mbola mampiziriziry ireo hat sembana ara-tsaina reto

1. milamm ( 17/09/2009 12:38)
governemanta tsy mari-toerana,tsy mahefa no tsy manana tetik\'asa fanatanterahana ialana @ fahasahiranana.Aoka tsy ho adino fa midina ambany ny fanondro ara-toekarena,tsy ny mpandraharaha ihany no voakasika @ zany fa ny daholobe na institutionnelle et sociale mahatratra 50 000 ny asa very midangana 700 millions isan\'ora ny fatiantoka azo @ zany. Ny fitsidihan-tany di mikatso izay fidiram-bola notohanana fanoto ,manampy trotraka ny fahoriny vahoaka noho ny halatra goavana ampahibe-maso ataony ireo harena aondrany atsokosoko ao Ehoala,tanimpokonolona mirefy 4,66 Ha amidiny olony ao Tsinjorano(firaisana Analaiva/morondava lalam-pirenena faha-35)izay efa voavarotra 12 million Ar @ misionera katolika izay manana ny kara-tany momba izany/certificat foncier @ zao fotoana .misy hafa t@ ilay raharaha daewoo/ravalo v izany ?tsy vanona lisany ry hat manararaotra izao toe-draharaha izao nefa tadidio fa misy ny tody,tsy hitsahatra hitady ilay lalana faha-3 ny rehetra satria 8 volana efa fotoana lava izay ,asa ratsy fampihorohoroana sy tifitra andalam-be ,mandry tsy lavo loha ny pokona ...ho avy ny patsa 1 tsy omby vava,ratsy iraka sy ravalo aza les voadaka ny vodiny nefa besosy ka ze andry kely ho voaroaka hitavana RMI ao frantsa tsy ho ela.Rehefa tsy vita de atsipazo ny gant sao tsy ho tafaverina ao antanindrazana mandrapahafaty avy eo
novalian'i milamm ny 19/09/2009 15:34
2. Bazily ( 17/09/2009 12:55)
Aoka tsy ho adino fa midina ambany ny fanondro ara-toekarena,tsy ny mpandraharaha ihany no voakasika @ zany fa ny daholobe na institutionnelle et sociale mahatratra 50 000 ny asa very midangana 700 millions isan'ora ny fatiantoka azo @ zany

Tena marina io, zaho zao t@ity semaine ity ato mivarahotsana maharay ny cours d'echange isan'andro :
LE COURS DE CE JOUR 14 SEPTEMBRE 2009 : EURO - € : 2 806,28 Ar
LE COURS DE CE JOUR 15 SEPTEMBRE 2009 : EURO - € : 2 815,48 Ar
LE COURS DE CE JOUR 16 SEPTEMBRE 2009 : EURO - € : 2 831,68 Ar
LE COURS DE CE JOUR 17 SEPTEMBRE 2009 : EURO - € : 2 859,18 Ar

Raha izao no mitohy dia tsy ho ela dia ho 10 000Ar ny EURO iray






3. pikatti ( 17/09/2009 12:56)
Soit il est inconscient, soit il fait semblant de ne rien comprendre. Il pense qu’il est exagéré de dire que Madagascar est l’objet d’un embargo économique. S’il est vrai que personne n’a utilisé le terme « embargo », il est plus qu’évident que le pays va au-devant de réelles difficultés.

topmada
tena suicide collective ty klé, tsy maintsy miala io HAT io lesy bainn a
4. Mirananirina ( 17/09/2009 13:15)
hat sembana ara-tsaina reto
=)) =)) =)) =)) =)) =)) hihihi....
arabatana koa ange rehefa kelikely eh!!!!very daholo ny 4x4 hihihi
5. tsiafoi1 ( 17/09/2009 13:37)
Tsy mbola tsapan'ny malagasy aloa zao ze resaka taux de change any, fa rehefa miakatra 4000Ar ny 1kg ny vary atsy ho atsy, dia ho feno mpitokona 13mai, @'izay vao hikoropaka ra-HAT, ho aiza intsony!
6. milamm ( 17/09/2009 14:34)
araky ireo tatitra navoakany ministerany varotra(hat) farany misahana ny famatsiana ara-tsakafo dia mbola eo @ manodidina ny 1000 Ar.ny kg avy @ mpamongadiny ary 12000 Ar.any @ mpanjifa(miankina @ kalitao ananany).Mahatratra 3,5 millions tonnes ny vokatra paddy,ny vary fotsy dia 2 275 000 tonnes t@ ty taona ity .Ny salan\'isa ilainy ireo vava homana dia, 2 400 000 tonnes.,tsy mbola feno nefa izany isa tratrarina zany ka mila manafatra 70 000 à 80 000 tonnes amatsiana ny faritra Androy ,Anosy sy Toamasina izay akaikin\'Alaotra dia mbola mila eo @ 10.000 tonnes...izany hoe efa tsy ampy sahady ireo vatsy fa mandrapaha-lany azy aloha ka hanafarana any ivelany dia tsy mitsahatra hiaka-bidy andro aman\'alina,tsy tonga ho azy teo izany rehetra izany fa vokatry izao krizy efa 8 volana izao
7. hery ( 17/09/2009 15:00)
4 200 000 t vao ampy ny gasy

ka raha 2 400 000 t no disponibles dia 80 000 t no afarana dia misy 2 000 000 t mahery izany mbola ilaina.
8. Aouiandry ( 17/09/2009 15:36)
hery:

4 200 000 t vao ampy ny gasy

ka raha 2 400 000 t no disponibles dia 80 000 t no afarana dia misy 2 000 000 t mahery izany mbola ilaina.

aza mandainga ry paiso petak'orina a!!! ny gasy mahavokatra vary akotry 3.500.000T/ans d io refa voafotsy d 3.300.000 ny mahavelona gasy anefa d eo @ 3.580.000 T/ any d ny vary tsy ampy tsy mihoatra ny 80.000T/ d io vary io natao ho an'ny Malagasy any atsimo !!! elah oa tsy ny masonlah gila sy ny orinlah petaka no mahatonga anlah tsy ahitsy fijery eto !!! hi hi hi ha ha ha

9. pikatti ( 17/09/2009 15:41)
endasiko eo ndray elah wiwi :-D :-D :-D
10. Aouiandry ( 17/09/2009 15:44)
elah oa ry pokatti tsy mahendy ana zany jereo fa ny paiso petak'orina aza ato tsy hitany atao fa d mamafa anle kapa ventiny apetrako isakin'ny mandeha sisa ny asany ato anie ééé hany ka tsy voahidy tsony ny vavahady hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
11. pikatti ( 17/09/2009 15:56)
aleo elah faizina any ha ha ha, ary aza be taraina @ kofy aty :-D
12. ntss ( 17/09/2009 16:06)
Mba olona mipetraka eto Dago ve lo reto ol be chiffre reto sa GTT manao copie coller ndray e!

Io ry zalahy tsy ampahafirin'ny tam 2002 a, 25 000 Fmg ny litre essence, 10 000 Fmg ny kilaon'ny vary samy naka milamina daholo ko zao lisany vo be menomenona e!

Sady zao e, mba firy taona mo ra8 no teo mba nidina ambanin'ny 5000 ve io kilaom-bary io nefa vola avy ery e! MAP e SADEC e!...

Zao ary lesy Pdt Andry firy volana no teo tsy misy manome vola mahavita mihazona ny vidim-piainana tsy hidangana! Kriszy tadiavina lesy nen'lisany e!

Korontany eo ihany de ho avy am zay zahay TGV handaka vody an'lisany
13. milamm ( 17/09/2009 16:26)
ntss > ela sy ny mitovitovy @ ela ihany sisa no azony hat anaovana drindrangilo oe mety io,fa zahay de manamafy fa izay mamafy rivotra mbola hijinja tadio,loharanom-baovao akaiky @ io hat tompoin'lisany eo ambony io no nivoahany izany ary tsy any ivelany M.kara akory no mipetraka

Hery > le izy zokibe tsy mahatratra 2 000 000 T kosa no tsy ampy a,fa zao
2 400 000 T/taona no vary fotsy ilaina 2 275 000 Tno tratra t@ ty taona ty,zany hoe 125 000 T zany no ilaina afarana dia zarazaraina @ faritra rehetra izay tsy mamokatra kokoa noho ny hafa Androy,Anosy sns ny olana ?
mihamihena andro aman'alina ireo vatsy ireo ary ny devise miakatra andro aman'alina hanafaran'ireo mpandraharaha eto antoerana ny vokatra any ivelany, ary io no iatombohany trosa @ fanjakana izay miantoka ireo mpandraharaha vatsiany banky komersialy,nasionaly sns...tsy hisy hihena izany ny vidimpiainana ho avy eo fa mbola mafimafy koko aza...matoa izay mihena tampoka dia efa nisy varotra antsokosoko nifanarahany ireo mpitondra avy any ivelany tao
14. ntss ( 17/09/2009 16:51)
milamm> f'ela mo nga nahita ny vary "fanampy" teny an-tsena na indray maraina aza, 3 000 000 T lesy ny vary naondran'i ra8 isan-taona de manafatra le vary Pakistané stock izy hohanin'la gasy kely a!

Aleonay l'ty mividy ny varin'ny tantsaha 5000 Fmg any ampotony toy izay hividy ze vary stockn'la makarary kibo any a!

VIVE TGV LESY E
15. milamm ( 17/09/2009 17:43)
ntss > ony oa ela nga tsy mbola naheno ny stock tampon t@ androny ratsy iraka?oviana ela no efa tonga nividy vary tany @ tantsaha 5000 Ar/kg aza be resaka less ,nenla tsy fitiavana an'ravalo manokana ,no tena itako mivaingana ao antsain'la ka diso,tsy tim aho ary tsy manaiky ny fanaovana ampihimamba nataony ravalo fa ny resatsika de izay mahasoa ny firenena ialana @ kizo fahasarotany vidim-piainana itsinjovana ny krizy fa tsy ny mahafinaritra ny sain'ela,raha mahavita azy ny tgv anla nahoana no misolelak @ saodiana sy ny arabo ? aza ampirisihan'ela ny olona hanaiky ho andevony hat sy eo ambany ziogany refa tsy tiany,fa ela sy ny fianakams anla ampanaovina anzany ra mazoto,a bas les terroriste hat
16. pikatti ( 17/09/2009 19:48)
,nenla tsy fitiavana an'ravalo manokana ,no tena itako mivaingana ao antsain'la ka diso,tsy tim aho ary tsy manaiky ny fanaovana ampihimamba nataony ravalo fa ny resatsika de izay mahasoa ny firenena ialana @ kizo fahasarotany vidim-piainana itsinjovana ny krizy fa tsy ny mahafinaritra ny sain'ela

tena hitan'elah ry milamm ny blem =D> =D> =D>
17. Papoose ( 17/09/2009 20:40)
tanisao daholo mihitsy aloha le kilema @ zay mahafa-po!!tsssss :-D lany andro lany fotoana!!!tsy mampitombo an'ilay vary hanin'ny tsy ampy kaly io!!!

raha tena hendry dia ndana mirotsaka manampy fianakams ray dia zay ataon'ny politika eo ataony fa izy zao vao sahirana @ fivoriana! :^)
18. milamm ( 17/09/2009 22:22)
Papoose > tsy miseho ho hendry aho na be kafara fa fifanampiana ao anaty rafim-piarahamonina ihany tokoa no mampandroso ny firenena 1,tsy ho lany andro mihitsy raha mahay mifanampy aloha ny ts1/1.Lalana fototra iorenany rafim-piarahamonina rehetra izany,izay ilay lesoka lazaina mila ianarana itarika fiovana sy fanorenana...nahoana i Pere Pedro(lhl mendri-piderana manokana)izay tsy ho faty ny anarany @ Malagasy 1 manontolo noho ny asa vitany tanterany mahavita namelona sy nanampy ankizy Malagasy aman\\\'arivony handresy ny tsy fahaiza-taratasy ary ahavita ampianatra 10 000 zaza malagasy,hahay mamelon-tena ,tsy malagasy izy ary pretra no asany ary asa fanasoavana no itsarana azy,ary ireto politisiana nifandimby in no vitany???administratera,kapitenintsambo,mpandraharaha ekonomika ,profesora,DJ izay olompirenena tsotra daholo sisa @ zao fotoana no tsy misy mahay mifanampy anasoa ny tanindrazana fa miady seza fotsiny,nandefona ivoho ny firenena no nampitsanga-menatra antsika rehetra ho farany mahantra indrindra era-tany..
tsy azo odiana fanina izany fa tsy ilaina intsony izany toe-tsaina mpitondra mampahantra ny sasany izany ,diniho milamm tsara nge na de lava aza ny voalazako e
:wink:
19. Papoose ( 17/09/2009 23:05)
milamm, za tsy milaza hoe miseho ho hendry enao ka!!!

fa ny tiko isintonana ny sainao sy zay olona mitovy hvt aminao (izay tsy milaza aho hoe diso) fa peu importe milamm situation eo, efa fantatra le izy fa tsy vitan'ny fitanisana sy observation fotsiny fa ACTIONS no ilaina a!

hitanao hoe fa maninona i pere Pedro mahavita an'izao sy zao nefa izy Pretra, sns, dia raha tena tonga saina, sy milaza fa tia tanindrazana, dia raiso zay paika nahombiazany dia ampiharo @ herin'ny tenanao manokana...politika politika foana, ny politicians politicians foana! ary marina io lazainao io hoe tsy azo odiana fanina, fa mijery @ pespective hoe inona no ataoko za milamm hanampiako olona fa tsy mijery na nde hanondro molotra ireo "politicians" fa ny azy efa io no anaty rany, saady manaranaka ho azy!
20. milamm ( 17/09/2009 23:37)
voasakany toedraharaha politika tsy milamm ny fiainam-pirenena ka raha tsy voavaha aloha izany dia loza mitatao ho any rehetra foana,tsy manakana izay anjara tandrify ataoko izany,te hanao izany za nefa kosa ao anaty fandriampahalemana dia tsy tonga saina v zany no dikany ?oh. kely nefa hevero tsara ary hoe ao anaty fiara mipetraka ao aorina enao de misy mpamory mampanantena fa itondra anao andeha hamonjy ny adidy sy andraikitra fanaonao,sady tsy mahay mamily no mitratrevatreva,efa nanao aksida bdb ary miady seza handry saina v enao ka iteny oe aleo ny adidiko no sainiko nefa ny familiana eny ampelatanany mpamily tsy alehany,ny action manaraka dia ny fanalana ireo nangalatra ireo familiana ankeriny satria izy ireo no mitana ny fanalahidiny fampihorohoroana ahy sy ny hafa rehetra :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529