Rainay any an-danitra...
21. Picsou
(
11/09/2009 08:14)
Raha tianao ny hahatanteraka izany dia :
- Mila mandray an'i Jeso Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainanao ianao aloha
- Izy no nampianatra an'io vavaka io dia Izy no hahatanteraka an'io ao aminao amin'ny alalan'ny Fanahy Masina. Aza hadino ny mamaky ny baiboly isan'andro dia ho tsapanao ny fiatombohan'ny fahatanterahan'io vavaka io.
- Laisse-toi allez. :oops:
- Mila atao amin'ny fo ny vavaka fangatahana ny hidiran'i Jeso Kristy ao am-po araka ny Romana 10:9-10.

22. rzakarivola
(
11/09/2009 12:17)
Veloo:
ny fiainana lesy dia tolona a, ... Ka tohizo re aza kivy fa i Satana dia hiteny amin-tsika foana oe - Itanareo??? ...
==> Izaho aloha tsy mahafantatra mihitsy izay tenenin'ilay Satana. Fa ny Tenin' Andriamanitra Velona dia i Jesosy Kristy, Izy no "Zanaka malala izay sitrak' Andriamanitra, Izy no henoy".
23. rzakarivola
(
11/09/2009 13:42)
1- Fony izaho tsy nino an\'i Jesoa Kristy : Nataoko foana io vavaka io, tsy nivaky loha t@izay hoe tanterako sa tsia aho, tsy tao an-tsaiko fa isaka ny milaza an\'izany aho dia miteniteny foana raha tsy marina akory no ambarako.
2- Rehefa nanomboka nino an\'i JK : Nanomboka tena nandray am-po ny @ vavaka, nahagaga ahy aloha ny filazana matetika fa io no vavaka tsarasy feno indrindra, hoy aho hoe \"ko maninona ary no mbola manao vavaka hafa raha toa io ka feno?\". Nanomboka nosainiko tam-po izy rehetra, ary vao teo @ hoe \"Rainay izay any an-danitra\" aho dia efa bloqué, te hiteny an\'ilay izy aho ary tononiko ihany, saingy ny fanahiko mahalala fa tsy mba mitondra tena tahaka ny zanak\' Andriamanitra aho : tsy nankato akory ilay Didy lehibe voalohany indrindra : tiava an\'i JEHOVAH Andriamanitrao @ fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra, ny fanahinao rehetra.
Hoy aho tany an-tsaiko tany hoe : miezaka izany, fa izay tononiko rehetra dia miampanga ahy fa tsy izany akory ny ato am-poko :
- hohamasinina anie ny anaranao : tsy nanamasina ny anaraNy aho
- ho tonga anie ny fanjakanao, atao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra : tena sahiko ve ny hiteny hoe \"tongava haingana ary ny fanjakàn\' Andriamanitra e\", izaho tenako aza natahotra satria tsapan\'ny foko fa maro loatra ireo zavatra tokony notanterahiko isanandro nefa tsy notanterahiko, maro koa ireo ratsy izay nataoko. Ny marina, raha azoko natao dia ho toy izao no nataoko t@ Andriamanitra hoe : \"aleo aloha mba hiandry kely ho metimety aho\"
- Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay : tadidiko foana ilay tenin\'i Jesoa hoe \"vao tsy mangataka akory ianareo dia efa fantatry ny rainareo izay tokony ho anareo\". Dia hoy aho hoe : \"ka inona indray moa izany no antony mbola angatahako eo ?\"
...
Ny faminitinako dia hoe, tsy afaka manonona an\'iny vavaka iny aho, kanefa moa inona no vavaka afaka hotononiko ? Meloka aho dia izay!
3- Finoako ankehitriny :
==>
1- Mandray an\'i Jesoa Kristy ho Tompo :
* tsy ahy intsony ny tenako, ny fahaizako, ny harenako, ny ankohonako, ... sns fa an\'i JK
** tsy ny sitrapoko no atao(ko) fa ny an\'i JK
*** ny teniNy ihany no ekeko ho marina ary ny baikoNy ihany no ankatoaviko
2- Mandray an\'i Jesoa Kristy ho Mpamonjy : expérience personnellen\'izay manatanteraka an\'io dingana voalohany io.
Ahoana anefa no hahatonga ny olona handray an\'i JK ho Tompony ?
--> Amin\'ny finoany Azy ho Kristy Zanak\' Andriamanitra Velona, araka ny Filazantsara.
Ahoana no hinoany ny Filazantsara ?
--> Amin\'ny fahazoany antoka ao am-po fa tena velona (natsangan\' Andriamanitra avy t@ maty) marina i JK. Fa raha tsy nitsangana i Jesoa Kristy dia tsy misy antoka ny fahamarinan\'ny Filazantsara, fa izay mino ao am-pony fa nitsangana i JK, dia manana antoka ny fahamarinan\'ny Filazantsara.
Izany no ahazoako, ary iombonako amin\'ny tenin\'ny Apostoly Paoly hoe :
\"satria raha manaiky an\'i Jesosy ho Tompo amin\'ny vavanao hianao ary mino amin\'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin\'ny maty, dia hovonjena hianao\"

Picsou:
Raha tianao ny hahatanteraka izany dia Mila mandray an\'i Jeso Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainanao ianao aloha araka ny Romana 10:9-10.
==>
1- Mandray an\'i Jesoa Kristy ho Tompo :
* tsy ahy intsony ny tenako, ny fahaizako, ny harenako, ny ankohonako, ... sns fa an\'i JK
** tsy ny sitrapoko no atao(ko) fa ny an\'i JK
*** ny teniNy ihany no ekeko ho marina ary ny baikoNy ihany no ankatoaviko
2- Mandray an\'i Jesoa Kristy ho Mpamonjy : expérience personnellen\'izay manatanteraka an\'io dingana voalohany io.
Ahoana anefa no hahatonga ny olona handray an\'i JK ho Tompony ?
--> Amin\'ny finoany Azy ho Kristy Zanak\' Andriamanitra Velona, araka ny Filazantsara.
Ahoana no hinoany ny Filazantsara ?
--> Amin\'ny fahazoany antoka ao am-po fa tena velona (natsangan\' Andriamanitra avy t@ maty) marina i JK. Fa raha tsy nitsangana i Jesoa Kristy dia tsy misy antoka ny fahamarinan\'ny Filazantsara, fa izay mino ao am-pony fa nitsangana i JK, dia manana antoka ny fahamarinan\'ny Filazantsara.
Izany no ahazoako, ary iombonako amin\'ny tenin\'ny Apostoly Paoly hoe :
\"satria raha manaiky an\'i Jesosy ho Tompo amin\'ny vavanao hianao ary mino amin\'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin\'ny maty, dia hovonjena hianao\"
24. simplex
(
11/09/2009 13:55)
ny anah indray refa any ampiangonana dia matetika hiraina le izy hany ka ny mihira no mahamaika ah noho ny mieritreritra hoe vavaka koa anie ity kozy ity :)
ny tsy any ampiangonana moa... aleo tsy tenitenenina fa otran'ny mahamenatra be :oops:
^:^
26. fahamarinana
(
11/09/2009 14:18)
:arrow: Amiko manokana aloha dia misy kosa vavaka efa natao iraisana,tsy voatery ho tsianjery maimbo akory ny dikany !Lasa tsianjery maimbo izay rahatoa ka atao fahatany nefa tsy tsapa sy hay ny tena atao mandrintra ilay vavaka !Raha haka fanoharana isika (nefa mety ho hs tanteraka koa ity !) dia karaha ireny formules math ireny e,misy efa vita rafitra tanteraka hamahana ny olana iray ,fa raha samy hanao ny formule ny tsirairay dia mino aho fa hisy valiny maro dia maro tsy hita popoka no ho hitantsika rehetra !
Ny tiako marihina hoe :afaka atao koa ny mivavaka amin'ny fomba tsotra fa misy kosa ny efa drafitra arahina e!
Asa anefa fa mety ho diso aho ,tahaka ny hoe miangona any am-piangonana ihany koa ,afaka tsy mandeha satria azo atao eny rehetra eny fa tsara koa ny miaraka ,miombom-bavavaka !Amiko monja nefa izay !
simplex : :-D :-D mahatsikaiky foana !..
Ny niverenako niditra Fiangonana dia ny fitiavako hira sy mihira !Nony niditra chorale aho dia nianatra hira maro ary nisy zavatra hafa nanintona ahy sy tsapako kokoa ankoatran'ny hira !Tsy haiko tantaraina amin'ise fa tahaka izay no niandohany Finoako dia nianatra sy nandalina bebe kokoa ,tsy an-tery fa tena fitiavana ahalala misimisy kokoa ilay Hery nanintona ahy !Hatramin'izao dia mbola mitady AZY sy miezaka manaraka AZY na dia tsy mety lafatra aza ...fa kosa miaina fa tsy kivy sy ketraka !Faly miaraka AMINY hatrany !
za zay an ! :D (l)

27. soanja
(
11/09/2009 14:28)
rzakarivola:
Veloo:
ny fiainana lesy dia tolona a, ... Ka tohizo re aza kivy fa i Satana dia hiteny amin-tsika foana oe - Itanareo??? ...
==> Izaho aloha tsy mahafantatra mihitsy izay tenenin'ilay Satana. Fa ny Tenin' Andriamanitra Velona dia i Jesosy Kristy, Izy no "Zanaka malala izay sitrak' Andriamanitra, Izy no henoy".
Efa nisy niresaka taminy tokoa angamba kooo!!!
28. Veloo
(
11/09/2009 16:20)
Mila fianarana ilay izy ,mila fandalinana tsirairay hoe inona tokoa ny dikan\'iny vavaka iny ary dia mivavaka mba ho ny sitrapon\'ilay ray tokoa no ho tanteraka fa tsy ny antsika
marina ny anao ry nyrina...
29. Veloo
(
11/09/2009 16:37)
cutie [ Valio ] 11-09-2009 04:59:53
Lohateny : Re : Rainay any an-danitra...
Voalaza teo :
ny fiainana lesy dia tolona a, ita fa tsy hisy ahavita an'io mihitsy raha tsy mitolona isan'andro isika. Mivavaka foana ataovy foana na dia nanota sy nanao an'ilay izy ary isika (bien sur @ fo feno fanetre-tena sy mino fa hamela ny helon-tsika i Jesosy... Ka tohizo re aza kivy fa i Satana dia hiteny amin-tsika foana oe - Itanareo??? jereo ty ota be ataonareo angaha Jesosy ho tiananareo sy hamela anareo... Ka aza kivy fa ny fahasoavan'Antra dia eo akaikin-tsika foana miandry antsika hibebaka @ ny fahotana, Izany no nahatongavan'i Jesosy teto an-tany dia ny hamonjy antsika @ fahotana sy ao anatin'ny fahotana.
Mahereza ooooo
tsy azoko le satana lazai-njy, le satana ve ao an-tsaina izy miteny an'io sa aiza sa eritreritra fotsiny
cutie a, fanta-tsika tsara fa i satana dia invisible, ary tsy misy afa tsy ao @ saina no ahafahany mamitaka antsika, tsy itan-ndry ve indraindray indry misy hesitation
- ohatra fotsiny ity :
mahita akanjo tsara tarehy indry (mena2) ilay izy , indry tsy manana vola (na dia manana ary indry tsy afaka mividy azy fa lafo be ilay ohatra fotsiny ) nefa tian-ndry be ilay izy, misy ao an'eritreritry-ndry- andeha hanandrana an'ity akanjo ity aho any @ fitting room (essayage) dia avy tonga dia avy eo ataoko ao anatin'ny poketra, no sady tsy misy an'ilay zavatra haneno iny rehefa hivaoka ny magazin indry.
eo ilay hesitation misy ny iray miteny @ ndry a ratsy ny mangalatra, misy ny miteny @ ndry oe tssss andana alaivo ampahafiriny ny olona efa naka anefa ity alaiko ity a...
Tsy maintsy misy foana ny tsara sy ny ratsy (bad and good decision)... ka izay rehetra ratsy dia sur fa avy any @ satana.
indraindray koa izy miseho ny faharatsiany eny amin'ny olona: ireny manao suicide miaraka amin'ny bomba ireny... dia itan-ndry ve ireny fa avy any @ Andriamanitra? sanatria....
Ka izay ilay izy a ao @ eritreri-tsika izy no manafika.
Ka izay ilay atao oe mila mi-surrender (miaiky angamba ny dikan'ny @ teny gasy) amin'i jesosy isika ary mila mitolona isan'andro.... :-*
30. cutie
(
11/09/2009 18:12)
ok akia veloo, ary voarain-jy ve le hafatra lava be nanazavako ny momba an'le hira e??? :D
33. soanja
(
11/09/2009 19:21)
Veloo:
[
Tsy maintsy misy foana ny tsara sy ny ratsy (bad and good decision)... ka izay rehetra ratsy dia sur fa avy any @ satana.
indraindray koa izy miseho ny faharatsiany eny amin'ny olona: ireny manao suicide miaraka amin'ny bomba ireny... dia itan-ndry ve ireny fa avy any @ Andriamanitra? sanatria....
Ka izay ilay izy a ao @ eritreri-tsika izy no manafika.
Ka izay ilay atao oe mila mi-surrender (miaiky angamba ny dikan'ny @ teny gasy) amin'i jesosy isika ary mila mitolona isan'andro.... :-*
Ahoana moa no maha "sur" azy eo. Misy porofo mivaingana ve ka nahita ilay satana mandehandeha mitety olona sa ve ianareo no manonofy ratsy azy ao an-tsainareo ao dia milaza fa misy izy. Mino aho fa ny hitanareo dia ilay olona miteny hoe ataovy izao sy izao iny tsy satana iny fa olona aloha hatramin'izao. Ka ny olona dia tena misy tokoa ny ratsy sy ny tsara fanahy!
34. ikaretsaka
(
11/09/2009 20:03)
izay mantsy ..stsy hoe rehefa tsy metimety ange de satana foana izay e
36. ikaretsaka
(
11/09/2009 21:14)
raha raisina ny lojikany de izay... fa za tsy mino an zay( mitovy @ soanja za @ io lafiny 1 io)
39. soanja
(
11/09/2009 22:35)
Veloo:
cutie [ Valio ] 11-09-2009 04:59:53
Lohateny : Re : Rainay any an-danitra...
Voalaza teo :
ny fiainana lesy dia tolona a, ita fa tsy hisy ahavita an'io mihitsy raha tsy mitolona isan'andro isika. Mivavaka foana ataovy foana na dia nanota sy nanao an'ilay izy ary isika (bien sur @ fo feno fanetre-tena sy mino fa hamela ny helon-tsika i Jesosy... Ka tohizo re aza kivy fa i Satana dia hiteny amin-tsika foana oe - Itanareo??? jereo ty ota be ataonareo angaha Jesosy ho tiananareo sy hamela anareo... Ka aza kivy fa ny fahasoavan'Antra dia eo akaikin-tsika foana miandry antsika hibebaka @ ny fahotana, Izany no nahatongavan'i Jesosy teto an-tany dia ny hamonjy antsika @ fahotana sy ao anatin'ny fahotana.
Mahereza ooooo
tsy azoko le satana lazai-njy, le satana ve ao an-tsaina izy miteny an'io sa aiza sa eritreritra fotsiny
cutie a, fanta-tsika tsara fa i satana dia invisible, ary tsy misy afa tsy ao @ saina no ahafahany mamitaka antsika, tsy itan-ndry ve indraindray indry misy hesitation
- ohatra fotsiny ity :
mahita akanjo tsara tarehy indry (mena2) ilay izy , indry tsy manana vola (na dia manana ary indry tsy afaka mividy azy fa lafo be ilay ohatra fotsiny ) nefa tian-ndry be ilay izy, misy ao an'eritreritry-ndry- andeha hanandrana an'ity akanjo ity aho any @ fitting room (essayage) dia avy tonga dia avy eo ataoko ao anatin'ny poketra, no sady tsy misy an'ilay zavatra haneno iny rehefa hivaoka ny magazin indry.
eo ilay hesitation misy ny iray miteny @ ndry a ratsy ny mangalatra, misy ny miteny @ ndry oe tssss andana alaivo ampahafiriny ny olona efa naka anefa ity alaiko ity a...
Tsy maintsy misy foana ny tsara sy ny ratsy (bad and good decision)... ka izay rehetra ratsy dia sur fa avy any @ satana.
indraindray koa izy miseho ny faharatsiany eny amin'ny olona: ireny manao suicide miaraka amin'ny bomba ireny... dia itan-ndry ve ireny fa avy any @ Andriamanitra? sanatria....
Ka izay ilay izy a ao @ eritreri-tsika izy no manafika.
Ka izay ilay atao oe mila mi-surrender (miaiky angamba ny dikan'ny @ teny gasy) amin'i jesosy isika ary mila mitolona isan'andro.... :-*
Tadidio lalandava fa betsaka ny zava-dratsy mitranga amin'olombelona no mitondra an'ilay olona hanana fahendrena hiova sy ahita mahiratra amin'ny fiainana zany hoe hahalala an'Andriamanitra. Matoa io no mitranga dia tsy azo atao hoe ratsy ilay zavatra nitranga satria iny aza no nampifoha anao tao anaty torimaso koo!!!!
40. reve
(
12/09/2009 15:33)
Marina ny voalaza hoe tsy tanteraka isika olombelona kanefa dia izao aza adino fa efa NODIOVIN'I JESOA KRISTY tamin'ny Ràny isika teo ambony hazo fijaliana notorotoronina tamin'ny ota anefa isika dia mora manota ka mila mifona Aminy isan'andro, misy Ray amandreny ampanahy izay nilaza hoe miezaka manaradia sy manatona ny Tompo isika fa tsy mora anefa izany mila ezaka isan'andro izany akory tsy manakana anao hanonona ny vavaka nampianarin'ny Tompo manontolo Tadidio fa lehibe ny Famindrampon'Andriamanitsika mety mbola sarotra ilay hoe mamela heloka kanefa dia mila Tononona io fa ny Tompo manampy anao ahatanteraka izany na dia toy ny voatsinampy aza ny Finoanao!
Farany saika hadinoko nefa lehibe dia izao zaran'ny devoly aza ianao manana sentiment de culpabilité dia tsy sahy hanonona mihintsy ilay vavaka. Reseho izy fa ny Tompo mahafantatra tsara ny tena ao ampontsika tsirairay avy
(l) (l) (l)