmes Malgaches pour le Liban et d’envoyer dans ce pays des représentants des autorités malgaches pour y voir plus clair et examiner de près la situation des personnes qui y travaillent. Elles sont au nombre de 4.000 environ actuellement. Il s’agit, bien entendu de personnes qui sont allées au Liban en suivant les réglementations en vigueur, car d’autres ont fait le déplacement de manière illégale.
Pour leur part, les agences de placement affirment ne pas encore étre au courant de cette décision des autorités de suspendre l’envoi de travailleurs malgaches au Liban et ne pas encore avoir reçu de courriers officiels qui l’attestent. Cela ne saurait sans doute tarder car l’annonce de cette mesure a été faite il y a seulement deux jours.

Hanitra R
38. rzakarivola ( 27/11/2009 07:43)
Nandra1:

Moa ve i Rzakarivola tsy i Coopsal ihany e? ilay resaka toa ohatran'ny mitovy mantsy. lol:

==> OLona maromaro izay no niteny an'izany. Mahagaga fa tsy mbola hitan'ny olona teto izany coopsal sy rzakarivola izany, kanefa misy mahatsikaritra izany fa i coopsal ihany no rzakarivola ...
Nahoana no tsy nahaizan'ny jiosy 2000 taona lasa izay fa i Jesosy dia tsy iza fa i Jehovah Mpamonjy ?
Nahoana no tsy hain'ny kristiana ankehitriny ny fahamarinana ?
"Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." [Jaona 14:6]
"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray." [Jaona 14:12]
"Ary raha tonga Izy (ny Mpananatra), dia hampiakiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony hianareo;" [Jaona 14:12]
39. rzakarivola ( 27/11/2009 08:04)
ravonjison:

Ilay resaka fahantrana dia efa mazava...Fa ny tena mba mampieritreritra ahy dia ireo gasy 80% ( tsy fantatro raha marina io cfifre io !!!) izay tsy mahay na tsy afaka mamaky inernet, tsy mananana vaovao hafa ankoatry izay asesika aminy, tsy ampy informations... noho izany rehetra izany dia azo ambakaina sy manipuler-na.

==> Raha ny marina, tsy dia samihafa loatra ireo 80% sy ny ambiny :
1- Samy informations asesika daholo izany! Inona no porofo anananao fa marina ny ao @ Internet ?
2- Noho izany, azo ambakaina koa, ary bebe kokoa aza ny @ Internet ... tsy efa betsaka ve no voa ohatra ?
Ilaina dia ilaina tokoa ny "accès à l'information" ... fa important kokoa ny "information juste", mieux vaut étre ignorant qu'âvaler des mensonges ... Ny razantsika aza efa nahita hoe : "aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga"

ravonjison:
Io resaka informations sy ny fampafahantarana ny zavamisy io no mba ezahiko tanterahina any.

==> Ilaina tokoa ny fampahafantarana ... raha toa ka manome fiainana.
Ianao tsy afaka mampahafantatra information betsaka noho izay anananao! Ary raha diso ny infos-nao, dia infos diso koa no hampitainao amin'ny olona.
Mialoha ny hampitana fahalalana anakiray dia tsara ny mi-assurer hoe :
- marina - manome fiainana - ny fahalalana hampitaiko.
Ho ahy manokana, i Jesoa no "Teny fiainana" (Izy no tena information vraie), ary ny porofo ilazako izany dia satria izaho no nandre Azy. Koa Izany no tsy ampitako afa-tsy Jesoa Kristy, ary na dia miresaka zavatra marobe aza aho, dia ny mba hampitako an'i Jesoa Kristy izay.

ravonjison:

Ankoatry ny fivarotana fitaovam-piadiana armes), rongony (drogues ), dia ny fivarotana olona indray izao no anisan' ny olana eto Europa.
Io fivarotana olona io dia miseho @ endriny toay izao: misy asa tsara ahazoana vola any andafy...rehefa tonga any anefa ilay olona dia alain-dry zalahy ny pas ary asainy manao makorelina ( araka ny voalazan-dranamana atsy ambony) = resaka mafie izany e.
Noho izany tokony mnba asiana fanomezana informations detaillés ihany ny mikasika ireny asa any andafy ireny.

==> Haintsika ny mijery ny zava-dratsy manimba ny nofo, ary marina tokoa fa manimba ireny! Mila jerentsika koa ny zavatra manimba ny fanahy : Ny fivarotana fanahin'olona, ny drogues spirituelles isan-karazany, Ny armes spirituelles ifampitifiran'ny samy mpino, fa ny nofo tsy maintsy ho levona, fa ny fanahy kosa dia hahatsapa mandrakizay : na ho fijaliana na ho fiadanana.
40. rzakarivola ( 27/11/2009 08:12)
ni81:
Angamba mety mbola hisy fanafana raha toa ka mivonona sy miezaka ny hanova ilay toe-tsaina

==> Avy aiza no hampiova ny toe-tsaina ? Avy ao amin'ny toe-panahy.
Fa "ny hazo ratsy tsy mety hamoa voa tsara ary ny hazo tsara tsy mba mamoa voa ratsy".
Ny olona dia manana nature ratsy, ka raha tiana hiova ny toe-tsaina dia mila ny nature mihitsy no ovaina ... "Lazaiko aminao marina dia marina tokoa, tsy misy mahazo mahita ny fanjakàn' Andriamanitra raha tsy ateraka indray"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086