Kristianina
41. ikaretsaka
(
15/10/2009 14:38)
prime ity de mahazendana mahitsy @ izao fitompoantena fatratra @ maha irak'ilay dimbaka avy any nazareta azy an (na somary tsimpotsimponina kely aza le zavatra nanirahany azy ndreikyndreiky)
mety ka... fa ataovy manontolo fotsiny heo fa tsy ze tiatiana ihany
za tsy mbola mitompo tena fatratra fa tsy mendrika fa.... aleo lery hanonona teny 1 monja de ho...... e.... :�)

42. niryna
(
20/10/2009 04:48)
LazaDaddy:
Ireto misy didy nomen'i Kristy:
- tiavo Jehova Andriamanitra @ fonao rehetra
- tiavo ny namanao sy ny fahavalonao
- mandehana ataovy mpianatro ny firenena rehetra
- izay te hanaraka ahy dia tsimaintsy mitondra ny hazo fijaliana
Raha ireo didy ireo no dinihina lalina, Kristianina manara-dia an'i Kristy tokoa ve isika?
ka ireo efa voasoratra ireo izany ny didy nomeNy kou :D dia miezaka isika ny anaraka izany ,tsy avy amin'ny tenantsika irery anefa izany fa tsy maintsy manankina ny fiainantsika Aminy isika :D
43. niryna
(
20/10/2009 05:16)
[quote=cutie]
Toy ny hoe lasa nandeha nanao miaramila ny vadiko ohatra dia mandefa taratasim-pitiavana amiko,vakiko foana iny,mahafaly ahy ny mijery an'iny isan'andro satria tiako ny vadiko,mahatsiaro ny fiarahanay izahay.
Rehefa tiana izany ilay olona dia ao am-po daholo izzany fitiavana izany,
Toy izany koa ilay Atra ,mitia azy isika dia mamaky ny hafany,ny teny izay nomeny,manaraka izay hafany,manaja ny teniny ary noho ny fitiavantsika azy dia hiezahantsika averimberina ilay teny mba hiainantsika .
mino sy manaiky ny teny izay nampitondrana antsika ,mitia azy amin'n'ny fontsika iray manontolo,tsy asiana finoana zavatra hafa fa Atra saro-piaro izy ka raha milaza fa tia azy isika kanefa minomino ny teny izay tsy voasoratra nomeny dia efa fahavalony izany isika fa tsy mitia azy ka
Raha milaza fa tia azy izany isika dia tsy tokony anafangaro azy amin'ny atra hafa ,na inona izany na inona.Manaja azy avy amin'ny alalan'ny fanarahana ny teniny,mampiseho fitiavana aminy isika rehefa mi-obey ny teniny.
Trust in the lord with all your heart,do not lean on your own understanding
In all the way acknowledge Him and He will guide our path
Matokia amin'Atra amin'ny fonao rehetra,aza manankina ny fiainanao amin'ny fahalalanao na ny fahaizanao,amin'izay rehetra ataonao dia matokia azy fa ataony lavorary izay rehetra ataonao. :arrow: izay tia azy dia manaraka ny didiny
Ilay olona mitsngana ho fahavalo anie cutie tsy mahalala hoe manohitra ny tenin'Atra izy e,na tenenina aza izy dia maizina aminy izany raha tsy mety mandray an'Atra izy.Izay no antony hijerena tsara hoe tenin'Atra ve ity nomen'ity olona ity sa olona nampiasain'ny fahavalon'Atra hamingana ireo izay mangetaheta ny tenin'Atra.
tsy ny olona no ratsy fa ny fanahy izay miaraka aminy no manangana fahavalo an'Atra ka dia anjarantsika no mivavaka azy ireny mba ho voavonjy indray andro any .
tsy mankahala olona izany isika fa sarotra ny amela ilay oloa ankahalana,tsy voatery hiaraka aminy intsony isika fa efa namadika antsika ka aleo mifampiarahaba fotsiny sisa ary ny teny izay nampitondraina antsika koa dia manambara fa tsy afaka amela antsika Atra raha toa isika ka tsy mamela ilay fahavalontsika .Dia aleo tanterahana ny Teniny dia ho maivana koa ny hatezerantsika sa ahoana ? misy tsy mety mamela intsona aloha e tsy ho vita ilay izy raha tsy mangataka aminy omeny fo hamela isika
tiavo Jehova Andriamanitra @ fonao rehetra
Ahona ny fanaovana an'zany?

tiavo ny namanao sy ny fahavalonao
ka ireo izay manoro vilana dia efa fahavalon'Atra avokoa izao ka,tsy mandray ny tenin'Atra izy fa manao fariseo,dia manangana fahavalo an'ilay Atra nahary azy,tiavina izy ireny satria izy aza mbola ao anatin'ny maizina, fahavalo no ilazana azy satria manda ny tenin'Atra izay nomena ilay mpizara,tsy mety mandray an'ilay fahazavana dia kristy izany,ary izay koa no didiNy dia ny hifankatiavantsika ,izay no ahalalan'izao tontolo izao fa mpianany isika.Tsara koa ny mitia ny fahavalo satria moramora no mamela heloka azy ary tsy ahatonga antsika hanota na ankahala azy.
fa nahona moa no misy fahavalo???