EXORCISME, tena misy?????
41. ikaretsaka
(
01/10/2009 15:42)
Izay nge le averiko foana hoe iza marina no tena inoanareo sy atahoranareo e
42. xxx
(
01/10/2009 17:32)
Hay ve i Ika mba miaky ihany fa fanasana atidoha ny finoana eh. Aiza ilay hoe kanto eh, kanto a
Ahahahahahah
Voasasa marina ny lohany
Ahahahahahah
Voasasa marina ny lohany
43. ikaretsaka
(
01/10/2009 21:24)
Fa za tsy mifintina sy mihanona @ maha kanto anahy sy ze lazaina de tsy azo toherina fa mandalina bebe kokoa ny mampitombina na tsia an'iny..
Contrairement @ le mpitsimpona voasasa atidoha hoe io de io de na tsy mifandraika aza de terena fotsiny..nuance!
Contrairement @ le mpitsimpona voasasa atidoha hoe io de io de na tsy mifandraika aza de terena fotsiny..nuance!
44. cutie
(
01/10/2009 22:04)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-10-2009 01:56:03
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
aza le accent no jerena fa le toritreny miaraka @ le blagy
tsy tiako e :-D
45. ravonjison
(
02/10/2009 13:27)
rakapy:
zay manohitra an'Andriamanitra dia misy devoly
Ka ireo milaza ho mpino an'A/tra ihany anie no mamorona ny devoly e! ka iza izany ilay devoly ary avy aiza???
Tokony ho faritana tsara aloha hoe : inona marina aloha ilay devoly e ?
Izao mantsy efa nahita fa olona nisy aretina concret izao no nolazain-dry zalahy fa misy devoly dia ndeha ho esoriny ilay devoly.
Ilay aretina concret no tokony ho esorina. Ka tsy hitako izay handaniana andro @ fanalána devoly.
46. soanja
(
02/10/2009 14:14)
ravonjison:

Izao tontolo izao toa devoly aminy raha ny fahafantarako ny hevitra eto matetika.
:-D :-D :-D
48. cutie
(
02/10/2009 21:54)
tandremo fa tsotsofiny ao aoriana ,tambatambazany dia mizara vilana raha tsy mitandrina isika:-D :-D :-D :-D :-D
fa de manin loatra aza le devoly no manao an'zany???
49. Rajim
(
08/10/2009 10:16)
Oui, tena misy ny exorcisme na ny fandroahana devoly,matetika izy @ ireny film ireny dia ny mompera no exorciste(mpandroaka devoly) fa i Jesosy indray dia nilaza fa izay mino Azy no manao no asany, dia ny ny hoe ny ihavavian\'ny zanak\'Atra dia ny handrava ny asan\'ny devoly koa misy ny olomboantso toy ny mpiandry izay mandroaka devoly @ anaran\'i Jesosy ilay tompon\'ny fahefana ety an-tany sy any an-danitra rehefa avy naharesy ny devoly .
Fomba fandroahana devoly araka ny voasoratra hoe \"Ka dia maneke an\'Andriamanitra hianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.\"(Jakoba 4.7)
Ny fomba fanekena an\'Atra dia tsy maintsy miaraka @ teniny (soratra masina Baiboly io) izay tonga nofo (Jesosy) matio4.4
Devoly= Losifera anjelin\'Atra nivadika dia nazera tety an-tany @ maha anjely nivadika azy dia fanahy izy ka afaka miova² endrika na miditra ao anaty zavatra iray na biby na olona.
Raha te ahita dia manatona tobi-pifohazana na fotoam-pifohazana ohatra ao @ fiangonana FPVM antaninandrano (talata na alakamisy)dia ho hitanao ao izany hoe olona idiran\'ny devoly izany ka mitady famonjena.
Na koa misy ireny olona lazaina fa possedé ireny hoe misy tromba fa devoly no mipetraka ao anatin\'ireny...tsy mila maka alavitra fa ireny adala be dia be ireny e! ilay manopa olona sy mirifatra tsy fantatra fa tsy ireo mody adala akory. Tandremo fa Atra mahalala ny Azy ary toa izany koa i satana efa mamaritra izay an\'azy any eny rehetra eny tsy voatery hoe mirifatra na mitroatra akory vao hoe itoeran\'ny devoly ny olona iray fa ohatra ny hazo ihany io ny voany no ahafantarana azy; satria fahafatesana no anjaran\'ny satana dia ny hamono sy handringana ary handrava izay maha olona no ataony (Jaona 10.10 )
Ary mandalo izao tontolo izao sy ny filany fa ny manao ny sitrapon\'Atra no maharitra mandrakizay (I Jao.2:17)
Amen

50. cutie
(
10/10/2009 21:00)
Na koa misy ireny olona lazaina fa possedé ireny hoe misy tromba fa devoly no mipetraka ao anatin'ireny...tsy mila maka alavitra fa ireny adala be dia be ireny e! ilay manopa olona sy mirifatra tsy fantatra fa tsy ireo mody adala akory.:-D :-D :-D :-D :-D
Ny fomba fanekena an'Atra dia tsy maintsy miaraka @ teniny (soratra masina Baiboly io) izay tonga nofo (Jesosy) matio4.
51. ikaretsaka
(
11/10/2009 02:37)
Ny fomba fanekena an\\\'Atra dia tsy maintsy miaraka @ teniny (soratra masina Baiboly io) izay tonga nofo (Jesosy) matio4.
de tohizo le izy fa tsary nijanona teo fotriny
avy eo
ny Nofo tonga mofo (eokaristia) ary niara nitoetra amintsika.. ary \\\"eo amintsika\\\" foana mandra pahatampitry zao tontolo izao
aza lasan-ko vavany (teniny) fotsiny ... no mody averina ohatran\\\'ny boloky eo
52. xxx
(
11/10/2009 08:06)
de tohizo le izy fa tsary nijanona teo fotriny:lol: :lol:
avy eo
ny Nofo tonga mofo (eokaristia) ary niara nitoetra amintsika.. ary \"eo amintsika\" foana mandra pahatampitry zao tontolo izao
aza lasan-ko vavany (teniny) fotsiny ... no mody averina ohatran\'ny boloky eo
56. cutie
(
11/10/2009 13:18)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-10-2009 13:41:15
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
tohizo fa aza laozana mi smiley! Minoa ny eokaristia
mety tsy hainy akory nge zany eokaristia zany e :-D :-D :-D :-D :wink: :wink: :wink: :wink:
57. ikaretsaka
(
11/10/2009 13:43)
Inoako fa hainytsara satria voasoratra mazava ao @ le boky iondanany... fa saingy modiany fanina sy odianytsy tsimponina satria c "tres catholique"..
:wink:
:wink: