Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
62. ni81
(
02/09/2009 15:04)
Matio 5:22 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra tezitra amin'ny rahalahiny dia mendrika hohelohina amin'ny fitsarana; ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe : Olom-poana hianao, dia mendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: foka ialahy, dia mendrika ho ao amin'ny helo mirehitra afo.
64. ikaretsaka
(
02/09/2009 15:08)
Hozy koa hoe ny ataoko no ahataony...fa tsy ze revireviny sy tsimpotsimponiny sy ze metimety aminy @ nataoko ihany
65. ni81
(
02/09/2009 15:52)
Hozy koa hoe ny ataoko no ahataony...fa tsy ze revireviny sy tsimpotsimponiny sy ze metimety aminy @ nataoko ihanyhay va re e! :-D :-D
67. niryna
(
02/09/2009 16:36)
cutie:
tsy haiko mitsy hatramizao alou we in ny dikan'le we voanjo alika e :-D
Hay ve tsy izaho irery no tsy mahazo io tenin'ika io e,ary izy irery ihany no mpiteny an'io rehefa mieritreritra izy fa misy maniinjitsindry azy ato a,dia miaraka ny hoe diska goaka :roll: fantandry koa ve ny dikan'io =)) =)) =))
tsara ho fantatra ry cutie a,tsy ny rehetra akory no anaiky ny tenin'Atra ary tsy ny rehetra akory no anaraka an'Atra na dia nomena maimaimpoana ho an'ny rehetra ary izany fahasoavana izany "By the grace we are saved,through Jesus Christ our Lord..
Fahasoavana nomena maimaimpoana avy amin'ny Kristy io ka izay tsy mandray an'i kristy na omena azy aza izany dia izay manda lava izay ary miteniteny foana satria tsy maintsy mamaly foana ,foana na ho any na tsia :@ :miam: :miam:
68. niryna
(
02/09/2009 16:40)
izay no mahatonga ahy hino kokoa ny fanambarana momba an-drazezo ataon'i P pedr0 ohatra (izay efa hitako) na ny Papa (efa hitako) na i M Theresa (izay efa hitako) na i Abbe Pierre (izay efa hitako) satria ny andry zareo tsy hanao 40 lignes hitsimpona sy hamerina ny efa hay momban-Drazezo @ fangalana sombiny kely @ voalazandrapaoly dia iny no itarina adiny 2....fa @ asa, ny hatao, exercices spirituelles hafa mihitsy, fanoroana fomba hafa ahitana ny endrik'i Jesoa eo @ mahantra ohatra
hay ve e,koa raha nahazo izany fahasoavana nomeny sy nozarain'i pedro izany ika maninona no tsy mbola mipoitra foana hatramin'izao > maninona raha mino an'i kristy no tsy manaraka ny teniny fa manipaka foana,hafa kely koa izany
ni81:
Samy manana ny safidin-tsika isika olona mamaky eto fa tsy misy olona noterena mihitsy hino izay hafatra nentin-dRakoto, na Rasoa sns. Samy manana ny safidiny sy izay mahamety azy.
Tsy voatery koa ireo olona mitondra ny tenin'Andriamanitra eto @ serasera hitanisa sy hitantara izay soa sy asa vitany tany ambadika tany.
Tsimpona:
Matio 6:2 Koa amin'izany, raha manao fiantrana hianao, aza mba mitsoka trompetra eo anolohanao tahaka ny fanaon'ny mpihatsaravelatsihy eo amin'ny synagoga sy eny an-dàlambe mba hankalazan'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
=D> ^:^
69. niryna
(
02/09/2009 16:48)
ikaretsaka:
De hozy matetika....ry mpiatsaravelatsihy....
8O
1 Kor 2
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
15 Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona.
14 Now the natural man doesn`t receive the things of the God`s Spirit, for they are foolishness to him, and he can`t know them, because they are spiritually discerned
15 But he who is spiritual discerns all things, and he himself is judged by no one..
:-* sorry ika .truth hurts, but it will set us free.Mandratra ny marina kanefa ny fahalalana ny fahamarinana no anafaka antsika
:-* :-* holy kiss for you :-* :-*
70. ikaretsaka
(
02/09/2009 16:54)
Mino an'i Kristy za fa tsy t@ alalan'ny teny notsimponinao sy ny toriteny voraka nataonao tato akory fa t@ alalan'ny asany hitako @ zavatra rehetra (I see God in all things)
Ohatra iray @ zay zavatra rehetra I P Pedro ...dia iny no arahako sy ampiako @ ataony na tsy mahavita 1% @ izay vitany aza aho... satria iny no hitako fa mampiseho ny endrik'i kristy kokoa @ oha piainany noho ny tsimponareo
Ohatra iray @ zay zavatra rehetra I P Pedro ...dia iny no arahako sy ampiako @ ataony na tsy mahavita 1% @ izay vitany aza aho... satria iny no hitako fa mampiseho ny endrik'i kristy kokoa @ oha piainany noho ny tsimponareo
71. niryna
(
02/09/2009 17:11)
ikaretsaka:
Ao @ baiboly propesta ry niryna tsisy bokin fahendrena an... (zay ngamba no maha maditra sy mampisaratsaraka azy maro toy io). Zavatra tokony ho fantatrao izany raha mpamaky ianao fa tsy mpitsimpona...
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
hay va e =)) =)) sao ika kosa no tsy masaha mizara izay fahasoavana nomen'Atra anao
ari.malala:hay va re e ,ny anay dia nampianarina izahay hoe aza mamaly ratsy ny ratsy ary ny fandeferana no zava-dehibe amin'ny maha kristiana antsika ,manetritena,fa tsy hoe mila domina ,hi,hi
euh... zà manaiky hoe misy olona tena mila domina marary vao mahatsapa ny mety sy ny tsy mety, fa raha araka ny hevitro, tsy fomban'ny olona milaza tena ho manara-dia an'i Kristy ny manao teny toy izao ataonao zao!
izay fahasoavana nomena antsika foana zaraina ka, tsy mijery izay tsy nomena fa manjary marary fo eo ary Atra no manova ny fon'ny olona
ari a,ny tena kristiana dia tsy mba mampiasa io teny io hoe tsy fomban'ny kristiana ,hay ve ari tsy kristiana e.Filamatra izany hianao k'ty.Ny tenin'Atra ao amin'ny baibolinay mantsy milaza ny tsimpona hoe tsy misy marina na iray aza .....jerevako ilay tsimpona indry ?
na zazakely aza tsy azo terena rehefa tsy te hinono ka ahoana no ilazanao fa terena hianao,avadio fotsiny ny pejy dia basy
zay le lazaiko anao hoe mi forcer olona iany koa ianao ndraindray fa ny anao tsy asianao hoe ra tsy manao d very na hoe devoly sns, fa tena ambanianao tanteraka mintsy ny maha olona ilay olona! tandremo sao mivaona re e! ataoko fa tsy izao fomba fiteninao zao mintsy ry ika no mandika ny tenin'i Jesoa hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, fa raha tianao ny tenanao tsy ho comparénao @ alika mintsy akory sanatria! (enao rahateo mi prétendre fa namanao reo oul reo) Am-bava homana...
mivavaha foana fa ny fanahy masina no ampianatra antsika ahalala ny marina
Tsy misy mana-forcer olona eo ry ari a,fa raha toa ka tsy mangetaheta hianao dia avadio fotsiny ny sujet dia izay ka
fa angaha hianao mahatsiaro tena ho alika, ahoana re izany e?
Ny fanahintsika dia mila vokisana ny tenin'Atra foana ry ari a,izay mangetaheta izany dia omeny satria an'Atra io fa tsy an'i niryna na rakoto na rabe na ireo olona izay toerinao lava ireo.?Tsy mandray hianao tsy maninona ka
Ho an'ny tsirairay ny famonjena ary nomena ho an'izay mandray azy izany ,izy irery ihany anefa no mitady izany famonjena izany fa ny namana mizara sy mampahatsiahy fotsiny.Ahoana rehefa mahazo taratasy aty amin'ny olontiana isika,moa tsy vakivakiana foana na efa fantatra azy ny teneniny,toy izany koa ny tenin'Atra ary arakaraky ny hianaranao ,hamanakafakanao ,hangatahanao ny fanahy masina no vao maika itiavanao azy, ok avereno aty amiko raha misy tsy mifanaraka ny eritreritrao ny teniko
:-*
Raiso ity fa tenin'ny mpirahavavy ao amin'ny tompo,jereo ,diniho ,lalino ambony ambany ,vakio ny tenin'Atra fa ny marina no anafaka antsika amin'ny fatotry satana sy fahotana rehetra.
Ika dia manipaka ny tenin'Atra ,ary kosa dia manaiky izay teneniny na fantatra fa diso izao aza ..Avereno aty amiko ny teniko raha toa ka tsy mety aminao ary ifonako raha toa ka miteny izany aho fa fitiavana no ilazako izany ary matoa ny olona mizara ny tenin'Atra dia mizara ny fahasoavana nomeny azy sy ny zavatra nandalo teo amin'ny fiainany ka nahatonga azy izara izany .ok
niryna ,rahavavinao eo amin'ny Tompo :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-*
72. fahamarinana
(
02/09/2009 17:26)
Ika:
Ao @ baiboly propesta ry niryna tsisy bokin fahendrena an... (zay ngamba no maha maditra sy mampisaratsaraka azy maro toy io). Zavatra tokony ho fantatrao izany raha mpamaky ianao fa tsy mpitsimpona...
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
:arrow: dia i ari namaly hoe :
ari:
;euh... zà manaiky hoe misy olona tena mila domina marary vao mahatsapa ny mety sy ny tsy mety, fa raha araka ny hevitro, tsy fomban'ny olona milaza tena ho manara-dia an'i Kristy ny manao teny toy izao ataonao zao! zay le lazaiko anao hoe mi forcer olona iany koa ianao ndraindray fa ny anao tsy asianao hoe ra tsy manao d very na hoe devoly sns, fa tena ambanianao tanteraka mintsy ny maha olona ilay olona! tandremo sao mivaona re e! ataoko fa tsy izao fomba fiteninao zao mintsy ry ika no mandika ny tenin'i Jesoa hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, fa raha tianao ny tenanao tsy ho comparénao @ alika mintsy akory sanatria! (enao rahateo mi prétendre fa namanao reo oul reo) Am-bava homana...
:arrow: niryna : diniho tsara akia ilay lazain'ny arimalala fa tsy tena ho anjy fa ho an'Ika !....mino aho fa tsy diso tamin'iny ! (l)
73. ikaretsaka
(
02/09/2009 17:40)
niryna:
Ika dia manipaka ny tenin'Atra ,
tsy manipaka ny tenin'Andriamanitra mihitsy aho fa manipaka kosa ny fombanao (reo) entinao (reo) mampiely azy
ilay fomba hoe izay interessant @ le teny voasoratra ihany no tsimpotsimponina de ovaina dia ny sombiny kely @ le "tenin'Atra ihany no omena olona.. dia i paoly dy i Timoty miteny lazaina fa tenin'Atra ...
74. ikaretsaka
(
02/09/2009 17:49)
ary ny maso mpanahy sy le masobe ao ankavia sy havanan"ny vatan"orona hamakian"i niryna ny nosoratako fa tsy maso hafa sao afaka 1 volana de izy indray no averina an
75. ari.malala
(
03/09/2009 06:46)
niryna, mila ampianarina andry v hoe vakio tsara aloha izay lazain'ny olona sy hoe hoan'izay ilay teny alohan'ny hamaliana? d aza miditra @ resak'olona iany koa fa ts fahalalam-pomba izany. Iray aloha zay. Faharoa manarakaraka, zavatra tena nanafintohina anà mafy d mafy ity fitsaratsarana ity, fa alalana avy aiza moa sa iza no nanome fahefana an'i niryna hitsara anà ho ts kristianina? mba valio kely fa ilàko valiny mazava! ary inona no idiran'i niryna @ fiainako na kristianina koa aho na tsia? valio iany koa. Aza asiana tsimpona na kely aza fa valinteny avy @ndry no ilaiko, ary mazava sy mivantana fa ts miolakolaka. D averiko @ niryna iany koa ny teniko t@ razakarivola hoe ts nareo mintsy no afaka hahalala izay any anaty saiko sy foko sy eritreritro fa an'Andriamanitra irery, d aleo Izy irery no hamaly anà amzay ataoko na teneniko, fa zay mahasoasoa ny fiainanareo atao. Fifanakalozan-kevitra no atao eto fa tsy fifampitsarana, zay aloha aoka kely hazava. Farany dia farany, ny hevitr'olona valiana azafady fa aza ny olona no omena etiquette araka izay itiavanareo azy hoe mpanohitra sns, fa ny fihevitrareo akory tsy fihevitr'Andriamanitra. Ataoko fa mahalala tsara angamba ianareo hoe ny olombelona mijery ivelany fa Andriamanitra irery no hany mahalala ny any anaty fo sy sain'ny olona.
PS, fanahianiako natao menamena mintsy sady bold koa amizay miavaka tsara ny tiako tenenina.
PS, fanahianiako natao menamena mintsy sady bold koa amizay miavaka tsara ny tiako tenenina.
76. ari.malala
(
03/09/2009 06:54)
Ika dia manipaka ny tenin'Atra ,ary kosa dia manaiky izay teneniny na fantatra fa diso izao azafa zà zany tena olona farak'izay dondrona @ niryna k manaikinaiky fahatany izay lazain'olona? omeo eto, tsimpony ataovy quote toy ny fataondry hoe teny aiza tao anaty baiboly no notoheriko, fa raha kosa tenin-dry, na razakarivola, na fidinirina d ts tenin'Andriamanitra zany fa teninareo. Sa nareo Andriamanitra? zay nge le lazaiko fona hoe aza manora-tena toa voatango e! d aza miteniteny foana sy mitsaratsara foana fa manafintohina.
Aza omena holy kiss ah fa ts misy ilivako anzany. Kiss miatsaravelatsihy k TSY ILAIKO.
77. ikaretsaka
(
03/09/2009 20:45)
miandry an'i niryna ary6 hanazava ny heviny... na iza no hifanamby "io ary ilay nolazaiko anareo" amiko .....fa afaka 1 na 2 volana de averiny indray io hoe mpanohitra ny tenin'Atra izay tsy mitovy hevitra aminy sy manitsy ny fomba fitoriany....
78. rzakarivola
(
04/09/2009 08:18)
[quote=rakapy]
Ny ahy indray tsy ilay Rapaoly no mahagaga ahy fa ilay traduction eto.
Hoy i Niryna
==> Izaho koa t@ vao namaly tena nihomehy irery satria tsy nahazo hoe inn no idiran'ity 8 ity nefa etsy @ iray 11 ?
Voatsimpon'i niryna tsy nahy ve io? Hovaliako etsy ambany indray fa avy amin' Andriamanitra izao.
Ny ahy indray tsy ilay Rapaoly no mahagaga ahy fa ilay traduction eto.
Hoy i Niryna
[quote]Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; [Na: perla.] Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
11 Car la sagesse vaut mieux que les perles, Elle a plus de valeur que tous les objets de prix.
8 All the words of my mouth are in righteousness. There is nothing crooked or perverse in them. Ohabolana 8 :20
==> Izaho koa t@ vao namaly tena nihomehy irery satria tsy nahazo hoe inn no idiran'ity 8 ity nefa etsy @ iray 11 ?
Voatsimpon'i niryna tsy nahy ve io? Hovaliako etsy ambany indray fa avy amin' Andriamanitra izao.
79. rzakarivola
(
04/09/2009 08:59)
rakapy:
Raha ilay teny Anglisy aloha no ampitahana @ ilay teny Gasy dia hita fa niova be ny fandikana azy.
==> Izaho indray mahita fa tena manazava mihitsy ilay t@ teny gasy ilay teny anglisy, jereo anie e :
1-
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
parce que ...
All the words of my mouth are in righteousness.(ilay wisdom mantsy no miteny eo).
2-
Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
parce que :
There is nothing crooked or perverse in them.
Fanamarihako kely @ity faharoa ity : ny zavatra irina rehetra izany dia mety hisy fahalovana ao aminy, fa ny tenim-pahendrena dia tsy misy fitaka na kely aza.
rakapy:
Ary betsaka ny toa io eo @ fandikana ilay baiboly @ teny hafa.
==> Azoko ekena ihany, saingy tsy mandiso hevitra velively raha izao, fa mainka aza mampahazava.
rakapy:
Dia i Ramalagasy kely any ambanivohitra tsy afaka ny hampitaha @ teny vahiny dia mihizingizina fa izany hono volazan'ny tompo ao anty baiboly ka manohitra ny tenin'A/tra hono ianao raha mba manazava aminy.:-D :-D :-D
==> Indro nisy fanazavana, enga anie tsy hataon'ny hafa ho manohitra ny finoany sy faharesen-dahany izao. Ity teny nentin'i niryna ity dia maneho fa sady mahay miteny @ Malagasy Andriamanitra no miteny @ teny Anglisy ... haiNy ny fiteny rehetra. Fa mahay miteny amin-drakapy koa Izy.
80. rzakarivola
(
04/09/2009 09:09)
ikaretsaka:
Fa iza no niteny anao fa tsy namako ireo?
==> I jodasy aza nataon'i Jesoa namana koa. Fa i Jodasy no tsy nety nandray an'i Jesoa @ maha Kristy zanak' Andriamanitra velona Azy.
ikaretsaka:
Mitovy @ le fijo ny andraisako an reo fa izany hoe ny boky vakiany fotsiny no samihafa...oooops ny tsimponiny manko e ;-)
==> Ity koa ekeko, raisinao tahaka ny tsy mino an'i Jesoa izay mino an'i Jesoa. [1Jean 5:1]
