mivarilavo ny fiainana politikantsika
1. milamm
(
24/10/2009 00:03)
mampalahelo fa de mbola misy karazan'olona mifaly @ reto antokonjiolahy karamainy frantsay ivarotra ny tanindrazany reto hat satria efa nanary ny maha-malagasy azy,tsy mendrika ny ny vahoaka Malagasy izany(izaho,ianao sy isika rehetra singa tsi1/1 ao anatiny 20 millions),olany zareo manokana izany satria tombotsoan'izy reo manokana no iadivany efa fantatry ny rehetra
tsy rariny raha toa ka atao takalon'aina ny fiainambahoaka sy ny fahandriam-pahalemana
-very ireo asa namelona fianakaviana samihafa marobe
-nikatso ny fianarany tanora
-voafitaka ireo mpitolona nanatena fiovana nefa lavaka mangitsokitsoka no niandry
-mandry andriran'antsy ny daholobe miaina @ fanjakana tsy misy lalana
-very ny fahaleovantena izay namoizana aina marobe,ary indrindra ny fanatenana hiandrandra ny tsaratsara kokoa
ny hany andravonana azy de ny famitranana fihavanana izay nosoloiny reto mpanambola mpampihorohoro ny firenena ireto ho fitiavantseza ,misy anjara biriky angamba @ isika rehetra fa tsy apetraka @ reto mpitsetsitra ny harempirenena ireto fotsiny,zarazarao izay masaka tompoko

novalian'i milamm ny 28/10/2009 01:03
3. ifiona
(
24/10/2009 09:51)
"Monja Roindefo veut déposer un recours en révision de la décision du Conseil d'Etat du 22 octobre en vertu de la loi 2004-036, article 222, relatif au Conseil d'Etat, sur l'ouverture d'un recours en révision contre les décisions contradictoires dans l'hypothèse où la décision a été rendue sur la base d'une "pièce fausse"
:evil: :evil: :evil: :evil:
8-) :cry: :snif: :snif: :snif:
:evil: :evil: :evil: :evil:
8-) :cry: :snif: :snif: :snif:
4. xxx
(
24/10/2009 14:19)
Mampalahelo tokoa ry milamina fa tena marina daolo ireo lazainao ireo fa amiko iRA8 raha te hiverina eo @pouvoir dia mitady fanampina any @firenedehibe iray USA ohAtra hanala ireo PUTCHISTE ireo fa ny MALAGASY manana ny maha izy azy fa tsy i maputo na afrika na addis-abeba dia avy eo mankaiza KOA ???
iZY TY ADIN-DRA8 SY TY TGVENDRANA NO NIANDOHANY ,ka tsy itgvendrana mihintsy no hitondra solution @ity raharaha ity izay voasoniany aza nolaviny indray
BE LOATRA NY FOTOANA LANY ,ny VAHOAKA foana no mizaka ny tsy rariny fa refa mbola eken'ny firenena maro hatra@izao fa iRA8 no mbola mpitondra tsy hitako izay MBOLA HANDRASANY sy HANDANIANY fotoana MI NEGOCIER LAVA @ireto PUTCHISTE ireto
Moa refa tsy mazoto izy ny hiverina dia manendry miaramila manamboninahitra hitondra ny tany sy ny fanjakana ,miaramila NEUTRE mbola tsy fandre anarana fa tsy AREMA MPAMOSAVY NY VAHOAKA efa 25 ans teo @pouvoir tsy nahitan'ny Malagasy nagirana ireo no haverina eo na antoko hafa fa tena olona neutre ,tsy tokony handeha @maputo sns...
Tsy hitako izay firenena mahaleotena an'i MCAR rah hiandry lava maputo ,avy eo aria sy eroa ,ny VAHOAKA NATAO SORONA sy tohatra fiakarana tsy vitan'ny mandry fotsy fa miaina @horohoro,raha tena misy fitiavan-tanindrazana dia ampandeferina ny ambompo dia mangataka ny aide n'i pays matanjaka toy izay ny nataon'ny tany HONDURAS refa victime ny "coup D'état ry zareo fa TSY MILALOTRA BE OHaTRA IZAO ,tsy hita intsony izay hinoana satria tsy hiainan'ireo olona milaza azy mpahay politika ve ny hirifirin'ny FIJALIAN'NY VAHOAKA DIA LALAOVINA @maputo sy etsy sy eroa FA AIZA NY LALANA SY NY MAHAMALAGASY ny Malagasy!!!

6. milamm
(
24/10/2009 15:41)
mankasitraka dolidoly e,,mila ho fohazina sy ampatsiavihina ireto mpanambola manao politika ireto izany adidy masina ho an'ny tanindrazana .Noho ny fitsetsefana sy fampihorohoroana antaonany sy fanitsakitsahandalana marobe no tena antony izany ka eo mila fanarenana lehibe.
xxx > miombokevitra aho @ le hery manosika avy any ivelany,toy ny afghanistan,honduras sns nefa tadidio fa misy takalony ireny,marina fa atody miady amambato ny tanampolony maro an'isa miatrika ny vava basy ny mpampihorohoro nefa misy lalana azo ialana @ zany,na tsy ho voatery toy ny politikany non-violence an'i Ghandi nanoloana ny britanika naka ny fahaleovantenany aza,efa tena ampy zay ny tsy rariny satria mahakasika ny ho aviny rehetra sy ny nosy malala iombonatsika io

7. diloo
(
24/10/2009 16:48)
Sali iaby,
Ok ny blem hataon'ny mpanao politika tsy ankanavaka manoloana ny fitondrana ny fanjakana ara-dalàna na tsia.
Amiko, ny malagasy 20 millions koa, tokony maka andraikitra, fa tsy voatery miandry fanapahankevitra ny pro-4 mouvances.
Ohatra, na dia eo aza ny fampitahoran'i ingahy charles sy i Ramarson, raha misy vahoaka neutre 100.000 ka hatrami'ny 1 million maneo ny fahatezerana manoloanan ireo 4 mouvances, eo @'ny kianjan'ny 13 Mai, ary koa maneo ny tsy hidiran'ny reny malala eo @'ny fampiadianan'ny malagasy ho anjakany, izany moa dia atao anantin'ny non-vilolence, eny na dia mety misy rà latsaka ataon'ireo miraramila voakarama aza, dia mety tonga saina ihany ireo mpanao politika, fa ny vahoaka dia tsy vahoaka malemy na raiki-tahotra toa ny mahazatra.
Raha tsy mihetsika tokoa ny vahoaka, dia tant pis. :idea:

8. kidoropamba
(
25/10/2009 10:36)
Tsisy resaka frantsay na vahiny izany io fa ny lohanareo no lou. Sahia mandalina ny fahotana nataonao fa tsy ny vazaha no hakifikifika kanefa ianao sy ny hankohonanao no misary adala mamono vahoaka ary mivarotra tanindrazana @ ireo lazainao fa vazaha ireo.
Tokony ao andohanareo ao no hametrahana ny baomba sy ny dinamita fa tena mamono tanbindrazana.
Ompaompaina ny vazaha kanefa nareo mamotika ny firenenao.
60 millions de dollars hitan-dra8 novidianana avion kanefa na ny hopitaly sy ny sekoly no tokony mahamaika. Rajoelina miziriziry mba hantsoina prezida kanefa lery tsy lanim-bahoaka akory. Monja tsy te hiala satria hanara-dalàna hono kanefa coup d'Etat no niakarany teo. Rajemison manaiky mamitaka @ anarany hono fa tsy @ anaran'ny TIM kanefa ny sakafony no mahamaika azy.
Ra8 manao jadona dia gaga raha roahin'ny miaramila izay nasainy manasa ny vouden'ny ombiny. tsssssssssss!!!!!!
DINIHO ALOHA NY FAHOTANA VITANAO amin'ireo vahoaka ireo alohan'ny hanompanao ireo vahiny izay NANOME ANAO TROSA NAMPIEBOEBO ANAO TAO anatin'ny 8 taona.
Lou hoa!!! allez mandeha, fa tena lou.

9. milamm
(
25/10/2009 15:51)
diloo > sali e,tsy o.k le blem vitany ireo mpanao politika ka,izay no tokony hajanona voalohany satria namotika ny rehetra no mbola tohizana na ratsy aza.ny tiko ambara de ireo Lalana fototra sy andry ifaharany fiarahamonina no zimbazimbainy mpampihorohoro politika ka simba ireo rafitra rehetra natao hitsinjo @ fiarovana fahandriampahalemana,soa iombonana,ny fahaleovantena @ fanapahankevitra momba ny fitondrampnjakana ao amintsika,ankoatry zay de tsy misy azo kianina ny voalazanao
10. milamm
(
25/10/2009 16:08)
kidorompamba > miala tsiny fa resaka tsy misy azo fa fanakianana be fahatany ny hevitrao,1000 volts but no light ozy ny vozongo
tsy misy idirany vaza,zany ve de mbola iadinkevitra ihany ? mieritrereta tena fa sao de very tadidy :-D
ahoana no fomba amerenana ny fanajana ny safidimbahoaka ka tena ho hajainy rehetra @ zay tsy asina kitranotrano zany tsony oh.miha mivelatra @ izay safidy @ ireo vahaolana ialana @ krizy,ra ireo mpanao politika notanisainao ireo manko de efa eo ambany masony rehtra zao ny vokatry ny nataony,ka nahoana ny maro an'isa voany tsindry hazo lena indray no omenao tsiny ?

11. kidoropamba
(
25/10/2009 16:11)
Io misary adala lava io no nampandositra an'i levalo any afrika atsimo mirevy vouden'ireto swaziland ireto. Tssssss!
Ny lalàna, ny lalana na inona lazaina fa nataon-dravalo dia izy ihany no nanitsakitsaka sy namotika azy voalohany hatramin'ny farany.
Olona mba misaina ve izany olona manankina ny hoavin'ny malagasy @ orin'asany izany? dia avy eo mieboebo fa hoe raha potika TIKO dia potika koa ny gasy?. Olona tsy misaina izany hoa. Tia tena, tia kely. Lou, ary tena lou.
Olona tsy ilaina koa izany olona miziriziry atao prézida kanefa tsy ampy taona ho kandida ka mitady ny hamadibadika ny constitution mba hilatsahana sy hanagalaram-bato.
Olona tsy ilaina ihany koa izany praiministra sakana amin'ny fivoahan'ny malagasy @ krizy izao satria mamy loatra ny seza.
Ravalo sy ny forongony aloha tokony tonga saina @ izay na dia vouden'omby aza ny ao andohany ao, fa tsy nety ny nataondry zareo matoa noroahina ny dadany mpangalatra sy mpamono olona.
Ireo fahotana ireo aloha no tsakotsakoy tsara fa aza ny vazaha izay nakanao trosa nampatavy anao ary namotehanao ny firenena no ompaompaina.
Tena lou hoa nareo e

12. milamm
(
25/10/2009 16:26)
mitsefotsefotsa otsany tsipoapoaka lava le koziny kidiro kle,raha mazoto mitsakotsako i kidiro atelemo ty kozy ty ary ataovy milentika any anaty saina mandramaty @ zay,rahovina vao mba hanotany tena oe mila mpitondra vanona sy hendry @ zay i Gasikara ka hiarina ho firenena mendrika ho an'ny Malagasy tsivakivolo ....de mazoto homana io sakafonteny io anjoany
13. kidoropamba
(
25/10/2009 18:14)
Amin'ny fifidianana filohampirenena amin'ny taona hoa vy e. Rehafa ho hitan'ny pokona fa lou dolidoly ireo izay milaza azy politisiana sy mpitondra fanjakana ireo. Mazava angamba izay.
14. milamm
(
25/10/2009 23:53)
ka azony kidiro tsara ihany le resaka refa azavaina elaela an :D zay no mahasamihafa ny rehetra oz ny natural selection an'i Darwin,na ny omby indray matory tsy indray mifoha oz ny ntaolo,tonga soa eto @ adihevitra de mba balafomanga @ zay no hevitra alefa manaraka fa tsy tsipoapoala mitsefotra an :-D vahaolana ialana @ krizy
15. terrywui
(
26/10/2009 13:11)
ny dadanlah no tena efa mivarilavo amin hagegena ry mlamm a:! asevo miditra izy alou ho jerena !
16. xxx
(
26/10/2009 13:41)
kidoropamba:
Tsisy resaka frantsay na vahiny izany io fa ny lohanareo no lou. Sahia mandalina ny fahotana nataonao fa tsy ny vazaha no hakifikifika kanefa ianao sy ny hankohonanao no misary adala mamono vahoaka ary mivarotra tanindrazana @ ireo lazainao fa vazaha ireo.
Ianao no tena mikipy raha tsy mahita fa ny frantsay no tena rangory fototry ny afo eto !! Tandremo tsara io volombava kidoronao io fa ataony mirehitra tsy misy tavela io !!
Inona no ataony @ ity observateur observateur ? nefa ny tanany manontolo mangarona ary @ fiainam-pirenen'olona ary !!! tsy misy afa -tsy frantsay no manara-body ny afrikana sy UN etsy sy eroa hoe handamina an'i Gasikara fa matahotra ny tsy hahazo ny tombotsoany mantsy ...
Ny vahoaka angaha no te hifamono teo raha tsy nisy namporisika ???
17. kiidoropamba
(
26/10/2009 13:51)
ka azony kidiro tsara ihany le resaka refa azavaina elaela an
Difotry ny môly lesy zah t@ iny a,naveriko novakiana daholo lessy le kôziko reny kay tena giravy be sakaaa,aza mba mandray an'io ry zalahy fa tena midelira sannn é
Aza mandray zay resako rehetra teo aloha ireo ianareo é,resaka môly iny :@ :@ :@
18. kidoropamba
(
26/10/2009 14:26)
Efa mety raha manana fan ny tenanay.
Aleo mazava ny resaka: Tsy misy resaka frantsay izany eo na vazaha na iza fa ny gasy no lou noho ny fitiavan-tenany a.
Ra8 hoa lou. aiza ve rangahy 60 millions de dollar no hita ka dia ny raopilanina atao hengitrengitra no vidiana kanefa ny vahoaka mitrongy vao homana?
TGV efa nampiana, nomena fahefana kay dia misary adala io indray noho ny fitiavantena.
Monja tsy nahay nitsinjo ny firenena intsony fa faly hanapotika fotsiny ihany. tsssssss.Lou dolidoly e

19. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:32)
hoy milammm
zah lesy t@ reny mamon-drongony a, aza mi-tenir cmpte reny kôziko reny lisany
ty kozy ty ary ataovy milentika any anaty saina mandramaty @ zay,rahovina vao mba hanotany tena oe mila mpitondra vanona sy hendry @ zay i Gasikara ka hiarina ho firenena
zah lesy t@ reny mamon-drongony a, aza mi-tenir cmpte reny kôziko reny lisany
20. milamm
(
26/10/2009 21:46)
kidorompamba > :-D :-D aza mandany andro manome tsiny ny hafa zany oa tsy hantsarana ny olana akory zany,fa ny vahaolana manokana araky ny hevitrao aroso ny rano raraka tsy azo raofina zany oe ny siny mitondra ny rano no mila soloina fa loaka daoly.Marina fa tsy ny vaza no namorona ny fitiavantenany mpanao politika malagasy,sy ny fanamparampahefana nefa izy ireo no namatsy fitaovampiadiana na materialy na aratsaina sy ny lafiny rehetra ankoatry ireo nandraisany anjara @ reo coup d\'etat miseho @ zao fotoana,mamakafaka tsara fa tsy be resaka fotsiny de mazava io
kidiro > efa kobony rehetra iny fa difotra ny akama ka tsisy nihaino le kozy,de very tsy nisy fameriny ka.
terrywui > de tsy miova mintsiny les ela ty, tsy mba misy azo raisina na kely aza ny voalazanla,tsy misy irarahiko an\'i ravalo les na kely aza ary tsy dada izany izy amiko nefa mitory fahambaniantsaina b ny kozinla fa tsy misy intellectual challenge na kely aza. za mihevitra vokarama ko ela ihogahoga eto anohana reo mpanongampanjakana reo. efa nolazaiko etsy amboalohany ny otrany ela faly @ fahorina mahazo ny firenena,tsy hisy valiny eto @ ty lohahevitra ty ny resak\'ela fa voadingana avy atrany,ka aza mandany herinaratra andefa valiny fa ny fandraisana anjara no zvdehibe