Mivavaha!...
1. rakaroka
(
31/10/2009 14:26)
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban
araka ny vaovao :
"C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler comme femmes de ménage au Liban que le consul de Madagascar dans ce pays (un homme d’affaires libanais) a tenu à « éclaircir la situation telle qu’elle est réellement » (sic). Ainsi, dans un message adressé à la presse malgache, ce consul affirme qu’il existe à ce jour autour de 6000 contrats signés concernant les travailleuses Malgaches venues au Liban. Et de préciser que les 6000 contrats représentent des virements à partir du Liban vers Madagascar, d’une somme de 9 millions de dollars environ… Au chapitre des décès survenus récemment, il aborde le sujet en ces termes : « Le risque dans la vie est présent qu’on travaille à Madagascar ou au Liban, et là je tiens à préciser que le pourcentage de décès dans la communauté malgache à cause des accidents de travail est difficile à accepter pour moi, et je partage la peine de leurs familles mais en comparaison avec les travailleurs libanais et le reste du monde, chose facile à comparer, ce n’est pas aussi catastrophique qu’on essaye de le présenter… ». Bref, pour ce consul, la situation des femmes malgaches au Liban n’est pas aussi dramatique et l’opinion malgache n’a pas à s’en émouvoir outre mesure, car les accidents du travail sont des choses qui arrivent… ! Pour l’exprimer, il affirme : « Si l’opinion publique malgache refuse l’effort des jeunes Malgaches qui arrivent au Liban en échange des grandes sommes d’argent envoyés à leurs familles, il faut me le faire savoir » ! Rappelons que les femmes de ménage Malgaches au Liban travaillent pour un salaire de 150 dollars, soit environ 300.000 ariary par mois. " IN-DRI-SY :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
M I S A O T R A !!!! :-* :-* :-* (l) :-* :-* :-*
Eny e miha- sarotra tokoa ny fiainan'ny gasy ankehitriny =>
Mila vavaka sy ezaka avokoa izany!...

novalian'i rzakarivola ny 27/11/2009 08:58
3. xxx
(
31/10/2009 21:09)
Indrisy mantsy ry taranak' i savonaz hajiri !! raha fantatr' izy ireo ny hanjo azy afaka tsy ho ela akory !!! :twisted: :twisted:
5. rakaroka
(
01/11/2009 13:21)
Asa asa ohatran'ny ahoana loatra aza ny ataon-drizareo any :roll: :?: :?:
6. xxx
(
01/11/2009 18:15)
Asa tokoa fa izaho nanana cousine nandeha niasa tany , dia lasa adala !!! Tonga teo Ivato irery izy, asa ahoana no nidirany tao anaty avion, fa nony teo dia polisy no nanatitra azy teny an-trano , tsy nisy afa-tsy passeport. Angamba ny consulat no nikarakara ny fodiany dia nomeny teny ny polisy hanatitra azy teny an-trano.
Tsy nisy nanadihady loatra moa ny iray tam-po aminy (t@ ireo nikarakara ny nandehanany tany ohatra) ka tsy misy mahalala ny tena nanjo azy, izy rahateo dia izay adala izay tsy misy cohérent izay lazainy. Teny @ 18 no niafarany nanditra ny fotoana fohy fa avy eo moa dia nasain-dreo nalaina

7. xxx
(
01/11/2009 19:17)
Izay olona fantatrareo aza hasaina mandeha any intsony fa maltraitée ireny vehivavy ireny ny sasany fantatro mankany France aza mody hataony hoe hiasa trano na hiandry zaza na hanao asa mody tsaratsar nefa vao tonga any ivelany ilay vehivavy dia halaina ny passeport-ny dia avy eo hasainy MANAO MAKORELINA ireny efa halefany a@ny émission envoyé spécial ,ary tsy ny gasy ihany no hataony izany fa vehivavy hafa firenena koa ,ny ankabeazany dia vehivavy avy any @tany MAHANTRA .
AOKA RE NY RAY AMANDRENY TSY HANDEFA NY ZANANY ANY IVELANY raha tsy hoe farafaharatsiny mananana havana any @ilay tany aleha .
TSY ALEO VE MAHANTRA ANTANin'ny TENA toy izay hataon'olona tsinontsinona any ,misy olona tompon'andraikitra mpikarakara izany eto Mcar matoa
misy mandeha any ny gasy.
Ilay tao @envoyé spécial sady nataony makorelina ilay kalakely tsra tarehy kely avy any russie no norahonanyilay kalakely raha mitady handositra dia hovonoiny ny ray amandrenin'ilay kala nisy sahy nanohitra ary tena novitainy ny ray amnadrenin'ilay kala tany Russie .
Ilazao ny manodididna anreo tsy handefa ny zanany any fa Resak devoly FOTSINY ,dia hasaivo mijery fandaharana @télé ry zareo raha manana fa tena ratsy be !
Aleo midina any ambanivohitra dia miasa tany fa tsy misy mahamenatra izany
na kely aza toy izay teren'ny DEVOLY HIVAROTENA any!
hatsipy ny tena ho an'ny manatsaina raha miy olona miteny anreo hoe mahazo vola be aza mandeha fa le olona iny mpikarama mividy olona handeha
Ny ratsy tsy kely lalana koa mitandrema indrindra @izao andro sarotra be izao!

8. xxx
(
01/11/2009 20:12)
rakaroka:
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban
araka ny vaovao :
"C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler comme femmes de ménage au Liban que le consul de Madagascar dans ce pays (un homme d’affaires libanais) a tenu à « éclaircir la situation telle qu’elle est réellement » (sic). Ainsi, dans un message adressé à la presse malgache, ce consul affirme qu’il existe à ce jour autour de 6000 contrats signés concernant les travailleuses Malgaches venues au Liban. Et de préciser que les 6000 contrats représentent des virements à partir du Liban vers Madagascar, d’une somme de 9 millions de dollars environ… Au chapitre des décès survenus récemment, il aborde le sujet en ces termes : « Le risque dans la vie est présent qu’on travaille à Madagascar ou au Liban, et là je tiens à préciser que le pourcentage de décès dans la communauté malgache à cause des accidents de travail est difficile à accepter pour moi, et je partage la peine de leurs familles mais en comparaison avec les travailleurs libanais et le reste du monde, chose facile à comparer, ce n’est pas aussi catastrophique qu’on essaye de le présenter… ». Bref, pour ce consul, la situation des femmes malgaches au Liban n’est pas aussi dramatique et l’opinion malgache n’a pas à s’en émouvoir outre mesure, car les accidents du travail sont des choses qui arrivent… ! Pour l’exprimer, il affirme : « Si l’opinion publique malgache refuse l’effort des jeunes Malgaches qui arrivent au Liban en échange des grandes sommes d’argent envoyés à leurs familles, il faut me le faire savoir » ! Rappelons que les femmes de ménage Malgaches au Liban travaillent pour un salaire de 150 dollars, soit environ 300.000 ariary par mois. " IN-DRI-SY :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
M I S A O T R A !!!! :-* :-* :-* (l) :-* :-* :-* : (l) Eny e miha- sarotra tokoa ny fiainan'ny gasy ankehitriny =>
Mila vavaka sy ezaka avokoa izany!...
oops: :oops: Tena mampalahelo tokoa io resaka io tsy vao voalohany io resaka io no miseho fa efa im-betsaka , ato amin'ny serasera dia tena misy mpikambana maromaro izany hoe namana maromaro tsy hary voatanisa ireo anarana entiny fa ato izy ireo( efa niseho matetika teto @ serasera ny dinika tahaka io), efa maro tokoa ireo ezaka nataon'ny fikambanana natao mba hiarovana ny tsindry hazo lena mahazo ireo ankizy miasa any Liban tsy ny rehetra akory fa ny sasany , matoa ireo mpikambana ato mbola manana fotoana hiseraserana de mety tsy mijaly izy ireo , ary tsy voatery ho mpiasa ihany koa izy ireo fa mpanondrana ankizy ihany koa, izany hoe raha hazavaina @ teny mazava tsara dia izao: Ny birao mitady ankizy hiasa dia mitady gasy eo an-toerana ihany hiara-hiasa aminy dia ao ny mazoto entin'ny fitiavam-bola sy leo ny manompo libanais ao ny matahotra an'Andriamanitra nohon'ny alahelon'ny ankizy sy ny tody. Rehefa misy anefa manjo ireo ankizy dia tsy misy hita ireo mpanondrana na ireo mahazo comisiao fa manjavona toy ny tsy teo na mahita lazaina sy hanadiovana tena foana dia mitatata tsy azo hiadin-kevitra . 150 dollard ny karaman'ireo ankizy vaovao voatonga nefa ao koa ireo efa mikarama betsaka nohon'ny fahaterany teo amin'ny asa :oops: :oops:.
Mba fantatrareo moe hoe ohatrinona ny vola azon'ireo ankizy mpanondrana amin'izany :?: :?: :?: karama 3 volana be izao isan'ankizy dia ny dikan'izany dia tsy mandray karama ireo ankizy ireo mandritry ny telo volana be izao, nefa ianao miasa mafy tokoa. Mahita havaly foana mpmba an'io ireo mpanafatra hoe ny passport sy ny tapa-kilany sns nefa t@ androny BIM dia tsy miantoka ny ankizy na ariary aza 15 taona lasa izay
Tsy hiteny maro aho fa anareo no mandinika
Tovovavy niasa fahiny teto liban mahalala tsara ny zava-misy any
Misaotra tompoko
9. soanja
(
01/11/2009 20:13)
Misaotra indrindra Rakaroka nizara. Tena ilaina tokoa ny mivavaka ho an'ireo izay mijaly sy tsy manana ifaharana indrindra ka lavi-kavana noho ny tolona amin'ny fiainana.
Enga enie ireo izay mitady ravinahitra mba ahita izay tadiaviny ampitoniana na mafy aza ny asa ary ny fiainany eo ampelatan'ilay Ray tsy toha.

10. rakaroka
(
01/11/2009 20:55)
Misaotra anareo nanoina ity resaka :-* :-* :-*
"Isika izao anie tanan-kavia sy havanana ka izay didi-maharary!"
Misaotra an'i xxx koa mba namahavaha ny zava-nisy. Marina angamba fa efa noresahina teto izy ity, anefa "actualité vao omaly t@ gazety midi foana izy ity!" ka mila resahina toa izao, mba "hihoirantsika ny sarotra! na dia ny famerana toa ny nataon'i xxx aza !
'za aloha tsy nahafantatra an'iza n'iza tany fa "mangotsoka ny fo @ mpanahy!
Hihevitra sehatr'asa hanampiana ny olona any Dago ara-pivelomana aho!..

11. soanja
(
01/11/2009 21:05)
Nenitoako iray izay dia isan'ireo niasa tany Liban ary tafaverina soamatsara aty an-tanindrazana sady tsy nisy zava-nanahirana azy mihitsy. Eo amin'ny fiainana dia misy tokoa ny asan'ny vintana. Saingy anjarantsika ny mivavaka sy mangataka amin'Andriamnitra hoe inona no mahasoa alohan'ny hidirana amin'ny fanapahan-kevitra iray. Ity tany ity dia tsy hilaozan'ny meloka sy ny marina, ny marimarina ary tampon-kavoana. Fa izay rehetra ato dia aoka hapetraka eo ampelatan'Andriamanitra avokoa.
12. soanja
(
01/11/2009 21:07)
rakaroka:
Hihevitra sehatr'asa hanampiana ny olona any Dago ara-pivelomana aho!..
Ho tahian'Andriamanitra anie ianao sy izay hevitrao izay. Tongava amin'ny izay iriana ary iroborobo manoloana anao anie ny asan'ny taranaka homenao fahasoavana! Misaotra mialoha hoy ilay Malagasy mpiray tanindrazana aminao!
:-* :-* :-* (l) (l) (l)
13. rakaroka
(
01/11/2009 21:45)
En faite efa misy "sehatra" vitsivitsy ho "fanampiana ny olona any @ adim-piainany fa iriana itombo izany satria tsy mahasehaka ny be sy ny maro!
Nisy Cousin tonga teto : "Donné vy" , ny rôle-ko dia nanao guide azy @ piste matériel prô : novidina ny fitaovana dia mitrandraka izany izy , efa 400 izao ny olona velominy !Dia nisy sehatra hafa koa efa napetraka any isaorana an'Atra fa efa "mamokatra malgré ny adi-saritaka politika!...Heu...nisy namana eto @ sera koa efa nahavita terrain multisport sns. Nisy koa ny fiahiana ny zaza mba hianatra .Nisy nanampy ny vhv @ asa-tanana , zaitra sns...Sy
ny fanampian'ny ONG isan-karazany izay zary raisin-drizareo ho fametsifetsena indray :-D :-D sns tsy voatanisa fa isaorana ireonahaefa ny anjara biriky !
Tsy fisehoana sanatria....fa tsapako tokony hitarina ny "imagination'ny hoe 'inn' ny possible?
Ny olana matetika dia samby mandeha samby mitady izay sisa ny gasy ? Samby manao izay ahatafitany?...=> na tsy mifampatoky loatra....Asa raha ohatra nahay niara-niasa, raha tsy nahantona @ hoe "ankino @ Atra fa tena naka responsabilité miatrika en temps réels angamba ! Na tsy angamba mihitsy fa "inoana fa hisy gasy ho voatsimbina!"

14. cutie
(
01/11/2009 22:41)
misaotra anareo de mazotoa manampy ze te hanampy rehetra fa ny ahy alou matetika raha we resaka fanampiana zany de aleoko kokoa manampy @ resaka tontolo iainana sy ny biby fa mahavita be nareo e :)
15. xxx
(
02/11/2009 07:34)
Miarahaba ny mpisera rehetra eto amin'ity sehatra ity ny tenako!
Voalohany indrindra dia misaotra ny namana nanokatra ny dinika, resaka fivavahana moa izy ity ka dia mbola hisaorako an'i Tompo fa mbola velonaina daholo isika rehetra na dia hita aza fa efa miha-ratsy izao tontolo izao.
ialako tsiny raha nisafidy ny hanao xxx aho nohon'ny anton'ny fiarovako ny tenako!Satria efa miha-rasty ra-olombelona nohon'ny fitiavana an-dravola ka mahavita hatramin'ny fanirahana gangs hamono sy handroba ny fanananao na maniraka polisy hampody anao any an-tanindrazana rehefa tsy azoazony ianao;
Tsy ny rehetra akory no mijaly any beyrouth fa ao ireo tena sambatra tokoa toy izay namana iray tsy tononoko anarana izay ary tena maro tokoa ny toa azy any ; any beyrouth hoy aho satria vao tsy ela aho no nitodi-doha namonjy ilay nosy malalako. Noho ny fahoriana nentiko tany no nampody ahy satria efa tena tsy vitako intsony tsy zaika ny aiko ny fijaliana nanjo ahy tany ; birao anakiray no nahatongavako teto ary miaraka miasa @ vhv malagasy tena malagasy io birao io rehefa nitaraina ny manjo ahy aho tamin'io birao io dia daroka , totohondry no nanjo ahy miaraka @ latsa nataon'ito rahavavy malagasy nivadika libanaise hatramin'ny volony ary efa nolokoiny menamena mba hitoviany @ ireo havam-badiny na koa hoe vadim-bazah izy tsy hifosa azy ahoà akory na hanaratsy azy fa ilay Andriamanitra ao ambony mbola tsy nanary ahy, soa fa nisy ireo fikambanana malagasy izay entin'ny tanora vitsivitsy any Libanona ary ireo tanora ireo dia mahafoy fotoana vola sy harena hanampiana ireo izay mijaly, tsorina aminareo fa tsy nisy fika azo natao hafa tsy ny mitsoaka , izaho moa tsy nitsoaka fa ny hafa no nanao izany ilay birao nanafatra ahy no nandefa ahy ho aiza moa ?? Tsy fantatro soa fa nisy ireo "communauté" nandray ahy nampian-trano ahy . Mariako etoana anefa fa ireo tanora ireo dia mbola voahenjika sy voalatsalatsa nohon'ny asa ataon-dry zareo; Tao @ ireo tanora ireo no afaka nampian-trano tao ny afaka nanampy ara-bola sy ny ara-panahy .
Ireo olona ireo no naha-vonjy ahy ary tena isaorako @ fo manontolo Andriamanitra hitahy an'izy ireo sy ny zanany avy ary ny fianakaviany ihany koa. Sendra nijery mail aho ka nihodikodina mba hijerijery izay miseho ato @ serasera no tojo ity dinika ity ka dia izay no nandraisako fitenenana kely.
Namana serasera niasa fahiny tany liban nitondra ny mangidy indrindra mivavaka manonkana aho ho an'ilay madama manambady libanais mba hiova izy ary mba ho sitrana soa amantsara nohon'ny aretina mikiky azy @zao fotoana izao.

16. rzakarivola
(
02/11/2009 08:53)
rakaroka:
Mivavaha!...
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban... => Mila vavaka sy ezaka avokoa izany!...
==> "1 Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,
2 dia nanao hoe: Nisy mpitsara tao an-tanàna anankiray, izay tsy natahotra an'Andriamanitra, na mena-maso olona.
3 Ary nisy mpitondratena tao amin'izany tanàna izany izay nankao aminy matetika ka nanao hoe: Omeo rariny aho amin'ilay manana ady amiko.
4 Ary tsy nanaiky izy aloha; fa rehefa afaka izany, dia nanao anakampo hoe izy: Na dia tsy matahotra an'Andriamanitra aza aho sady tsy mena-maso olona,
5 mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy.
6 Ary hoy ny Tompo: Henoy izay lazain'ilay mpitsara tsy marina.
7 Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman-alina, ary moa hitaredretra va Izy?
[b]8 Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy?"
NB :
1- Mila mivavaka ka tsy reraka
2- Andriamanitra tsy mitaredretra manome rariny ny olom-boafidiny
3- Moa ve mino ny ety an-tany ?
Azo heverina fa "tsy rariny" ny iainan'ireo voalaza eto amin'ny lohahevitra, ary mangataka rariny amin' Andriamanitra. Vahaolana omen'i Jesoa Kristy izany dia ny mba hahatonga azy ireo ho olom-boafidy, amin'izay, mahazo rariny tsy mitaredretra.
Mety misy te hiteny hoe : "mifidy tavan'olona ve ilay Andriamanitra Jesoa Kristy izany ?", na koa hoe "Eny e, fa mila vonjy aloha ireo olona ireo". Dia izao no ndeha holazaiko :
Fiainana 1 : Tadidiko fa nisy vehivavy fandehanako, nizara sakafo, fitafiana izay nilain'izy sy ireo niaraka taminy teo aho, nisy aza indray mandeha izay blouson nomen'olona ahy, tiako, kanefa hitako nijaly ilay ramatoa, dia nomeko azy iny, akanjoba tsara ... hitako jihatry ny hatsiaka izy ary dia nomeko azy (fa izay no nananako teo). Nihevitra hiantoka hananganan'izy ireo trano aho, ary nolazaiko azy izany sady notanterahiko ... fa mandrak'ity ny androany, mbola 4 mi foana izy ireo, ary izay rehetra efa nomeko azy dia fotoana fohy ihany dia tsy hitako tany aminy intsony, ny fitaovana novidiana hanaovana trano voalazany fa hoe namidin'ilay olona nametrahana azy hono.
Tamin'ilay andro izay nividianako fitaovana (planches sns), raha nahita azy ireo aho dia izao no nolazainy hoe "izahay anie ka efa telo andro izao tsy nisakafo e!", ontsa ny foko ka nividy hanina izay noheveriko ho tsara, ary inoako fa tena tsara tokoa sady mahavoky, kanefa zara fa nihinana an'ily sakafo izy ireo fa asa hoe hotehirizina ve ?
Tsy haiko, na izany na tsy izany, nitaraina tamin'i Jesoa Kristy aho (izay fantatro fa tenin' Andriamanitra velona, ka amin'ny alalaNy no iresahan' Andriamanitra amin'ny olona). "Andriamanitra ô! Nahoana ary no misy olona tsy misakafo mandritra ny telo andro izany ? Moa ve miangatra Andriamanitra ?", fa izao no tenin'i Jesoa : "Fa Izy mampiposaka ny masoandroNy amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina".
Noho izany, tsy miangatra mihitsy ilay Andriamanitra ambaran'i Jesoa Kristy.
Izaho ihany dia afaka nahatsapa fa kay ny zavatra nomeko ireo olona ireo namidiny mba hahafahany mividy toaka, paraky ... sns! Saingy isaka ny mihaona amiko izy dia lazainy fa "nisy nangalatra", izany hoe "niharan'ny tsy rariny" izy.
Fiainana 2 : Ramatoa be mpangataka anakiray fandalovako mialoha ny niasa, nomeko sakafo, nitory teny teo aminy aho ary nivavaka ihany koa, isaka ny nila vonjy izy fa hoe narary ny zanany hono, nitondra ordonnance izy dia novidiako ny fanafody, nilaza izy fa tsy ampy hofan-trano dia nomeko vola hanampiany ny hofan-trano. Indray andro nilaza tamiko izy fa tsy tantiny intsony ity fiainana eto Antananarivo ity, fa aleony mody any an-tanindrazany any Vatomandry.
Niantoka ny saran-dalan'izy telo mianaka aho, ary mbola nanome azy ireo anakiray tamin'ny bodofotsiko, sy akanjo vitsy, ary vatsin-dalana hafa, andro Sabotsy izay. Ny Alatsinainy manaraka, indro izy sy ilay zafikeliny tazako nisefosefo be nilaza hoe "nisy nangalatra niaraka tamin'ilay sakaosy ilay vola. Teny amin'ny garan'ny taxi-brousse, napetrako ilay sakaosy", hoy izy, "dia avy teo nanjavona".
Niharan'ny tsy rariny Ramatoa be teto izany.
Raha ianao no teo amin'ny toerako, ho nino ve ianao ? Sorena kely aho tato anatiko hoe "dia heverin'ilay ramatoa ity fa ho nandra ve aho?" (Ny marina aza, tsy vao indray izy no hitako nametsifetsy ahy toy izany, saingy izay tenin'i Jesoa Kristy izay no hery nanosika ahy hanome azy foana izay notadiaviny). Tamin'io andro io, nisy vola nitovy valeur tamin'ilay nomeko azy ny andro Sabotsy tany amiko, dia nivavaka aho ary nieritreritra hoe : "moa ve tsy efa sitrak' Andriamanitra ho an'ilay ramatoa ity ity vola ity ?", dia izay mihitsy no noteneniko azy : "efa nataon' Andriamanitra ho anao ity izany", hoy aho.
Elaela izy tsy hitako intsony, fa nandritra izany, nandalo teo foana aho dia hoy ilay ramatoa anakiray mpiara-nipetraka taminy (izay supposée tsy nahafantatra an'io resaka io) : "ery amin'ny zaridaina ery ry bebe".
Afaka 1 volana mahery ngamba, indray Sabotsy maraina tazako izy, saingy tsy nahita ahy velively. Ny Alatsinainy izy tonga teo amiko nisefosefo toy ny mahazatra, nitondra tapakila izay "porofo" fa vao tonga avy tany Vatomandry io maraina io izy mianaka, maty hono ilay zanany narary. Sorena aho nefa te hanambara aminy ny famonjena, te hiteny aminy fa tsy izaho velively no fetseny fa Andriamanitra izay naniraka ahy ho eo aminy. Dia nilaza tamiko indray izy ny tsy rariny nahazo azy manaraka : "tany izahay dia lasan'ny sinoa daholo ny taninay, dia niverina fotsiny".
Fiainana 3 : Vehivavy anakiray fantatro tsara, mpivavaka , nandray karama teo amin'ny 400 000 fmg isam-bolana teo fahiny. Vao omaly aho no tafaresaka taminy ary dia nilaza izy fa, na dia avo folohenin'io aza no vola raisiny ankehitriny (efa ho 2 taona izao), dia toa tsy ampy kokoa noho ny tamin'ilay taloha ary mahatsiaro mijaly kokoa izy. Fa inona no antony? Moa ve ny fiakaran'ny vidin'ny fiainana ? Tsy rariny ny ataon'ny mpivarotra sns ... ? Izao no nambarany ahy :
"Taloha aho raha nivavaka, dia zara mba mangataka ho ahy fa mangataka ho an'ny olona: fianakaviana, namana, mpiara-miangona, ... sns no tena betsaka amin'ny vavaka nataoko. Ary izay nangatahiko dia hitako tamin'ireo olona ireo fa novalian' Andriamanitra tokoa.
Ankehitriny, mba te hiady ho an'ny fiainako sy ny ankohonako aho."
Ireo olona miaina fijaliana dia iharan'ny tsy rariny, ary izy ireo mitaraina ny amin'ny tsy rariny mahazo azy. Isika koa, na dia tsy miaina ny iainan'izy ireo aza dia onena noho ny tsy rariny izay mahazo azy, ary mitaraina andro aman'alina amin' Andriamanitra, na ho antsika na ho an'ireo olona ireo.
Fa moa ve Andriamanitra be marenina ? Sa tsy ampy hery hahavonjy ?
"Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;
Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. ".
Ny vahaolana tokana ho an'ny olan'ny olona, dia ny mahatonga azy ho "olom-boafidy". Ary raha mahatsapa fa olom-boafidy ianao (izay naharitra namaky ity), minoa, fa vao tsy nangataka akory ianao dia efa fantatry ny Ray izay tokony ho anao, fa iza no ray aman-dreny ka tsy hanome ny zanany izay ilainy? Mainka fa ny Ray izay any an-danitra ? Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?
17. Nandra1
(
02/11/2009 11:42)
Moa ve i Rzakarivola tsy i Coopsal ihany e? ilay resaka toa ohatran'ny mitovy mantsy. lol:
Daniela 12: 10 Ho maro anie no hodiovina, hofotsiana, sady ho voazaha toetra; fa ny ratsy fanahy hanao ratsy; ary tsy misy hahazo an-tsaina ny ratsy fanahy; fa ny hendry no hahazo an-tsaina. 11 Hatramin'ny andro hampitsaharana ny sorona tsy tapaka, sy hampitsanganana ny fahavetavetan'ny mpandringana, hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo. 12 Sambatra izay hiandry sy hahatratra ny hatramin'ny dimy amby telopolo sy telon-jato amby arivo andro. 13 Ary hianao kosa, mizora ho amin'ny fiafarana, ka miala janona, fa ho tafatsangana handray ny lovanao hianao, amin'ny fahataperan'ny andro.
Ireo olom-boafidy resahinao ireo no tena handalo sedra goavana raha ny fandinihako azy.

18. rakaroka
(
02/11/2009 16:12)
Dia misaotra an'i xxx nizara ny nisy tany , mba liana tokoa mantsy ny saina hamantatra ny nisy marina, hay va re ka tahaka izany ny misy any sady miarahaba soa afa-doza izany! :-* :-* :-* (l) :-* :-* :-* Tsara ihany ny mifampiresaka ny nisy niainana ahafantarana ny fiainana aby izany! :wink:
19. majesty
(
03/11/2009 04:07)
Mahantra ny gasy dia lasa manao sorona ny tenany mba ho an'ny fianakaviany :(
Dia rehefa manan-katao indray dia manandevo an'ireo gasy iray rà aminy.Dia matetika izay foana no miodikondina sy mifanesy amin'ny fiainan-dra gasy.Ny avo sintonina hianjera,moa ny iva mba te hiakatra sakanana tsy avela.
Eny ho aho ra malagasy ... (asa na mbola misy fanafana izay toe-tsaina izay na tsy azo sitranina intsony :(

20. ravonjison
(
03/11/2009 17:22)
majesty:

Mahagaga ry Majesty fa dia mitovy tokoa ny fomba fijerintsika, na any @ adihevitra hafa.
Io hevitrao io dia hitovizako tokoa...
Ilay resaka fahantrana dia efa mazava...Fa ny tena mba mampieritreritra ahy dia ireo gasy 80% ( tsy fantatro raha marina io cfifre io !!!) izay tsy mahay na tsy afaka mamaky inernet, tsy mananana vaovao hafa ankoatry izay asesika aminy, tsy ampy informations... noho izany rehetra izany dia azo ambakaina sy manipuler-na.
Io resaka informations sy ny fampafahantarana ny zavamisy io no mba ezahiko tanterahina any.
Ankoatry ny fivarotana fitaovam-piadiana armes), rongony (drogues ), dia ny fivarotana olona indray izao no anisan' ny olana eto Europa.
Io fivarotana olona io dia miseho @ endriny toay izao: misy asa tsara ahazoana vola any andafy...rehefa tonga any anefa ilay olona dia alain-dry zalahy ny pas ary asainy manao makorelina ( araka ny voalazan-dranamana atsy ambony) = resaka mafie izany e.
Noho izany tokony mnba asiana fanomezana informations detaillés ihany ny mikasika ireny asa any andafy ireny.