Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e

1. niryna ( 26/10/2009 05:02)
Lavitra ny lalana,mba te haka torimaso kely fa tsara ny toerana teny ambonin'ny bus nitondra.Vao nikipy ny maso dia ireo nisy olona roa tsy fanta-pihaviana hoe inona no anton'ity ady.Niteny malefaka ity rangahy hoe tiako anie hianao e ! .Vao maika nitrotra ity ramatoa amin'ny fomba ahoana no anaprofoinao fa tia ahy hianao,oviana,ahoana,lazao,asehoy
Nangina tsy niteny intsony ity rangahy

Nibaradaka ity tovolahy iray fa manam-pitiavana ity tovovavy hono izy,tsy sahy miresaka anefa izy,io tovolahy io dia tsy dia mahavaha-tena,tsy mba mikarakara vatana fa na akanjo miforiporitra aza dia tsy mampaninona azy.Indray andro anefa dia gaga izahay fa niova be izy,nadioa hatramin'ny fitafiany,ny volo amin'izany salama hogo ny cologne nipoapoaka manitra nanaraka ny akanjo:D ,fa naninona tampoka teo ary e,nampiseho tamin'ilay olona izay tiany izy ny maha izy azy ary dia nanova ny fomba ratsiny rehetra ka ilay fo mitempo nanampitiavana ilay tovovavy dia nampiova ny fiainany iray manontolo.

Toy izany koa isika,raha milaza isika fa tia an'i kristy kanefa eo amin'ny molotra fotsiny anefa izany fa tsy miseho amin'ny fihetsika,ny fitiavana,ny fomba fiainana rehetra dia mandainga isika
Andriamanitra dia fitiavana,ka raha milaza isika fa miraaka amin'Atra dia ita taratra ety amintsika tokoa izany fitiavan'Atra izany
sa ahoana ?
(l) niryna :D
novalian'i niryna ny 22/11/2009 22:57
2. bobone ( 26/10/2009 06:57)
:D :D :D :D tena marina io niryna an! hita taratra tokoa na fiteny na fihetsika na inona izany ! malemy fanahy , tsom-piainana ! manome izay vaha olana , rehefa misy zavatra manahirana ny hafa ! sns e!
rehefa ilay Fanahy Masina ni miasa dia manova zavatra betatsa ! satria io no manoro ny lalana hombana , manoro hevitra , manolontsaina ihany koa!!!
misaotra e!
3. Mirananirina ( 26/10/2009 08:43)
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?Sa ny fakanesana any ampiangonana?Hitan'olona manko amin'izay fa iny eny fa mandeha mivavaka.
4. rzakarivola ( 26/10/2009 11:20)
Mirananirina:
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?

==> Ny tenin'Andriamanitra dia manao hoe : "ary amin'izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, ..."
imbetsaka i Jesoa Kristy no nanao hoe : "Izay mitandrina ny Didiko, izy no tia ahy"
Ny fitiavana an' Andriamanitra dia tsy misaraka mihitsy amin'ny fitandremana ny DidiNy. Izao no teniNy : "Tiava Azy amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra, ny fanahinao rehetra".
Voalohany indrindra dia tsy atao sombintsombiny na ampahany fa "rehetra".
Tia Azy amin'ny fo ny olona, koa mila mampiasa ny sainy sy ny heriny, amin'ny toe-panahy araka an' Andriamanitra, hankatoavana ny DidiNy.
5. cutie ( 27/10/2009 00:04)
: Mirananirina [ Valio ] 26-10-2009 09:43:53
Lohateny : Re : Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?Sa ny fakanesana any ampiangonana?Hitan'olona manko amin'izay fa iny eny fa mandeha mivavaka.

za vo saika hiteny an'io koa :-D
6. cutie ( 27/10/2009 00:05)
Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 26-10-2009 12:20:20
Lohateny : Re : Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Hoy i Mirananirina:

tsy valiny mahafa-po mitsy zany :-D
7. ikaretsaka ( 27/10/2009 23:19)
"Izay mitandrina ny Didiko, izy no tia ahy

le izy hoa aza raisina ara bakiteny be toa io.. fitiavana ve izany hoe raha tia ahy i cutie ohatra de ze lazaiko no tandrovany? tsa voatery! de hoe raha tsary hiety hanao ny zavatra tadiaviko izy de tsa tsia ahako tsotry no andraisako azy... tsary zany iiii
tia polisy ve ny pangalatra ao ampigadrana rehefa ze andidian'ny polisy azy no ataony>->tsary voatery.. mety ataony tsy satry iny satria misy manery, maty izy ohatra raha tsary manao fa tsy vokatry ny fitiavany polisy velively!

-> ny tena tia amiko dia tsy mila didy izany.. tsy mila tenenina izany!
"tiava marina tokoa de ataovy ze tianao atao"
8. cutie ( 27/10/2009 23:46)
ka io le zatra le mitsimpona koa :-D
le izy hoa aza raisina ara bakiteny be toa io.. fitiavana ve izany hoe raha tia ahy i cutie ohatra de ze lazaiko no tandrovany? tsa voatery! de hoe raha tsary hiety hanao ny zavatra tadiaviko izy de tsa tsia ahako tsotry no andraisako azy... tsary zany iiii
tia polisy ve ny pangalatra ao ampigadrana rehefa ze andidian'ny polisy azy no ataony>->tsary voatery.. mety ataony tsy satry iny satria misy manery, maty izy ohatra raha tsary manao fa tsy vokatry ny fitiavany polisy velively!

-> ny tena tia amiko dia tsy mila didy izany.. tsy mila tenenina izany!
"tiava marina tokoa de ataovy ze tianao atao"

Voalaza teo :
Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 26-10-2009 12:20:20
Lohateny : Re : Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Hoy i Mirananirina:
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?

==> Ny tenin'Andriamanitra dia manao hoe : "ary amin'izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, ..."
imbetsaka i Jesoa Kristy no nanao hoe : "Izay mitandrina ny Didiko, izy no tia ahy"
Ny fitiavana an' Andriamanitra dia tsy misaraka mihitsy amin'ny fitandremana ny DidiNy. Izao no teniNy : "Tiava Azy amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra, ny fanahinao rehetra".
Voalohany indrindra dia tsy atao sombintsombiny na ampahany fa "rehetra".
Tia Azy amin'ny fo ny olona, koa mila mampiasa ny sainy sy ny heriny, amin'ny toe-panahy araka an' Andriamanitra, hankatoavana ny DidiNy

ataonao ahona moa ny mitia Azy raha na ny oul eo akaikinao aza tsy hainao akory ny mitia azy. :-D
9. niryna ( 28/10/2009 17:14)
bobone:

:D :D :D :D tena marina io niryna an! hita taratra tokoa na fiteny na fihetsika na inona izany ! malemy fanahy , tsom-piainana ! manome izay vaha olana , rehefa misy zavatra manahirana ny hafa ! sns e!
dia raha tsy ita maso ilay olona dia ahoana ,hi,hi dia izao mifampiresaka lava amin'ny bobone izao aho fa misy zavatra maro iraisantsika,misaotra razandry malala o

rehefa ilay Fanahy Masina nomiasa dia manova zavatra betsaka ! satria io no manoro ny lalana hombana , manoro hevitra , manolontsaina ihany koa!!!
misaotra e!
marina izany

:-*
10. niryna ( 28/10/2009 17:18)
Mirananirina:

Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?
dia mivoaka moramora ao anaty soratra nirina ny toetra a,na manafina aza isika a
Sa ny fakanesana any ampiangonana?Hitan'olona manko amin'izay fa iny eny fa mandeha mivavaka.
ny fankanisan'ny olona ho any am-piangonana dia samy misy antony maro,miangona isika satria miaraka midera an'Atra ireo mpirahalahy sy mpirahavavy eo amin'ny tompo,miangona isika mba hidera an'Atra sy ankalaza azy,miangona isika mba haka vatsim-panahy indray ,maro
hitan'ny olona ....dia izay mijery azy sy mitsara azy no adala ,hi,hi satria iza tokoa moa aho no itsara izay olona mazoto miangona,ireny hono no mba atao hoe kristiana ....dia miverina amiko koa ny fanontaniana raha mitsara olona andeha hiangona aho ka dia manontany tena hoe iza moa ity izaho no isara olona ,izaho koa aza mbola ho tsaraina amin'izay nataoko sy tsy nataoko tamin'ny fahasoavana nomen'Atra ahy .:D hevitro io nirina a :D

11. niryna ( 28/10/2009 17:19)

Mirananirina:
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?
rzakarivola:

==> Ny tenin'Andriamanitra dia manao hoe : "ary amin'izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, ..."
imbetsaka i Jesoa Kristy no nanao hoe : "Izay mitandrina ny Didiko, izy no tia ahy"
Ny fitiavana an' Andriamanitra dia tsy misaraka mihitsy amin'ny fitandremana ny DidiNy. Izao no teniNy : "Tiava Azy amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra, ny fanahinao rehetra".
Voalohany indrindra dia tsy atao sombintsombiny na ampahany fa "rehetra".
Tia Azy amin'ny fo ny olona, koa mila mampiasa ny sainy sy ny heriny, amin'ny toe-panahy araka an' Andriamanitra, hankatoavana ny DidiNy.
misaotra nizara rzaka a

12. niryna ( 28/10/2009 17:20)

: Mirananirina [ Valio ] 26-10-2009 09:43:53
Lohateny : Re : Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Ka ny atsika eto izao anie dia teny mivoaka sy soratra dia ahoana no ahafantarana fa tena tia an'andriamanitra tokoa ny olona iray?Sa ny fakanesana any ampiangonana?Hitan'olona manko amin'izay fa iny eny fa mandeha mivavaka.
cutie:

za vo saika hiteny an'io koa :-D
:D

13. niryna ( 28/10/2009 17:22)
ikaretsaka:

"Izay mitandrina ny Didiko, izy no tia ahy

le izy hoa aza raisina ara bakiteny be toa io.. fitiavana ve izany hoe raha tia ahy i cutie ohatra de ze lazaiko no tandrovany? tsa voatery! de hoe raha tsary hiety hanao ny zavatra tadiaviko izy de tsa tsia ahako tsotry no andraisako azy... tsary zany iiii
tia polisy ve ny pangalatra ao ampigadrana rehefa ze andidian'ny polisy azy no ataony>->tsary voatery.. mety ataony tsy satry iny satria misy manery, maty izy ohatra raha tsary manao fa tsy vokatry ny fitiavany polisy velively!

-> ny tena tia amiko dia tsy mila didy izany.. tsy mila tenenina izany!
"tiava marina tokoa de ataovy ze tianao atao"
:D

14. isambo ( 01/11/2009 17:49)
[quote=ikaretsaka]-> ny tena tia amiko dia tsy mila didy izany.. tsy mila tenenina izany!
quote]
Na iza na iza no mifankatia dia tsy maintsy misy teny ifanarana ihany raha tsy zany dia ady no iafarany .Oh : Niteny t@ olontiany ity tovovavy iray fa isaky ny mitsena azy dia mifanoroka eo @ vavahadin-tsekoly raha vao mifankahita ary tsy maintsy tsienaina izy isankariva dia nanaky ampitiavana ilay tovolahy , nisy fotoana tsy tafanoroka ilay tovolahy noho ny hamehana ary ny ampitsony iny tsy tafitsiena izy fa tavela tany ampiasany , tonga dia fisarahana no nasetrin'ilay tovovavy azy satria heveriny fa efa nitia olonkafa ilay olontiany satria nandika ny teny nifanaovana.
Toy zany koa isika eo @ fitiavana an'Atra efa misy teny izay nomeny atsika mialoha tsy tereny isika @ io fa antsitrapo dia ny didiny izany raha ny tokony ho izy dia fantarsy ny tsirairay izany alohan'ny hahatena Xana azy ,ka rehefa tsy mahatandrina izany teniny izany isika dia tsy tia azy zay satria mety mampirafy koa isika dia manaiky an'i satana zay
15. cutie ( 01/11/2009 20:32)
Mpandefa : isambo [ Valio ] 01-11-2009 18:49:18

zany an
Samy manana ny fandraisany azy tokoa le we fitiavan'atra :)
16. ikaretsaka ( 02/11/2009 16:12)
Dia amiko io ohatr'isambo io de tsy fitiavana loatra tsony fa fanerena sy obligation..tsy manaja tsara ilay fahafahana sy ilay safidy nomena ny tsirairay tsotry
17. isambo ( 12/11/2009 20:48)
misy fifandraisana lehibe ny fitiavana sy sy lalàna , na amin'ny lafin'inona izany na @ inona
18. cutie ( 12/11/2009 21:02)
isambo [ Valio ] 12-11-2009 21:48:14
Lohateny : Re : Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
misy fifandraisana lehibe ny fitiavana sy sy lalàna , na amin'ny lafin'inona izany na @ inona

fitiavana misy eo @ samy olombelona ngamba io fa tsy mitovy @ le we fitiavana an'atra mitsy :D sy ny we fitiavan'atra
19. niryna ( 13/11/2009 06:08)
ikaretsaka:
-> ny tena tia amiko dia tsy mila didy izany.. tsy mila tenenina izany!

odry,inona indray re izany e
isambo:

Na iza na iza no mifankatia dia tsy maintsy misy teny ifanarana ihany raha tsy zany dia ady no iafarany

hmm!

.Oh : Niteny t@ olontiany ity tovovavy iray fa isaky ny mitsena azy dia mifanoroka eo @ vavahadin-tsekoly raha vao mifankahita ary tsy maintsy tsienaina izy isankariva dia nanaky ampitiavana ilay tovolahy , nisy fotoana tsy tafanoroka ilay tovolahy noho ny hamehana ary ny ampitsony iny tsy tafitsiena izy fa tavela tany ampiasany , tonga dia fisarahana no nasetrin'ilay tovovavy azy satria heveriny fa efa nitia olonkafa ilay olontiany satria nandika ny teny nifanaovana.
hi,hi, misaotra nizara. Izany olona izany koa dia tena mampalahelo ,tonga dia any ambovonana no manao sikidy.Tsy manontany,tsy miresaka akory fa tonga dia tapaka teo ny lalana.

Toy zany koa isika eo @ fitiavana an'Atra efa misy teny izay nomeny atsika mialoha tsy tereny isika @ io fa antsitrapo dia ny didiny izany raha ny tokony ho izy dia fantarsy ny tsirairay izany alohan'ny hahatena Xana azy ,ka rehefa tsy mahatandrina izany teniny izany isika dia tsy tia azy zay satria mety mampirafy koa isika dia manaiky an'i satana zay

misaotra tamin'ny torohevitra e :D

20. xxx ( 15/11/2009 11:23)
Ho an'i cutie sy mirananirina

Tsy izay mankany am-piangonana ihany akory no hatao hoe :tia AN'ANDRIAMANITRA na tian'ANDRIAMANITRA misy olona tsy andriny izay nakanesany any am-piAngonana satria izy mila miderA ary mahazo hery @ny toritenin'ny pasitera ,misy olona mankany angamba misy miteny hoe: hampidera haingo fa tsy anjaranatsika ny mitsara satria misy toeran-kafa koa azo hanaovana izany fa misy soa be dia be azo @fankanesana any ampiagonana satria hilaina ny fitaizana ,tsar ny mandeha mivavaka fa ilay ho any @fiangonana angamba efa tsy tokony holazaina intsony satria ilay miangona sy mivory no mitovy dika ,fivoriampokonolona ohatra ,ny tsara angamba dia ny hoe :ho any antranon'ANDRIAMANITRA NY @IZAO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079