EXORCISME, tena misy?????

1. hanjaris ( 28/09/2009 11:24)
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?
novalian'i cutie ny 11/10/2009 13:50
2. ikaretsaka ( 28/09/2009 11:30)
arakaraka ny finoanao io sy ny lavage de cerveau sy ny fiaraha monina nitaizana anao
3. nathie86 ( 28/09/2009 11:48)
za aloha mbola tsy nahita olona direct nanala devoly eh, fa za mino kosa oe tena misy. Tsy azoko ilay oe tsy hita eny rehetra eny fa any @ tsy hitaa.
Ilay iz aloha tô any @ toerana zay misy devoly no tena iasan'ny mpanala azy eh, matetika nefa ireny toerana ireny any ankodahoda any eh.
4. cutie ( 28/09/2009 12:36)
Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 13:24:45
Lohateny : EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?

aiza moa zany we tsy hitan'ny daholo be zany :roll:
5. AndriambyII ( 28/09/2009 13:11)
Resabe daholo izany hoe fanahy mivoaka atsy sy ary izany ry zareo a ! fampitahorana ny vatombatotr'olona tsy hanao ny tsy fanao eo @ fiainana fotsiny ireny ,toy ireo natao ny ankizy madinika hoe " aza mandaka rindrina ,aza miteny @ vava feno sakafo etsetra etsetra, ny dikany ambadika dia izao , tokony hanaja ny adin-tsain' ny olona manodidina anao ianao eo @ fiaraha-monina,ary hanampy azy ireo araka izay azonao atao mba ho samy ho ela velona fa tsy hifamono toy ny biby rehefa misy ny tsy fifanarahana sy fifanolanana . :-D :-D
6. hanjaris ( 28/09/2009 13:15)
cutie:

Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 13:24:45
Lohateny : EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?

aiza moa zany we tsy hitan'ny daholo be zany :roll:



itanao? any amin'ny séminariste, lavabato, any anaty trano d tsy azo idirana afatsy zay hanala devoly iany, nefa tokony hoe mety ahitana olona misy devoly foana n'aiza n'aiza. Za tsinona mbola tsy naita mitsy ra tsy amin'ny film. sa aiza misy d mba hijery za?
7. cutie ( 28/09/2009 13:33)
Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 15:15:13
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 13:24:45
Lohateny : EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?

aiza moa zany we tsy hitan'ny daholo be zany




itanao? any amin'ny séminariste, lavabato, any anaty trano d tsy azo idirana afatsy zay hanala devoly iany, nefa tokony hoe mety ahitana olona misy devoly foana n'aiza n'aiza. Za tsinona mbola tsy naita mitsy ra tsy amin'ny film. sa aiza misy d mba hijery za?

hay ary le ataon'ny fifohazana reny nga tsy fanalana devoly?? Le mandeha mitety ambanivohitra ny mpiandry de ze te hesorina ny devoliny de manatona mpiandry :-D :-D :-D za alou tsy mbola nandeha sady tsy sahy koa fa ny henoko we raha tsy mivavaka mafy be hono de lasa tafiditra any aminao indray lay de devoly afaka tany @ hafa :-D :-D :-D
ny fivavahana jessoy mamonjy koa misy fanalana devoly foana :?
8. cutie ( 28/09/2009 13:39)
. Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 28-09-2009 15:11:55
Lohateny : Re : EXORCISME, tena misy?????
Resabe daholo izany hoe fanahy mivoaka atsy sy ary izany ry zareo a ! fampitahorana ny vatombatotr'olona tsy hanao ny tsy fanao eo @ fiainana fotsiny ireny ,toy ireo natao ny ankizy madinika hoe " aza mandaka rindrina ,aza miteny @ vava feno sakafo etsetra etsetra, ny dikany ambadika dia izao , tokony hanaja ny adin-tsain' ny olona manodidina anao ianao eo @ fiaraha-monina,ary hanampy azy ireo araka izay azonao atao mba ho samy ho ela velona fa tsy hifamono toy ny biby rehefa misy ny tsy fifanarahana sy fifanolanana .
:-D :-D :-D :-D :-D
9. klitika ( 28/09/2009 13:47)
AndriambyII:

Resabe daholo izany hoe fanahy mivoaka atsy sy ary izany ry zareo a ! fampitahorana ny vatombatotr'olona tsy hanao ny tsy fanao eo @ fiainana fotsiny ireny ,toy ireo natao ny ankizy madinika hoe " aza mandaka rindrina ,aza miteny @ vava feno sakafo etsetra etsetra, ny dikany ambadika dia izao , tokony hanaja ny adin-tsain' ny olona manodidina anao ianao eo @ fiaraha-monina,ary hanampy azy ireo araka izay azonao atao mba ho samy ho ela velona fa tsy hifamono toy ny biby rehefa misy ny tsy fifanarahana sy fifanolanana . :-D :-D


Nga tsy tadidinareo ilay anganon-dry mopera isaky ny toriteny tamin'ny mbola mpianatra hoe: "Misy ankizy nanafina kominio fa tsy nohaniny ilay izy, Nony tonga tany an-trano dia notsindroniny ny paingotra ilay izy ary nivoa-dra. dia feno ra ny trano ary dia safotry ny ra ilay zaza ka maty" (Mopera Julien)

Dia tena fatahorana moa izany ny anay ary tena najaina ilay kominio tsy navela hisy hipitika mihintsy. Taty aoriana vao tonga saina fa fampiesonana ilay izy fa kay mofo lafarinina mitovy amin'ny rehetra ihany

10. Ratoa ( 28/09/2009 13:52)
exorcisme = fandroahana demony. taloha spectaculaire be. Ankehitriny, anontanio ny mpiandry.
11. rakapy ( 28/09/2009 15:04)
Ireo mino ny devoly ihany no hidirany. Aza mino ny fisian' ny devoly fotsiny fa tsy misy tokony atahoaranao izay devoly devoliny izany.
12. rijadolly ( 28/09/2009 15:30)
Izay tsy mino an'Andriamaitra dia ampiasain'Devoly hanohitra an'Andriamanitra
13. rakapy ( 28/09/2009 15:33)
Ary Izay mino ny devoly dia lalaoviny soa aman-tsara! Sa???
14. rijadolly ( 28/09/2009 15:38)
Izay manohitra an'Andriamanitra dia misy devoly
15. rakapy ( 28/09/2009 18:10)
zay manohitra an'Andriamanitra dia misy devoly

Ka ireo milaza ho mpino an'A/tra ihany anie no mamorona ny devoly e! ka iza izany ilay devoly ary avy aiza???
16. cutie ( 28/09/2009 19:20)
Nga tsy tadidinareo ilay anganon-dry mopera isaky ny toriteny tamin'ny mbola mpianatra hoe: "Misy ankizy nanafina kominio fa tsy nohaniny ilay izy, Nony tonga tany an-trano dia notsindroniny ny paingotra ilay izy ary nivoa-dra. dia feno ra ny trano ary dia safotry ny ra ilay zaza ka maty" (Mopera Julien)

Dia tena fatahorana moa izany ny anay ary tena najaina ilay kominio tsy navela hisy hipitika mihintsy. Taty aoriana vao tonga saina fa fampiesonana ilay izy fa kay mofo lafarinina mitovy amin'ny rehetra ihany

tena tadidiko tokoa io fa za alou tsy niraika satria za tsy katolika , ze katolika vo atao kominio 1 ihany no tena natahotra t@ io :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 28/09/2009 22:29)
hanjaris:


Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 13:24:45
Lohateny : EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?

aiza moa zany we tsy hitan'ny daholo be zany :roll:



itanao? any amin'ny séminariste, lavabato, any anaty trano d tsy azo idirana afatsy zay hanala devoly iany, nefa tokony hoe mety ahitana olona misy devoly foana n'aiza n'aiza. Za tsinona mbola tsy naita mitsy ra tsy amin'ny film. sa aiza misy d mba hijery za?


seminariste inona koa no misy an zany? ordre inona sy/na finoana inona?


18. soanja ( 29/09/2009 02:21)
klitika:

AndriambyII:

Resabe daholo izany hoe fanahy mivoaka atsy sy ary izany ry zareo a ! fampitahorana ny vatombatotr'olona tsy hanao ny tsy fanao eo @ fiainana fotsiny ireny ,toy ireo natao ny ankizy madinika hoe " aza mandaka rindrina ,aza miteny @ vava feno sakafo etsetra etsetra, ny dikany ambadika dia izao , tokony hanaja ny adin-tsain' ny olona manodidina anao ianao eo @ fiaraha-monina,ary hanampy azy ireo araka izay azonao atao mba ho samy ho ela velona fa tsy hifamono toy ny biby rehefa misy ny tsy fifanarahana sy fifanolanana . :-D :-D


Nga tsy tadidinareo ilay anganon-dry mopera isaky ny toriteny tamin'ny mbola mpianatra hoe: "Misy ankizy nanafina kominio fa tsy nohaniny ilay izy, Nony tonga tany an-trano dia notsindroniny ny paingotra ilay izy ary nivoa-dra. dia feno ra ny trano ary dia safotry ny ra ilay zaza ka maty" (Mopera Julien)

Dia tena fatahorana moa izany ny anay ary tena najaina ilay kominio tsy navela hisy hipitika mihintsy. Taty aoriana vao tonga saina fa fampiesonana ilay izy fa kay mofo lafarinina mitovy amin'ny rehetra ihany







:-D :-D :-D :-D :-D Fatin'ny homehy ato marina ny tena!
19. soanja ( 29/09/2009 02:22)
rakapy:

Ary Izay mino ny devoly dia lalaoviny soa aman-tsara! Sa???





:-D :-D :-D
20. soanja ( 29/09/2009 02:24)
ikaretsaka:

hanjaris:


Mpandefa : hanjaris [ Valio ] 28-09-2009 13:24:45
Lohateny : EXORCISME, tena misy?????
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy?

aiza moa zany we tsy hitan'ny daholo be zany :roll:



itanao? any amin'ny séminariste, lavabato, any anaty trano d tsy azo idirana afatsy zay hanala devoly iany, nefa tokony hoe mety ahitana olona misy devoly foana n'aiza n'aiza. Za tsinona mbola tsy naita mitsy ra tsy amin'ny film. sa aiza misy d mba hijery za?


seminariste inona koa no misy an zany? ordre inona sy/na finoana inona?





Taitra ny ambompon'Ika marina!


:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079