na hisy ra mandriaka aza tsy hiala aho
1. vitamatavy
(
03/09/2009 19:22)
tapina ny daomy ,nitelina double enina i tgv ,tsy hiala hono izy na hisy rampoza aza latsaka eo...) ny fis efa hampitahorin'ni Emmo reg noho ireo alatra vitany ,ny ombimanga efa nilaza fa tsy hiamboha adidy ,vitamatavy elahy ry fatin'alika .ny mpokina eo @ magro efa bobaka be :-* :-* :-*
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:54
2. Noue
(
03/09/2009 19:35)
sady toa tsy nahazo kill tany Am/tra ?? natahotra fa tsy ahazo kill dia natao tany ve ee ?? :-D :-D :-D :-D mbola ho aiza nefa ny ahazo an'io ee ??
4. zoam
(
03/09/2009 19:44)
teny @ magro androany tsy mbola nisy mpokina betsaka ohatran'izany araka ny vaovao azonay tany
5. fijo
(
03/09/2009 19:58)
ka io efa mankeny daholo koa izao ny zafista sy ratsirakista rehetra,dia vita hoazy eo ny tgv ny farany
6. xxx
(
03/09/2009 19:59)
20h00 POLITIQUE : Zafy Albert, porte parole des trois mouvances réunies au Carlton : "Les militaires peuvent décider et influer sur Andry Rajoelina". - 03/09/09 19h30 POLITIQUE : Pour les trois mouvances, l’idée ne serait pas de mettre en place un directoire militaire, mais juste d’attribuer les postes de président, de vice président et de premier ministre aux militaires. - 03/09/09
7. fijo
(
03/09/2009 20:12)
ka io no hiafarany,fa tsy hafaka hijery fotsiny an'izao ny tafika,ary raha jerena koa,efa manomboka mamaly ny capsat ny antokotafika izao
8. remahity
(
03/09/2009 20:29)
izany Capsat mifamaly @ antoko tafika izany aloha , ce n'est pas bien,
en plus ce qu'avait le CAPSAT était bien, tsy ny miaramila no nanao politika, fa ny politika no niditra t@ fiainan'ny Miaramila, ils se sont revoltés, c'etait normal, un exemple:
en 2002: des officiers pro-legalistes (car radidy etait encore chef de l'armée), en 2003: retrogradé 2è classe, ce n'est pas par hasard raha:
en 2003 pro-ravalo daholo: Monibou, behajaina, fidy, mamizara, noel rakotonandrasana,raonenantsoa, etc... ,
et en 2008, contre ravalo daholo,
AO RAHA,
je connais les militaires, ils vont pas s'entretuer
Et méme si ça arrivait, sachez que: Ny miaramila anie raha hiady, hiaro ny tenany izy fa tsy hiaro ny vahoaka aloha e!
resultat de course: izy lehibe no miady, ka ny ankizy no voaporiporitra
9. fijo
(
03/09/2009 20:36)
ekeko fa tena tsy tsara ny hisian'ny ady,indrindra samy miaramila,nefa raha ny fahitako izao fandehan'ny zavatra izao ,dia mety izay no hiafarany.
io fampidirana politika tao amin'ny tafika io,dia adalana nataon'i ratsiraka.ary izao dia isika no mizaka azy.tsy manadio an dravalo anefa izany,fa izy koa dia nanampitrotraka izany adalana izany,noho ny fahatsapany fa mila tandremana ny politika ao anaty tafikia.
io izany dia dossier izay lehibe miandry izay hitondra eo.
io fampidirana politika tao amin'ny tafika io,dia adalana nataon'i ratsiraka.ary izao dia isika no mizaka azy.tsy manadio an dravalo anefa izany,fa izy koa dia nanampitrotraka izany adalana izany,noho ny fahatsapany fa mila tandremana ny politika ao anaty tafikia.
io izany dia dossier izay lehibe miandry izay hitondra eo.
10. zoam
(
03/09/2009 20:41)
tsy maintsy ho izay no hiafaran'io jereo fa efa maro ny officiers mampaka peo indrindra contre ny fis ity
11. pikatti
(
03/09/2009 20:49)
j
mbola tsy afaka miteny an'izany tsika aloha zao ,ry zalahy marina fa hiaro ny tenany sy voninahiny,ary io hambom-po io no hamonoany tena sy hitandrovany @ zay maneso azy,jereo ny fihetsiny etsy sy eroa ireny
e connais les militaires, ils vont pas s'entretuer
mbola tsy afaka miteny an'izany tsika aloha zao ,ry zalahy marina fa hiaro ny tenany sy voninahiny,ary io hambom-po io no hamonoany tena sy hitandrovany @ zay maneso azy,jereo ny fihetsiny etsy sy eroa ireny
12. zoam
(
03/09/2009 20:55)
tonga masika ato indray elahy ry pikatti ,i andrywui efa lasa nitsoaka vao nahita an elahy teo :-D :-D :-D
13. xxx
(
03/09/2009 20:59)
toa bal be mihitsy teny @ magro sady feno olona maro jiaby,nisy slow tena masaka be mihitsy ,tena embience be e vive ravalomanana :-* :-* :-*
14. pikatti
(
03/09/2009 21:00)
ah razoam klé,leon'ny nataony le foza é ,vao nomekony daka lery teo ha ha ha ,nifompona be ery kay kay kay :-D :-D
15. michouh
(
04/09/2009 06:42)
Na inona na inona filazanareo dia TGV ihany no ady eo. Efa naloan'ny vahoaka daholo ireo mouvances hafa ireo matoa tafala teo, tsy mila an'ireo indrindra fa ny pro-Ravalo, olona mpanao bontolo ny pro-Ravalo. Ny Zafy sy Ratsiraka azo leferina.
16. ouiandry
(
04/09/2009 06:58)
pikatti:
ah razoam klé,leon'ny nataony le foza é ,vao nomekony daka lery teo ha ha ha ,nifompona be ery kay kay kay :-D :-D
mifampiarahaba ato ndray ny efa samy malazo, ny iray efa lahyantitra efa mangozongozo d i zoam zany efa mila nonon'i pokatti ny katalany vao velona :-D :-D :-D i pokatti njay mou efa maina be ny ryfony d tsisy lylempi tsony ka d maimbo be :-D :-D :-D efa lazaina fa mandalova aty @ ny tanana fa hitanareo ny aty d amboarina homandomando i pokatti d atao henjakenjana i zoam :-D :-D :-D
19. Mirananirina
(
04/09/2009 08:39)
na hisy ra mandriaka aza tsy hiala ahoZany an!!!omenay ny dakabe eo io fa mankaleo be :x :x :x Raha vao lasa ny garde corps.... :? :?
mifampiarahaba ato ndray ny efa samy malazo, ny iray efa lahyantitra efa mangozongozo d i zoam zany efa mila nonon'i pokatti ny katalany vao velona i pokatti njay mou efa maina be ny ryfony d tsisy lylempi tsony ka d maimbo be efa lazaina fa mandalova aty @ ny tanana fa hitanareo ny aty d amboarina homandomando i pokatti d atao henjakenjana i zoamtsy tokony ho eto kosa no ahamohana izao,na ataovy xxx fa tena mahamenatra.Tsy ho anao irery fa hoan'ireo mpiteny ratsy rehetra eh! :( :( :(
20. dandytsymaty
(
04/09/2009 09:32)
Reo mpanao politika ao ambikany reo anie no manery an'lery é! tsy manaiky mantsy reo sao very finanana indray.Jereo ry Sareraka vao nahazo seza de calme
