Nandrora nitsilany ny TIM
1. patrick2002
(
11/10/2009 17:22)
Fa iza no nitondra ny raharaha ho vahany SADC
Fa iza no nangataka ny CI tsy nanaiky an`i Andry Rajoelina ho filoha`
Fa iza no nandany vola amin-karena nanao antso avo re tany sy lanitra fa Coup d`Etat no nataony Andry .
Rehefa noraisiny CI antanana ny raharaha , SADC sy ny ONU ary ny OUA ,dia resy lahatra ny rehetra fa tsy tokony hiverina eo intsony Ravalo ,tsara anefa raha hapetraka ho filoha i Andry mba hampitony ny vahoaka ,fa ny poste clé dia miverina ho an`i pion ny Frantsay ,dia io fa
TIM indray no manao antso avo fa homboy ny CI
TIM indray no manao antso avo fa madagascar tsy an`i Frantsay .
raha tena Tia Tanindrazana ny TIM tokony tsy hitondra ny raharaha teo anoloany CI
Raha tena Tia Tanindrazana ny tokony nahay nandefitra fa efa naloany vahoaka izy

novalian'i pikatti ny 12/10/2009 14:32
2. patrick2002
(
11/10/2009 17:26)
ho anareo TIM aoka tsy hisy ny famaliana fa mbola mamim-bahoaka i Ravalo ,raha mamim-bahoaka izy nahomby ny grevy tao @ MAGRO .
Aoka tsy hilaza fa tsy nanana capsat ,i Tsiranana nanana FRS fa niongana ihany ,Ratsiraka nanana RESEP fa niala ihany . :lol: :lol: :lol:

3. ifiona
(
11/10/2009 17:50)
sur ve enao fa TIM fotsiny?
ekena fa ny légalistes efa hatra@ voalohany d'efa nilaza fa ts mila frantsay, fa tsy vao zao akory! niantso ny CI ry zareo hanala an'i Rajoelina, ary hamerina izay safidim-bahoaka teo!
ankehitriny, raha milaza enao hoe ny TIM no manao antso avo hoe ts mila CI indray, dia TIM zany i Roindefo? satria nahoana? ny antoko monima no nanao fanambaràna hoe tsy tokony hiankina any @ any ivelany, tsy tokony avela hiditra @ probleman'ny gasy ny vazaha, ary efa hatrizay ry zareo no contre an'io Maputo io! miaraka amin-dry Ombimanga sns!
Tsy marina kosa angamba ny filazanao hoe ny TIM no nilaza fa tsy mila CI an! tsy mbola nilaza an'izany mihitsy ny TIM, ny any nolazain'ny TIM dia ity; nandefa taratasy any @ Jean Ping hoe mba araho an-tsipirihany ilay fifanarahana tany Maputo, c'est à dire transition neutre= président neutre, mba hajao ny position-nareo hatr@ voalohany hoe tsy tokony manaiky putschiste eo @ fitondràna. Nga izy mbola niteny hoe:" izahay tsy mila anareo e!"? Roindefo no mpiteny an'izany fa tsy ny TIM velively. Vao tao aorian'ny 17 mars i Roindefo d'efa nilaza t@ ilay ambasadaoro amerikana hoe rehefa tsy mahafa-po azy dia mahazo mody izy.
Farany, na milaza aza enao hoe nalohan'ny vahoaka i Ra8, vahoaka iza moa? ireo 3 000 teo @ 13 mai? eny e, ndao lazaina hoe 100 000 raha zay no mahafaly anao. Inona anefa zay mba 100 000 teo akaikin'ny vato azon'i Ra8 t@ fifidianana? ary na milaza aza enao hoe nangalarina ny vato, tsy mbola mahatratra ny vato azon'i Ra8 ny isan'olona teny @ 13 mai! porofon'io anie d tsotra e, efa nisy ihany ny coup d'Etat teto Madagasikara, fa voalohany @ tantara izao hoe mitaky ny fiverenan'ny safidiny ny vahoaka! i Zafy ve nasain'ny mpomba azy niverina?
matoa maharitra hatr@ zao ny MAGRO na dia efa niova aza ny tanjona - tsy ny fiverenan-drava8 intsony fa ny fanajàna antsipirihany ny Maputo- dia rariny sy hitsiny ny fitakiany. Ary matoa be ireo miray feo @ ireo légalistes, eran-tany, dia ao raha fa misy antony zay.

6. patrick2002
(
11/10/2009 20:28)
Ifiona ah!
efa miteny izaho fa na firy isany olona eo @ MAGRO ,na firy rehefa mbola mandeha ny asam-panjakana ,mianatra ny mpianatra ,dia tsy mahomby izay ,
Inona moa no tsy nataony GTT ,nakatona ny banque central fa tsy nanaiky ny mpiasa ,satria DG ny banky izay pion ny Ravalo no nitarika grevy naika hanakatona azy ,izy irery .
Ary ireo olona eny @ MAGRO dia ireo gasy very asa vokatry ny fikatonany projet financé -ny BM sy ny FMI ,ireo mpiasany TIKO sy MAGRO izay very, asa,
ireo chef de region sy deputé ,ary senateur TIM miaraka @ fianakaviany izay nahato t@ asany , Sahala @ t@ androny Ratsiraka ihany betsaka ireo gasy very fitadiavana noho ny province autonome najorony Ratsiraka.
Ny TGV anisany Andry sy i Roindefo ,dia tsy nanaiky ny hidirany CI ,nahomby ny paik`ady ny Ravalo nanakana ny famatsiam-bola ny FMI sy ny BM ,ka latsaka ankaterena ny firenena ,nanantena ny GTT fa hanipy gant i Andry nefa ity farany nanaiky nandohalika teo anatrehany CI ,izany hoe hjiaro ny tombotsoany ,sahala @ nataony Ravalo nanome ny SHERRIT hitrandraka ny hareny malagasy ,ka naleony nitana an`i Andry , ary dia nanjaka ny Frantsay t@ izany ,vasoka teo ny grand compagnie minier anglophone ,ary vasoka teo Ravalo .
Tadidio fa ireo G8 ireo dia miray loha raha vao politika hatao @ tany mahantra ,izay no hivoriany isan-taona , miverina indray izany ny mpiaro ny tombotsoany frantsay ,fa lasa ny mpiaro ny tombotsoany anglophone :-D :-D
ary tena tsy namelany raha tsy olon`i Ratsiraka no mitondra ny governemanta
Izay no hataoko hoe an`iza ny fahadisoana ,nanantena fa tsy misy lanjany izany frantsa izany eo @ sehatra iraisam-pirenena nefa fisainana mpitery ronono ,manantena fa vitany vola rehetra ,ary voavahany vola ny olana rehetra indrisy :cry: :cry: :cry:
Haverikom ihany indray fa diso ny TIM nitondra ny raharaha teny @ CI ,amin`izao ny mpitondra ao madagasikara tsy misy manana ny maha izy azy intsony fa ohatry ny ireny vehivavy mpivaro tena ireny mampalahelo ,dia ny CI ilay lehilahy mividy vehivavy mpivaro-tena
:-D :-D :-D

7. patrick2002
(
11/10/2009 20:31)
xxx:
Ny frabtsay sylobbying tsy CI ry le vendrana ty a
tena izay no maha pokaty ny lohan`ialahy ry Pikatty , fa mihevitra izany ialahy fa ny anglophone sy ny lobbying tsy CI
8. pikatti
(
11/10/2009 23:01)
amin`izao ny mpitondra ao madagasikara tsy misy manana ny maha izy azy intsony fa ohatry ny ireny vehivavy mpivaro tena ireny mampalahelo ,dia ny CI ilay lehilahy mividy vehivavy mpivaro-tena
Taiza leity elah t@ ora nidona no tsy naheno fa hoe tsisy valera reo tgv reo :-D :-D
Ary miteniteny an'i pikatti elah ,
Mpivarotena ve sisa no mba ohatra hitan'elah bainn,hanontanio tsara ihany madama toi sao avy any no nianga :-D :-D
9. patrick2002
(
11/10/2009 23:27)
ka i Ravalo efa nivaro-tena t@ SADC kou iny koa fa may ny endim-boanjony ny Andry ,niverina avy tany New York mba nivaro-tena t@ frantsay kou ,namboariny frantsay teo ny raharaha ,nijanona 4 jours tao frantsa , tonga dia vitamatavy ,ravalo ary ohatry ny ireny vehivavy mivaro-tena @ compagnie minier sud africain nihahaka teo . Borisiny frantsay amin`izay ny CI ,tafavoaka ny baolina ,
Zay vao hoe frantay ,frantay .
Izaho tsy contre mihintsy Frantsay ,amiko na vahiny iza na vahiny iza hiara-hiasa @ madagasikara dia ny hitsetsitra foana izay ,fa anjaranao no mijoro miaro ny souverainté National .
Efa niara-niasa t@ allemand ny gasy t@ fitondrany Ravalo ,nankaiza ireny compagnie notazominy allemand ireny nandroso veh! Air Madagascar JIRAMA ,Port Toamasina ,
Tao @ Air Mad toa mbola isany boeing t@ izy nentiny gasy ihany no ao
Tao @ JIRAMA toa vao maika nikoroso Delestage .
Tao @ Port Toamasina toa tsy manana vola ny port hanitarana anio Port io hanaovana operation de manutention ny entana sy ny vokatra @ Sheritt

10. pikatti
(
11/10/2009 23:59)
-Raha Air mad lesy tsy tsika rery io ,ny Lufthansa na British Airways aza tsisy tsy nanao plans sociaux daholo ,contexte économique oblige( après an'ireny 11Semp reny voa daholo ka elah zay kely ery ve ,tsy maintsy natao zay mety ary io izy hitan'elah io ,fa tsy nikatona hotran'ny sasany )
-Port Tamatave efa vita ny projet ,tara be elah,jereo ny info any fa io no hatao Port lehibe indrindra ao @ io faritra manodidina eo (gafin-dry tgv mpialona ny mandat)
-JIRAMA tsy maintsy misy aloha ny assainissement ny @ niveau rehetra tao (misy mpiasa fantômes betsaka tao ,olona tsy ao akory fa mandray karama de ry zalahy tiakely tony ihany ,voadaka aloha reny)
Ary hita fa ny infrastructures ny JIRAMA no efa antitra,ny Générateur tsy maharaka ny Démographie sy ny Urbanisme intsony,efa teo ampanaovana an'izany rehetra zany iR8 ,ary nisy fiovana ny zavatra saingy nogafina indray iny,
Inona no mitranga zao fa ny miaramila akaman'i Andry no DG JIRAMA
Mbola tsy afaka milaza elah fa tafavoaka io,ny tafavoaka dia ilay hoe hilamina ve ny fiainam-bahoaka sy ny raharaha politika sa ny hoe nahazo contrats ny Frantsay, sa izy roa ,raha izay moa inona ny olana,saingy ny ahiako dia ny Frantsay mahazo izay hiriny d'eo elah ry Andry mihahaka eo,pion hotran'ny mahazatra ihany

Borisiny frantsay amin`izay ny CI ,tafavoaka ny baolina ,
Zay vao hoe frantay ,frantay .
Mbola tsy afaka milaza elah fa tafavoaka io,ny tafavoaka dia ilay hoe hilamina ve ny fiainam-bahoaka sy ny raharaha politika sa ny hoe nahazo contrats ny Frantsay, sa izy roa ,raha izay moa inona ny olana,saingy ny ahiako dia ny Frantsay mahazo izay hiriny d'eo elah ry Andry mihahaka eo,pion hotran'ny mahazatra ihany
11. xxx
(
12/10/2009 00:45)
. 如果轉折的總統èªç‚ºæ²’收其他的物å“ï¼Œå®ƒæ¬ åœ¨æœ€å£žçš„æƒ…æ³ä¸‹ç‰å¾…ï¼Œå› ç‚ºä¸è®šåŒçš„力é‡çœŸæ£åœ°åœ¨æˆ°çˆçš„牙。 在盧旺é”è®“æˆ‘å€‘ç›¼æœ›å®ƒé‚£è£¡ä¸æœƒæœ‰æµ©åŠ«ã€‚ 那是缺點德語和美國 :oops: :oops:
Nosoratan'i Andryambil
Nahitsin'i hery
Nosoratan'i Andryambil
Nahitsin'i hery
novalian'i xxx ny 12/10/2009 11:13
15. AndriambyII
(
12/10/2009 01:13)
Ajanony any ny teny mavomavo ra pikatti fa tsy hainay izany an !!
16. pikatti
(
12/10/2009 01:36)
dadabe be leisy io a,
te hanao an'zany révolution interne zany lery de hatombiny eto :-D :-D :-D
O Rahery iza io manao teny sonoa io hono e :lol:
Mety wiwi kou :-D

18. pikatti
(
12/10/2009 02:01)
Ary mahay teny sonou kou anie elah zany ry Billy é, inona io @ 12 io zao sa copie-coller klé,sao de manopa Malagasy io sannn a :lol:
19. AndriambyII
(
12/10/2009 02:18)
Mba manao toy ny hafa na die misambodika aza f' angaha hita é !! ah ah ah ! sa ahoana ny hevitr' ialahy ra pikatti ?
20. AndriambyII
(
12/10/2009 02:31)
Fa ny @ ity PMmangahazo ity ahoana aloha é , toa tsy mahavoa i lery raha jerena klé ! kôzy izany , io ve tsy roa volana dia hipitika koa ? ha ha ha !!