Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
21. ari.malala
(
31/08/2009 13:24)
simp, =)) =)) =)) enao ty mahita zavatra ampimehezana fona mnts a!
22. Veloo
(
31/08/2009 15:18)
rzakarivola [ Valio ] 31-08-2009 14:14:51
Lohateny : Re : Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
Hoy i Veloo:
Nga hono tsy matahotra an jehovah tsony ny ol @zao?
Mety le "tahotra" no samy hafa ko
marina ny an'i Ika
ny dikan'ny tahotra eto dia respect, praise an'Andriamanitra.
ny tahotra dia avy any @ devoly fa tsy avy any @ Andriamanitra akory
==> Ka ny Baiboly milaza hoe "tahotra" (crainte, fear), tsy mbola nahitako mihitsy baiboly milaza hoe "respect of YAHVEH is the beginning of knowledge" ... Ampiasaina mihitsy imbetsaka ny teny hoe "respect" ao @ Baiboly, saingy eo @ io dia tahotra mihitsy no lazainy. I Md. Paoly koa rehefa mananatra ny kristiana mba hanaiky (soumettre) ny lehibeny, dia manao hoe "@ tahotra sy ny hovitra". Ka ny mpandika ve no diso ? Sa ny Baiboly no diso ?
o ry zaka a, dia tsy manelingelina ny sainao ve raha ohatra andriamanitra mintey matahora ahy ra-olombelona????? nefa Andriamanitra dia Andriamanitra fitiavana? ampiasao kely ny lozika njavatra... karoy, tadiavo mandra-pahitanao ny dikan'ny
Satria ny fiandoham-pahalalana dia ny fatahorana an'i Jehovah
manova recherche, tadiavo ny dikany @ teny grika, teny hebreo etc....
23. simplex
(
31/08/2009 17:22)
razaka:tena fanotaniana ve ity?
Rehefa milako ve dia midika foana hoe ratsy fanahy ?
normalement, sy amiko, dia ratsy fanahy ny ol midaroka :)
zany hoe ny mpanaradia an\'i jesoa angamba no tsy dia mitovy @ izay loatra @ hoe ra misy mamelaka ny ta-maina ny takolakareo havanana dia omeo azy koa ny takolaka havia ho felahiny :P
tsy mahagaga ra vitsivitsy ihany ny mpanara dia an\'i jesoa :roll:
razaka:voaohany indrindra aloha dia ny ntaolo no niteny an\'io fa tsy i A/tra akory. Zany hoe tsy veritE absolue io fa mety ho marina na tsy marina miankina @ ilay contexte.
Ary ahoana ny hoe \"ny zanaka tiana tsy itsitsiana tsora-kazo\" ?
Faharoany indrindra, na tsy itsitsiana rotsa-kazo aza ny zanaka tiana dia tsy darohina manandra-maty akory izy. Izay ange le fopla @ ataon\'A/tra ee. Raha hoe noesoriny doly ny \"dignite\" an\'ny ol maditra dia ie marina tokoa fa hoe fananarana. Fa ny azy dia noesoriny hatr@ ainy ka aiza tsony ze tohiny eo. Matoa mananatra dia mba hoe hihatsaran\'le fandehan-javatra, fa ra jokotra enao dia tsisy tohiny tsony. ;)
razaka:mety marina io fa zany hoe tsy miova le hevitra hoe cool kokoa izy @ izao noho ny t@ izany.
Toa efa hita tao @ Testamenta taloha izany ka. Izay ndrindra le resaka tatsy hoe : omeko 120 taona ny oul hibebaka, fa raha tsy mibebaka anatin\' zay dia ho avy ny safo-drano. D toy izany koa ny lozan\'i Egypte, niteny foana aloha Andriamanitra hoe \"avotsory ny zanako, fa raha tsy izany dia ...\". Dia mbola toy izany mandraka ankehitriny, manome fotoana Andriamanitra hibebahan\'ny olona.
Tsy dia mino loatra manko aho hoe be ota kokoa noho ny @ izao fotoana izao ny ol t@ izany fotoana izany. @ izao anefa tsy dia misy blem firy. Enfin, hatr@ zao aloha...
razaka:Resaka finoana no lazainy eto fa tsy hoe izao adala rehetra miteny atsanga tsy aman\'orana rehetra izao akory dia mihatra @ io doly...
Si, dans une maison ou dans une ville, on ne veut pas vous recevoir, ni écouter vos paroles, quittez la maison ou la ville en secouant la poussière de vos piedss
ny tiako tenenina dia ny hoe indraindray mety ilay olona miteny ihany koa no tokony mandini-tena hoe sao dia mba diso ary izany koziko izany. Na hoe sao dia tsy nety ny approche nitondrako azy...
En tt cas, relatif be le resaka satria tsy misy fandrefesana hoe hatraiza ny hadalana nitranga tao sodoma sy gomora.
Ny lesona tsara tsoahina ngamba dia ny hoe, tsara kokoa ny hoe maditra fa tsy mba nisy nitory/nananatra noho ireo izay nisy nitory kanefa minia maditra ihany...
razaka:cercle vicieux be @ le definition an\'i A/tra hoe lavorary io.
Andriamanitra no niova sa ny fahitantsika Azy? Ity no voasoratra \"Izao dia tsy miova, omaly sy anio ary ho mandrakizay\"
satria, refa lavorary izy dia efa tao le zavatra fa tsy niseho fotsiny...
Somary diso kely angamba ny voalazako fa tokony nosoratana hoe \"fampisehoana\" au lieu de hoe \"fiovana\"...
razaka:cool re a.
Tsy azoko ity, Andriamanitra Ray ve comparena @ Jesoa d hoe i Jesoa no milay ? Inn le milay ?
hoe azo hiresahana zany e, azo hiaraha-monina ary mora lasa namana ee... tsy haiko ee. Tsy mazava ve zany hoe milay? :roll:
razaka:ny finoako finoako sa ny finoako no tian\'i toi fantatra?
Tant que voatanan\'i Jesoa izany dia mbola tsy olana ? Inona ary no fokasy mety hahatonga ny hoe tsy voatanan\'i Jesoa ny fahatezeran\' Andriamanitra araka ny finoan\'i simplex?
ra ny finoako dia bedabe. Ohatra hoe ny fandavana labiera kanefa misy manolotra izao dia tonga dia fahotana mahafaty avy hatrany :)
Ra ny hoe finoako finoako dia katolika. Finoana stricta indrindra ao arinan\'ny silamo sy jodaisma. Efa kobon\'i toi ihany ngambany fa otran\'ny fahotana doly izay zavatra mafinaritra rehetra :lol:
fa za aloha tsy pratiquant ee 8)8)
razaka:ka efa hoe A/tra mbola ratsy toetra t@ ireny e.
Ie, mety mbola hety iny, fa enga anie ka tsy ilay fika taloha iny no mbola hiverina : tsy nahitana olona 5 marina akory, ka izy 4-mianaka irery no avotra fa ringana ihany ny tanàna, ilay iray fahefatra aza tafita vao rendrika ... satria niraiki-po t@ izay efa ho levona.
Zavatra efa kobony tsara mintsy hoe 4 no marina ao ra be indrindra... i ra Lota @ izany faly ery mieritreritra hoe ary danza ihany ah ra hi-negocier ah... mahazo fampandresana hoe miala tsiny fa tsy tratra ny quorum vao kopy hoe tena voafainty ndray ah lelika ee :-D:-D
razaka:Fa ozy koa i jesoa hoe: Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita; mandondòna, dia hovohana. ;-)
Raha eto an-tany ilay nosy virjiny lazain\'i simplex dia tsy misy, raha ny Baiboly no jerena, satria voalaza fa : \"noho ny fahotan\'i Adama dia voaozona ny tany\", ary koa \"loza kosa ho an\'ny tany sy ny mponina ao aminy, fa nazera any @nareo ny devoly ary tezitra izy\".
razaka:aza manala baraka kosa ry razaka a. Za ve dia tsy marina? :roll:
Satria \"tsy misy marina na iray aza, ...\",
razaka:kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii dia ahoana izany le 144000 ho voavonjy?
Dia Jesoa sy ny tenany ihany izany no afaka.
sao dia mandainga aza i A/tra kle? :-w
razaka:zany anie wa ee. Za tsy mba mety diso zany ka ;-)
Na izany aza, mety ho marina ihany ny teninao,
^:^
:^)
24. simplex
(
31/08/2009 17:53)
faha, ni, ari,
efa miezaka mihintsy aho ny hikatsaka ny lanitra faha-7 kanefa dia tsy ampy fiderana sy tosika ara moraly ny fanalehibeazana ny tohan'ny aina sy fanahy ara teknika izay mamelona sy manome hery hiadiana @ fahalemena sy hidirana lalina ka izany no mahatonga @ fiadanam-po araka ny voalazan'ny soratra masina vakiana @ anaran'i jesosy manao hoe: mirosoa @ lalindalina kokoa.
misaotra tompoko.
:* :*
26. ikaretsaka
(
31/08/2009 19:40)
Tandremo mitsapatsapa ny halalin rano tonga de difotra fa ranomody be no taio
27. majesty
(
01/09/2009 08:33)
hoy Fidinirina :
izany hoe raha raisina io nolazain'i Fidinirina io dia :
OLOMBELONA = VOVOKA + FOFONAINA
OLONA MATY = VOVOKA - FOFONAINA
Kanefa hoy indray i Fidinirina hoe :
Fa angah miovaova ôtran'izany izy ity : koa tsy ho lasa toy izao indray avy eo hoe OLOMBELONA = VOVOKA + AINA+ FANAHY + SAINA + FIHETSEHAM-PO + ...sns
Jereo anie ny fanazavan'ny soratra masina azy ato e :
Isaia 57:16 Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay; Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina* izay nataoko. [Heb. fofonaina]
io ilay fofonaina nahatonga ny olona ho velona na adika ihany koa hoe Fanahy.
Dia raha ampiana ny voalazan'ny Ezekiela 18:20 hoe " ny fanahy izay manota no ho faty (...) dia tsy mitombina intsony ny fanazavan'isé.
nb: mampiasà foana dikan-teny hafa fa ny teny gasy somary sarotra takarina izay ndraindray.
FANONTANIANA napetrak'i [Majesty] tao @ dinika "Ilay Atra resahina eto ve ?"
1) Aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy hoe ny vatana ihany no maty fa ny fanahy tsy mba mety maty ?
VALINY
1) Gensesisy 2.7 « Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. »
Ny fitambaran’ny fofon’aina sy vatana no nanome ny olombelona. Raha miala ny iray amin’ireo (vatana na fofon’aina) dia tsy olombelona no ilazana azy fa maty. Rehefa maty ny olombelona dia ny vatana miverina ho vovoka fa ny fofon’aina miverina any @ nanome azy satria an’Andriamanitra ny aina.
izany hoe raha raisina io nolazain'i Fidinirina io dia :
OLOMBELONA = VOVOKA + FOFONAINA
OLONA MATY = VOVOKA - FOFONAINA
Kanefa hoy indray i Fidinirina hoe :
Fanazavana : OLOMBELONA = VATANA + AINA + FANAHY
Fa angah miovaova ôtran'izany izy ity : koa tsy ho lasa toy izao indray avy eo hoe OLOMBELONA = VOVOKA + AINA+ FANAHY + SAINA + FIHETSEHAM-PO + ...sns
Jereo anie ny fanazavan'ny soratra masina azy ato e :
Isaia 57:16 Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay; Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina* izay nataoko. [Heb. fofonaina]
io ilay fofonaina nahatonga ny olona ho velona na adika ihany koa hoe Fanahy.
Dia raha ampiana ny voalazan'ny Ezekiela 18:20 hoe " ny fanahy izay manota no ho faty (...) dia tsy mitombina intsony ny fanazavan'isé.
nb: mampiasà foana dikan-teny hafa fa ny teny gasy somary sarotra takarina izay ndraindray.
28. ari.malala
(
01/09/2009 11:02)
simplex:
razaka:tena fanotaniana ve ity?
Rehefa milako ve dia midika foana hoe ratsy fanahy ?
normalement, sy amiko, dia ratsy fanahy ny ol midaroka :)
zany hoe ny mpanaradia an'i jesoa angamba no tsy dia mitovy @ izay loatra @ hoe ra misy mamelaka ny ta-maina ny takolakareo havanana dia omeo azy koa ny takolaka havia ho felahiny :P
tsy mahagaga ra vitsivitsy ihany ny mpanara dia an'i jesoa :roll:
razaka:voaohany indrindra aloha dia ny ntaolo no niteny an'io fa tsy i A/tra akory. Zany hoe tsy veritE absolue io fa mety ho marina na tsy marina miankina @ ilay contexte.
Ary ahoana ny hoe "ny zanaka tiana tsy itsitsiana tsora-kazo" ?
Faharoany indrindra, na tsy itsitsiana rotsa-kazo aza ny zanaka tiana dia tsy darohina manandra-maty akory izy. Izay ange le fopla @ ataon'A/tra ee. Raha hoe noesoriny doly ny "dignite" an'ny ol maditra dia ie marina tokoa fa hoe fananarana. Fa ny azy dia noesoriny hatr@ ainy ka aiza tsony ze tohiny eo. Matoa mananatra dia mba hoe hihatsaran'le fandehan-javatra, fa ra jokotra enao dia tsisy tohiny tsony. ;)
razaka:mety marina io fa zany hoe tsy miova le hevitra hoe cool kokoa izy @ izao noho ny t@ izany.
Toa efa hita tao @ Testamenta taloha izany ka. Izay ndrindra le resaka tatsy hoe : omeko 120 taona ny oul hibebaka, fa raha tsy mibebaka anatin' zay dia ho avy ny safo-drano. D toy izany koa ny lozan'i Egypte, niteny foana aloha Andriamanitra hoe "avotsory ny zanako, fa raha tsy izany dia ...". Dia mbola toy izany mandraka ankehitriny, manome fotoana Andriamanitra hibebahan'ny olona.
Tsy dia mino loatra manko aho hoe be ota kokoa noho ny @ izao fotoana izao ny ol t@ izany fotoana izany. @ izao anefa tsy dia misy blem firy. Enfin, hatr@ zao aloha...
razaka:Resaka finoana no lazainy eto fa tsy hoe izao adala rehetra miteny atsanga tsy aman'orana rehetra izao akory dia mihatra @ io doly...
Si, dans une maison ou dans une ville, on ne veut pas vous recevoir, ni écouter vos paroles, quittez la maison ou la ville en secouant la poussière de vos piedss
ny tiako tenenina dia ny hoe indraindray mety ilay olona miteny ihany koa no tokony mandini-tena hoe sao dia mba diso ary izany koziko izany. Na hoe sao dia tsy nety ny approche nitondrako azy...
En tt cas, relatif be le resaka satria tsy misy fandrefesana hoe hatraiza ny hadalana nitranga tao sodoma sy gomora.
Ny lesona tsara tsoahina ngamba dia ny hoe, tsara kokoa ny hoe maditra fa tsy mba nisy nitory/nananatra noho ireo izay nisy nitory kanefa minia maditra ihany...
razaka:cercle vicieux be @ le definition an'i A/tra hoe lavorary io.
Andriamanitra no niova sa ny fahitantsika Azy? Ity no voasoratra "Izao dia tsy miova, omaly sy anio ary ho mandrakizay"
satria, refa lavorary izy dia efa tao le zavatra fa tsy niseho fotsiny...
Somary diso kely angamba ny voalazako fa tokony nosoratana hoe "fampisehoana" au lieu de hoe "fiovana"...
razaka:cool re a.
Tsy azoko ity, Andriamanitra Ray ve comparena @ Jesoa d hoe i Jesoa no milay ? Inn le milay ?
hoe azo hiresahana zany e, azo hiaraha-monina ary mora lasa namana ee... tsy haiko ee. Tsy mazava ve zany hoe milay? :roll:
razaka:ny finoako finoako sa ny finoako no tian'i toi fantatra?
Tant que voatanan'i Jesoa izany dia mbola tsy olana ? Inona ary no fokasy mety hahatonga ny hoe tsy voatanan'i Jesoa ny fahatezeran' Andriamanitra araka ny finoan'i simplex?
ra ny finoako dia bedabe. Ohatra hoe ny fandavana labiera kanefa misy manolotra izao dia tonga dia fahotana mahafaty avy hatrany :)
Ra ny hoe finoako finoako dia katolika. Finoana stricta indrindra ao arinan'ny silamo sy jodaisma. Efa kobon'i toi ihany ngambany fa otran'ny fahotana doly izay zavatra mafinaritra rehetra :lol:
fa za aloha tsy pratiquant ee 8)8)
razaka:ka efa hoe A/tra mbola ratsy toetra t@ ireny e.
Ie, mety mbola hety iny, fa enga anie ka tsy ilay fika taloha iny no mbola hiverina : tsy nahitana olona 5 marina akory, ka izy 4-mianaka irery no avotra fa ringana ihany ny tanàna, ilay iray fahefatra aza tafita vao rendrika ... satria niraiki-po t@ izay efa ho levona.
Zavatra efa kobony tsara mintsy hoe 4 no marina ao ra be indrindra... i ra Lota @ izany faly ery mieritreritra hoe ary danza ihany ah ra hi-negocier ah... mahazo fampandresana hoe miala tsiny fa tsy tratra ny quorum vao kopy hoe tena voafainty ndray ah lelika ee :-D:-D
razaka:Fa ozy koa i jesoa hoe: Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita; mandondòna, dia hovohana. ;-)
Raha eto an-tany ilay nosy virjiny lazain'i simplex dia tsy misy, raha ny Baiboly no jerena, satria voalaza fa : "noho ny fahotan'i Adama dia voaozona ny tany", ary koa "loza kosa ho an'ny tany sy ny mponina ao aminy, fa nazera any @nareo ny devoly ary tezitra izy".
razaka:aza manala baraka kosa ry razaka a. Za ve dia tsy marina? :roll:
Satria "tsy misy marina na iray aza, ...",
razaka:kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii dia ahoana izany le 144000 ho voavonjy?
Dia Jesoa sy ny tenany ihany izany no afaka.
sao dia mandainga aza i A/tra kle? :-w
razaka:zany anie wa ee. Za tsy mba mety diso zany ka ;-)
Na izany aza, mety ho marina ihany ny teninao,
^:^
:^)
simp, =)) =)) =)) =)) enao alohgany d miomàna fa mety ho voaantso eto am forum hoe tapaka ny tsinain'i ari.malala k tongava enao hanome tsinay hoanazy :-P =)) =)) isak'izay avy mamaky ny post nao ah d tapatsinay fona mints mants! fa milay le mivavnitika ka
29. ikaretsaka
(
01/09/2009 15:22)
hahaha sekta sy kato m,iady hevitra marina hono hoy ilay voisin ko ato ambadika ato rehefa vita ny traduction vinany nataoko taminy @ mampihomehy ahy ...dia nihjomehy koa lery.. nefa vazaha tsy kopy lilil an..de nahatsapa an-zamu
30. rzakarivola
(
02/09/2009 07:28)
Veloo:
o ry zaka a, dia tsy manelingelina ny sainao ve raha ohatra andriamanitra mintey matahora ahy ra-olombelona?
==> Fony aho mbola nisalasala ny @ Jesosy ngamba mety ho nanelingelina ny saiko ihany izany. Fa rehefa nino Azy aho dia nekeko fa tsy maintsy ny teniNy no marina, dia izao no teniNy :
"Ne craignez donc pas ceux qui peuvent tuer le corps, mais qui n'ont pas le pouvoir de faire mourir l'âme. Craignez plutôt celui qui peut vous faire périr corps et âme dans l'enfer." [Matio 10:28]
Veloo:
... ? nefa Andriamanitra dia Andriamanitra fitiavana? ampiasao kely ny lozika njavatra...
==> Lojika be @ Ray aman-dReny tia ny zanany ny mitsabo azy raha marary izy. Ohatra hoe naratra, dia manasa ny feriny @ alikaola na toy izany, marary izany fanadiovana izany, saingy mahasoa. Ankehitriny aza moa misy ny vaksiny, zazakely vao firy andro dia efa tsindronina, efa fantatra izao fa mampitomany azy izany, kanefa atao satria inoana fa hiaro azy @ aretina sasantsasany.
Lojikan'Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy koa ny mampiseho @ olombelona fa efa ao anaty état tena ratsy izy ireo, ka mba hanasitranana azy dia mila dian-kapoka ... "Fa ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika".
Ahoana ny lojikanao @ilay heverinao hoe fitiavana ?
Veloo:
karoy, tadiavo mandra-pahitanao ny dikan'ny
Satria ny fiandoham-pahalalana dia ny fatahorana an'i Jehovah
manova recherche, tadiavo ny dikany @ teny grika, teny hebreo etc....
==> Misaotra mampahatsiaro ahy ny hamakiako ilay baiboly hebreo ao an-trano. Andriamanitra koa mahay teny Malagasy sy Frantsay sy Anglisy (ireo mantsy no tena manavanana ahy). Fa ny ilaina dia izaho mahay ny tenin' Andriamanitra, ary i Jesoa Kristy no Tenin' Andriamanitra velona.
31. rzakarivola
(
02/09/2009 08:46)
simplex:
tena fanotaniana ve ity?
normalement, sy amiko, dia ratsy fanahy ny ol midaroka :)
==> Misy antony anakiroa mety hidarohan\'ny olona, ny anakiray dia io teneninao io hoe noho ny faharatsiam-panahy, ny anakiray hafa dia Ity voasoratra ao @ Baiboly ity : \"N\'hésite pas à corriger le jeune enfant ;si tu lui donnes des coups de bâton, il n\'en mourra pas.
Bien plutôt, par des coups de bâton,tu le sauveras du séjour des morts.\".[Pro. 13:14]
simplex:
zany hoe ny mpanaradia an\\\'i jesoa angamba no tsy dia mitovy @ izay loatra @ hoe ra misy mamelaka ny ta-maina ny takolakareo havanana dia omeo azy koa ny takolaka havia ho felahiny :P
tsy mahagaga ra vitsivitsy ihany ny mpanara dia an\\\'i jesoa :roll:
==> Ary ianao ve mba isany ?
simplex:razaka:
Ary ahoana ny hoe \\\"ny zanaka tiana tsy itsitsiana tsora-kazo\\\" ?voaohany indrindra aloha dia ny ntaolo no niteny an\\\'io fa tsy i A/tra akory. Zany hoe tsy veritE absolue io fa mety ho marina na tsy marina miankina @ ilay contexte.
==> Raha misy contexte maha marina an\'io, dia tsy marina izany ilay voalazanao tary ambony tary.
[quote=simplex]Faharoany indrindra, na tsy itsitsiana rotsa-kazo aza ny zanaka tiana dia tsy darohina manandra-maty akory izy.
==> Izany mihitsy no voasoratra : \"Corrige ton fils tant qu\'il y a encore de l\'espoir, mais ne va pas jusqu\'à désirer sa mort.\" [Pro. 19:18]
simplex:
Izay ange le fopla @ ataon\\\'A/tra ee. Raha hoe noesoriny doly ny \\\"dignite\\\" an\\\'ny ol maditra dia ie marina tokoa fa hoe fananarana. Fa ny azy dia noesoriny hatr@ ainy ka aiza tsony ze tohiny eo. Matoa mananatra dia mba hoe hihatsaran\\\'le fandehan-javatra, fa ra jokotra enao dia tsisy tohiny tsony. ;)
==> Sao dia mba ilay tenin\'i Jesoa no marina ry simplex? \"Ny devoly dia mpandainga sady rain\'ny lainga. Izy dia mpamono olona hatr@ voalohany\". Ahoana hoy i simplex raha izao no marina : ilay dignité no tena aina, fa tsy ilay nofo aman-drà, ka tian\' Andriamanitra haverina amintsika ilay dignité izay namoronany antsika ? Ity misy fanoharana tsotsotra, diniho raha marina na tsia :
Ny olona rehefa voadona mafy io dignité-ny io, dia menatra tsy te hiseho @ hafa, te tsy hisy intsony (ary izany mahatonga olona maro mamono tena). Misy indray tsy mamono tena fa miezaka maka identité vaovao mba hananana dignité. Noho izany, ilay dignité ambony noho ilay nofo aman-drà, satria aleon\'ny olona very nofo aman-drà toy izay very dignité.
Mety efa nisy fotoana nahatsapanao izany ve? Raha tsia, tsy maniry aho mba hahatsapanao izany, fa iriako kosa ary angatahiko @ Andriamanitra ny hahazoanao ny fiainana mandrakizay, ary izao no ambaran\'i Jesoa : \"Celui qui s\'attache à sa propre vie la perdra, mais celui qui fait peu de cas de sa vie en ce monde la gardera pour la vie éternelle.\" [John 12:25].
simplex:
Tsy dia mino loatra manko aho hoe be ota kokoa noho ny @ izao fotoana izao ny ol t@ izany fotoana izany ...
==> Raha mandinika ny zavatra rehetra iainana eto isika dia mahatsapa fa ny olona ankehitriny avancé kokoa noho ny taloha : fiananarana, moyen de transports, moyen de communication, ... koa tsy avancé lavitra noho ny taloha ve isika @izao fotoana raha resaka fahotana ? Ary ny tenin\' Andriamanitra, araka ny Baiboly aza dia manao hoe : \"Que celui qui commet le mal continue à mal agir. Que celui qui est impur continue à s\'adonner à l\'impureté ; mais que celui qui est juste continue à faire ce qui est juste, et que celui qui vit pour Dieu continue à vivre pour lui.\"[Apo. 22:11].
simplex:
@ izao anefa tsy dia misy blem firy. Enfin, hatr@ zao aloha...
==> Ny inona sa ny aiza no tsy misy blème firy ? Ahoana no fahitanao ireo voalaza ao @ [Apo. 16]. Azo heverina ho marina ihany aloha nenao e, raha mijery ny tany mandroso izao dia toa ... mandroso tokoa, miha voakojakoja ny endrika ivelany rehetra ... saingy ny stress mitombo, malgré an\'ireo karazana fialamboly foronina sy ny fitomboan\'ny harena sy ny fahafinaretana.
simplex:[quote=razaka]Si, dans une maison ou dans une ville, on ne veut pas vous recevoir, ni écouter vos paroles, quittez la maison ou la ville en secouant la poussière de vos piedssResaka finoana no lazainy eto fa tsy hoe izao adala rehetra miteny atsanga tsy aman\\\'orana rehetra izao akory dia mihatra @ io doly...
ny tiako tenenina dia ny hoe indraindray mety ilay olona miteny ihany koa no tokony mandini-tena hoe sao dia mba diso ary izany koziko izany. Na hoe sao dia tsy nety ny approche nitondrako azy...
==> Marina izay fanamarihanao izay, mino aho fa efa nandini-tena ianao niteny an\'io, ary mety tsara ny approche-nao. Mampahatsiaro ahy ny tenin\'ny Apostoly Paoly ao @ [IKorintiana 1:18]
[quote=simplex]Ny lesona tsara tsoahina ngamba dia ny hoe, tsara kokoa ny hoe maditra fa tsy mba nisy nitory/nananatra noho ireo izay nisy nitory kanefa minia maditra ihany...
==> Na koa hoe : ratsy kokoa ny efa nahazo fitoriana nefa mbola maditra, noho ny naditra nefa tsy nisy mpitory.
simplex:
cercle vicieux be @ le definition an\'i A/tra hoe lavorary io.
satria, refa lavorary izy dia efa tao le zavatra fa tsy niseho fotsiny...
Somary diso kely angamba ny voalazako fa tokony nosoratana hoe \\\"fampisehoana\\\" au lieu de hoe \\\"fiovana\\\"...
simplex:
cool re a.
hoe azo hiresahana zany e, azo hiaraha-monina ary mora lasa namana ee... tsy haiko ee. Tsy mazava ve zany hoe milay? :roll:
==> Mazava @izay, ary izany tokoa Andriamanitra tao @ i Jesoa.
simplex:[quote=razaka]Tant que voatanan\'i Jesoa izany dia mbola tsy olana ? Inona ary no fokasy mety hahatonga ny hoe tsy voatanan\'i Jesoa ny fahatezeran\' Andriamanitra araka ny finoan\'i simplex?
ny finoako finoako sa ny finoako no tian\\\'i toi fantatra?
Ra ny hoe finoako finoako dia katolika. Finoana stricta indrindra ao arinan\\\'ny silamo sy jodaisma. Efa kobon\\\'i toi ihany ngambany fa otran\\\'ny fahotana doly izay zavatra mafinaritra rehetra :lol: fa za aloha tsy pratiquant ee 8)8)
==> Mazava be ny fanazavan\'i simplex ny finoan\'i simplex, voavaly koa ilay hoe, inona ny fokasy araka ny finoanao (ilay nataoko mena matavy). Fa ity iray ity mbola tsy voavaly : inona, araka an\'io finoanao io (katolika tsy pratiquant?) no fomba hatao mba hahatazonan\'i Jesoa Kristy ny fahatezeran\' Andriamanitra tsy handringana mandrakizay ny tena?
[quote=simplex]Zavatra efa kobony tsara mintsy hoe 4 no marina ao ra be indrindra... i ra Lota @ izany faly ery mieritreritra hoe ary danza ihany ah ra hi-negocier ah... mahazo fampandresana hoe miala tsiny fa tsy tratra ny quorum vao kopy hoe tena voafainty ndray ah lelika ee :-D:-D
==> Izaho mahita eto fa mahay mi-négoce noho i Abrahama enao, nen\'i Abrahama 10 no noteneniny, ny anao 2.
simplex:zany anie wa ee. Za tsy mba mety diso zany ka ;-)
Fa ozy koa i jesoa hoe: Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita; mandondòna, dia hovohana. ;-)
==> Ie, marina tanteraka. Marina tahaka an\'ilay ao @ Lioka 18
[quote=simplex][quote=razaka]Satria \\\"tsy misy marina na iray aza, ...\\\",aza manala baraka kosa ry razaka a. Za ve dia tsy marina? :roll:
==> Manala dignité ve izany? Tsy izaho niteny an\'io fa Andriamanitra, araka ny fanambaran\'ny Baiboly. Afaka tsarainao ny fahamarinan\'izany voalaza izany, araka ny finoanao (katolika tsy pratiquant)
[quote=simplex][quote=razaka]Dia Jesoa sy ny tenany ihany izany no afaka.kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii dia ahoana izany le 144000 ho voavonjy?
sao dia mandainga aza i A/tra kle? :-w
==> Ny Fiangonana anie no tenan\'i Jesoa e! Ny 144 000 dia efa nazavain\'ireo rahalahy sy anabavy atsy ambadika atsy. Fa Ny voasoratra koa dia hoe \"ho maro be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina\", na koa hoe \"raha voaisanao ny kintana, dia ho tahaka ireny\" no isan\'ny mambra ny Fiangonana, izay tenan\'i Kristy. Ary ny Fiangonana, dia ny fitambaran\'ireo mino an\'i Jesoa ho Kristy Zanak\' Andriamanitra Velona. Raha efa isany ianao, dia efa voasoratra ao @ bokin\'ny fiainana izay an\'ny Zanak\'ondry ny anaranao, raha tsy mbola isany ianao, dia mbola afaka ny hisoratra anarana ao.
[quote=simplex][quote=razaka]Na izany aza, mety ho marina ihany ny teninao,
^:^
:^)
==> Dia ahoana ilay nataoko gras tetsy ambony tetsy ? Raha isan\'ny Fiangonan\'i Jesoa Kristy ianao, dia hamarinina amin\'ny TeniNy.
32. simplex
(
03/09/2009 16:13)
kay le
ary toi tena mazoto be mintsy @ ity taranja ity an :P
reraka be mintsiny ny tanako manoratra :)
kalou ande hivavaka hoan'ny tanako ah fa tsssssssssssssss :lol:
mivava hoanah mpanota ee 8)
;-)
33. ni81
(
03/09/2009 17:36)
kay le:)
ary toi tena mazoto be mintsy @ ity taranja ity an
reraka be mintsiny ny tanako manoratra
kalou ande hivavaka hoan'ny tanako ah fa tsssssssssssssss
mivava hoanah mpanota ee
34. fidinirina
(
04/09/2009 12:21)
majesty:
Fa angah miovaova ôtran'izany izy ity : koa tsy ho lasa toy izao indray avy eo hoe OLOMBELONA = VOVOKA + AINA+ FANAHY + SAINA + FIHETSEHAM-PO + ...sns
1. Angamba tsy ho diso aho raha manontany hoe : Mazava aminao amin’izay ve aloha ny fahafatesana sy ny fitsanganana ?
2. Tsy marina ny hoe fofon’aina=fanahy. Zavatra roa samy hafa ireo.
Ny olombelona ho’aho araka ny voasoratra ao @ Baiboly dia : VATANA (vovoka) + AINA (fofonain’Andriamanitra) + FANAHY (fanahin’Andriamanitra na mety ho fanahy ratsy)
Tsotra ny fanazavana azy io satria hitantsika maso ireny olona izay idiran’ny fanahy ratsy ireny ohatra. Ny dikan’izany dia avy ety ivelan’ny olona ilay fanahy no miditra ao anatiny. Tsy tonga akory dia ao avy hatrany, satria jereo koa ny voalaza fa ny olona izay natao batisa no nilatsahan’ny fanahy masina.
Mety ho velona tokoa ny olona fa tsy manam-panahy. Fa rehefa maty ilay olona dia ny vovoka miverina ho vovoka, ny aina miverina any @ Andriamanitra tompony, ary ny fanahy (na ratsy na tsara) no midina any @ fiainan-tsi-hita miandry fitsarana sy fitsanganana.
majesty:
Dia raha ampiana ny voalazan'ny Ezekiela 18:20 hoe " ny fanahy izay manota no ho faty (...) dia tsy mitombina intsony ny fanazavan'isé.
Dia vao maika marina ny voalaza satria izay olona manana fanahy tsy manota dia tsy ho tratran'ilay fahafatesana faharoa aorian'ny fitsarana.
35. rzakarivola
(
04/09/2009 12:23)
simplex:
mivava hoanah mpanota ee
==> Izaho anie mivavaka ho anao e.
I Naina (16 taona) no nitondra an'i Antonio (7 taona) t@ fizarana bulletina tany am-pianarana. Tsy nahazo moyenne i Antonio ary efa nahafantatra fa hahazo kapoka indray anio ... teny an-dalana dia hoy i Antonio nanambitamby an'i Naina : "omeko anao ny goûter-ko an!". Hoy i Naina t@ i Antonio : "Eny e, raisiko soa aman-tsara ny goûter ... fa tsy izany no hanakana anao tsy ho voakapoka".
36. fahamarinana
(
04/09/2009 12:47)
:arrow: razaka : :-D :-D :-D fa inona no idiran'ity ao ? hoe ho voasazy sa voakapoka i simplex ve ? :lol: (l)
37. bor2lais
(
04/09/2009 12:54)
8O"fa inona no idiran'ity ao ? "
-> Mba manaitra koa i Faha an ! Saika tsy azoko ny tian'ise tenenina ! :D
-> Mba manaitra koa i Faha an ! Saika tsy azoko ny tian'ise tenenina ! :D
38. ni81
(
04/09/2009 12:58)
fa inona no idiran'ity ao ? "o ry faha a! noheverin'i Bor2lais fa i rzakarivola no nataon-dry hoe "TY" tao =)) =))
-> Mba manaitra koa i Faha an ! Saika tsy azoko ny tian'ise tenenina !
39. fahamarinana
(
04/09/2009 14:04)
bor2lais:
8O"fa inona no idiran'ity ao ? "
-> Mba manaitra koa i Faha an ! Saika tsy azoko ny tian'ise tenenina !
:arrow: bord2 : za kosa r'ise tsy hanao "ity" olona zany kosa kah,marina moa !..anadahiko ao amin'ny Tompo ange razaka e ! ise ihany ny antsika kah,na ianao rehefa somary miakatra kely iny ny tosi-dra ! :^) ,fa tsy ho hafa noho ireo ! tokoa moa zany an !! :D (l)
40. simplex
(
04/09/2009 15:03)
razaka,
misaotra eee :)
in alou le gouter alohan'ny hikapohana anah e :P
mino marimarina ah manko fa hampitombo ny finoako ny gouter raha ohatra ka tsara 8)
