Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?
61. cutie
(
17/09/2009 22:15)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 15-09-2009 18:03:23
Lohateny : Re : Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?
hoe le bandy variana @ look ve no tsy mahazaka sipa firy mihoatra @ le bandy tsy mivakl?
sitl,
tsy dia hoe loko per-se loatra fa ny pozy en general ee.
ohatra hoe pataloha velon-drirana sy tenisy zao dia efa be
na hoe ambony menamena be miaraka @ pataloha fotsifotsy be
tokony ho hain'ny lelah: misotro taoka
mitsimpona fotsiny za io fa manapa-tsinay be taloha ny ato :-D :-D :-D :-D
62. Papoose
(
17/09/2009 22:17)
nisy fotoana lamaody be reny miforiporitsa reny koa! ohatran'ilay style ohatran'ny iteteavan'ny asidra! ;-)
64. Ratoa
(
18/09/2009 14:17)
lamaody be mihitsy io lazaiko io tany amin'ny taona 1978/79- 1980/81 ary tena milay an! izay no ilazako hoe tsy maharaka ianareo.
Ilay veste anie tsy veste costume fa veste coton maivana2, mifanaraka tsara amin'ny jean, atao tanora loko kokoa na antitra kokoa noho ilay jean.
Dia lobaka fohy tanana, fotsy, dia retroussées ny manches ilay veste, atosika miakatra fotsiny fa tsy ilay avalombalona akory.
Style ry nao â! culture koa no ilazana azy. Nijery aho tamin'izany fotoana izany fa tsy tafita tany Dago mihitsy ilay izy. Asa tsy manana ilay veste angaha ny gasy.
Ataovy koa (ho an'ny sipa) jean + chemisier brodé+ bottines à talon aiguilles!
(HS fa tsy maninoa) fa tena classe!

65. Papoose
(
18/09/2009 15:03)
mba asio sary hoe raha tsy mahasosotra fa aho tsa mahay lamaody de tsy azoko sary antsaina mints, azafady! :D
66. ikaretsaka
(
18/09/2009 17:01)
simplex:
lol
norma ngambany izany afa tsy le hoe "mipasoka jean" :roll:
lany atao ?? :-w
Izany jean velondrirana izany ... dein!
70. Papoose
(
18/09/2009 19:46)
fa toa lasa teny anglisy? nga mampiteny an'izany mihitsy le size?? 8O
sao de bachet zany jean zany kle!
sao de bachet zany jean zany kle!
71. Ratoa
(
19/09/2009 19:04)
Izany jean velondrirana izany ... dein!
fa iza no nilaza hoe velondriranyy é?
Misy pataloha tena pasoana tsara fa tsy asiana rirany
72. soanja
(
20/09/2009 13:22)
ikaretsaka:
simplex:
Hoy i soanja:
Creativity / crafting = inspiration from love of self and others!
maybe... sounds gay to me
arakarak'ilay hoe what kind kopsa no creer-na sy craftevana
raha vonikazo atao ao anaty vase na lehilahy manao akanjom-bevavy de aoka hilam
Tsy izay no tiako hambara ka. Ny fahafahanao mahalala manao zavatra sady creation-nao ilay izy no sady hainao ny mi-presenter- azy ho azon'ny olona ny tianao hambara. Zany hoe amiko dia tokony mba artista kely na lehibe y lahilahy ary refa tsy tafa dia mahalala kosa mi-enjoy sy mi-appreciate ny an'ny hafa miaraka amin'ilay malala eo. Tsy misy fitakiana hoe ataovy toy ny an'ny vehivavy ny zavatra hain'ny lehilahy fa hoe mahay ve ilay lehilahy mi-palpa ny fon'ilay vehivavy mba hifikitra aminy.