mivarilavo ny fiainana politikantsika

21. diloo ( 27/10/2009 01:35)
Sali o,
Tokony hivarilavo ve ny fiainana politikantsika?
Raha ny fanirihana dia tsia.Fa naninona kosa ary no nivoana @'ny fivarilavo efa ho 34 taona (1975-2009), ny politikantsika!
Ny fahitako azy, dia ireo mpanao politika hatramin'ny 1975 sy mandrakizao, dia nampiatra ny fisian'ny elanelany manoloana ny vahoaka maro an'isa. Tetika heverin'izy ireo ho fanamafisana sy hijanonana maharitra, ao anatin'ny herim-pitondrana.
Inona no mety elanelany hita maso?
-Ny fanabeazana ara-kolotsaina ohatra, dia natokana ho an'olombitsy. Efa 21ème siècle isika, dia mbola tsy nisy fivoarana foana, indrindra moa fa ny maro an'isa any ambanivohitra. Ny instructions civiques ohatra, tokony nanaovana sensibilisation hoan'ny mpianatra sy ny mponina any ambanivohitra afahana mahatsapa sy manaraka ny votoantony ny fitondrana politika sy ny lalam-panorenana mifehy ny Tanindrazana. Raha mijanona amin'izao, dia afaka mamahan-dalitra izay tiany ireo mpanao politika tsy an-kanavaka rehefa mihaona ami'ny mponina.Mety ho tetika tsara tokoa io raha ny fampiatra ny politique politicienne no tarigetra. Saingy raha tsoahina ny vokany, dia ireo olombitsy mpanao politika ireo ihany no mifanampozina, mifamadika palitao(ohatra:Andriamanjato, Sylla, Pierrot,Andriamiseza,Ratsirahonana,ets...). Ny vahoaka manoloana izany dia mizaka ny fahoriana isan'andro.
-Ny tsy fitoviana manoloana ny farim-piainana: isaka ny misy ny fiovana ny fitondrana, ny tendance dia ny course aux nouveaux riches( faire le matuvu).Dia ireo samy mpanao politika ihany no mody miady samy pro-mouvances: anao inona? Hiady seza.Fa resaka fotsiny ilay hoe hanarenana ny toe-karena sy ny fikarakarana ny vahoaka.
Mety ho vaha olana amin'ny toe-karena rehefa miverina amin'ny ordre constitutionnel,raha mahatsapa isika malagasy fa tokony isika ihany no hitantana ny aren-tanintsika, dia manome prioritaire à l'enseignement technologique, ary mi-cibler ny technologie adaptée amin'ny tena hilain-tsika. Une fois formés ireo tanora, dia izy ireo no karamaina à leur juste valeur, dia ireo expat vazaha, tsy mila mijanona fa soloiny.
Tant que nos politiciens n'associent pas notre peuple au développement ciblé de nos industries futures, nous n'avanceront jamais.
En France et dans le monde, toutes les matières grises malgaches (Ingénieurs, médecins,professeurs,sociétés civiles,etc...) sont reconnus.Et qui en profitent:les occidentaux.
Be menomenona isika malagasy, sady champion du monde des questions politiques.Fa rehefa ampiakatra ny firenena, dia e ie.

:idea: :cry:
22. milamm ( 27/10/2009 17:12)
eo indrindra isika diloo a,ny isavasavana ny raviny no ahitana ny fotony.Ampy ny fahandalitra,lainga marivo tototra sy fampantenana ny valala be mandry ka hitaky ny rariny sy ny hitsiny ary ireto mpanao politika nampiesona ireto de ifoterany hatezeran'izy ireo tsy ho ela tsony satria hiara-hitaky ny anjara-masoandrony @ zay ny daholobe ,efa dila ny fotoana ka roahy fa hariva reto mpiady seza reto,hitohy e...
23. diloo ( 28/10/2009 00:26)
Milamm-->efa dila ny fotoana ka roahy fa hariva reto mpiady seza reto
Azon'ny syndicats, ny sociétes civiles,ny mpandraharaha ny fokotany,ireo ray-aman-dreny be ny any ambanivohitra, ny juristes ,sns, manao mitabe tsy lanin'ny mamba ny mampietsika ny vahoaka maneo ny tsy fankasitrahana ny mpanao politika rehetra tsy ankanavaka izay tsy misy intsony ny fahatokisana azy ireo manoloana ny raharaham-pirenena tsy misy vokany.
Everiko, fa anjaran'ny vahoaka no mi-interpeler ireo mpanao politika ireo: exiger-na ohatra ny fisian'ny sata éthique ny fitondrana ho an'ny mpanao politika rehetra: moralité, respect des électeurs,transparences sur leur patrimoine alohan'ny fitondrana ny raharam-pirenena, justification de l'origine de leur richesse(ohatra vola frantsay avy ao ami'ny quai d'orsay, na Pierre Sellier ohatra).Toute homme politique malgache ayant reçu des pots de vin des institutions étrangères ohatra, dia tokony exclu du pouvoir. Jereo fotsiny anie ny any frantsa e, raha tratra nandray pots de vin dia voasazy, ohatra i Pasqua condamné dans l'Angola Gate.
Saingy ny vahoaka zatra mihonina ao anatin'ny latence foana, dia manararaotra ny voay be sy ny atsantsa.
Tsara fantatra ohatra vola avy aiza no nahatonga an'i Andry sy i Ra8 lasa mpanakarena du jour au lendemain.Iza ohatra io Pierre Sellier tompon'ny orin'asa Salamandre mpanoana ara-bola an'i Andry TGV, izay nambaran'i Robert Bourgi tao @'ny daylimotion iny, etsy ambony.Iza ohatra ny firenena matanjaka mpanome vatsy an'ingahy ra-Sarla sy i Lelison, natao hiarovana ny gouvernement de fait?
Dia en'izao, dia anjaran'ny historien malagasy mikajy tsara ny tantaram-pirenena miseo ankehintriny afahana mitsara ireo izay nanao ny tsy nety afaka dimy taona any ohatra.
Mety ho fay sy tsy hivarilavo amin'izay angamba ny mpanao politika. :idea: :!: :?: :) :wink:
24. milamm ( 28/10/2009 01:03)
ra misy manotany za oh. oe fa in loatsa ny mahazo ny firenetsika,andevoziny vaza de avy eo gasy nokaramainy vaza voaozona sa anjara?...tsy lavitra ny valiny,fohy fisainana baikony vozongo hifaly @ tondraka anio mananjara ireo mihevitena ho manana fahefana hanapaka ny ho aviny firenena ,tsy manana fihevitra mitsinjo ny ampitso ho an'ny taranaka,vay efa mihatra @ fiainampirenena azo sakanana tsy hihatra @ faramandimby ka mifandraisa tanana ry Malagasy fa aza avela hopotehany mpisoloky politika intsony...anjombona fanairana ny ahy fa ny fanapahankevitra de any ts1/1
diloo > hitohy le kozy fa aleo ary isesy de m'lamm fotsiny e ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105