Jesoa Kristy dia Andrimanitra tokoa...
42. rakapy
(
28/10/2009 06:52)
Hoy Rzakarivola
Dia ahoana izany ilay fomba fiteninao malaza hoe : Angataho @ jesosy kristy izay hirinao fa ho azonao izany ?
Eto indray dia fiainanao manokana no lazainao ka tsy tsy misy tokony hidiran'ny hafa ny @ zany. Izay hitanao fa maha diavolana ny sainao dia ataovy, fa aza atao manafitohina sy manimba ny hafa fotsiny.
Ohatra, misy ny aretina SIDA. Taloha hono izany tsy ninoan'ny olona, dia nanao pub tetsy sy teroa miaraka @ fijoroana vavolombelon'ireo voa ny tompon'andraikitry ny fahasalamana mba hanairana ny sain'ny olona fa misy tokoa izany. Koa raha marina fa misy ny SIDA, tsy hoe rehefa tsy mino ny fisian'izany ny olona dia tsy hahavoa azy ny SIDA. Sa mety heverinao fa raha tsy mino izy dia tsy mandaitra aminy izany aretina SIDA izany, noho izay tsi-finoany azy izay ?
Dia ahoana izany ilay fomba fiteninao malaza hoe : Angataho @ jesosy kristy izay hirinao fa ho azonao izany ?
1- Mitady laza ho an'ny tenako ve aho sa te hanangana antokom-pinoana hahazoana rakitra ? Tsia, izaho aza mandany ny fananako, ny fotoanako, izay tokony ho lazako sy fankasitrahana ahy eto amin'ity tany ity, mahafoy hatramin'izay tiako indrindra mba hahafantaran'ny olona izany fahamarinana mifaningotra amin'ny ainy izany. Raha mahafoy aho, dia tsy ny hatsaram-panahiko, fa tsapako mihitsy ilay Jesoa Kristy manery ahy noho ny fitiavaNy.
2- Olona adala ve aho sa olona tsy ampy saina ? Anjaranareo ny mitsara amin'ny teny sy fanoharana soratako eto, sy ny zavatra tantaraiko koa.
Teny atsipy ho an'ny manam-panahy.
Eto indray dia fiainanao manokana no lazainao ka tsy tsy misy tokony hidiran'ny hafa ny @ zany. Izay hitanao fa maha diavolana ny sainao dia ataovy, fa aza atao manafitohina sy manimba ny hafa fotsiny.
43. ikaretsaka
(
28/10/2009 08:28)
Marina letsy izay rakapy.
Fa iverenako le resaka sida an drazaka:
Tadidio koa fa tsy mandaitra mihitsy ny sida ho an'ny olona tsy mahalala sy tsy mino azy sy tsy mifanerasera @ olona misy sy mahalala azy an.
Jereo ohatra hoe cas ana tribu any amazon tsy kopy ze sivilization anao any sy tsary mifanerasera aminao raha tsy ianao misy sy mahafantatra de tsy hisy zareo

44. rakapy
(
28/10/2009 09:45)
Hoy Ika
Raha ny fahazaoko ny resak'Ika izany dia hoe: Tsy nanan-tsiny ary tsy nahafantatra izany afobe sy devoly izany ny societe iray talohan'ny nahafantarany ny kristianisma sy nampidiran'ny european io finoana io?

45. rakaroka
(
28/10/2009 21:30)
hou! tsy hoe taloha ihany Rakapy fa mbô kôzy fa Maaaro @ misy ahy eto no tsy misaina sy mihevitra izany mihitsy fa "monde" hafa mihitsy an , 'nefa mbola eto an-tany ihany! Ianao ve mihevitra fa rizareo Sinoa ireo dia hihevitra ny afobe sy ny helonao? Tsia! ny fiainany no atrehiny : c'est tout!
46. fidinirina
(
29/10/2009 08:11)
Angamba mbola tsy fantatr'i rakaroka itony zavatra itony
Ce que Dieu fait en Chine...
http://www.croixsens.net/reveil/chine.php

48. rakaroka
(
29/10/2009 20:56)
fidinirina:
Angamba mbola tsy fantatr'i rakaroka itony zavatra itony
Ce que Dieu fait en Chine...
http://www.croixsens.net/reveil/chine.php
Bien sur manao zavatra estsy sy eroa Atra fa mba
omeo aza hoe ny statistiquen'ny isan'ny sinoa xtiana?....