Jesoa Kristy dia Andrimanitra tokoa...
21. bobone
(
21/10/2009 06:47)
:D :D :D :D tena mazava Nirynah an!
Sao dia ianao ary no tafitohina fa tsy ry zareo
:-D :-D :-D :-D :-D :roll: :roll: :D :D oaleiretsy e!!!
Sao dia ianao ary no tafitohina fa tsy ry zareo
:-D :-D :-D :-D :-D :roll: :roll: :D :D oaleiretsy e!!!
22. rakaroka
(
21/10/2009 12:36)
8O 8O 8O :roll: :roll: :oops: :oops: :oops: :?: :? :? :x :x
Ary "LAVA" ny fanazavan'i Niryna" fa tsa azoko mihitsy ! :roll: :?: :?: :? :? 8-)
Ary "LAVA" ny fanazavan'i Niryna" fa tsa azoko mihitsy ! :roll: :?: :?: :? :? 8-)
23. ikaretsaka
(
21/10/2009 14:47)
rakaroka ve hatr@ izya taona maro nifaneraserana taminy izay tsy mbola kopy ny fombana bolokim-baiboly?
"heveriny fa ny hamaroan'ny teniny sy ny tsimpona ataony no ...."
"heveriny fa ny hamaroan'ny teniny sy ny tsimpona ataony no ...."
24. rzakarivola
(
21/10/2009 16:07)
rakaroka:
8O 8O 8O :roll: :roll: :oops: :oops: :oops: :?: :? :? :x :x
Ary "LAVA" ny fanazavan'i Niryna" fa tsa azoko mihitsy ! :roll: :?: :?: :? :? 8-)
==> Azoko ny fanazavan'i Niryna, ary mba hanandrana aho hanazava aminao araka ny fomba fanazavako indray raha mety hazava kokoa :
Inona marina i Jesoa : Andriamanitra, olona, fahazavana, ondry, ... ?
Ny fahalalana fa misy Andriamanitra (nahary ny lanitra sy ny tany = izao rehetra izao) dia iombonantsika angamba ô! Iombonantsika koa ny fahalalana fa tsy takatry ny saina izao Andriamanitra izao, tsy hitantsika maso Izy kanefa mahita antsika, na aiza na aiza misy Azy.
Raha toa Andriamanitra ka infini, ny olona fini, dia fomba anakiroa no ahafahan'ny olona mifandray amiNy, na :
- ny olona tonga infini ohatra Azy, ce qui est impossible, na
- Izy no manetry tena, au point de se contenir dans une dimension finie comme nous, avec toute sa puissance de création, c'est possible, et ce n'est pas seulement possible, Il l'a fait, en se vétant de corps comme le nôtre, Il s'est fait homme, et en tant qu'homme, on l'appelle Jesus, un nom qui décrit la mission qu'IL fait dans ce corps d'homme : Eternel sauveur.
Ny mahasamy hafa an' Andriamanitra amin'ny ogre dia izao : ny ogre rehefa nivadika souris dia nohanin'ny saka ka maty, fa Izy kosa, tsy mety maty, IL est Dieu, Il est Lui-méme source de vie et d'énergie, la preuve qu'IL est vivant, c'est que nous-méme pouvons mouvoir, et nous pouvons choisir, sentir et ressentir.
Izay ny fanazavana an'ilay hoe i Jesoa dia tsy inona na iza fa ilay Andriamanitra izay fantatra ny fisiaNy saingy tsy hay ny momba Azy ary tsy hita, no niseho vatana tamin'ny olona, hahalalan'ny olona Azy, mba hahalalan'ny olona ny tenany koa (connaissance de Dieu et connaissance de soi-méme).
Tsy olona tsotra tonga hilaza fitondran-tena mendrika fotsiny i Jesoa Kristy, fa izany dia efa nampitondrain' Andriamanitra ny mpaminany hatrizay sy ny razana fahiny.
Farany, rehefa inona no miteny hoe Jesoa ary rehefa inona no Andriamanitra ?
Misy miantso ahy hoe "mesié Zaka", misy miantso ahy hoe "Zaka", misy miantso ahy hoe "Pasitera". Izaho ihany izany rehetra izany, fa ilay anarana iantsoana ahy dia associé @ toerana sy andraikitra voafaritra, ary mifehy ny fifandraisan'ilay olona amiko izany.
Tahaka izany, Andriamanitra ihany no tonga nofo ka nantsoina hoe Jesoa Kristy, fa ny mampiavaka ny anarana roa dia :
Vao miteny hoe Andriamanitra, dia ilay Fanahy mahery be sy tsy fantatra ary tsy takatry ny saina no mibahana, na dia fantatra en théorie aza fa mpamindra fo sy be fitiavana Andriamanitra.
Fa rehefa miteny hoe i Jesoa kosa, dia ilay Andriamanitra fantatra satria nampahafantatra ny tenaNy, nanome fahalalana mazava sy mahitsy ny tenaNy. Misy appui solide ny fahalalana an' Andriamanitra ao @ i Jesoa, ary misy garantie ilay fitiavaNy (manome fiainana) tononina foana, ao @ nijaliaNy sy ny nahafatesaNy.
25. rzakarivola
(
21/10/2009 16:26)
rakapy:
Fidinirina> Angamba A/tra tokoa i jesosy aminao sy izay mino an'izany fa tsy ho an'ny rehetra kosa.
Ary izy no lalana sy fahamarinana ho anao sy izay mino azy fa tsy ho an'ny rehetra kosa. Sa tsy marina ve izany???
==> Ka izay tsy mino efa tsy mino rahateo. Fa izay mino ny finoana nampianarina azy ary mi-perséverer amin'izany finoana izany dia tsy maintsy ho tonga amin'ny fahalalana hinoana fa tsy misy afaka hanatona an' Andriamanitra afa-tsy amin'ny alalan' Andriamanitra irery ihany. Ohatra vitsy no teneniko anao :
1- Ny Koran dia manambara ny olona rehetra ho "ingrats" amin' Andriamanitra ary meloka ho any amin'ny afobe daholo. Manambara an' Andriamanitra ho mpamela heloka, ary iray ihany no fahatanterahan'izany famelan-kelok' Andriamanitra amin'ny mpanota izany. Manambara mpaminany maro izy, ary iray ihany amin'ireo lazainy fa mpaminany ireo no tsy voatonona ho nanota : i Jesoa Kristy. Ankoatra ny tsi-fahitana ny fahotan'i Jesoa Kristy, dia misy anarana toy izao ilazan'ny Koran an'i Jesoa : zanak'i Maria (izany hoe olona, tsy voatonona ny anaran'ny rainy ara-nofo), Tenin' Andriamanitra, Fanahin' Andriamanitra, homem-boninahitra manomboka ety an-tany ka hatrany an-koatra. Raha mpanota daholo ny olona kanefa nisy olona iray tsy nanota sady ambony noho izy rehetra, dia tsy iza io olona io fa Andriamanitra ihany.
2- Ny finoana Malagasy nentin-drazana dia manambara fa manan-tsiny ny olona, ary izany tsiny izany dia enta-mavesatra mila mpilanja (zandry), ary mila mpitondra teny mahafa-tsiny (zoky). Tsy possible ho olombelona mandia tany tsy maintsy solafaka na miloloha lanitra tsy maintsy lena izany mahafaka olan'entan'ny tsiny izany, fa tsy maintsy Zanahary ihany, izay sady ao an-tampon'ny loha no iva fijery. Raha misy olona mandia tany kanefa tsy solafaka, ary miloloha lanitra nefa tsy lena, dia Zanahary izany olona izany fa tsy mba olona misy tsiny.
Ka hoy aho hoe, na hino ny olona na tsy hino, ny marina marina foana, Ny fanjakàn'ny Lanitra dia hoariko amin'ny Trano na tanàna lehibe anakiray izay tonga lafatra, misy izay ilaina rehetra, ary tokana ny vavahady miditra eo aminy. Koa afaka hahita izany tanàna izany ny rehetra ety ivelany, afaka hikaroka fidirana izay tiany, fa iray ihany no hidirana ao : Jesoa Kristy Tenin' Andriamanitra Velona, Teny tonga nofo ka nonina tety.
26. rakaroka
(
21/10/2009 17:09)
rzakarivola:=D> =D>
==> Azoko ny fanazavan'i Niryna, ary mba hanandrana aho hanazava aminao araka ny fomba fanazavako indray raha mety hazava kokoa :
Inona marina i Jesoa : Andriamanitra, olona, fahazavana, ondry, ... ?
Ny fahalalana fa misy Andriamanitra (nahary ny lanitra sy ny tany = izao rehetra izao) dia iombonantsika angamba ô! Iombonantsika koa ny fahalalana fa tsy takatry ny saina izao Andriamanitra izao, tsy hitantsika maso Izy kanefa mahita antsika, na aiza na aiza misy Azy.
Raha toa Andriamanitra ka infini, ny olona fini, dia fomba anakiroa no ahafahan'ny olona mifandray amiNy, na :
- ny olona tonga infini ohatra Azy, ce qui est impossible, na
- Izy no manetry tena, au point de se contenir dans une dimension finie comme nous, avec toute sa puissance de création, c'est possible, et ce n'est pas seulement possible, Il l'a fait, en se vétant de corps comme le nôtre, Il s'est fait homme, et en tant qu'homme, on l'appelle Jesus
Hatreto dia "MAHAFINARITRA AHY" tokoa ny fanazavan'i rzakarivola.
Mbô misy "présentation" lojika ho an'ny "tierce perso iray" hoe "tahaka izao sy izao anie rey olona ny mikasika ilay Jesoa fa tsy dia avy dia "alatsaka ftsn hoe "Raiso Jesosy!" Tsy mitovy izany ka. Ka tsy fantatry ny olona akory matetika na i Jesoa avy any Nazareta na i Jesoa avy any Inde na i Jesoa avy etsy Besarety sns no lazaina. Donc efa tsara aloha ny mba misy "ésprit"lojika afaka miady @ piécen'ny "tierce perso"!
Fa ny tohiny
un nom qui décrit la mission qu'IL fait dans ce corps d'homme : Eternel sauveur.dia mbola mifono mistery @ tierce perso!
27. rakapy
(
22/10/2009 16:08)
Hoy Rzakarivola
Ahitsiko kely ny teninao. Tsy hoe ny marina marina foana angamba no tokony hilazana azy fa hoe" ny finoana finoana foana"
Satria ireo tompon'ny finoana hafa dia samy mihevitra ny azy ho marina avoko .
Ka hoy aho hoe, na hino ny olona na tsy hino, ny marina marina foana
Ahitsiko kely ny teninao. Tsy hoe ny marina marina foana angamba no tokony hilazana azy fa hoe" ny finoana finoana foana"
Satria ireo tompon'ny finoana hafa dia samy mihevitra ny azy ho marina avoko .
28. rakaroka
(
22/10/2009 16:15)
[quote=rakapy]
Izay mihitsy e! ^:^ ^:^
Tsy hoe ny marina marina foana angamba no tokony hilazana azy fa hoe" ny finoana finoana foana"
Satria ireo tompon'ny finoana hafa dia samy mihevitra ny azy ho marina avokoa .
Izay mihitsy e! ^:^ ^:^
29. ikaretsaka
(
22/10/2009 21:30)
rakapy:
Hoy RzakarivolaKa hoy aho hoe, na hino ny olona na tsy hino, ny marina marina foana
Ahitsiko kely ny teninao. Tsy hoe ny marina marina foana angamba no tokony hilazana azy fa hoe" ny finoana finoana foana"
Satria ireo tompon'ny finoana hafa dia samy mihevitra ny azy ho marina avoko .
Izay mihitsy
30. cutie
(
22/10/2009 22:28)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 20-10-2009 21:11:55:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Jesoa Kristy dia Andrimanitra tokoa...
Ary angaha moa tsy hoe: "tena olona tokoa" koa izy iny e?
LAZAO izay marina mba inoako aza e. Ka misafotofoto be anie 'lay filazanareo azy ihany! Mbetika izy Atra, mbetika olona, mbetika lalana, mbetika fahamarinana, mbetika mpamonjy, mbetika mpampianatra, mbetika loharano, mbetika vatolampy !...mbetika labozia, sns...
Dia lazaivo tsy "normale" indray aza aho raha very tsy mahalala hoe "Iza ara 'ty Jesoa" tiany ambara
Sahala @ "Ogre" miovaova loatra ilay izy ka on a du mal à saisir ! Izay wà no tsy maha tafa ilay fitoriana hoe "Raiso Jesoa" , Ka tsy voa-identifié 'tsony hoe Inn marina moa ity Jesoa ity?....Tsy hoe "Iza an Fa hoe "Innn?
tena mitovy fijery tsika sy njy
31. ikaretsaka
(
23/10/2009 00:20)
za mo efa ela no nanome hoe aza faly manome izao pronoms sy prenoms rehetra zao fa mainka any very iiiii
32. rakaroka
(
24/10/2009 16:53)
Ary raha ny marina aza :roll: :roll: :roll: "manahirana " ny saiko ny mieritreritra ilay hoe "mihinana ny "tenan'i Jesoa Kristy sy misotro ny rany!".
Ka ny principe tokony "fondamentale" foana fa tsy misy exceptionnel . Raha tahaka Azy no eritreritr'Atra namoronany antsika => raha tsy "mangeable" sy tsy fisotro ny ran'ny olona => dia satria hoe "sahala" dia tokony ho izany koa
fa hafahafa izany hoe "ohatra 'zao i Cutie" manao hoe "hohanina ny tenany" dia tsy normaly amiko ilay izy :?: :roll: :?: :lol:

33. ikaretsaka
(
25/10/2009 08:02)
Eeeeee. Raha "tahaka ahy" aloha rakaroka ka sady Atra..mety nohaniko ihany e. Iza no mahalala... fa saingy anahy samirery zany ary tsy Atra enao
35. fidinirina
(
27/10/2009 06:49)
rakaroka:
Ary raha ny marina aza "manahirana " ny saiko ny mieritreritra ilay hoe "mihinana ny "tenan'i Jesoa Kristy sy misotro ny rany!".
Ka ny principe tokony "fondamentale" foana fa tsy misy exceptionnel . Raha tahaka Azy no eritreritr'Atra namoronany antsika => raha tsy "mangeable" sy tsy fisotro ny ran'ny olona => dia satria hoe "sahala" dia tokony ho izany koa
fa hafahafa izany hoe "ohatra 'zao i Cutie" manao hoe "hohanina ny tenany" dia tsy normaly amiko ilay izy
Voalohany aloha tsy normal @nao ilay izay satria ianao tsy mino.
Faharoa, ny fandraisana ny tenan'i Jesoa Kristy dia mariky ny fiombonan'aina aminy ary hafatra napetrany io alohan'ny hisamborana Azy : "ataovy izao ho fahatsiarovana azy" Ny Rany no nanadiovana ny heloka rehetra ary tsy maintsy mandray izany isika raha te-ho afa-pahotana.
Sakramenta ihany koa no dikan'izy io : marika hita maso ny fahasoavan'Andriamanitra noraisiny tsy hita maso.
Fahatelo, ny pb-nao dia ny sainao foana no tianao hitondranao ny fijerinao fa tsy fomba fijerin'Andriamanitra. Fanoharana lehibe no tian'i Jesoa omena ny olona fa tsy misy resaka mangeable akory (io ilay limité @ fahatsapana hita maso) : Izay mandray Azy (ny tenany) ao am-pony no tonga Kristiana zanak'Andriamanitra ary izay manaiky ny Rany latsaka ho famelan-keloka no handray ny famonjeny.
Définition : Ny mino (@ teny malagasy) dia midika hoe mampiditra ao anaty - mihinana sy misotro (mino rano, fampinomana). Izany no hevitr'io fanoharana ny @ io fanasan'ny Tompo io. Minoa an'i Jesoa Kristy.
Manoro hevitra anao aho am-pitiavana, manatona Mompera na Pasitera na Olona mahay ny soratra masina hanampy anao isaky ny misy zavatra tsy azonao @ lazain'ny Baiboly fa aza lany andro @ fametrahana ny fomba fijerinao aloha, satria mbola betsaka ny fanontanianao sy ny zavatra tsy fantatrao. Mirary soa indrindra.
36. rzakarivola
(
27/10/2009 07:41)
[quote=rakapy]
Hoy Rzakarivola
==> mirazotra (parallèles) ny zavatra tenenintsika sy ianao eto fa tsy mifanapaka na mifanipaka akory. Marina izany, ny olona matoa mino dia iny no heveriny fa marina, nefa mety hisy koa ny olona mahita hoe tsy marina ity saingy tsy mahita zavatra hafa heveriny ho marina kokoa inoana izy aloha dia ifikirany ihany iny.
Ny teniko kosa dia milaza hoe : raha misy fahamarinana iray, na hino ny olona na tsy hino, dia mitoetra ho marina foana iny marina iny.
Ohatra, misy ny aretina SIDA. Taloha hono izany tsy ninoan'ny olona, dia nanao pub tetsy sy teroa miaraka @ fijoroana vavolombelon'ireo voa ny tompon'andraikitry ny fahasalamana mba hanairana ny sain'ny olona fa misy tokoa izany. Koa raha marina fa misy ny SIDA, tsy hoe rehefa tsy mino ny fisian'izany ny olona dia tsy hahavoa azy ny SIDA. Sa mety heverinao fa raha tsy mino izy dia tsy mandaitra aminy izany aretina SIDA izany, noho izay tsi-finoany azy izay ?
Koa na hino ny olona na tsy hino fa misy ny fijalian'ny fanahy dieny eto an-tany, fa misy mandrakizay koa izany izay antsoina hoe : afobe, rehefa misy izany dia misy.
Na hino ny olona na tsy hino fa Andriamanitra dia naniraka anakiray tety ambonin'ny tany hamonjy ny oloNy ho afaka amin'izany afobe izany. Rehefa marina izany dia marina.
Ny témoignage-ko no ilazako hoe : marina ireo zavatra roa ireo, satria izaho tenako no nandre an'i Jesoa Kristy namaly ny fanontaniako. Ary azo porofoina ihany koa na marina ny fanambarako na tsia :
1- Mitady laza ho an'ny tenako ve aho sa te hanangana antokom-pinoana hahazoana rakitra ? Tsia, izaho aza mandany ny fananako, ny fotoanako, izay tokony ho lazako sy fankasitrahana ahy eto amin'ity tany ity, mahafoy hatramin'izay tiako indrindra mba hahafantaran'ny olona izany fahamarinana mifaningotra amin'ny ainy izany. Raha mahafoy aho, dia tsy ny hatsaram-panahiko, fa tsapako mihitsy ilay Jesoa Kristy manery ahy noho ny fitiavaNy.
2- Olona adala ve aho sa olona tsy ampy saina ? Anjaranareo ny mitsara amin'ny teny sy fanoharana soratako eto, sy ny zavatra tantaraiko koa.
Teny atsipy ho an'ny manam-panahy.
Hoy Rzakarivola
Ka hoy aho hoe, na hino ny olona na tsy hino, ny marina marina foana
Ahitsiko kely ny teninao. Tsy hoe ny marina marina foana angamba no tokony hilazana azy fa hoe" ny finoana finoana foana"
Satria ireo tompon'ny finoana hafa dia samy mihevitra ny azy ho marina avoko .
==> mirazotra (parallèles) ny zavatra tenenintsika sy ianao eto fa tsy mifanapaka na mifanipaka akory. Marina izany, ny olona matoa mino dia iny no heveriny fa marina, nefa mety hisy koa ny olona mahita hoe tsy marina ity saingy tsy mahita zavatra hafa heveriny ho marina kokoa inoana izy aloha dia ifikirany ihany iny.
Ny teniko kosa dia milaza hoe : raha misy fahamarinana iray, na hino ny olona na tsy hino, dia mitoetra ho marina foana iny marina iny.
Ohatra, misy ny aretina SIDA. Taloha hono izany tsy ninoan'ny olona, dia nanao pub tetsy sy teroa miaraka @ fijoroana vavolombelon'ireo voa ny tompon'andraikitry ny fahasalamana mba hanairana ny sain'ny olona fa misy tokoa izany. Koa raha marina fa misy ny SIDA, tsy hoe rehefa tsy mino ny fisian'izany ny olona dia tsy hahavoa azy ny SIDA. Sa mety heverinao fa raha tsy mino izy dia tsy mandaitra aminy izany aretina SIDA izany, noho izay tsi-finoany azy izay ?
Koa na hino ny olona na tsy hino fa misy ny fijalian'ny fanahy dieny eto an-tany, fa misy mandrakizay koa izany izay antsoina hoe : afobe, rehefa misy izany dia misy.
Na hino ny olona na tsy hino fa Andriamanitra dia naniraka anakiray tety ambonin'ny tany hamonjy ny oloNy ho afaka amin'izany afobe izany. Rehefa marina izany dia marina.
Ny témoignage-ko no ilazako hoe : marina ireo zavatra roa ireo, satria izaho tenako no nandre an'i Jesoa Kristy namaly ny fanontaniako. Ary azo porofoina ihany koa na marina ny fanambarako na tsia :
1- Mitady laza ho an'ny tenako ve aho sa te hanangana antokom-pinoana hahazoana rakitra ? Tsia, izaho aza mandany ny fananako, ny fotoanako, izay tokony ho lazako sy fankasitrahana ahy eto amin'ity tany ity, mahafoy hatramin'izay tiako indrindra mba hahafantaran'ny olona izany fahamarinana mifaningotra amin'ny ainy izany. Raha mahafoy aho, dia tsy ny hatsaram-panahiko, fa tsapako mihitsy ilay Jesoa Kristy manery ahy noho ny fitiavaNy.
2- Olona adala ve aho sa olona tsy ampy saina ? Anjaranareo ny mitsara amin'ny teny sy fanoharana soratako eto, sy ny zavatra tantaraiko koa.
Teny atsipy ho an'ny manam-panahy.
37. rzakarivola
(
27/10/2009 08:20)
rakaroka:
Ary raha ny marina aza :roll: :roll: :roll: \"manahirana \" ny saiko ny mieritreritra ilay hoe \"mihinana ny \"tenan\'i Jesoa Kristy sy misotro ny rany!\".
Ka ny principe tokony \"fondamentale\" foana fa tsy misy exceptionnel . Raha tahaka Azy no eritreritr\'Atra namoronany antsika => raha tsy \"mangeable\" sy tsy fisotro ny ran\'ny olona => dia satria hoe \"sahala\" dia tokony ho izany koa
fa hafahafa izany hoe \"ohatra \'zao i Cutie\" manao hoe \"hohanina ny tenany\" dia tsy normaly amiko ilay izy :?: :roll: :?: :lol:
==> Efa nazavain\'i Fidinirina araka izay nananany ilay teny, ary marina ny fanazavany. Tiako koa ny hitondra aminao fanazavana araka ny fahasoavana nomen\' Andriamanitra ahy.
Voalohany, mpivavaka ireo tamin\'i andron\'i Jesoa tafintohina noho iny teniny iny hoe : \"ahoana koa no fomba hihinanana ny nofon\'ileity sy hisotroana ny ràny?\", ary na dia ry Petera aza mba tafintohina koa, fa tsy nihemotra. Rehefa tafintohina ireo mpihaino dia hoy i Jesoa : \"Mahatafintohina anareo va izany ? Mainka fa raha hitanareo ny zanak\'olona avy amin\'ny voninahiny? Ny nofo tsy mahasoa na inona na inona, fa ny fanahy no mahavelona. Ny teny izay lazaiko aminareo dia fanahy sy fiainana\".
Mametraka i Jesoa hoe : tsy canibalisme no lazaiko aminareo fa finoana ny teniko. Inona ilay teny inoana ? Hoe : \"Andriamanitra dia tena tia ny olombelona ka nanetry tena ho nofo tahaka ny olona, hilanja ny fijalian\'ny olona noho ny fahotana, ary halatsa-drà ho fanadiovana ny loton\'ny olona mba hahafahany miditra ao amin\'ny toerana madio tsy ho menatra.\".
Fitenintsika tsara ny hoe : mamahan-dalitra. Tsy lalitra afahana akory izany, fa ilazana teny tsy marina lazaina amin\'olona mba hinoany.
Fitenintsika koa ny hoe : teny mamy. Tsy ny lelantsika no mandre tsiron\'ilay teny, fa ny fahatsapan\'ny fanahintsika ilay teny izay ninoana no hoe \"mamy\".
Ny vazaha moa miteny hoe : \"comment as-tu pu avaler pareils mensonges ?\". La vérité et le mensonge se mangent et se boivent.
Hoy indray ny Malagasy hoe : \"aleo mifanena amin\'ny mpamosavy toy izay mifanena amin\'ny mpandainga\". Ny mpamosavy mamahana poizina ho an\'ny nofo, ny mpandainga mamahana poizina ho an\'ny fanahy.
Fa rehefa miteny i Jesoa hoe \"Dieu a tant aimé le monde, qu\'il lui a donné son Fils unique, afin que uiconque croit en Lui ne soit pas perdu, mais ait la vie éternelle\", dia tena marina ilay teniNy.
Ka raha miteny i Jesoa hoe :
\"ny tenako no tena fihinana\", dia lazainy hoe \"izay manatona ahy tsy mba ho noana\", ary ny hoe
\'ny rako no tena fisotro\", dia naveriny nazavaina hoe \"izay mino ahy tsy mba hangetaheta intsony\".
Te hanazava be kokoa aminao aho eto : Ny ankamaroan\'ny finoana dia miteny toy izao : \"faites le bien et vous irez au paradis. Si vous faites le mal, vous irez en enfer\". I Jesoa Kristy, ilay ambaran\'ny Baiboly dia tsy nilaza mihitsy fa diso izany, marina izany, fa en méme temps, dia nampiseho mazava tamin\'ny olona izy hoe :
- \"étes-vous sûr d\'avoir fait suffisamment de bien pour pouvoir entrer au paradis ?\"
- \"n\'avez-vous fait aucun mal, ou bien, ne faites-vous jamais de mal, suffisamment pour que vous soyez dirigé en enfer?\"
Izany no fahazavana, mampiseho mazava hoe ny fahatsarana ataontsika olombelona dia endrika ivelany no betsaka, fa ao anatintsika lalina ao dia misy fandoto iray tandroka ... ampy handoto ny fandio iray barikantsika.
Izaho mahafantatra vehivavy anakiray kristiana protestanta taloha dia avy eo nanaraka ny finoana brahman, mazoto mitory koa izy ary te hitory sy hanamasin-tena, fa isaka ny miresaka amiko izy dia elle parle de choses qu\'on lui dit qui existe, mais que jusqu\'à maintenant, elle n\'a pas en main et elle n\'a méme pas la preuve satisfaisante qu\'elle l\'aura un jour. Indray mandeha aho nanontany azy raha fahotana ny fahatezerana amin\'ny finoan\'izy ireo, \"eny, fahotana mahafaty mihitsy\", hoy izy. Izy nefa tezitra matetika.
Nitantara ny amin\'ny mpiray finoana aminy izy hoe lehilahy (karàna) tena mpanetry tena sa mpandefitra be ... soit ... Niaiky an\'io lehilahy io ny olona ary dia niteny hoe \"enao kosa mandefitra be an!\", dia tezitra ralehilahy ka niteny hoe : \"Aza dokafana aho!\" ... oh! Nanetry tena izy saingy tezitra, fahotana mahafaty amin\'ny finoany ny fahatezerana ... donc voaheloka izy.
Izaho kosa hiteny aminao ny amin\'ilay Jesoa inoako.
1- Mpitsara marina : Milaza izy fa izay rehetra tezitra amin\'ny rahalahiny dia meloka tahaka ny mpamono olona, ary izay manao ny rahalahiny hoe \"adala, tsy misy ilàna azy\" dia mendrika ho any amin\'ny afobe. Raha izaho olombelona dia ho hoy aho hoe : \"raha tezitra aho ka tsy mikasi-tanana dia tsy maninona\", saingy Izy mpitsara marina dia milaza zavatra marina. Mampiseho ahy ny fahamelohako izany, izaho izay tezitra hila ho isanandro amin\'ny vadiko. Voaheloka tsy misy hafa @izay nikasi-tanana sy namono nandatsa-drà aho araka ny fitsaràn\' Andriamanitra.
2- Mpamonjy : Toy ny ahoana no fifaliako rehefa tsapan\'ny foko hoe, izaho ilay toy ny namono ny rahalahiko ka voaheloka teo, efa tonga tety an-tany Jesoa (Jehovah Mpamonjy) Kristy mba hahazoako ny famelana ny heloko rehetra, y compris ce que je pourrais commettre demain et toute ma vie?
Mety ho hoy ianao hoe \"c\'est trop beau pour étre vrai!\", et bien, c\'est beau, c\'est trop beau, mais en plus c\'est vrai. Izaho resy lahatra fa raha misy ny olona tena afaka indrindra eto an-tany dia izay mino an\'i Jesoa Kristy amin\'ny fony manontolo. Raha misy olona tena afaka hitia indrindra eto an-tany dia izay mino an\'i Jesoa Kristy amin\'ny fony, satria izay mino an\'i Jesoa dia hanao ny asany : mahafoy ny ainy hamonjy ny sakaizany.
Mety ho maro ny miteny hoe : \"Andriamanitra dia fitiavana, mpamela heloka\" ... fa izay mino an\'i Jesoa ihany no manana antoka (garantie) fa marina izany teny izany, ary ny garantie dia izao : Andriamanitra tia ny olona ka naniraka ny tenaNy ho ao anaty nofo tahaka ny olona, hijaly noho ny fahotan\'izy ireo, ary halatsa-drà mba hamerenana azy ho any amin\' Andriamanitra.
Ary izaho manana antoka, ny fiainako ao amin\'i Jesoa Kristy izay reko miteny amiko, mananatra ahy, mamonjy ahy. Izay no anton\'ny anekeko Azy ho Tompo sy Mpamonjy ahy.
Misaotra anao naharitra nanaraka na dia lava aza. Izy tenaNy hanambara ny tenaNy aminao.
38. rzakarivola
(
27/10/2009 08:31)
[quote=rakaroka]Fa ny tohiny
==> Marina ny teninao.
Eternel satria Andriamanitra dia maharitra mandrakizay fa tsy mandalo. Izy tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay.
Sauveur satria misy loza itoeran\'ny olona (na mitatao eo ambony lohany), dia ny fahaverezana mandrakizay izany (au fond de l\'abîme ... sans fond).
Izay ny hoe Jesoa dia Eternel Sauveur. Il est Dieu qui s\'est vétu de corps humain pour sauver les hommes d\'une perdition éternelle.
un nom qui décrit la mission qu\'IL fait dans ce corps d\'homme : Eternel sauveur.dia mbola mifono mistery @ tierce perso!
==> Marina ny teninao.
Eternel satria Andriamanitra dia maharitra mandrakizay fa tsy mandalo. Izy tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay.
Sauveur satria misy loza itoeran\'ny olona (na mitatao eo ambony lohany), dia ny fahaverezana mandrakizay izany (au fond de l\'abîme ... sans fond).
Izay ny hoe Jesoa dia Eternel Sauveur. Il est Dieu qui s\'est vétu de corps humain pour sauver les hommes d\'une perdition éternelle.
39. ikaretsaka
(
27/10/2009 12:11)
ny tsy mety azoko aminao razaka de hoe maninmona foana le izy no ataonao grave sy ampitahorina olona nef rehefa inay ka interesse le olona de aolakolakolakao sy lasa superficielle sy cadrer-nao @ fijery tokana monja foana
io izao ohatra tsisy manda... ok loza.. simba fahaverezana (eo le ampitahorina ny olona) fa tsy azavainao le tena fototry ny olana sns.. izay azo faritana tsotra sy mazava @ hoe
-->ny tsy fahatongavan-tsain-draolombelona! sy ny fahaverezany (na fanahy iniana io na tsy nahy) @ realite
ny asani Jesoa sy ny institution naoriny dia ny hi carde ny olona mba ho taitra (conscient) @ io realite io sy handray anjara fa tsy hiapanga ny olona hoe voaozona tenisany!
misy loza itoeran'ny olona (na mitatao eo ambony lohany), dia ny fahaverezana mandrakizay izany (au fond de l'abîme ... sans fond).
io izao ohatra tsisy manda... ok loza.. simba fahaverezana (eo le ampitahorina ny olona) fa tsy azavainao le tena fototry ny olana sns.. izay azo faritana tsotra sy mazava @ hoe
-->ny tsy fahatongavan-tsain-draolombelona! sy ny fahaverezany (na fanahy iniana io na tsy nahy) @ realite
ny asani Jesoa sy ny institution naoriny dia ny hi carde ny olona mba ho taitra (conscient) @ io realite io sy handray anjara fa tsy hiapanga ny olona hoe voaozona tenisany!
40. rakaroka
(
27/10/2009 19:53)
[quote=rzakarivola]
Na miovaova aza ve ny olona dia tsy miova izy manoloana izany?...
Dia lasa mivaona ara-pahariana indray anie ny olona raha izany!
Lasa ilay "fahaverezana no zary mibahana @ ny fiainana fa tsy ilay "endrik'ilay créateur" => Aiza re izany e : :roll: :?: :?: 8O :?
Izy tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay
Na miovaova aza ve ny olona dia tsy miova izy manoloana izany?...
Sauveur satria misy loza itoeran'ny olona (na mitatao eo ambony lohany), dia ny fahaverezana mandrakizay izany (au fond de l'abîme ... sans fond).:
Izay ny hoe Jesoa dia Eternel Sauveur. Il est Dieu qui s'est vétu de corps humain pour sauver les hommes d'une perdition éternelle.
Dia lasa mivaona ara-pahariana indray anie ny olona raha izany!
Lasa ilay "fahaverezana no zary mibahana @ ny fiainana fa tsy ilay "endrik'ilay créateur" => Aiza re izany e : :roll: :?: :?: 8O :?