Meloka ve izay tsy kristianina?
1. rakapy
(
12/10/2009 12:23)
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
Inona no tena natony?
novalian'i wrath ny 21/12/2009 19:37
2. cutie
(
12/10/2009 13:31)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 12-10-2009 14:23:42
Lohateny : Meloka ve izay tsy kristianina?
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
mbola tsy tena tafatoetra eo @ finoany ngamba :-D
3. soanja
(
12/10/2009 13:38)
rakapy:
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
Valiny: TSIA- Tsy meloka izay tsy Krsitianina eo imason'Andriamanitra amiko satria Andriamanitra dia mahalala ny ao ampotsika sy ny momba antsika. Fantany ny namboariny.
Inona moa ny anton'ny fanilikiliana fa tsy ny fitiavan-tena diso tafahoatra. Mihevitra fa ny an'ny tena no tena favy! Misy fahendrena tsy ampy dia ny fahafantarana sy ny fanekena fa tsy mitovy na samihafa ny olombelona ary ny mahasamihafa antsika no isany harena nomen'Andriamanitra antsika.
4. simplex
(
12/10/2009 14:10)
ra ny lojika aloha dia ny hoe miankina @ le position de force io e.
Refa deba no mitondra dia alihiny doly izay mpanohana azy. Refa ra8 dia otr'zay ihany. Refa tgv koa...
zany hoe somary maro anisa le krisitianina e...
Moa koa misy krisitianina tena fanatika be loatra... otran'ny hoe tsy mandia tany izany...
fa ny tena marina koa aloha ireo tsy krisitianina koa dia mila ady @ izay ahitana rirany rehetra eee :)
ka hoy aho hoe tsisy ifanomezan-tsiny satria ny tsy kristianina mitady rara moa ny kristianina tsy ampy fialam-boly :P
:arrow: fahasoavan'A/tra doly izany :^)
;-)
5. rakapy
(
12/10/2009 14:34)
Hoy Simplex
Izay aloha dia marina tsy azo lavina. Nefa raha dinihina ny tantara dia toa afaka ny anambara ihany fa nisetrasetra ny kristianina raha nampiditra ny fivavany t@ ireo tany izay noheveriny fa tsy nahafantatra an'Andriamaniny.
Nodorany sy noravany ary noambaniany ireo izay noheverin'ireny olona ireny fa masina taminy.Ka nosesefana baiboly izy ireny. Ka mety ho izay no mahatonga azy mila ady?
Columbus day androany ka mba vakio ny mombamomba azy dia mety hazava aminao ny antony.
fa ny tena marina koa aloha ireo tsy krisitianina koa dia mila ady @ izay ahitana rirany rehetra eee
ka hoy aho hoe tsisy ifanomezan-tsiny satria ny tsy kristianina mitady rara moa ny kristianina tsy ampy fialam-boly
Izay aloha dia marina tsy azo lavina. Nefa raha dinihina ny tantara dia toa afaka ny anambara ihany fa nisetrasetra ny kristianina raha nampiditra ny fivavany t@ ireo tany izay noheveriny fa tsy nahafantatra an'Andriamaniny.
Nodorany sy noravany ary noambaniany ireo izay noheverin'ireny olona ireny fa masina taminy.Ka nosesefana baiboly izy ireny. Ka mety ho izay no mahatonga azy mila ady?
Columbus day androany ka mba vakio ny mombamomba azy dia mety hazava aminao ny antony.
6. ikaretsaka
(
12/10/2009 15:26)
io no efa erreur hatr@ croisades ka hatr@ zao ka hatr@ talibans sns... io hoe "rehefa tsy anazy de tsizy io"
Tsara nenareo fa hajao ny hafa... izay fotsiny
fa kosa rehefa te hampiditra ny azy aminao izy de anontanio sy zarao ny anao mba hahafantarana mahasamihafa anareo ..sao lasa 1 ihany no hiafarana @ farany.. ia ro mahalala?

7. ikaretsaka
(
12/10/2009 15:59)
simplex:
ra ny lojika aloha dia ny hoe miankina @ le position de force io e.
Refa deba no mitondra dia alihiny doly izay mpanohana azy. Refa ra8 dia otr'zay ihany. Refa tgv koa...
zany hoe somary maro anisa le krisitianina e...
Moa koa misy krisitianina tena fanatika be loatra... otran'ny hoe tsy mandia tany izany...
fa ny tena marina koa aloha ireo tsy krisitianina koa dia mila ady @ izay ahitana rirany rehetra eee :)
ka hoy aho hoe tsisy ifanomezan-tsiny satria ny tsy kristianina mitady rara moa ny kristianina tsy ampy fialam-boly :P
:arrow: fahasoavan'A/tra doly izany :^)
;-)
Milay letsy ialahy ra simplex kle...reveko le lojikan la sady voatarognin ialahy aby ny momba azy
8. soanja
(
12/10/2009 16:13)
ikaretsaka:
io no efa erreur hatr@ croisades ka hatr@ zao ka hatr@ talibans sns... io hoe "rehefa tsy anazy de tsizy io"
Tsara nenareo fa hajao ny hafa... izay fotsiny
fa kosa rehefa te hampiditra ny azy aminao izy de anontanio sy zarao ny anao mba hahafantarana mahasamihafa anareo ..sao lasa 1 ihany no hiafarana @ farany.. ia ro mahalala?
namaste!
9. soanja
(
12/10/2009 16:17)
simplex:
Moa koa misy krisitianina tena fanatika be loatra... otran'ny hoe tsy mandia tany izany...
fa ny tena marina koa aloha ireo tsy krisitianina koa dia mila ady @ izay ahitana rirany rehetra eee :)
ka hoy aho hoe tsisy ifanomezan-tsiny satria ny tsy kristianina mitady rara moa ny kristianina tsy ampy fialam-boly :P
:arrow: fahasoavan'A/tra doly izany :^) :P
Tsy hinoako ireo ka ho fahasoavan'Andriamanitra. Ny fahasoavan'Andriamanitra dia mitondra antsika amin'ny filaminana sy fahatoniana. Ny mahasamihafa tsara ny hampivoirana azy saingy tsy atao anaty filana kisa kosa! Hevitro ihany anefa izany fa asa izay an'Andriamanitra.
10. simplex
(
12/10/2009 17:15)
ika,
;-)
soanja,
tsssssssssssssssssssssss
cynika/sarkasma io ry kala a :)
hitandriko le hoe "ze mahasoa ataon'A/tra a" :lol:
ao ve? :P
relax alou fa lasa sarotra be le kozy ra vao serieuse be toi ;-)
:*:*
11. rzakarivola
(
12/10/2009 17:18)
==> Raha ny ambaran'i Jesoa Kristy (ary voasoratra ao amin'ny Baiboly), dia :
1- meloka daholo izay nanota (nanao meloka) rehetra! Na kristiana na tsia.
2- Ny famelan-keloka dia atolotr' Andriamanitra ho an'izay rehetra (miaiky fa) meloka. Ary ho porofo mivaingana hahafahan'ny olona hino fa tena omen' Andriamanitra tokoa ny famelan-keloka, dia "nomeNy ny ZanaNy Lahitokana", hisolo heloka. Ka "izay rehetra mino Azy" dia "tsy ho very fa hanana fiainana mandrakizay"
==> Ngamba izay mitondra tena tahaka izany mahalala ny antony.
Izaho koa mba isan'ireo mpanilikilika ny hafa fahiny, ary ho ahy manokana ny antony dia tsotra : tsy fantatro ary tsy ninoako tao am-po ilay Jesoa Kristy notoriana sy nampianarina ahy hatry ny fahakely.
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro.
1- meloka daholo izay nanota (nanao meloka) rehetra! Na kristiana na tsia.
2- Ny famelan-keloka dia atolotr' Andriamanitra ho an'izay rehetra (miaiky fa) meloka. Ary ho porofo mivaingana hahafahan'ny olona hino fa tena omen' Andriamanitra tokoa ny famelan-keloka, dia "nomeNy ny ZanaNy Lahitokana", hisolo heloka. Ka "izay rehetra mino Azy" dia "tsy ho very fa hanana fiainana mandrakizay"
rakapy:
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?
==> Ngamba izay mitondra tena tahaka izany mahalala ny antony.
Izaho koa mba isan'ireo mpanilikilika ny hafa fahiny, ary ho ahy manokana ny antony dia tsotra : tsy fantatro ary tsy ninoako tao am-po ilay Jesoa Kristy notoriana sy nampianarina ahy hatry ny fahakely.
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro.
12. rakapy
(
12/10/2009 17:37)
Hoy Rzakarivola
Iza ilay nahilikilikao t@zany?
Iza ilay MARO manilikilika anao amin'izao?
zaho koa mba isan'ireo mpanilikilika ny hafa fahiny, ary ho ahy manokana ny antony dia tsotra : tsy fantatro ary tsy ninoako tao am-po ilay Jesoa Kristy notoriana sy nampianarina ahy hatry ny fahakely
Iza ilay nahilikilikao t@zany?
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro
Iza ilay MARO manilikilika anao amin'izao?
13. simplex
(
12/10/2009 17:52)
Ho an' i rakapy (sy razaka),
ity no teny tena tokony notsoponina teto zao (coup de coeur a razaka ;-)),
Jesoa tao @ Joany 14:6 :evidawazy fa tsisy dikany izany raha tsy mpino/kristianina enao. Fa izay indrindra anefa no mahatonga ny kristianina miezaka ny hoe hampa-kristianina ireo tsy kristianina satria mety tsy ho tonga any @ le tena paradisa ony ra tsy zay... ny hoe fanilikiliana indray dia mety hoe, asa?, olombelona ihany koa ny kristianina dia mety lasa diso lalana kely indraindray (sa matetika moa?) :)
Ary hoy Jeso taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako.
razaka:non, tsy hoe noho i toi tsy manilikilika/nahita ao ampo ny tena jesoa no antony anilikilian'ny ol an'i toi fa noho i toi diso manao tro be loatra... le fanatika be loatra noteneniko teo ee... plane tro... lasa manidina be loatra le adihevitra refa miditra antsehatra i toi... tokony atao somary concret kokoa... le tsipona sy style somary secta moa vao mia tsy manampy be loatra... zafady an.
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro.
basi atifi-kavana moa sa in le fiala-tsiny @ izao :-D :-D
fa kopy toi eee, ataovy ho an'ny ol tsy dia mpino loatra (zany hoe zazakely eo @ finoana) sy tsy dia tia toko sy andininy ny resaka... mino mintsy ah fa bandy milay toi, ataovy coool otr'zay koa ny resaka ;-)
:-* :-*
14. ikaretsaka
(
12/10/2009 18:05)
Soanja an...tsy hay izay..ny hisavorovoroan-kilantoana hoy ny Gasy...
15. ikaretsaka
(
12/10/2009 18:07)
Nb; ilay hevitr'i simplex io nampioako io ambony io ry soanja an... le hoy ianao hoe tsy hinoanao fatokony hisy filaminana sns
16. rakapy
(
12/10/2009 18:54)
Hoy i Simplex
Takariva ny andro Rasimplex ka mandehandeha ny fanahy?
Hoy i razaka:
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro.
non, tsy hoe noho i toi tsy manilikilika/nahita ao ampo ny tena jesoa no antony anilikilian'ny ol an'i toi fa noho i toi diso manao tro be loatra... le fanatika be loatra noteneniko teo ee... plane tro... lasa manidina be loatra le adihevitra refa miditra antsehatra i toi... tokony atao somary concret kokoa... le tsipona sy style somary secta moa vao mia tsy manampy be loatra... zafady an.
basi atifi-kavana moa sa in le fiala-tsiny @ izao
fa kopy toi eee, ataovy ho an'ny ol tsy dia mpino loatra (zany hoe zazakely eo @ finoana) sy tsy dia tia toko sy andininy ny resaka... mino mintsy ah fa bandy milay toi, ataovy coool otr'zay koa ny resaka
Takariva ny andro Rasimplex ka mandehandeha ny fanahy?
17. ikaretsaka
(
12/10/2009 19:25)
Hoy i Razaka:
Novalian'i Simplex hoe
Izay mihitsy eee
Ankehitriny ny zavatra tsapako, dia izaho indray no ahilikiliky ny maro.
Novalian'i Simplex hoe
non, tsy hoe noho i toi tsy manilikilika/nahita ao ampo ny tena jesoa no antony anilikilian'ny ol an'i toi fa noho i toi diso manao tro be loatra... le fanatika be loatra noteneniko teo ee... plane tro... lasa manidina be loatra le adihevitra refa miditra antsehatra i toi... tokony atao somary concret kokoa... le tsipona sy style somary secta moa vao mia tsy manampy be loatra... zafady an.basi atifi-kavana moa sa in le fiala-tsiny @ izao
fa kopy toi eee, ataovy ho an'ny ol tsy dia mpino loatra (zany hoe zazakely eo @ finoana) sy tsy dia tia toko sy andininy ny resaka... mino mintsy ah fa bandy milay toi, ataovy coool otr'zay koa ny resaka
Izay mihitsy eee
18. soanja
(
13/10/2009 00:08)
simplex:
soanja,
tsssssssssssssssssssssss
cynika/sarkasma io ry kala a :)
hitandriko le hoe "ze mahasoa ataon'A/tra a" :lol:
ao ve? :P
relax alou fa lasa sarotra be le kozy ra vao serieuse be toi ;-)
:*:*
Tsssss zay aho vao zinge R'ilay! Zay ihany hoa ny mahavoa ahy tsy maharaka praktikaly joke. Mila masazy ny tongotro vao relax a hoy ny fanahiko!
:D
19. soanja
(
13/10/2009 00:09)
ikaretsaka:
Soanja an...tsy hay izay..ny hisavorovoroan-kilantoana hoy ny Gasy...
ok dakoro misy io ka!
:D
20. majesty
(
13/10/2009 04:38)
Meloka ve izay tsy kristianina ???
ny fandraisako an'io dia ôtran'ny te hiteny hoe Olo marina ve izay Kristiana, izany hoe tsy meloka.
Fa inona no atao hoe meloka ? raha adika tsotsotra dia ny zavatra tsy mahitsy,miolana no atao hoe meloka.io ihany koa ilay lazaina hoe fahotana.
Izy io dia vokatry ny fandikàna lalàna na eo @ fiaraha-monina izany ary indrindra indrindra eo @ lafiny ara-pivavahana.