Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?

41. kelly13 ( 11/09/2009 08:15)
mikarakara ny zanany, mitondra ny zanany any ampenarana, miaraka milalao @ zanany (fa tsy ramatou fôna no atao kilalao, lol)
42. Picsou ( 11/09/2009 08:25)
Henoy ny hiran'i Henri RATSIMBAZAFY : "Ny lehilahy"
43. sitlo ( 13/09/2009 10:22)
Nataoko ny hihomehy :-D
44. sitlo ( 13/09/2009 10:50)
Tsy haiko ianareo raha efa naheno an'izay blagy hoe "how to please a girl" izay fa tena milay ilay izy.

Izay no tena namerako an'ito dinika ito ho ny minimum necessaire fotsiny fa tena lava be mihitsy.

simplex:

mahay mifidy loko, mifidy akanjo manendrika
manana look zany e


Izaho kosa aloaha tsy dia manohana an'ito fa ny mifidifidy loko izany dia efa gay
45. Papoose ( 14/09/2009 20:42)
:-D
46. simplex ( 15/09/2009 16:03)

hoe le bandy variana @ look ve no tsy mahazaka sipa firy mihoatra @ le bandy tsy mivakl? :)

sitl,
tsy dia hoe loko per-se loatra fa ny pozy en general ee.
ohatra hoe pataloha velon-drirana sy tenisy zao dia efa :roll: be
na hoe ambony menamena be miaraka @ pataloha fotsifotsy be :(

tokony ho hain'ny lelah: misotro taoka 8)

:^)
47. ikaretsaka ( 15/09/2009 17:32)
raha mandany 45 min ao anaty armoire eo am-pifidianana akanjo anaovana androany kosa amiko aloha de gay e
ny bandy tonga de tokony hahakopy hoe ho aiza izy androany tonga de ito sy ito sy ito izany no hanaovana ... f atsy heo sao de ity an an an ity tampoka... an an an itsy kaaa
48. simplex ( 15/09/2009 19:01)
49. Papoose ( 15/09/2009 19:04)
ohatra hoe pataloha velon-drirana sy tenisy zao dia efa be
betsaka aza ny star manao an'io koa! :-P
50. ikaretsaka ( 16/09/2009 16:54)
le pataloha jogging sy kiraro mocassins mangirana no tena tsy laitra ko
51. Ratoa ( 16/09/2009 21:58)
Ary ny kiraro tennis hoditra fotsy tsara tarehy, blue jean somary niofo fa tsara pasoka, lobaka fotsy sy veste en coton bleu foncé na marine, somary akarina ny tanany (retroussées) ahoana?
52. Papoose ( 16/09/2009 23:05)
mety foana zay eo rehefa mandenrika azy ny olona manao azy ;-)
53. ikaretsaka ( 17/09/2009 15:02)
Ratoa>arakaraky ny pozin vatan le lelahy koa io... raha le bota bekibo ireny no manao an'io lazainao io..hafahafa ihany... na le tena kozatra kely ireny
54. simplex ( 17/09/2009 15:57)

lol
norma ngambany izany afa tsy le hoe "mipasoka jean" :roll:
lany atao ?? :-w
55. Papoose ( 17/09/2009 16:18)
ko raha miforiporitra be kosa v lesy ;-)
56. Ratoa ( 17/09/2009 18:23)
tsy maharaka indray i simplex sy papoose...........mbola mineur -nareo é!!!!
tsisy resaka mihitsy teo hoe mipasoka jean fa hoe manao jean tsara pasoka. Tsy blem hoe iza no nipasako na nopasoana.

ikaretsaka hihihihiii. Mba omeo toerana ireny extreme ireny fa ny jean sy ny akanjo anie misy ho an'ny rehetra é!
Ary ila veste somary lavalava manarona ny kibo.
57. Papoose ( 17/09/2009 20:10)
tsy maharaka ve zahay :?: :-D mba azavao aza e! :D
58. kelly13 ( 17/09/2009 21:25)
ahh za kosa alou d miala tsiny fa tena faran'izay pôzindehilahy tsy tiako io manao jean sy basket ary veste na palitao e, ra blouson d ekeko mintsy fa ra vao veste dray dray dray, tsy lasa! miala tsiny @ ze lhl ato mpanao reo "kata" reo :�)
59. simplex ( 17/09/2009 22:04)

papoose,
sao dia mba faux jean kosa less zany le :lol:

Ratoa,
ka tsy koi izay hoe iza no nipasoka fa ny hitan'ny ol ety ivelany aloha dia jean voapasoka ee... ca veut dire hoe perfectionista be sy mpijery details be le ol... ny lelah normal tsy dia mirara an'zany :P

kelly,
taloha koa za nieritreritra an'zany foana... fa taty ao ariana vao hitako hoe otran'ny karazan'ny complexe, na hoe culture no marimarina kokoa, an'ny frantsay kay le izy fa bedabe ny ol manao an'zany.
za aloha tsy manao an'zay e, fa tsy dia hoe mi-degouter anah ra misy manao an'zany aza...

:)
60. cutie ( 17/09/2009 22:14)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-09-2009 19:32:11
Lohateny : Re : Inona avy no tokony ho hain'ny lehilahy?
raha mandany 45 min ao anaty armoire eo am-pifidianana akanjo anaovana androany kosa amiko aloha de gay e
ny bandy tonga de tokony hahakopy hoe ho aiza izy androany tonga de ito sy ito sy ito izany no hanaovana ... f atsy heo sao de ity an an an ity tampoka... an an an itsy kaaa
=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.606