lasa nihinana Mac do daholo ve ny tgvendrana tato klé

21. pikatti ( 21/09/2009 15:19)
ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGV hatraminizay e

tsy maintsy miala eo lessy io a,zay ihany no tanjona refa tsy mahay politika de manaova dj hono e :-D :-D :-D
22. HERY2 ( 21/09/2009 15:22)
Aza mihatsara uvelatsihy ianao Pikatti fa TGVendrana ianao aa tgvendranaaaaaaaabeeeeeeeeuuuuuu ! avoakako ho itan'olona eto ny anaranao fa mody mamono botretra eto fotsiny nefa lava rambo ,
23. pikatti ( 21/09/2009 15:28)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy :-D :-D :-D
24. HERY2 ( 21/09/2009 15:31)
hita amin'ireo karazana dinika natsangan'i Pikatti fa TGV hiringiriny izy fa ny fahaizany mampiresaka no entiny handotoana ny tolona efa mande ,mody adala io fa mitandrema tsara isika amin'ireo devoly an,mpinamana ihany io sy ry wuiwui raha io fanoratrany io ,
Ho ela velona ny TIM !

vive TIM !..... vive TIM !.....



tsiky dia ampy !
25. pikatti ( 21/09/2009 15:45)
raha tena tim elah inona ny olana ,ary mba hendré tsara @ zay :-D :-D :-D :-D
26. Noue ( 21/09/2009 17:53)
mac do zany ny sogany ato ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. pikatti ( 22/09/2009 15:17)
Noue
nampadihy tany N.Y kou ry bitrovoavo de mba nahazo karoty =)) =))
28. HERY2 ( 23/09/2009 15:21)
Izay olona rehetra mananatra anao izany ry Pikatti TGV na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGV itony ! ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGVendrana hatraminizay fa mahay manafinkoho fotsiny e, ary hainao tokoa ny milalao ny GTT ato amin'ity forum ity , nefa na izany aza dia tsy aharaka anay ianao fa fika efa antitra be no atao tsy maintsy miala hianareo eeeeeeuuu ! vive GTT .....vive TIM !......



tsiky dia ampy ho anao !
29. pikatti ( 23/09/2009 15:52)
zahay l'ty wiwi tsy misalotra fotsiny ny ara-dalana hotran'elah fa tena ara-dalàna tanteraka 100%,tsy misalotra ho Hery koa fa tena PIkatti :-D :-D
30. HERY2 ( 23/09/2009 16:03)
hainao tokoa ry Pikatti ny milalao ny GTT ato amin'ity forum ity an, tsy tiako ianao ,,, nefa na izany aza dia tsy aharaka anay ianao fa fika efa antitra be no ataonao sy ny ekipanao ato eee tsy maintsy miala hianareo eeeeeeuuu ! vive GTT .....vive TIM !......



tsiky dia ampy ho anao !
31. pikatti ( 23/09/2009 16:20)
tongasoa elah zany koa inona ny olana bainn a ,ary aza malahelo é,ny ara-dalàna ihany no reven'ny pokona :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1293