Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?

21. simplex ( 09/09/2009 14:03)

envy7:
mahay mapiteraka and-Ramato,raha sendra ny patsa iray tsy homby vava,fa tsy laozana torakovitra,mipararetra eo fotsiny.
misy boky fianarana anio angah? :P

Ny solution de rechange aloha dia ny hoe mahay miantso ambulance ee :lol:
22. simplex ( 09/09/2009 14:05)

soanja:
tia zavakanto
mba azavao kely hoe? na asivo ohatra...

:P
23. soanja ( 09/09/2009 15:58)
Ohatra hoe:
Mahay mioty voninkazo tsara tarehy ( cactus) eny an-tampon'ny horombe asiana bozaka maitso manodidina sy ravina manga alamindamina ohatra dia tolorana ilay malala.
Mahay mba milalao angorodao mba hihira ilay fitiavana tsapa avy any anaty.
Manao sary hosodoko na mividy sary hosodoko mahafinaritra mba hamenoana ilay ankany kely.
Entina any amin'ny musee/ galerie ny sipa mba hijery ny hatsarana vitan;ny hafa fa hampivondrona anareo roa.
Aza hadino mividy ticket mba miara mijery an'i Garou!
Creativity / crafting = inspiration from love of self and others!
24. simplex ( 09/09/2009 16:07)

ah okay
miankina @ le sipa sy ny hoe tena reven'le bandy tokoa ve le sipa ngambany io fa en general hain'ny lelah rehetra hoy ah.

soanja:
Creativity / crafting = inspiration from love of self and others!
maybe... sounds gay to me :-P

;-)
25. Papoose ( 09/09/2009 16:18)
ny ahy ndray raha bandy manao scrapbooking no mety ho gay amiko :-P
26. simplex ( 09/09/2009 18:54)
papoose:
ny ahy ndray raha bandy manao scrapbooking no mety ho gay amiko :-P
:)
fa tsy hoe manao t-shirt mavokely ve :P

fa ny tena tokony ho hain'ny lelah gasy?
mi-controle ny vadiny ^:^

alefaso ny reaction aloha fa azavaiko refa avy eo ;-)

:)
27. Papoose ( 09/09/2009 18:57)
:-D za aloha tsy hi reagir satria vague be le hoe mi-controler!

mi t-shirt mavokely ve????na lobaka mavokely??? raha za manokana mahita bandy betsaka manao an'ireny tsy manao fihetsika gay, tsy manao fihetsika sy endrika gay dia ataoko hoe tsy gay zany amiko manokana! :D
28. soanja ( 09/09/2009 22:53)
simplex:

soanja:
Creativity / crafting = inspiration from love of self and others!
maybe... sounds gay to me :-P

;-)

Zah aloha mahalala bandy gravy be raha haka sary sy handahatra azy hanintona ahy izay vitany eo....

:D :D Materialy miaraka amin'ny abstracta! Hola misokatra izay tsy tokony hisokatra. Tsy misy resaka gay io aloha.....
29. sitlo ( 10/09/2009 02:25)
Be dia be koa izy izany. Indrindra moa fa ilay manasa silipy. Tsy masaka mihitsy. Tsy aleo ve mamangy manjo dia vita eh?
Hozy zokinay izay tamin'izy vao nianatra hoe: solon-drambon-damba tsy masaka. :-D
30. Ratoa ( 10/09/2009 12:22)
asaivo manolo pneu vaky any an-tampon'i Horombe @ andro alina anie ny vehivavy raha tsy tsimponina@ ratsantanana ny hanao sy ny hahavita e
izaho efa nanolo pneu irery sasakalina teny Tsimahabeomby
31. Envy7 ( 10/09/2009 12:48)
simplex:
envy7:
mahay mapiteraka and-Ramato,raha sendra ny patsa iray tsy homby vava,fa tsy laozana torakovitra,mipararetra eo fotsiny.
misy boky fianarana anio angah? :P Ny solution de rechange aloha dia ny hoe mahay miantso ambulance ee :lol:
Misy boky ,misy enarana .
32. Mirananirina ( 10/09/2009 13:11)
Papoose:

:-D za aloha tsy hi reagir satria vague be le hoe mi-controler!

mi t-shirt mavokely ve????na lobaka mavokely??? raha za manokana mahita bandy betsaka manao an'ireny tsy manao fihetsika gay, tsy manao fihetsika sy endrika gay dia ataoko hoe tsy gay zany amiko manokana! :D

lamaody be io fa tsy gay mihitsy ka,marina ny any papoose.misy izany tena mavokely hatraminy kiraro sy bakiraro.

33. ikaretsaka ( 10/09/2009 16:13)
Ratoa:

asaivo manolo pneu vaky any an-tampon'i Horombe @ andro alina anie ny vehivavy raha tsy tsimponina@ ratsantanana ny hanao sy ny hahavita e
izaho efa nanolo pneu irery sasakalina teny Tsimahabeomby

Iray izay!
34. Papoose ( 10/09/2009 16:29)
mavokely sy orange claire tsy mifankaiza ihany!!! :D
35. simplex ( 10/09/2009 16:38)

Mirana, papoose,
lobaka fotsy somary mavokely oui, fanaovana tenue correcte tena milay be ampiarahana @ pataloha maintimainty. :P

Ny ankoatr'zay universellement gay :)
indrindra ra hoe bakiraro izany moa :{ :{

tokony ho hain'lelah:
mahay mifidy loko, mifidy akanjo manendrika
manana look zany e

;-)
36. Ratoa ( 10/09/2009 17:40)
Ny lehilahy gasy, indrindra ny zokin-jokiny, dia natao hitondra teni-pianakaviana na dia matriarchale aza ny fianakaviana gasy, ny marina kokoa satria matriarchale . Anefa tao anatin'ny rao polo taona lasa iny aho dia sendra lehilahy (vady, anadahy, mpiray fikambanana na mpiray fiangonana) dia im-tsaka nahita lehilahy nitsaoka adidy ka ny vavy no nandray fitenenana.
37. ikaretsaka ( 10/09/2009 18:02)
simplex:
Hoy i soanja:
Creativity / crafting = inspiration from love of self and others
!

maybe... sounds gay to me

arakarak'ilay hoe what kind kopsa no creer-na sy craftevana
raha vonikazo atao ao anaty vase na lehilahy manao akanjom-bevavy de aoka hilam

38. Papoose ( 10/09/2009 18:44)
tokony ho hain'lelah:
mahay mifidy loko, mifidy akanjo manendrika
manana look zany e

tseee tseee!!! :D :wink:
39. simplex ( 10/09/2009 22:31)

dia avy eo @ zay:

tokony ho hain'lelah:
tsy mirara na zalozy sy saro-piaro aza ny sipany :-P 8) 8)

:* :*
40. Papoose ( 10/09/2009 23:11)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1712