EXORCISME, tena misy?????
21. soanja
(
29/09/2009 02:30)
Misy an'ilay pasitera amin'i Tele iny US, ilay ohatra karana hafahafa iny, le manafina lohasola izy de roritina be ny volo avy ery ankavanana hiampita ery ankavia hanakona ny solany iny. Iny re manala devoly foana ny fahitako azy eo amin'ny tele. Ka raha mazoto izay te ahita dia zay alehan'iny rangahy iny arahina fa iny tena mpanao azy. Mitory teny izy dia manosika olona hanesorana ny devoliny izay matetika hinoana fa mitondra aretina ho an'ilay marary eo. Ny hany fantatro fotsiny dia efa omanina ireo vatandehilahy matanjaka ka rehefa manosika ilay olona izy ireo handray anle olona mba tsy hitotona na hiosona amin'ny tany ilay nalaina devoly. Efa omanina ny sainy hoe hisy hitaty ianao fa aza matahotra. Ny hoe nisy devoly ilay olona na afaka ny devoliny dia tsy tazako avy eo amtele fa ny tabataba be hoe afaka le izy no hita mazava eo.
22. cutie
(
29/09/2009 02:35)
:-D :-D :-D :-D
mbola tsy nahita an'zany za sady za koa moa tsy mpijery tele :wink:
mbola tsy nahita an'zany za sady za koa moa tsy mpijery tele :wink:
23. soanja
(
29/09/2009 03:00)
Za koa tsy mpijery tele fa tiako ilay pasitera antsoina hoe " Joel Osteen" moa ao Texas ny azy ny base-ny dia miandry an'iny hitory teny aho rehefa alahady indraindray , kanefa ilay rangahy karana io foana no miseho voalohany aloha dia elaela eo vao tonga ilay Pasiterako.
25. soanja
(
29/09/2009 04:25)
cutie:
hay
za zay efa ela be no tsy naheno toriteny :oops:
Andramo anie io Pasitera Joel Osteen io fa hitanao fa ho tianao ny zavatra teneniny. Tena miady amin'ny piesiko avokoa izay lazainy ary tena mandaitra any ampo lalina tokoa. Isaorana Andriamanitra noho izany.
http://www.joelosteen.com/broadcast/televisionlistings/Pages/TelevisionListings.aspx
http://www.joelosteen.com/Pages/Index.aspx
" Program Your Mind For Victory!" Izay no hafatra tamin;ity herinandro ity! Woaawwww! Alleluia! Namaste tompoko!
26. klitika
(
29/09/2009 05:05)
Ny ahy leireto dia tsotra
tsy hitako ny maha samihafa (ataoko mitambatra mihintsy fa mitovy) ny mpiandry amin'ny mpampikofesy: Ny iray manala demony raha misy io an; ny faharoa manala ny fahotana izay nampidirin'ny demony. Ka mitovy ihany izany. satria tsy manota ianao raha tsy misy demony (fony aho mbola nino an'izany a)
Ahahahahha

27. majesty
(
29/09/2009 05:23)
cutie :
i niryna ary mitori-teny eto foana ko
anjaris :
tamin'ny andron'i Jesoa aza dia efa nisy sady izy mintsy no nanala an'ilay izy,
za zay efa ela be no tsy naheno toriteny
i niryna ary mitori-teny eto foana ko
anjaris :
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?
tamin'ny andron'i Jesoa aza dia efa nisy sady izy mintsy no nanala an'ilay izy,
28. ikaretsaka
(
29/09/2009 18:51)
soanja:
rakapy:
Ary Izay mino ny devoly dia lalaoviny soa aman-tsara! Sa???
:-D :-D :-D
izay mihitsy... finoana aby io
29. cutie
(
29/09/2009 21:33)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-09-2009 06:25:37
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
Hoy i cutie:
hay
za zay efa ela be no tsy naheno toriteny
Andramo anie io Pasitera Joel Osteen io fa hitanao fa ho tianao ny zavatra teneniny. Tena miady amin'ny piesiko avokoa izay lazainy ary tena mandaitra any ampo lalina tokoa. Isaorana Andriamanitra noho izany.
Jereo eto
Jereo eto
" Program Your Mind For Victory!" Izay no hafatra tamin;ity herinandro ity! Woaawwww! Alleluia! Namaste tompoko!
fa in alou le karazana finoany?? Raha hijery tele alou tsy tafa raha lahady fa za miasa foana :)
30. cutie
(
29/09/2009 21:34)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 29-09-2009 07:23:27
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
cutie :
Voalaza teo :
za zay efa ela be no tsy naheno toriteny
i niryna ary mitori-teny eto foana ko
mbola tsy henoko zany :-D :-D :-D :-D
32. cutie
(
30/09/2009 00:34)
Andramo anie io Pasitera Joel Osteen io fa hitanao fa ho tianao ny zavatra teneniny. Tena miady amin'ny piesiko avokoa izay lazainy ary tena mandaitra any ampo lalina tokoa. Isaorana Andriamanitra noho izany.
He is a good preacher ry soanja a, raha le mbola vo hitako androany io, fa ho hita eo ndray ny @ herinandro zany. @ internet za no manaraka an'le izy :)
PS: le hira alou tsy misy tiako :-D
33. ikaretsaka
(
30/09/2009 14:11)
hahaha ity cutie no tena hmmmmm
http://www.youtube.com/watch?v=jW6WFkz6VHg
http://www.youtube.com/watch?v=jW6WFkz6VHg
34. soanja
(
30/09/2009 14:26)
cutie:
Andramo anie io Pasitera Joel Osteen io fa hitanao fa ho tianao ny zavatra teneniny. Tena miady amin'ny piesiko avokoa izay lazainy ary tena mandaitra any ampo lalina tokoa. Isaorana Andriamanitra noho izany.
He is a good preacher ry soanja a, raha le mbola vo hitako androany io, fa ho hita eo ndray ny @ herinandro zany. @ internet za no manaraka an'le izy :)
PS: le hira alou tsy misy tiako :-D
Ok Cutie. Tsara raha manaraka indry. Tsy indraindray ihany koa aho no mijery an'io amin'ny tele fa tsy hoe isaky ny alahady na alarobia foana.
:-* :-*
36. cutie
(
30/09/2009 14:32)
32. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 30-09-2009 16:11:03
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
hahaha ity cutie no tena hmmmmm
Jereo eto
tsy aleoko mijery the daily show :-D :-D :-D :-D
38. niryna
(
01/10/2009 14:43)
ikaretsaka::D
arakaraka ny finoanao io sy ny lavage de cerveau sy ny fiaraha monina nitaizana anao
disa fihevitra tokoa hianao ndrematoa ka saika nanitsaka tain'akoho ooops
ny herin' Atra dia misy ary ny herin' i satana dia misy ,ireo izay tsy manana an'Atra no mitsambiky mikimpy,ireo izay tsy manana an'Atra no manohitra ny teny izay voasoratra ao anatin'ny baiboly,misia ny mazava dia nisy ny mazava.
Atra nanambara ny zanak'olombelona tao anatin'ny baiboly fa nalain'i devoly fanahy izy ,koa nahoana raha milaza hoe kristiana no tsy mino ny teniny? porofo izany fa tsy ao aminy ilay Atra ,tsy izay rehetra miteny hoe tompoko tompoko hoy ny tsimpona no manaraka ahy na mino ahy fa izay rehetra mino sy manantanteraka ny hafatra nomeko azy ok ,mivavaha mba tsy ho voatariky ny fakampanahy ka ilaza hoe tsy misy ny herin'ny maizina,tandremo fa tsotsofiny ao aoriana ,tambatambazany dia mizara vilana raha tsy mitandrina isika
39. ikaretsaka
(
01/10/2009 15:38)
Satria ny voasoratra sy ny voalaza ihany no inoanao sy nasesika tao andohanao ary nanaovana lavage de cerveau anaory niryna de lasa zay ihany no fihevitrao. Fa hevero hoe zavatra hafa ange no nasisika tao raha tsy hafa tanteraka indray ny fijerinao azy e.
Tsisy hafa @ le resaka mpiandry mamatotra rojo vy ny zanany voan'ny androbe tany atsimo t@ le reportage iray iry...ka nigagan zao tontolo izao ihany io
Tsisy hafa @ le resaka mpiandry mamatotra rojo vy ny zanany voan'ny androbe tany atsimo t@ le reportage iray iry...ka nigagan zao tontolo izao ihany io
40. rakapy
(
01/10/2009 15:39)
Niryna > Raha atao hoe SIDA (AIDS) i satana dia iza no matahotra azy bebe kokoa?
Ny mpijangajanga ve? sa ny makorela ?
Sa ireo izay mahafantara sy mitandrina ny tenany ?
Raha mbola matahotra an'i devoly ianao dia mbola misy fitsiriritana azy ao am-ponao.
Ny mpijangajanga ve? sa ny makorela ?
Sa ireo izay mahafantara sy mitandrina ny tenany ?
Raha mbola matahotra an'i devoly ianao dia mbola misy fitsiriritana azy ao am-ponao.