Meloka ve izay tsy kristianina?
45. ikaretsaka
(
14/10/2009 21:56)
a verifier.... [size=10px](ingao rebarebanao simpleks malaky enao)[/size]
47. Veloo
(
15/10/2009 02:16)
30. Mpandefa : cutie [ Valio ] 14-10-2009 01:31:20
Lohateny : Re : Meloka ve izay tsy kristianina?
Voalaza teo :
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 13-10-2009 16:43:44
Lohateny : Re : Meloka ve izay tsy kristianina?
Voalaza teo :
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 12-10-2009 14:23:42
Lohateny : Meloka ve izay tsy kristianina?
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
Avaliko aminao ny fandraisako an'io:
Tsy mbola misy meloka na iza na iza satria mbola nomen'i Jesosy Kristy fotoana isika ahalalana azy bebekokoa, fa rehefa tonga ilay fotoana tsy haneken-ndra olombelona azy ho Jesosy Kristy zanak'andriamanitra izay nanavotra antsika dia meloka. Mbola miandry noy rehetra i jesosy hanaiky sy hino ary hanao ny sitrapony. Tsy mila na iray amin-tsika izay tsy tiany ho very. (sans exception) Ka araroty re dieny mbola misy ny fanahyn'Antra mibitsibitsika ao @-tsika ekeo amin'ny fo sy saina madio tsisy condition
hafa ndray iny ry veloo a
le hiran-jy tsy mbola tafa foana hatramizao
cutie a ka izay anie no tadiaviny amintsika e :-* :-* :-*
dia miandry ilay hira foana aky za a hihihihi tsy itako izay kle hanaovana azy hihihihi
48. cutie
(
15/10/2009 02:22)
Meloka avokoa ny olona rehetra eo anatrehan'Andriamanitra na kristiana na tsia. Tsy misy marina fa miseho ho marina avokoa nefa... Fa ny mahasamy hafa azy dia ny kristiana manana an'i Jesoa Kristy mpamela heloka sy mpamonjy ny olona hanana ny tena fiainana mandrakizay. Izay no inoako ary hivavahako ahazoako io famelan-keloka io.
de ahona ndray ary io ry veloo.
Efa mahita kle anaovana an'le hira za io ndraso kelikely alou :wink:
49. majesty
(
15/10/2009 04:36)
booboo.
mdrrrrrrrr
tena saika tsy nino ny masoko hoe ingahy ve no nanoratra an'i bla² lava beeeeeeeeeeeeeeee io ! noheveriko fa vhv
mdrrrrrrrr
50. niryna
(
15/10/2009 20:24)
rakapy:
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
ny fanontanianao dia hoe meloka ve izay tsy kristiana? meloka amin'ny inona aloha io e.MInoa fotsiny ihany hianao dia ho voavonjy ,hianao sy ny ankohonanao,izay tsy mino Azy dia tsy ho voavonjy hoy ny tsimpona .
ny hoe manilika indray dia tsy ny fivavahana no manilika ny olona fa izy tenany ihany no miala amin'Atra ,manilitena izy izany ooops ,tsy antery fa safidy ny finoana an'ilay kristy tompo mpanjaka satria tiany ho voavonjy avokoa isika rehetra ary noho ny fitiavan'ilay ray be fitia no nanaovany izany antsika,saingy isika no manilitena ok :D
52. Veloo
(
16/10/2009 12:58)
47. Mpandefa : cutie [ Valio ] 15-10-2009 04:22:51
Lohateny : Re : Meloka ve izay tsy kristianina?
Voalaza teo :
Meloka avokoa ny olona rehetra eo anatrehan'Andriamanitra na kristiana na tsia. Tsy misy marina fa miseho ho marina avokoa nefa... Fa ny mahasamy hafa azy dia ny kristiana manana an'i Jesoa Kristy mpamela heloka sy mpamonjy ny olona hanana ny tena fiainana mandrakizay. Izay no inoako ary hivavahako ahazoako io famelan-keloka io.
de ahona ndray ary io ry veloo.
Efa mahita kle anaovana an'le hira za io ndraso kelikely alou
cutie a, samy manana ny fahazoan'ny rehetra aky izy io a,
rehefa mizizina ny tsy manaiky an'i Jesosy akia mandram-pahatongany @ fihavian'ny fanindroany dia meloka a, fa amiko hatramin'izao dia dia mbola mivoa ny varavaran'ny lanitra, ny fitiavan'i Jesosy antsika rehetra, miandry antsika izy mba hiverina aminy. IZay ilay unconditinal love-ny.
misiiiiiiiiiiii miandry aho an hihihih :-* :-* :-*
53. ikaretsaka
(
16/10/2009 13:32)
veloo> k'efa hoe tsy misy nahita na mahita ny any Ambohimeloka sy ny Ambohimboavonjy ka nanao hoe ny zao (tsy Xtianina tahakan'ny ohatra eto ohatra) tsy any sy ny tsy zao any!
54. ni81
(
16/10/2009 13:39)
mbola mivoa ny varavaran'ny lanitra, ny fitiavan'i Jesosy antsika rehetra, miandry antsika izy mba hiverina aminy^:^
55. ikaretsaka
(
16/10/2009 14:22)
mivoa ny varavaran'ny lanitra
Hombam pahefana sy Lazaaaaaa!
miandry antsika izy mba hiverina aminy
hiverina aminy sy ho conscient an'i realite fa tsy hanao boloky hamerin-desona sy hitsimpona ny efa voajoro sy voambara fotriny
56. soanja
(
21/10/2009 22:54)
Veloo:
IZay ilay unconditinal love-ny.
misiiiiiiiiiiii miandry aho an hihihih :-* :-* :-*
Conditional be aloha raha ny fiheverako ny fihevitry ny Xtianina baibolista ny fitiavan'Andriamanitra.
Raha tsy manaraka ny didiny sy ny fitsipiny dia atsipy any anaty farihy mirehitra afo. Sa tsy izay moa?
Maninona raha atao hoe AN'NY REHETRA NY LANITRA ARY TSY MIALONJAFY! io amiko no unconditional.
57. wrath
(
21/12/2009 19:37)
Eny meloka izay tsy kristianina
Ny jentilisa dia natao fa hoe tsy mahafantatra an Atra (tsy kristianina) nefa voalazan'ireo teny eo ambony ireo fa mahalalaan 'Atra dooly ny olona « satria izay fantatra ny amin'Andriamanitra dia miseho ao am-pon'ireny, fa nasehon'Andriamanitra taminy. » (Romana 1:19)
Atra tsy miafina « Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra* ireo (izay tsy kristianina); [* Na: Mba tsy hanan-kalahatra] » (Romana 1:20)
Misaotra e!