lasa nihinana Mac do daholo ve ny tgvendrana tato klé

1. pikatti ( 21/09/2009 12:37)
O ry l'ty wiwi elah ngà tsy nantsoin(dry lerony,efa nalefako any le ticket resto
,fa ahoana l'ty lisany no tsy mahita ambara ntsony??? ry basseloha moa de beurrkk foana ny ao an-dohany,ry rapaty zany moa de iny mbola badraodra lava iny ihany,dé elah sisa ty no miandry le" coup de boule"
Oay saika adinoko mampamangy tokoa antsoiny i rakidoro sy salopard dé mba aza manao dondrona ntsony hono bainn a
:-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:20
2. xxx ( 21/09/2009 12:50)
ary salopard ve mbola miaraka foana @ le kisoa vavy iny é :lol:
aiza lsey ialahy rakidoro tsy tazana a, zah mbola manafay tgvfopla any @ TOPMADA
aleo i pikatti manay ato @ serasera aloha :lol:
3. pikatti ( 21/09/2009 12:54)
Tsy mamafay lesy aho fa mba manala fotsiny bainn a
mivoaha tao elah ry wiwi f'aza manao adim-poza :-D :-D
Misy cyber vao nisokatra lesy ao a, sady morabe le izy,mbola promotion raha ho any elah
4. Mirananirina ( 21/09/2009 13:28)
hihihi,mahita lazaina mihitsy marina moa
5. pikatti ( 21/09/2009 13:36)
slt Mirana,
mampmé anie wiwi é be doika lava io nedala de mba aleo omena Mac do , fa zany hono no maba tena faniriny,
ka hono aho wiwi tsy ho be doika zany elah androany sa lasa any @ pronvince ha ha ha l efianakam's :-D :-D
6. Mirananirina ( 21/09/2009 13:41)
salut pikatti,tsy aleo ve KFC fa tsy ampy azy Mc do fa kely loatra ka.Ary kay be fianakams izy iny eto ko.
7. pikatti ( 21/09/2009 13:46)
mirana
tonga de erakin'ny koveta be iny ve :-D :-D :-D ,sady efa hatramin'ny sabotsy hono nedala tsy nikaly ,nianatra nanao ramadan week end tao :-D :-D
de mirana zany no miantoka ny dépalcement,nedala mantsy tsy mahavidy tickets metro sy bus :lol:
8. Mirananirina ( 21/09/2009 13:52)
ie,ilay 1 koveta iny mihitsy azy irery.Za kosa tsy hiantoka fa aleo tratran'ny kisoa ao lery ko.Sady efa ho 1,70 € izao ny ticket iray an.aleo izy handeha tongotra.sady raha hitany any ao mety ataony hoe avia lemana fa maina loatra hihihih
9. dadabe ( 21/09/2009 14:01)
:-w :-w
10. HERY2 ( 21/09/2009 14:46)
Pikatti mody mihatsara ivelatsihy fa TGV ianao e, itako daholo anie ireny phrase nao mamely ny TIM ankolaka ireny e ,ohatra fotsiny ity iray ty fa ianao mahay mody mangorondela jereo eto



tsiky dia ampy 2!
11. pikatti ( 21/09/2009 14:47)
Za kosa tsy hiantoka fa aleo tratran'ny kisoa ao lery ko.Sady efa ho 1,70 € izao ny ticket iray an.aleo izy handeha tongotra

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 21/09/2009 14:49)
dadabe ,kay elah io mahay manao kaly be klé,
ao ambadika atsy nedala manao revy be nefa eto toa manao bonaika be zany ,ampakaro lesy le mafana fa zarako aza enao katrikatry :-D :-D :-D :-D
13. HERY2 ( 21/09/2009 14:53)
Aza haroninao vava ny TIM ato amin'ny serasera fa tazony izay tena antoko marina misy anao , iaraho ny TGV nao raha izay nomahafalifaly ny fonao f'aza ny ankizy ato no hanaovana safo siaka amin'ny fahaizanao mampiresaka !



tsiky dia ampy !
14. pikatti ( 21/09/2009 15:00)
malahelo be ve ny tgv ato zany no tena manao SOS sahady ,wadray aiza ary izy zany , mbola mampinana Mac do an-dry tgvfopla aloha
15. xxx ( 21/09/2009 15:01)
ie misy tsy mazava tokoa ato refa vakina misy ps roa lela izany ,nefa ps iray ihnay no entiny ,ny pitsikilo sy pivadika palitao dia toetra ratys ny MALAGASY
16. HERY2 ( 21/09/2009 15:04)
Aza haroninao vava ny TIM ato amin'ny serasera fa tazony izay tena antoko marina misy anao , iaraho ny TGV nao raha izay nomahafalifaly ny fonao f'aza ny ankizy ato no hanaovana safo siaka amin'ny fahaizanao mampiresaka !tsisy adala akory eto ka hanaovanao fampisehoana amin'ny fahaizanao miresaka fa TGV enao ary mpanaohana ny HAT ,azo averina vakiana ireo dinikao teo aloha rehetra hanamarina izany !
17. pikatti ( 21/09/2009 15:07)
t
sisy adala akory eto ka hanaovanao fampisehoana amin'ny fahaizanao miresaka fa TGV enao ary mpanaohana ny HAT ,azo averina vakiana ireo dinikao teo aloha rehetra hanamarina izany !

tsisy afa tsy ela rery ihany no tgv fopla mahita an'zany,ary io tgvn'elah io tsy maintsy borkena any :-D :-D
18. HERY2 ( 21/09/2009 15:09)
Mbola manao safo siaka iany ianao ry Pikatti ? ianao sy wuiwui no mitovy ! samy mpanao varopoza ato amin'ny serasera , manao lahana jiolahimboto sy bandy ianreo nadia ireny teny ratsy be fanaonareo sy ry wuiwui ireny aza !
19. pikatti ( 21/09/2009 15:14)
zah tsy mbola niteny ratsy zany leity ry wiwi a,ny tenay mamy toan'ny tantely foana tsy mba hitan'elah ve reny bainn :-D :-D :-D :-D hanontanio mou oz elah sefo zay :-D :-D :-D
20. HERY2 ( 21/09/2009 15:17)
Izay olona rehetra mananatra anao izany na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGV itony ! ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGV hatraminizay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008