mbola mampiziriziry ireo hat sembana ara-tsaina reto
21. Papoose
(
17/09/2009 23:54)
bon zany wa nisy, misy, ary mbola hisy foana...ny tsara atao zao dia mi focus @ ataonao manokana fa avela ny boto sy adala hanao ny ataony eooo!
22. Andriwui
(
18/09/2009 03:32)
o ry milamm tsaroako tsara fa elah d anisan'ny oul nikozy fa i ratsy iraka no tao ambadik'i Rajoelina (io fanoratra ratsy iraka io d azonlah breveter-na satria elah no namorina an'io) ny mahagaga ana @ fomba fisainanlah d tsotra:elah milaza fa tsy nety ny nataon'i Ravalomanana, ny mahagaga anefa d izao refa voahongana i Ravalomanana d toa otran'elah njay ny tehamerina anazy eo, momba ny fitondrana ankehitriny d tokony hofantatr'isika fa tsy milamm ny tanana satria IREO MAFIA MIARAKA @ Ravalomanana no manery ny CI!!! tadidio ny kozin'i Ravalomanana nanao oe " Zah tsy afrikanina ka tsy mila baikon'ny afrikanina" iza anefa zao no ao @ GIC??? bandy afrikanina, tsy ny SADC izay vondrona firenena afrikanina ve no ampirisihan'i Ravalomanana hitondra tafika ao Madagsikara!!! noho izany raha tena misy ny fitiavantanindrazana d tsotra ny tokony atao avelao handeha ilay tetezamita satria raha tsy izany d tsy nisy dikany ny fihetsehambahoaka nentina nisakanana ny fikasandratsin'i Ravalomanana (elah no nilaza fa saika anagana empire tiko land t@ alalan'ny map Ravalomanana) noho izany aminay d tsy mbola vita ny tolona, ny difference-ko @ TGV d tsotra zah pour @ fandraisan'ny miaramila sy ny société civile ny fitondrana à conditioon que TSY AFAKA MIROTSAKA INTSONY i Ratsy iraka; Ravalomanana; Pr Zafy; Rajoelina; Roindefo en contre partie anefa d ireo olona ireo tsy mampaninn ana raha toa ka arovana ny fananany sy ainy!!!
23. Rajakoo
(
18/09/2009 05:56)
-Izahay leity tsy mila karaman'ny volan'ny saodianina hamoretanay ny mpiray tandrazana à nay a!!!
-Izahay tsy hery vahiny hibaiko anay zany koa leity a, tsy mila tafika libiana zany !!!
-Izahay mahatsapa fa efa potik'ity tgv ty i Madagasikara @ zao ziriziriny tsy mety hivoaka ny krizy zao
-Izahay efa leo ny fomba fanaovan'i Andry tsinontsinona ny maha-miaraly anay ,io no antony hanaovanay fivoriana,
Fehiny dia mila mitsoaka any @ désert any io dj n'elah io
-Izahay tsy hery vahiny hibaiko anay zany koa leity a, tsy mila tafika libiana zany !!!
-Izahay mahatsapa fa efa potik'ity tgv ty i Madagasikara @ zao ziriziriny tsy mety hivoaka ny krizy zao
-Izahay efa leo ny fomba fanaovan'i Andry tsinontsinona ny maha-miaraly anay ,io no antony hanaovanay fivoriana,
Fehiny dia mila mitsoaka any @ désert any io dj n'elah io
24. tsiafoi1
(
18/09/2009 06:19)
Ka izay anie ny action atao @'izao ry milamm e... Ao anatin'y fijerena ny tactique hanalana an'ilay mpamily tsy mamely (sady tsy mahay no dizin'ny molin'ny fitiavam-bola, nefa midongy volant...)
Ny fiara mandeha ihany..., ny mpandeha misomaritaka, ny mpamily dizina be midongy volant... Inona no tokony atao!!! Tsy maintsy haato aloa ny dia (Maputo I iny), de mitady zay mpamily mahay indray zao (eo idd ntsika zao)... de mbola io mifandrombaka hitondra volant io ry dizina rehetra, le miresaka amin-drizareo koa moa manahirana be ihany fa tsy miasa tsara intsony ny coco fa tena efa mamon'ny molin'ny vola... Ny hiafarany tsy maintsy par forcing militaire no hitondrana ny resaka. Tsy mbola TGV no tian'ny miaramila hapetraka eo, mino an'izany a!
Ratsimandrava 2 zao no stade manaraka andrasana...
Ny fiara mandeha ihany..., ny mpandeha misomaritaka, ny mpamily dizina be midongy volant... Inona no tokony atao!!! Tsy maintsy haato aloa ny dia (Maputo I iny), de mitady zay mpamily mahay indray zao (eo idd ntsika zao)... de mbola io mifandrombaka hitondra volant io ry dizina rehetra, le miresaka amin-drizareo koa moa manahirana be ihany fa tsy miasa tsara intsony ny coco fa tena efa mamon'ny molin'ny vola... Ny hiafarany tsy maintsy par forcing militaire no hitondrana ny resaka. Tsy mbola TGV no tian'ny miaramila hapetraka eo, mino an'izany a!
Ratsimandrava 2 zao no stade manaraka andrasana...
25. milamm
(
18/09/2009 09:48)
Andriwui > kozy tsy ekeko ,tsy mbola nisy mintsiny teniko nilaza oe avereno ravalo fa diso be ny eritreritr'ela,vakio ny voalazako etsy ambony fa tsy nety ny nataony ary io vao maika toy ny mpams mandeha alina ny hat mamerina izany ratsy vita izany
voalaza
voalaza
26. milamm
(
18/09/2009 09:57)
tsiafo1 > ekena ilaina ny Ratsimandrava 2,sy ireo vondrona sivily mahefa hitantana sy hanampy @ tetezamita ,ny fanotaniana manaraka iza,aiza ary rahovina ?tsy mbola lany tamingana ireo liana fiovana sy fanorenana
27. milamm
(
18/09/2009 10:04)
Papoose > safety first b4 responsability,lalany zvboahary rehetra izany tsy azo dinganina, ny ao antrano sy ny eny antanana v no robainy jiolahy mpamory fiara de asa soa no eritreretina voalohany....tsy lasa,ny laharampahamehana voalohany avoaka aloha ireo dahalo mampihorohoro,arovana ny fananana efa adidy sy andraikitra lehibe izany mahakasina ny daholobe fa tsy tena irery ihany
28. Papoose
(
18/09/2009 13:06)
ekena lesy fa mila safety be mihitsy.... ny stratejinao mba hahasafe anao @ responsibility ataonao dia tsy misehoseho enao!!!tsotra!
29. milamm
(
18/09/2009 13:22)
zay no nahatonga ny anarana saloriko eto oe "milamm" fa tsy misehoseho :wink: :-D
31. milamm
(
18/09/2009 13:51)
mazava ho azy ,ao ko ny fahafantarana ny tany iadiavana,ny namana ,ny fahavalo ary ny teti-panorona tsara kajy ary fampiharana mahomby no tanjona
@ zany :D
@ zany :D
32. Papoose
(
18/09/2009 13:57)
ie ekeko hatrany, fa afaka ataonao tsara zany ao anatin'ny full discretion! :D fa mila mahay mitandrina tsara @ info alaina sy omena ohatra!! :D
34. halloween
(
18/09/2009 17:14)
ahitsio ny kozinlah ry milamm fa tsy Ravalomanana no tsy reveko fa ny fomba fanaovany politika porofon'izany jereo ny proposition-ko milaza ny tokony hiarovana an'ireo olona ireo sy ny fananany satria amiko d olona tsy tokony hanao politika intsony izy ireo na izany aza anefa d mendrika ny arovana izy ireo satria malagasy mitovy amiko!!! zah kosa anefa d tsy miombo kevitra aminlah amile resaka HAT satria amiko d tsy nandeha iny fitondran-dravalomanana iny porofo tsy nanaiky an'iny hatramin'ny farany i Pr Zafy ny olana d matahotra ny mpanao politika fa haverin'i Andry ny fanaon'i Ravalomanana eto zah d milaza fa diso izany hevitra izany satria araho akaiky ny kozy n'i Andry fa ataony mazava tsara fa izy d tsy hirotsaka hofidiana refa vita ny tetezamita ny TAHOTRIn'ny mpanao politika d ny VALIFATY ERITRERETIN'i Ravalomanana atao d io no nahatonga an'ilay ratsy iraka miovaova satria tsy mahatsindry an'i Ravalo lery !!! aleo alou mazava fa ADIN'NY MALAGASY SY NY MAFIA ITY ADY ITY ny MAFIA ZAY AO AMBADIK'i Ravalo ary io no nahatonga an'i Pr Zafy sy Ratsiraka nanomle an'ilay proposition oe sénateur à vie ny ancien président !!!
36. milamm
(
18/09/2009 23:43)
ela ihany zany ty haloween,Andriwui sns ty a, :lol: ,i ravalo resahin'ela io de ol b atidoha anangana ny empire tikoland ao M.kara sy afrika @ indostria agro-alimentaire (fanjanahana ekonomika ny malagasy toy ny nataony frantsay)ary i andry de mitady hanao ny mitovy nefa tsy tafavoaka fa manao botolo,voa ela t@ ravalo de eken'ela ko zany i andry zay mitovy ary ratsy noho izy ary??????????
37. halloween
(
19/09/2009 05:27)
milamm:
ela ihany zany ty haloween,Andriwui sns ty a, :lol: ,i ravalo resahin'ela io de ol b atidoha anangana ny empire tikoland ao M.kara sy afrika @ indostria agro-alimentaire (fanjanahana ekonomika ny malagasy toy ny nataony frantsay)ary i andry de mitady hanao ny mitovy nefa tsy tafavoaka fa manao botolo,voa ela t@ ravalo de eken'ela ko zany i andry zay mitovy ary ratsy noho izy ary??????????
zah ihany less io ah!!! averiko aminlah fa tsy manohana an'i Andry @ maha mpanao politika zah fa kosa mazava tsara io kozynlah io fa raha tsy VOAHONGANA TEO Ravalo d io no tanjony ary i Ravalo d tsy fier @ mahamalagasy anazy porofo ny zanany manambady vazaha!!! resaka psychologique zany!!! amiko mantsy d mbola averiko fa NY MPANAO POLITIKA NIFANDIMBY TETO D TIAN'i Madagasikara fa TSY TIA ny Malagasy!! tindry zalahy i Madagasikara satria ao ilay harena tsetsefiny hampanankarena nazy aiza ve less ka Japon t@ andron'i Andrianampoina tsy naharesy ny Malagasy zao anefa aiza izy, jereo ny loza aravoanjanahary mahazo anazy ary raha ati-doha mijereva elah institution matanjaka be erak'izao tontolo izao ka tsy misy Malagasy teknisiana ambony @ ireny!! kanefa ilay Malagasy eto Madagasikara d mitrongo vao omana tsy mba afaka mi-profiter ny zavabohary nomen'ilay Nahary anazy!!! ka aleo azava ra-milamm fa tsy Andry Rajoelina no tohanako fa ilay FANONGANANA an'i Ravalomanana mba AHAFAHANA MAMETRAKA RAFITRA DEMOKRATIKA HAMPANDROSONA NY FIAINAN'NY Malagasy noho izany amiko d tsy mbola voahongana i Ravalomanana rah tsy tafapetraka ilay repoblika vaovao mbola hamafisiko anefa fa zah tsy mila an'i Andry na Ratsiraka na i Marc na i Pr Zafy na Ratsirahonana ho prézida an !!! Rah ohatra ka tsy maintsy manome olona d manana olona TENA FIER @ MAHAMALAGASY AZY ZAHAY ary EFA MANDRAY ANDRAIKITRA izy @ZAO!!!
38. milamm
(
19/09/2009 15:34)
mazava zay ny hevitr'ela ka,fa zao raha tena milay zany ol zany de arosoy ho jerena fa miandry ny pokona nefa tandremo sao hanao otrany andry eo ko ,dedaka nanao botolo nefa tsy tafa,tsy misy bado akory ny ol hanavaka ny vary sy voatsiparifary :D zahay akory tsy anda raha mahasoa,fa ra tsy alehany kosa de aza lanina ny androny hafa a
