Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
41. ni81
(
02/09/2009 09:12)
Rehefa ho tsongolohana daholo ity hevitra rehetra ity dia mahita fomba foana e!
42. cutie
(
02/09/2009 10:50)
rakapy
ka efa we le teny anglisy no mety kokoa fa tsy mifandraika @ le teny gasy sy frantsay mitsy le izy de aleoko iny no noraisiko e lol
ka efa we le teny anglisy no mety kokoa fa tsy mifandraika @ le teny gasy sy frantsay mitsy le izy de aleoko iny no noraisiko e lol
43. ikaretsaka
(
02/09/2009 12:04)
Niryna>za aza manoro sopapa an ity ko..sarotra atoro ko tony voanjo alika itony...
45. ikaretsaka
(
02/09/2009 12:45)
Ao @ baiboly propesta ry niryna tsisy bokin fahendrena an... (zay ngamba no maha maditra sy mampisaratsaraka azy maro toy io). Zavatra tokony ho fantatrao izany raha mpamaky ianao fa tsy mpitsimpona...
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
46. ni81
(
02/09/2009 12:55)
(zay ngamba no maha maditra sy mampisaratsaraka azy maro toy io). Zavatra tokony ho fantatrao izany raha mpamaky ianao fa tsy mpitsimpona...vavan'olona re izany e! :) Raha toa ka amin'ny olona ivelan'ny katolika izao no misy miteny kely fotsiny "io alika alika " soratanao sy lazainao lava foana eto, dia tsy mba ho vita mora mihitsy ny resaka sy ny fitabatabana.
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
47. cutie
(
02/09/2009 12:57)
tsy haiko mitsy hatramizao alou we in ny dikan'le we voanjo alika e :-D
48. ikaretsaka
(
02/09/2009 12:58)
Ka hita fa voanjo alika ko....
Azo ny vanjo de veloma ny sisa...
Efa nisy filmE nanazava an'io tato...tahom-boanjo ny titre
Azo ny vanjo de veloma ny sisa...
Efa nisy filmE nanazava an'io tato...tahom-boanjo ny titre
50. cutie
(
02/09/2009 13:06)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 02-09-2009 14:58:57
Lohateny : Re : Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
Ka hita fa voanjo alika ko....
Azo ny vanjo de veloma ny sisa...
Efa nisy filmE nanazava an'io tato...tahom-boanjo ny titre
zany moa izy io :-D :-D :-D
za tsy naharaka fa avereno e lol
51. ni81
(
02/09/2009 13:09)
zany moa izy ioTsy sahy mamerina izy ry cutie fa manjary sao dia miverina aminy hatrany ny fomba fiteniny hoe: diska goaka a! :lol: :lol:
za tsy naharaka fa avereno e lol
52. ni81
(
02/09/2009 13:11)
Zahay efa ataon le fijo hoe kanto alika fa tsy maninona ka...ka ianareo mpinamana dia tsy misy olana ka! Fa raha i rzkarivola, na i fidinirina, na i niryna no sendra hiteny an'io eo? Dia asa fotsiny angamba oa. :)
53. ikaretsaka
(
02/09/2009 13:20)
Fa iza no niteny anao fa tsy namako ireo? Mitovy @ le fijo ny andraisako an reo fa izany hoe ny boky vakiany fotsiny no samihafa...oooops ny tsimponiny manko e ;-)
54. ni81
(
02/09/2009 13:28)
Fa iza no niteny anao fa tsy namako ireo? Mitovy @ le fijo ny andraisako an reo fa izany hoe ny boky vakiany fotsiny no samihafa...oooops ny tsimponiny manko efa ny fomba famalianao an'i fijo tsy mitovy @ fomba famalianao azy ireo eto ka! Vao mipoitra ry zareo dia efa PAN PAN PAN :-D :-D
55. ikaretsaka
(
02/09/2009 13:49)
De inona no maha samihafa ny hoe vo mipoitra I fijo de booom boooom boooom sy ry zareo de pan pan pan? De rehefa ianao de paf pif pof?
56. ni81
(
02/09/2009 13:52)
De inona no maha samihafa ny hoe vo mipoitra I fijo de booom boooom boooom sy ry zareo de pan pan pan? De rehefa ianao de paf pif pof?ny firefony :D
58. ari.malala
(
02/09/2009 14:34)
ikaretsaka:
Ao @ baiboly propesta ry niryna tsisy bokin fahendrena an... (zay ngamba no maha maditra sy mampisaratsaraka azy maro toy io). Zavatra tokony ho fantatrao izany raha mpamaky ianao fa tsy mpitsimpona...
Ianao mitady fahendrena..asaina mamaky indray ity no miavon-tsy feno ohatran taindelo...
Itony voanjo alika itony hoa
euh... zà manaiky hoe misy olona tena mila domina marary vao mahatsapa ny mety sy ny tsy mety, fa raha araka ny hevitro, tsy fomban'ny olona milaza tena ho manara-dia an'i Kristy ny manao teny toy izao ataonao zao! zay le lazaiko anao hoe mi forcer olona iany koa ianao ndraindray fa ny anao tsy asianao hoe ra tsy manao d very na hoe devoly sns, fa tena ambanianao tanteraka mintsy ny maha olona ilay olona! tandremo sao mivaona re e! ataoko fa tsy izao fomba fiteninao zao mintsy ry ika no mandika ny tenin'i Jesoa hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, fa raha tianao ny tenanao tsy ho comparénao @ alika mintsy akory sanatria! (enao rahateo mi prétendre fa namanao reo oul reo) Am-bava homana...
59. ikaretsaka
(
02/09/2009 14:45)
Samy manana ny fandonany azy io ko...ny ahy zavatra mazava sy hita maso. Sy sense ho tsapany fa odiany fanina no andonako azy... fa tsy zavatra obscur hoe devoly sns
Aza adino fa I jesoa tsy nitsanga menatra namely sy nandona mafy ny farisianina rehefa tsy nety ny nataony an..ary nantsoiny t@ karazan'anarana mihitsy aza ry zareo...fa midika ve izany fa tsy tiany ny farisianina? Tsy misy mahalala ny valiny!