Tsara i Jesosy

1. LazaDaddy ( 21/10/2009 21:30)
"Tsara i Jesosy"

Marina io sa diso?
novalian'i fijo ny 17/12/2009 21:20
2. xxx ( 21/10/2009 21:45)
Aza mampiresaka , lazao izay tianao ho tenenina .
Raha namorona izao tontolo izao A/tra dia ny hanatsarany zavatra tsy takatry ny sain' olombelona no tiany ketrehina .
Raha tsy nisy ny ratsy , dia tsy nahafantatra ny tsara ra olombelona .
3. ikaretsaka ( 21/10/2009 21:54)
miala any ndray Ralaza sy ny sujet boraingina
4. LazaDaddy ( 21/10/2009 22:22)
xxx>misaotra! tsara izany i Jesosy? :)
5. soanja ( 21/10/2009 22:35)
Tsara Jesoa ho an'izay mahita ny fahasoavana avy aminy. Betsaka koa ny tsara toa azy. Tsy hinoako ny fisian'ny ratsy avy amin'Andriamanitra. Isika avy amin'Andriamanitra avokoa.
6. LazaDaddy ( 21/10/2009 22:38)
soanja:
Betsaka koa ny tsara toa azy
afaka manome ohatra ve i Soanja? :)
7. soanja ( 21/10/2009 22:49)
Maromaro ihany ato anaty lisitrako fa aleo izay mety fantatrao no omeko vetivety
i Masina Maria Reniny
i I. Ghandhi
Martin Luther King Jr
i Victoire Rasoamanarivo
i Mere Theresa
I Maria Montessori
Albert Einstein
sy maro hafa tsy voatoniko eto.

8. LazaDaddy ( 21/10/2009 22:53)
LazaDaddy:
Tsara i Jesosy
soanja:
Betsaka koa ny tsara toa azy
LazaDaddy:
afaka manome ohatra ve i Soanja?
soanja:
i Masina Maria Reniny
i I. Ghandhi
Martin Luther King Jr
i Victoire Rasoamanarivo
i Mere Theresa
I Maria Montessori
Albert Einstein
sy maro hafa tsy voatoniko eto.
ireo ve no lazain'i Soanja fa "tsara toa an'i Jesosy"? :-D :-D :-D
9. soanja ( 21/10/2009 22:55)
LazaDaddy:

LazaDaddy:
Tsara i Jesosy
soanja:
Betsaka koa ny tsara toa azy
LazaDaddy:
afaka manome ohatra ve i Soanja?
soanja:
i Masina Maria Reniny
i I. Ghandhi
Martin Luther King Jr
i Victoire Rasoamanarivo
i Mere Theresa
I Maria Montessori
Albert Einstein
sy maro hafa tsy voatoniko eto.
ireo ve no lazain'i Soanja fa "tsara toa an'i Jesosy"? :-D :-D :-D


Ie tsara ireo.


:D :D
10. LazaDaddy ( 21/10/2009 22:57)
ireo aza ry Soanja miaiky fa tsy misy toa an'i Jesosy ka ianao indray no milaza an'ireo ho "tsara toa an'i Jesosy"!
11. ikaretsaka ( 21/10/2009 23:31)
Tsara aby raha rehetra io rehefa tsapanao fa napetrak'Atra hivoaranao sy hahatsapanao ny maha ianao anao. Ny fisiany (na tsy fisiany)
Fa tsy misy ny hoe I anona tsara nohon'ny anona izany...tahaka ny mampitaha ny havia @ havanana izany=>nefa samy misy ilana. Azy sy arakarak'olona...
12. LazaDaddy ( 22/10/2009 00:41)
LazaDaddy:
Tsara i Jesosy
:)
13. soanja ( 22/10/2009 01:26)
LazaDaddy:

ireo aza ry Soanja miaiky fa tsy misy toa an'i Jesosy ka ianao indray no milaza an'ireo ho "tsara toa an'i Jesosy"!


Ny teny hoe " Tsara" izany no aoka mba hazavainao. Mino aho fa tsy mitovy ny tsara amiko sy ianao. Aza matahotra! midira amin'ny lalin-dalina!


:D
14. LazaDaddy ( 22/10/2009 01:49)
:-D :-D :-D :-D
15. rakaroka ( 22/10/2009 04:36)
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Ouuuudriiiiyyy!
Fa angaha moa nisy ratsy ny zavatra naharian'Atra izay?...Taoko tsara aby anie!
A l'égard du Dieu alou voalaza hoe "hitan'Atra fa tsara foana" raha namorona ny lanitra , tany, zava-boahary sns...mainka fa ny olona an ....tsy nisy soratra kosa alou tao hoe "ratsy" lé izy e => na iray aza!
16. ni81 ( 22/10/2009 05:01)
"Tsara i Jesosy"

Marina io sa diso?
marina
17. rakaroka ( 22/10/2009 05:03)
Dia "marina" indrindra koa ny voalazan'i Soanja hoe "Tsy izy irery ka!" .
Ho an'ny olona tsy mahita raha tsy izy dia izay! Fa 'za io aza wà efa nahare hoe mbola nisy Christ hafa nahahoatra ny niveau spiritueln'i Jesoa ! fa tsy ilaina 'zahozahoana ny perso satria il faut rester "humble" , ny fampitana ny fampianarana no zava-dehibe ho an-drizareo fa tsy ny fanarantirantiana "anarana!" . Ary ny isanisany dia samby manana ny Chrsist-ny "TSARA" aby !
18. fidinirina ( 22/10/2009 08:04)
Dia "marina" indrindra koa ny voalazan'i Soanja hoe "Tsy izy irery ka!" .

Nefa ny Marina dia iray ihany. Tsy azao atao marina raha misy na dia roa fotsiny aza satria mifanipaka. Toa izany koa ny tsara : iray ihany fa rehefa tsy tsara dia ratsy. Amin'ny finoana dia Eny na tsia ihany no valin-teny fa tsy misy ny marimaritra iraisana.
19. soanja ( 22/10/2009 13:05)
fidinirina:


Nefa ny Marina dia iray ihany. Tsy azao atao marina raha misy na dia roa fotsiny aza satria mifanipaka. Toa izany koa ny tsara : iray ihany fa rehefa tsy tsara dia ratsy. Amin'ny finoana dia Eny na tsia ihany no valin-teny fa tsy misy ny marimaritra iraisana.


Izay no izy aminao fa tsy voatery amin'ny hafa.

Ny finoana dia tsy ianao no hametra ny tsapako ato anatiko. Tsy ianao no Andriamanitra ka hilaza fa fotsy sy mainty ny resaka. Afaka manao Eny aho na Tsia amin'ny zavatra isankarazany. Io no safidy nomen'Andriamanitra ahy izay hiderako azy amin'ny fitiavany ahy.

Ny finoana dia avy/ miankina amin'ny tsirairay. Izay no mahatonga ny olana isankarazany eto an-tany satria na dia manao ezaka aza ny rehetra indrindra ireo fiangonana te hampiray azy dia tsy ahita izany izy ireo satria isika dia natao tsy mitovy ary izay no mahampanakarena amin'ny asam-panahy ataontsika. Raha mbola midrikina amin'izany ny olona nihevitra izany dia izy angamba no afaka lazaiko ho mamorona ady sy herisetra amin'ity fiainana ity.

Amiko tsy hitsara ny hafa amin'ny finoany aho fa hifaly kosa mahalala fa fantany fa manam-panahy izy hampiasainy amin'izao fiainana atrehana izao.

I Jesoa dia tsara ary betsaka ny tsara toa azy ry Buddha sy ry Mahometa ary ny hafa maro nahita ny hitany. Mbola misy aza ny mbola tsy teraka ka efa inoako fa hihoatra lavitra tamin'ny natorony.


20. rakaroka ( 22/10/2009 16:01)
Ilay izy anie rehefa Jesoa no lazaina dia saina efa voaziogany ve moa tsy hahita hafa tsy ny mahatsara azy????? Fa :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$ Raha i Ika na i Laza marina no manao lava volo tahaka azy @ sary izay , toa tsy sahy akory fa tsy eken'ny feon'ny eritreritra akory hoe "tsara" :-D :-D :-D :roll: :roll:
Raha notapahiny tahaka ny an'ny lhl normaly rehetra angamba ny volony nety ho "tsara" kokoa izy amiko! :wink: :-w :-w :-w amiko anefa izay an :lol: :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.058