Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
41. soanja
(
04/09/2009 15:13)
fidinirina:
majesty:
Fa angah miovaova ôtran'izany izy ity : koa tsy ho lasa toy izao indray avy eo hoe OLOMBELONA = VOVOKA + AINA+ FANAHY + SAINA + FIHETSEHAM-PO + ...sns
1. Angamba tsy ho diso aho raha manontany hoe : Mazava aminao amin’izay ve aloha ny fahafatesana sy ny fitsanganana ?
2. Tsy marina ny hoe fofon’aina=fanahy. Zavatra roa samy hafa ireo.
Ny olombelona ho’aho araka ny voasoratra ao @ Baiboly dia : VATANA (vovoka) + AINA (fofonain’Andriamanitra) + FANAHY (fanahin’Andriamanitra na mety ho fanahy ratsy)
Tsotra ny fanazavana azy io satria hitantsika maso ireny olona izay idiran’ny fanahy ratsy ireny ohatra. Ny dikan’izany dia avy ety ivelan’ny olona ilay fanahy no miditra ao anatiny. Tsy tonga akory dia ao avy hatrany, satria jereo koa ny voalaza fa ny olona izay natao batisa no nilatsahan’ny fanahy masina.
Mety ho velona tokoa ny olona fa tsy manam-panahy. Fa rehefa maty ilay olona dia ny vovoka miverina ho vovoka, ny aina miverina any @ Andriamanitra tompony, ary ny fanahy (na ratsy na tsara) no midina any @ fiainan-tsi-hita miandry fitsarana sy fitsanganana.
majesty:
Dia raha ampiana ny voalazan'ny Ezekiela 18:20 hoe " ny fanahy izay manota no ho faty (...) dia tsy mitombina intsony ny fanazavan'isé.
Dia vao maika marina ny voalaza satria izay olona manana fanahy tsy manota dia tsy ho tratran'ilay fahafatesana faharoa aorian'ny fitsarana.
Efa manakaiky ny fomba fijeriko ny an'i Fidinirina. Ny tsy hampitovy azy dia ny FITSARANA. Ny fiainantsihita amiko dia ny Universe- tsy ilay universe fizika fotsiny akory fa universe ho an'ny fanahy koa.
42. cutie
(
04/09/2009 16:53)
Mety ho velona tokoa ny olona fa tsy manam-panahy. Fa rehefa maty ilay olona dia ny vovoka miverina ho vovoka, ny aina miverina any @ Andriamanitra tompony, ary ny fanahy (na ratsy na tsara) no midina any @ fiainan-tsi-hita miandry fitsarana sy fitsanganana.
tena tsy azoko mitsy ny @ io tsaraina sy ny tariny io :roll: :roll: :roll:
43. ikaretsaka
(
07/09/2009 00:56)
De ahoana indray le hoe ze mihinana ny vatany sy misotro ny rany ihany (joany 6).... ry fidinina sy ry majesty?.
44. ari.malala
(
07/09/2009 08:09)
misy ny oul d faly hanao hors sujet lava izao :-D :-D in kou no idiran gouter amizany! :-D :-D
46. niryna
(
08/09/2009 06:42)
Mety ho velona tokoa ny olona fa tsy manam-panahy. Fa rehefa maty ilay olona dia ny vovoka miverina ho vovoka, ny aina miverina any @ Andriamanitra tompony, ary ny fanahy (na ratsy na tsara) no midina any @ fiainan-tsi-hita miandry fitsarana sy fitsanganana.
cutie:
tena tsy azoko mitsy ny @ io tsaraina sy ny tariny io :roll: :roll: :roll:
hevitro kely ity cutie an
Ny fahazahoako izany hoe maty aram-panahy:spiritual death ,fa tsy physical death ...
ilay teny hoe velona fa tsy manam-panahy aloha dia ireo olona mbola tsy nandray an'i kristy (unbelievers)
Mizara roa ny karazan'olona ao amin'ny filazan'ny baiboly
ny olona manana an'i kristy sy ny olona tsy manana an'i kristy na manana an'ATra (spritual man sy unspiritual man) na koa hoe ny mpino sy ny tsy mpino ( Believers sy unbelievers na non believers) .Dia ireo olona manana an'Atra sy ny tsy manana an'Atra.
Kristy no nanazana izany ( azavaiko ilay tsimpona an ) hoe toy ny zavatra maniry isika ary dia maty vao velona indray,maty noho ny fahotana,maty satria mbola tsy nandray Azy ary dia ao anatin'ny maizina,mbola tsy nandray an'i kristy fa mbola mifaly sy milomano ao anatin'ny fahotana fa rehefa tonga kosa ilay andro anokafan'Atra ny masompanahintsika dia mino azy ,mino azy ho Zanany,mino azy ho Atra,manaiky azy fa ho tantanany amin'izay ny fiainantsika fa tsy mihevitra ny herin'ny tenantsika irery intsony no mitondra ny fiainantsika fa ilay ATra velona izay ato anantintsika,izy no mampianatra antsika ary izy koa no mandresy lahatra antsika ny fahasoavana nomeny antsika ary izay ilay hoe maty ka velona indray ,maty satria mbola tsy nandray azy ,velona kosa fa efa ato anatintsika ny fanahiny ary io fanahy io no miaraka amintsika mandrakizay "
Toy izany koa isika,maty noho ny ota fa rehefa nandray an'i kristy dia lasa velona indray( born again) io no filazan'ny olona azy .
izay no fahalalako azy an
47. cutie
(
08/09/2009 13:16)
ok mazava iny fa momba an'le fitsarana efa nanokafan'i fidi dinika vao2 ary :D
48. rakapy
(
08/09/2009 13:30)
Hoy Niryna
Tsy izao ve ilay atao hoe manompa ny finoan'ny hafa??? Maro be tokoa ireo izay tsy nino an'i kristy nefa dia nahavita soa be lavitra nohon'ireo izay milaza fa manana an'i kristy.
ilay teny hoe velona fa tsy manam-panahy aloha dia ireo olona mbola tsy nandray an'i kristy (unbelievers)
Tsy izao ve ilay atao hoe manompa ny finoan'ny hafa??? Maro be tokoa ireo izay tsy nino an'i kristy nefa dia nahavita soa be lavitra nohon'ireo izay milaza fa manana an'i kristy.
50. ikaretsaka
(
08/09/2009 14:33)
O o ry Tompo tia anay..... (mihira zafindraony katolika aho f'azafady)
Mahazo manohy ze mahay :^)
Mahazo manohy ze mahay :^)
53. tywa68
(
09/09/2009 10:58)
O ty Tompo tia anay, aza avelanao hisedra zay tsy zakanay izahay, aza avelanao ho irery... :wink:
55. niryna
(
10/09/2009 05:02)
rzakarivola:
Niryna, mamelà ahy hamintina ilay hafatra nalefanao (26) io, ka raha misy tsy mety dia angatahiko ianao hanitsy sy hanazava.
1- Myth ny Baiboly ho an'izay olona notezaina tsy hino azy Fa afaka miverina @ izay voalohany nampianarina azy ny olona ary mandinika @ fo tsy misy fiangarana ?
2- Raha misy ny clonage, tsy midika velively izany fa diso ny fanambaran'ny Baiboly ny famoronan' Andriamanitra izao tontolo izao. Fa rehefa ny olona no tsy mino, dia toheriny izay voalaza.
3- Ny nofo dia fitafian'ny fanahy, ary voasoratra ao @ Baiboly fa hahazo fitafiana vaovao (fa tsy ilay efa lasa vovoka) ireo izay natsangana.
4- Ny fihevitr' Andriamanitra tsy fihevitr'olombelona. Fihevitr'olombelona ny sciences, kanefa na ireny aza tsy mahavaly zavatra maro be : ny 3 états d'une matière : solide, liquide, gazeux ohatra, izay afaka anoharana tsara ny @ Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina (Sahirana aho teto fa mba asiako fanoharana kely).
Ny olona izao efa elaela no nanao recherche momba ny commande vocale. Hain' Andriamanitra koa izany hatrany am-boalohany
=D> =D> mazava be =D>
56. niryna
(
10/09/2009 05:10)
Veloo:
o ry zaka a, dia tsy manelingelina ny sainao ve raha ohatra andriamanitra mintey matahora ahy ra-olombelona????? nefa Andriamanitra dia Andriamanitra fitiavana? ampiasao kely ny lozika njavatra... karoy, tadiavo mandra-pahitanao ny dikan'ny
Satria ny fiandoham-pahalalana dia ny fatahorana an'i Jehovah
manova recherche, tadiavo ny dikany @ teny grika, teny hebreo etc....
ilay filazana azy amin'ny teny gasy tokoa angamba no mahatonga ilay hevitra miova e,tahotra tenenina eto mantsy dia tsy hoe matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana aho,respect ilay tahotra tenenina eto fa tsy fear na peur akory
izany hoe fanomezana respect,voninahitra na honor , fametrahana azy avo indrindra
izay no mahatonga ilay teny hoe ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena na voaloham-pahalalana
:arrow: rehefa manome azy hasina isika,manome voninahitra azy,manaja azy ,izay no hevitra tiana hampitaina amin'ilay hoe fatahorana eto.
Tsy mitovy ny hoe matahotra voalavo na matahotra miakatra eny amin'ny avo toerana ilay izy .
57. cutie
(
10/09/2009 22:50)
zay no tena manahirana @ le famakiana baiboly, bdb ny zavatra tsy tena azo ao, fa @ manaraka refa mitsimpona nareo de tokony mba asiana fanazavana miaraka @ le tsimpona e :)
58. Veloo
(
11/09/2009 16:54)
cutie [ Valio ] 11-09-2009 00:50:26
Lohateny : Re : Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
zay no tena manahirana @ le famakiana baiboly, bdb ny zavatra tsy tena azo ao, fa @ manaraka refa mitsimpona nareo de tokony mba asiana fanazavana miaraka @ le tsimpona
hihihihi ka zay anie ny ilaina manao etude biblique...
za taloha tena tsy mba nahay mihitsy ary la plupart du temps raisiko a la lettre daholo ny rehetra misy ny sasany tena ara-bakiteny fa misy ny sasany tsia...Mila finiavana aloha raha tena liana e...indrindra fa eo manaiky an'i Jesosy ao am-po dia am-pitiavana tokoa ny hanaovana ny rehetra ary mahafinaritra ery ny mba mizara izay fantatra avy eo essayeo anie eee.... :-*
zay aky fa mahareza...
ilay fitsimponana lazaina eto dia tsy maintsy mitsimpona versets be dia be izay no hilaina ny Bible Concordance mba hanazava ny rehetra bebekokoa
sa ahona ry nyrina?????
59. cutie
(
11/09/2009 18:22)
ka za tsy misy namana iarahana hanaovana etude biblique koa, mila mifindra any @ njy za hihihihihi na njy no mankaty lol :wink:
60. ikaretsaka
(
11/09/2009 18:31)
Farito bebe kokoa aloha ny tian'i veloo lazaina @ le hoe "etude biblique" bibliology ve..theology ve..sa mianatra tsianjery tsimpona fr mamerina an'iny toy ny diska goaka?
NB;Avantano ny valiny azafady
NB;Avantano ny valiny azafady
