Tsara i Jesosy

41. cutie ( 28/10/2009 00:29)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 22-10-2009 18:01:00
Lohateny : Re : Tsara i Jesosy
Ilay izy anie rehefa Jesoa no lazaina dia saina efa voaziogany ve moa tsy hahita hafa tsy ny mahatsara azy????? Fa Raha i Ika na i Laza marina no manao lava volo tahaka azy @ sary izay , toa tsy sahy akory fa tsy eken'ny feon'ny eritreritra akory hoe "tsara"
Raha notapahiny tahaka ny an'ny lhl normaly rehetra angamba ny volony nety ho "tsara" kokoa izy amiko! amiko anefa izay an
=)) =)) =)) =)) =)) =))

Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 21-10-2009 23:30:42
Lohateny : Tsara i Jesosy
"Tsara i Jesosy"

Marina io sa diso?

tsara @ in alou le fanontaniana eto fa tsy fantatra akory, raha oul tsy xstiana manko tsy mahita mangirana @ zany jesosy zany. lol
42. rakapy ( 28/10/2009 11:10)
Hoy i Laza
"Tsara i Jesosy"

Marina io sa diso?

Mba fanotaniana mahatsikaiky ko ny anao ry Laza. Amiko dia ianao ihany no mahafantatra ny valiny. Toy ny hoe tsara ve ny vadinao? marina sa diso?
mety ho tsara aminao fa tsy tsara @ dadanao :-D :-D :-D
43. ikaretsaka ( 28/10/2009 13:02)
:-D :-D :-D mba tsy ny baviny aza no nandraman'i rakapy kooo :-P
44. rakapy ( 28/10/2009 16:42)
Hoy Ika
mba tsy ny baviny aza no nandraman'i rakapy kooo

Mlam ihany elah ry Ika fa sao dia tafahotra le vava !
45. rakaroka ( 28/10/2009 21:35)
Raha évident tokoa alou ny nahatsara azy tsy nilana novolanina toy izao 'tsony fa tondé niaraha-niaiky. Mais bonfffffff "atao hoe "tsara aza!" mba tsy ifandirana e! :wink: :-D :-D :-* :-* :-D :-D :-D
46. soanja ( 28/10/2009 21:58)
rakaroka:

Raha évident tokoa alou ny nahatsara azy tsy nilana novolanina toy izao 'tsony fa tondé niaraha-niaiky. Mais bonfffffff "atao hoe "tsara aza!" mba tsy ifandirana e! :wink: :-D :-D :-* :-* :-D :-D :-D


Marina io fijery io. Raha dinihina ny androtokom-piainana ilazan'i Jesoa ny momba azy dia sahirana izy nampita ny heviny sady be no tsy mahazo. Nahoana satria tsy evident ilay resaka fa ilana finoana fotsiny nefa mitaky asa koa.

Tsy ratsy izy e! Iza anefa moa moa no ratsy???? Tsa hitako fa dia izay misy eo ambany masoandro dia efa voatilin'Andriamanitra avokoa ary fantany ny momba azy. Misy dikany raha jiaby io!


47. ikaretsaka ( 28/10/2009 23:30)
ikaretsaka:

:-D :-D :-D mba tsy ny baviny aza no nandraman'i rakapy kooo :-P

oooops azafady fa nilaza ny marina tsray filaza ndray za

;-)
48. cutie ( 29/10/2009 00:00)
lol
49. rijadolly ( 31/10/2009 13:19)
LazaDaddy:

"Tsara i Jesosy"

Marina io sa diso?
Tsara i Jesoa Kristy,

Ny fitsara ny olona ahy,ianao, ireo Maitre maro na talohan'i Jesoa Kristy na taty aoriany dia mety ilazany fa tsara,nefa kosa ny Fahendrena eny hinoako koa fa izay mihitsy dia ny fahendren'Maitre iray izay tsy misy tsy mahalala nilaza hoe: "ka tsy mendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany aza aho."
Raha ianao,ra izaho,ra isika rehetra...Midika inona ny hoe "tsy mendrika"?

Nahoana tokoa moa i Davida manao AZY hoe TOMPOKO? nefa naie ka i Jesoa ka taranaka avy amin'Davida e? ...


50. cutie ( 31/10/2009 13:24)
Raha ianao,ra izaho,ra isika rehetra...Midika inona ny hoe "tsy mendrika"?

Nahoana tokoa moa i Davida manao AZY hoe TOMPOKO? nefa naie ka i Jesoa ka taranaka avy amin'Davida e? ...

http://tononkira.serasera.org/hira/fjkm/tsy-mendrika-ahy
51. xxx ( 31/10/2009 13:26)
Hoy i ikaretsaka:

mba tsy ny baviny aza no nandraman'i rakapy kooo
oooops azafady fa nilaza ny marina tsray filaza ndray za

efa zatra k' angaha mety intsony e! :?
52. rijadolly ( 31/10/2009 13:49)
Misaotra betsaka cutie fa tena nanampy betsaka ny hevitra tiako ampita io nalefan'ise io .
53. cutie ( 31/10/2009 13:50)
tsy misy fisaorana e :)
54. fijo ( 17/12/2009 21:20)
ratsy i jesosy ,satria nanimba ny fisain'ny olombelona maro,nanjary minomino foana tsy misy fanazavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079