INONA NO ATAO HOE "OLONA MASIAKA"

41. xxx ( 03/09/2009 10:33)
izaho masiaka be ronono. Be ny olona niteny izany afatsy ireo be hevitra sy mpandray antendrony. Tsy te hiova mihintsy aho fa aleo izao, ny antony dia ( tsy mila mi-zistifié) hararaotin'ny olona fa mahalala tanana dia aleo masiaka angamba fa io no mety! :lol: :lol: :lol:
42. Papoose ( 03/09/2009 17:13)
ary ny masiaka v kizitina ihany?
43. niryna ( 05/09/2009 18:48)
xxx:

izaho masiaka be ronono. Be ny olona niteny izany afatsy ireo be hevitra sy mpandray antendrony. Tsy te hiova mihintsy aho fa aleo izao, ny antony dia ( tsy mila mi-zistifié) hararaotin'ny olona fa mahalala tanana dia aleo masiaka angamba fa io no mety! :lol: :lol: :lol:


xxx a ilay toetra anie efa ao anatinao ao e,mahazo ovaina rehefa ratsy fa tazomina rehefa tsara ka

:D
44. niryna ( 05/09/2009 19:10)
Papoose:

ary ny masiaka v kizitina ihany?

toa tsy mitovy ny fireriko ireo kou Ny iray misy karazany maro no antony ilazain'ny olona azy fa masiaka ,ilay iray indray dia mety marary ohatra izy dia izay ataon'ny olona rehetra dia mahasorena azy avokoa,vokatr'ilay aretina mahazo azy,ny antitra no manao an'io matetika ary tsy laitra ahitsy na tenenina fa ny ataony ihany no ataony.Na tsy ho voatery antitra ihany koa ka fa rehefa marary dia mahasorena daholo izay mitranga ,miziriziry amin'ny heviny na diso aza izy ahitsio raha tsy izay no andraisanareo azy an

45. rhina ( 08/09/2009 12:10)
d aona zany reto le iran'i Ny ainga oe: "masika ny fitiavako anao "
hiiiii!!!!
46. Papoose ( 08/09/2009 20:08)
:^) zay le heviny be de be eee!!!
47. soanja ( 08/09/2009 20:23)
rhina:

d aona zany reto le iran'i Ny ainga oe: "masika ny fitiavako anao "
hiiiii!!!!


Awooohhhhh iny spicy be angamba sa ahoana re? Misy manery be avy anaty fo dia te hanao izao rehetra rehetra zao na tsara na ratsy eo imason'ilay olona angamab asa tokoa!!!


48. Papoose ( 08/09/2009 20:47)
sady reny zvt a l'extreme reny ahavitan-jvt sy mampirediredy beee!!!
49. dailynews ( 27/12/2009 23:26)
olona tahaka ny misy bomba ny vavany sy ny masony. Vao misy zavatra tsy mifanaraka kely amin ny eritreriny fotsiny dia mipoka ny bomba-ny, be kitakita sy be tsikera ary ny azy ihany no marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6643