na hisy ra mandriaka aza tsy hiala aho
21. vitamatavy
(
04/09/2009 09:53)
fa nankaiza ireo ombimanga nilaza hoe tsy hiamboha adidy ,fa toa ny ambodia foana no manao fanambarana etsy sy eroa e
22. AndriambyII
(
04/09/2009 10:18)
Re teo fa
"Aio fampidirana politika tao amin'ny tafika io,dia adalana nataon'i ratsiraka.ary izao dia isika no mizaka azy.tsy manadio an dravalo anefa izany,fa izy koa dia nanampitrotraka izany adalana izany,noho ny fahatsapany fa mila tandremana ny politika ao anaty tafikia.
io izany dia dossier izay lehibe miandry izay hitondra eo."">"Aio fampidirana politika tao amin'ny tafika io,dia adalana nataon'i ratsiraka.ary izao dia isika no mizaka azy.tsy manadio an dravalo anefa izany,fa izy koa dia nanampitrotraka izany adalana izany,noho ny fahatsapany fa mila tandremana ny politika ao anaty tafikia.
io izany dia dossier izay lehibe miandry izay hitondra eo."
An an an ,andraso kely aloha fa misy tsy mitombina ny tenin' i fijo eto an !
Ratsiraka anie ka miaramila no niditra politika fa aza hadino é !ny olona namporisika azy no tena isan' ireo fototry ny olana mianjady @ Mada @ izao fotoana izao , des soi disant politiciens à la manque .Ary sûr @ izany ny tantara !

23. ntss
(
04/09/2009 11:07)
Fa za lo mba te hanontany an\'ireto osy mainty ireto e!
Mba iza aloha no antenainareo ho sahy hanala an\'i Président Andry eo?
- Ny miaramila ve? tsy miditra am zany reo fa efa fay ny nanaovan-dradidy sy 8 azy
- ny SADEC sy ny Union Europeene ve? tsy maintsy mandamin-dresaka reo fa reo no mila antsika fa tsika tsy de mila azy loatra, nareo no efa nampianarin\'i 8 milelaka azy de tsy afaka fa mahita tsirony.
- ny magroiste ve, cause perdue nen reo raha tsy hoe hiala amin\'ny hoe ara-dalàna nga de mba hadiditra kely etsy sy eroa hanakorontana nefa ho aiza eo e!
Mafy refa resy oa e! mangidy zany resy fa mahereza e
:*

24. pikatti
(
04/09/2009 11:34)
Mafy refa resy oa e! mangidy zany resy fa mahereza e
miteny rery ndray le pelaka wiwi
:-D :-D :-D
25. ouiandry
(
04/09/2009 11:41)
pikatti:
miteny rery ndray le pelaka wiwi
:-D :-D :-D
ka zah efa leo anle nounounlah katala d tsy maintsy nasiko ny divonlah satria le ryfonlah maimbo lotra sady maina be klé :-D :-D :-D
26. pikatti
(
04/09/2009 11:43)
hoy wiwi
ka zah efa leo anle ampinounounlah katala d tsy maintsy nasiko ny divonlah satria le ryfonko maimbo lotra sady maina be klé:-D :-D :-D
27. ouiandry
(
04/09/2009 11:50)
pikatti:
hoy wiwi
ka zah efa leo anle ampinounounlah katala d tsy maintsy nasiko ny divonlah satria le ryfonko maimbo lotra sady maina be klé:-D :-D :-D
:-D :-D :-D zany ve lity le pokatti leo anle ampinounoukou ve elah??? :-D :-D :-D le ryfonlah efa maimbo alou d tsy anontaniako intsony satria marina lotra :-D :-D :-D
28. pikatti
(
04/09/2009 11:54)
hoy i wiwi
hita fa pelaka le tary :-D :-D
zah ve lity le pokatti leo anle ampinounouelh ve foana??? le ryfonko efa maimbo alou d tsy anontaniako intsony satria marina lotra
hita fa pelaka le tary :-D :-D
29. ouiandry
(
04/09/2009 11:58)
pikatti:
hita fa pelaka le tary :-D :-D
ka zah oa tsy hamely ny ryfonlah efa maimbo be fa ny divonlah alou d asiko :-D :-D :-D d eny atsefatsefany alou elah ampinounouko katala iany é :-D :-D :-D
30. pikatti
(
04/09/2009 12:43)
ka zah oa tsy hasin'elah ny ryfonko efa maimbo be fa ny divonko alou d asio d eny atsefatsefany alou ezah ampinounou katalahhay ve elah io ka fasian-dry zalahy any koa aty no mitaraina klé :-D :-D :-D
32. ouiandry
(
04/09/2009 16:37)
pikatti:
ka zah oa tsy hasin'elah ny ryfonko efa maimbo be fa ny divonko alou d asio d eny atsefatsefany alou ezah ampinounou katalahhay ve elah io ka fasian-dry zalahy any koa aty no mitaraina klé :-D :-D :-D
ka ny ryfonlah oa efa maimbo sy maina be d aleo ny divonlah no asina :-D :-D :-D
34. xxx
(
04/09/2009 17:26)
ny ambodia foana no manao fanambarana c toujours la meme tete fa nakaiza ny omby manga e sa lasa nivadika vache folle
35. fijo
(
04/09/2009 19:56)
andriambill an,ekeko tokoa fa ratsiraka dia miaramila,fa ny zavatra nataony tao amin'ny tafika,(fampakarana ireo akama,fanomezana toerana sy tombotsoa ireo miaramila akama)ireo no nahatonga ny tafika lasa tafiditra sy nankafia io politika io.jereo fa tamin'ny androny firy ny jeneraly nasondrotra teo?????nefa atao inona daholo ireo????fa dia hanambatambazana azy fotsiny
36. vitamatavy
(
04/09/2009 20:10)
aiza le omby manga hanao fanambarana fa lasa nivady osy mainty izy an
37. xxx
(
05/09/2009 19:44)
Fanontaniana no manitikitika ny saiko mahita ilay dinika. "Na hisy rà mandriaka aza tsy hiala aho" . Izany ve no mbola hantsoina hoe fitiavan-tanindrazana?
Izany ve no misoran-tana ho tia vahoaka?
Efa manao sorona ny vahoaka lazainy fa tiany!!!
Very isika ry gasy fa ny nantenaina tsy azo, ny teo an-tanana votsotra.
Namitaka ianao ry TGV!!!!
38. pikatti
(
06/09/2009 19:54)
ouiandry kosa e! aza dia vulgaire be toy io
tsisy ambara ve tgv fopla a ! zany sisa no mba fialan-dry zalahy bala refa tsy avotra le Andry klé :-D