Tsara i Jesosy
21. rakaroka
(
22/10/2009 17:04)
Fa raha ohatr'izao no fomba firesaka ! Ny sinoa hany ka mahita fa "tsara i Bouddha!" ary tandremo fa maro an'isa 'zareo . Donc maro kokoa ny tsy hahita ity filaza ity . Dia fijery mifintina=tery ihany no ho "fahitana izany ao anaty glaoby iainantsika!" Dia ataon'ny mpitazana toa izao ftsn 8O 8O 8O
22. ikaretsaka
(
22/10/2009 21:24)
Rakaroka> ka ahako tsary afaka manao lavavolo fa ny. Teo aza lasan'ny livotsa
23. rakaroka
(
22/10/2009 22:29)
ikaretsaka:
Rakaroka> ka ahako tsary afaka manao lavavolo fa ny. Teo aza lasan'ny livotsa
8O :-P Oudriiiy tsy afaka mividy produit fampaniriana volo angaha? raha lafo loatra dia perika hanaovana raha te ho bôgany toa an'i Jesoa :-D :-D :-D
25. ni81
(
23/10/2009 06:01)
Oudriiiy tsy afaka mividy produit fampaniriana volo angaha? raha lafo loatra dia perika hanaovana raha te ho bôgany toa an'i Jesoa:lol:
ko raha ts'in kohosory menak'ondry raha tiana haniry e! :-D :-D
26. rzakarivola
(
23/10/2009 10:13)
soanja, Ikaretsaka, rakaroka >>> Milaza ianareo fa be dia be ny (olona) tsara.
Ny tenin'i Jesoa tamin'ilay tovolahy mpanan-karena dia hoe : "Nahoana aho no ataonao hoe tsara ? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany : Andriamanitra". Tsy miombon-kevitra amin' i Jesoa ianareo.
==> Izao no tenin'i Jesoa : "Miseseha hiditra amin'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka."

rakaroka:
Fa raha ohatr'izao no fomba firesaka ! Ny sinoa hany ka mahita fa "tsara i Bouddha!" ary tandremo fa maro an'isa 'zareo . Donc maro kokoa ny tsy hahita ity filaza ity . Dia fijery mifintina=tery ihany no ho "fahitana izany ao anaty glaoby iainantsika!" Dia ataon'ny mpitazana toa izao ftsn 8O 8O 8O
==> Izao no tenin'i Jesoa : "Miseseha hiditra amin'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka."
29. rakaroka
(
24/10/2009 17:01)
Ny "tsara" tokoa anie dia "arakaraka ny olona e ! Ny tsara @ Rakoto tsy voatery ho izany @ Rabe an! Ary ny Christ tsi1/1 avy dia samby nanana ny hatsarany @ mpanaraka azy avy, zany 'zao no antony nahitako ilay sary vongan'iBoudha etsy sy eroa , ny Khrisna, Mahomet, Joseph Smit,sns !
30. cutie
(
25/10/2009 14:04)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-10-2009 23:54:00
Lohateny : Re : Tsara i Jesosy
miala any ndray Ralaza sy ny sujet boraingina
eisy e efa fataony :-D :-D :-D :-D
31. rzakarivola
(
26/10/2009 17:25)
ny tsara miovaova arakaraka ny olona
==> Ny fihevitry ny olona ny tsara no miova, fa amiko dia ny tenin'i Jesoa Kristy no marina : tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra.
32. rakaroka
(
26/10/2009 18:41)
rzakarivola:
ny tsara miovaova arakaraka ny olona
==> Ny fihevitry ny olona ny tsara no miova, fa amiko dia ny tenin'i Jesoa Kristy no marina : tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra.
Aiza re izany rzaka ô
:roll: :roll: :-w :-w :-$ Etsy ambony ianao miteny ity teny ity :
Indray mandeha nisy tovolahy tonga teo amin'i Jesoa niankohoka dia nanao hoe "Mpampianatra tsara ô! Inona no ataoko handovako fiainana mandrakizay?". Izao no navalin'i Jesoa Azy : "nahoana aho no ataonao hoe tsara ? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra".
Ary ianao milaza hoe tsara i Jesoa sa tsy tsara ?...
=> FEHINY "TSY TSARA" izany Jesoa ! raha toa ny tenin'i Jesoa no marina.
Ka 'zay no ataoko hoe "manàna "honeteté d'ésprit" 'nareo mitory fa rehefa zohina ny lanin-kevitra alefanareo dia mifandipatra be ihany!:wink:
34. xxx
(
27/10/2009 03:58)
Tsara Jesoa,
Raha fantantsika fa endrik'Andriamanitra isika,
raha fantantsika fa endrik'Andriamanitra ny voariny tsirairay, indrindra fa ny olombelona tsy ankanavaka (na jiolahy io na olon-kendry)
Raha fantantsika fa tsy namaly Jesoa raha nororana sy novonoina ary tsy nananana hantra
Raha fantatsika fa niteny Izy hoe: "Ray o! mamelà ny helony fa tsy fantany izay hataony"
Dia fantatsika fa Tsara Izy satria tsy ny famonoana ratsy fanahy no vahaolana fa ny fizarana ny Hazavan'ny Ray Mpamorona
Dia ho fantatsika fa sarobidy sy tsara isika tsirairay avy.
Dia ho iray ihany ny fisainantsika tsirairay avy fa tsy misy maro eo amin'ny fomba fijery ny atao hoe TSARA.
Ny fidirana amin'ny vavahady ety dia ny fialana amin'ny ratsy (izay mbola mahafinaritra izay voaziogany ny manao izany) ka manapa-kevitra hiditra amin'ny Tsara sy ny MAZAVA.

35. Mandefitra
(
27/10/2009 04:52)
rakaroka:
FEHINY "TSY TSARA" izany Jesoa ! raha toa ny tenin'i Jesoa no marina.
Tsara Jesosy satria Andriamanitra (Zanak' Andriamanitra) Izy.
36. niryna
(
27/10/2009 05:25)
xxx:misaotrq nizara
Tsara Jesoa,
Raha fantantsika fa endrik'Andriamanitra isika,
raha fantantsika fa endrik'Andriamanitra ny voariny tsirairay, indrindra fa ny olombelona tsy ankanavaka (na jiolahy io na olon-kendry)
Raha fantantsika fa tsy namaly Jesoa raha nororana sy novonoina ary tsy nananana hantra
Raha fantatsika fa niteny Izy hoe: "Ray o! mamelà ny helony fa tsy fantany izay hataony"
Dia fantatsika fa Tsara Izy satria tsy ny famonoana ratsy fanahy no vahaolana fa ny fizarana ny Hazavan'ny Ray Mpamorona
Dia ho fantatsika fa sarobidy sy tsara isika tsirairay avy.
Dia ho iray ihany ny fisainantsika tsirairay avy fa tsy misy maro eo amin'ny fomba fijery ny atao hoe TSARA.
mba azavao tsara hoe ,misaotra
Ny fidirana amin'ny vavahady ety dia ny fialana amin'ny ratsy (izay mbola mahafinaritra izay voaziogany ny manao izany) ka manapa-kevitra hiditra amin'ny Tsara sy ny MAZAVA.
37. rakaroka
(
27/10/2009 05:57)
Mandefitra:
rakaroka:
FEHINY "TSY TSARA" izany Jesoa ! raha toa ny tenin'i Jesoa no marina.
Tsara Jesosy satria Andriamanitra (Zanak' Andriamanitra) Izy.
Dia 'zany hoe "odiana fanina :{ :{ :{ indray izany ity tenin'i Jesoa hoe "Nahoana no ataonao hoe "tsara aho?" tsy misy tsara afa-tsy iray dia Andriamanitra ! Ary ny fahazoako ny resaka dia perso roa ilay Jesoa sy Atra
k'ity!n sa manao vazaha mody miady 'zany 'zareo?... Dia nahoana no nisy ilay fitenenana hoe "Ray ô nahoana no dia mahafoy ahy ianao?...
Comédie ry havana izao! 'za alou tia zavatra franc mazava tsara? Ka raha manjavozavo ny resak'i Jesoa => zavo ho an'ny mpanaraka aty aoriana =>
tsy lafatra izy noho izany!
38. fidinirina
(
27/10/2009 06:28)
Ary mba hazavao ndray hoe rakaroka ny hoe : "Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray"? sy ny hoe "Izaho sy ny Ray dia iray ihany"
39. rakaroka
(
27/10/2009 18:27)
[quote=fidinirina]
Ary mba hazavao ndray hoe rakaroka ny hoe :
mitovy amin'ny hoe "Amintsika Andriamanitra!"
Ka 'zay anie no mampanahirana ny 'resaky ny baiboly dia araka ny nolazain'i Tsimiandravola hoe "feno fifanoherana"! dia io no mahatonga ahy nivolana hoe "ilaina" ny "hônneteté d'ésprit" araka ny teny ao ihany koa hoe
"aoka rehefa eny dia ho eny ny teninareo, rehefa tsia dia tsia !
Na misy tranga feran'ny contexte .
Ka raha roa teny tahaka izany aloha i Jesoa => dia mbola tsininy koa izany satria noho izy roa teny dia zary tsy hita hoe inn tokoa aza ny tena marina?

"Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray"?
mitovy amin'ny hoe "Amintsika Andriamanitra!"
sy ny hoe "Izaho sy ny Ray dia iray ihany"Ilazana "fifandraisana" (affiliation) na "Unité", ohatra i Monja roindefo sy i Monja jaona deux perso différentes mazava be izao 'nefa dia akapoky ny olona ho iray ihany!
Ka 'zay anie no mampanahirana ny 'resaky ny baiboly dia araka ny nolazain'i Tsimiandravola hoe "feno fifanoherana"! dia io no mahatonga ahy nivolana hoe "ilaina" ny "hônneteté d'ésprit" araka ny teny ao ihany koa hoe
"aoka rehefa eny dia ho eny ny teninareo, rehefa tsia dia tsia !
Na misy tranga feran'ny contexte .
Ka raha roa teny tahaka izany aloha i Jesoa => dia mbola tsininy koa izany satria noho izy roa teny dia zary tsy hita hoe inn tokoa aza ny tena marina?
40. ikaretsaka
(
27/10/2009 20:38)
izay le volagniko hoe aza tsimponina @ teny fotsiny intsony fa "ho very @ katesizy" eo