Nandrora nitsilany ny TIM
21. rabaradaka
(
12/10/2009 05:22)
Aza taitaitra dadatoa a, mbola tsy vita anie ny tolona e ! Izao no teniko, izaho sady tsy TIM no tsy TGV fa rabaradaka tsotra izao fotsiny fa raha misafidy dia aleoko kosa Ravalo toa izay TGV
22. terrywui
(
12/10/2009 10:08)
Ifiona oa efa tenenina foan fa mba maneke enao zay tenenin'i patrick fa refa ataon'i Rapà faranze aina anefa tsy mahantanty !! :roll: :roll: :idea: :roll: :roll:
23. swann
(
12/10/2009 11:03)
Tsisy qualité ilaina amin TIM tson eto am serasera.org satri nahoana ?
---Tsis manana raison matotra sy mitombin iz reetr !! satri nahoan ?
---Ompa varirarak sy sary mamoafady ary teny ratsy sisa hanalana ny fo eto ! satri nahoana ?
---mi critique ny antokon'olona sy ny mpifanandrina ara-politika sisa fa tsisy ho lazaina tson ! satri nahoana ?
---Miantehitra amin olona iray rah vao voa mafimafy eto ! izao io olona io? HERY lasa mitarain amn Hery any dahol mba anesorana ny PS n'ny TGV ato ! victimes amin'io ra-frere ko Andrywui (mitahia lery e! ) satri nahoana ?
---Very dada de mitady hamono ny dadanay(Andry Rajoelina) satri nahoana ?
Be wawawawa sy wou wou wou wou wou eto fotsiny fa vongany daholo ! tsisy lohany fa vodiny daholo ! nefa mba ilaina ihany anie ny leader ee! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hon hon hon hon hon

25. pikatti
(
12/10/2009 12:32)
hoy swann=terrywui
Mitovy ihany refa foza hoa ,mitady reconnaissance koa ngah elah ,
Maninona no be taraina aty lava zao ,hay ve te hiserasera ihany é
Tsara le serasera an
tsiky dia ampy
Tsisy qualité ilaina amin TIM tson eto am serasera.org satri nahoana ?
Mitovy ihany refa foza hoa ,mitady reconnaissance koa ngah elah ,
Maninona no be taraina aty lava zao ,hay ve te hiserasera ihany é
Tsara le serasera an
tsiky dia ampy
26. patrick2002
(
12/10/2009 13:18)
-Raha Air mad lesy tsy tsika rery io ,ny Lufthansa na British Airways aza tsisy tsy nanao plans sociaux daholo ,contexte économique oblige( après an'ireny 11Semp reny voa daholo ka elah zay kely ery ve ,tsy maintsy natao zay mety ary io izy hitan'elah io ,fa tsy nikatona hotran'ny sasany )
-Port Tamatave efa vita ny projet ,tara be elah,jereo ny info any fa io no hatao Port lehibe indrindra ao @ io faritra manodidina eo (gafin-dry tgv mpialona ny mandat)
-JIRAMA tsy maintsy misy aloha ny assainissement ny @ niveau rehetra tao (misy mpiasa fantômes betsaka tao ,olona tsy ao akory fa mandray karama de ry zalahy tiakely tony ihany ,voadaka aloha reny)
Ary hita fa ny infrastructures ny JIRAMA no efa antitra,ny Générateur tsy maharaka ny Démographie sy ny Urbanisme intsony,efa teo ampanaovana an'izany rehetra zany iR8 ,ary nisy fiovana ny zavatra saingy nogafina indray iny,
Inona no mitranga zao fa ny miaramila akaman'i Andry no DG JIRAMA
aza miala bala lesy ah! ny hamaha ny olana t@ ireny compagnie ireny no nametrahana an`ireny Allemand ireny tao ,nefa olana nipetraka t@ compagnie ireny no mbola nipetraka hatramin`izao ,
7 volana i Andry no nitondra hainareo TIM no mitsara ,ka ny TGV mitsara ny nitondrany Ravalo 7 taona hilaza nareo fa tsy mbola fotoanany ,
Soyez sérieux mon pote :-D :-D :-D
Mbola tsy afaka milaza elah fa tafavoaka io,ny tafavoaka dia ilay hoe hilamina ve ny fiainam-bahoaka sy ny raharaha politika sa ny hoe nahazo contrats ny Frantsay, sa izy roa ,raha izay moa inona ny olana,saingy ny ahiako dia ny Frantsay mahazo izay hiriny d'eo elah ry Andry mihahaka eo,pion hotran'ny mahazatra ihany
Fiainany vahoaka tsy hilamina ary tsy milamina ,na aiza ialahy na aiza ,Canada ,France ,chine ,afghanistan ,palestine ,USA, Irak ,samy manana ny probleme ny ny firenena fa kosa ny tadiviny vahoaka dia mitombo ny indication macro economique ,firy moa ny PIB ny gasy niditra teo Ravalo ary firy niala teo izy :lol: , firy moa ny Taux de pauvreté niakatra teo Ravalo ary firy izy niala teo , tsy nisy fitomboana.
27. xxx
(
12/10/2009 13:35)
xxx:
. 如果轉折的總統èªç‚ºæ²’收其他的物å“ï¼Œå®ƒæ¬ åœ¨æœ€å£žçš„æƒ…æ³ä¸‹ç‰å¾…ï¼Œå› ç‚ºä¸è®šåŒçš„力é‡çœŸæ£åœ°åœ¨æˆ°çˆçš„牙。 在盧旺é”è®“æˆ‘å€‘ç›¼æœ›å®ƒé‚£è£¡ä¸æœƒæœ‰æµ©åŠ«ã€‚ 那是缺點德語和美國 :oops: :oops:
Nosoratan'i Andryambil
Nahitsin'i hery
Kay lé aza ,zô vé dé mbo tikou ??
:lol: :lol:
28. pikatti
(
12/10/2009 13:49)
Rouge daholo izao lesy patrick2002 ny indicateurs,ary hivadika noir io raha be zeste eo ihany ry zalahy mpivaro-tena reo :lol:
29. AndriambyII
(
12/10/2009 13:54)
3o millions de dollars financement de la FED
70 millions de dollars financement avy @ AGOA
20 millions de DTS financement de la BAD
700 millions financement du FMI et de la BM
A part ny avy any @ BAD dia suspendus daholo aloha ireo momentanément jusqu' à nouvel ordre hoy ilay minisitry 'ny HAT t@ herinandro lasa teo .
Fa ny tena mahagaga dia ny fanitarany ilay renouvellement ny momba ny SECREN , izay nolazainy fa ilàna 4 tapitrisa Ariary hanavaozana ny infrastructures .
Io rangahy io no anisan' ny mpanao spéculation financiere frauduleuse @ budget national .
Hita be fa marionette' ny GIC .

30. pikatti
(
12/10/2009 14:01)
Slt elah Billy
Iza lesy zany rangah zany ,zana-bola firy zany no efa any amposiny mandritran'io blocage io klé
:idea:
Io rangahy io no anisan' ny mpanao spéculation financiere frauduleuse @ budget national .
Hita be fa marionette' ny GIC .
Iza lesy zany rangah zany ,zana-bola firy zany no efa any amposiny mandritran'io blocage io klé
:idea:
31. AndriambyII
(
12/10/2009 14:10)
Tsy tadidiko hatramin' ny anarany lety ry pikatti a , fa nampiakatra ny tambaviko ny naheno an' lery é ! nahodiko ny eritreritro fa nankaleo be ilay dridrangilon' i nedala !!
33. AndriambyII
(
12/10/2009 14:27)
F' angah moa tsy resa-poza foana no natao teto hatr' izay ??? eh eh ehe !! :lol: :p :p
34. pikatti
(
12/10/2009 14:32)
ka misy foza resahina aza kou,ary nakaiza daholo ndray ry zalahy sa nisitrika
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D