Maro ny zavatra tsy tokony ho resahina any am-piasana

1. niryna ( 26/08/2009 03:59)
Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano

Zaraiko ity dia mba tohizo izay mahafantatra ny tokony atao na tsy tokony atao any am-piasana.
Tsara ny manana namana miara miasa kanefa kosa misy ny tena namana azo itantaraina ny vaovao mikasika antsika fa tsy tokony ho zaraina ny rehetra izany na dia tsy dia misy dikany aza satria mihitatra ilay izy noho ireo olona mifosafosa
Mba hiaravona izany dia ireto ary misy torohevitra kely ka raiso izay mety aminao
1-Ny karamantsika
2- ny aretina mahazo
3- ny fosafosa
4-miasa dia mitaraina lava amin'iny foana
5- ny vidin-javatra izay vidianao
6 ......14 mbola maro koa fa anareo no manohy azy
fa maninona tokoa no tsy tokony ho zaraina ny mpiara-miasa ?




(l) niryna
novalian'i niryna ny 29/08/2009 16:08
2. tywa68 ( 26/08/2009 10:58)
Niryna > zany mitantara zany mila olona tia mihaino anao koa ka mamaly tsara ny resakao ; raha samy tia fosa2 ny 1 trano d mandeha hoazy ny resaka, eny fa d ny tsy mety any antranonao sy ny karamanao aza sns... lasa thérapie de groupe zany ilay izy rhf mandreraka ilay asa itambarana ohatra, na ilay patron vendrana :lol:
3. ni81 ( 26/08/2009 11:18)
Mba hiaravona izany dia ireto ary misy torohevitra kely ka raiso izay mety aminao
1-Ny karamantsika
2- ny aretina mahazo
3- ny fosafosa
4-miasa dia mitaraina lava amin'iny foana
5- ny vidin-javatra izay vidianao
6 ......14 mbola maro koa fa anareo no manohy azy
fa maninona tokoa no tsy tokony ho zaraina ny mpiara-miasa ?

1 - Aty Frantsa io tonga dia fantatra foana matetika fa apetany @ annonce mihitsy aza indraindray ny karama isan'ora ho raisin'ilay olona
2 - Ny aretina mahazo dia mety misy namana mahita vahaolana, afaka hanoro hevitra sy hanoro ny Dr tokony hatonina.
Zà izao manana olom-pantatra, voan'ny cancer (nono, taovam-pananahana) fa efa sitrana, fa ny namany sy ireo mpifanerasera aminy rehetra dia tsy mba hanafenany ny aretiny mihitsy na kely aza.
3 - Ilay fosa aloha dia arakaraka ilay toeram-piasana e: misy mantsy tsy afaka mifangaroharo be ny mpiasa fa samy manana ny toerana misy azy
4 - Ity fitarainana koa aloha dia eeee! fa saingy tsy mba tarainina ilay fankanesana eto @ ordi :-P :lol: :lol:
5 - Raha toa ve mba tokony ahasoa ny namako ilay vidin-javatra (mora ohatra) dia tsy tokony ho tantaraiko azy? Dia mba asaiko mandeha izy mijery ao sao mety aminy.
Dia miandry ny fanazavanao manaraka ary e!
4. ari.malala ( 26/08/2009 11:23)
fa manin moa ny karama no hotantaraina @ olona? momba ilay aretina, mety hoe akàna torohevitra marina ko! na ny dokotera tokony hatonina. Misy koa ireo mahalala ireny torohevitra tsotsotra ireny d mba mahasoa na mampitony ilay aretina farafaharatsiny alohan'ny ahitana dokotera. Ny fosafosa.. euh, zà manokana ts tia an'io maizina mints. Ny hoe mitaraina lava @ asa alou hihi! mety efa ts zaka intsony kosa ny atmosfera ao ampiasana nefa efa mitady fa ts mahita d tsmaints miaritra ko hihihi! mandrapahita aloha e :P ilayvidinjavata mitovy hvt @ ni81 za :)
5. Bazily ( 26/08/2009 11:46)
Manana namana aho ato, izaho mbola miaina antokantrano tsy rava, izy indray efa rava tokantrano ( nisara-panambadiana ). Miresaka olana foana izahay matetika na ara-ekonomika na ara-pahasalamana. Ny hitako tombony dia ny fifampatokisanay roalahy, na izy na izaho dia samy tsy misy manafina izay zaa-miseho aminay. Morakokoa ny fifanoroana hevitra rehefa ao ilay fifampatokisana. Ny tiako lazaina dia miankina amin'ilay namanao ao ampiasana iresahana ilay izy. Raha mifampatoky ianareo roa dia tsy hitako izay olana ifampitantarana na ifampiresahana izay momba ny tena , nefa asiana fetrany kosa na izany aza hoe hatreto ihany.
Fa nytena tsy tiako amin'ny mpiara-miasa, indrindra eo @ samy vehivavy dia ilay tsy mifankahazo jery, mifampialona ka vava tsy ratsy. Vao dify ilay ankilany dia eo aloha fa fosain'ny ilany, na koa mba mifampitantara ihany fa raha tsy eo ilay iray dia tapitra voalaza @ hafa @ antsipirihany avokoa izay momba an'iny namany iny, mety miitatra aza ny filazàny azy avy eo.
Mandreraka be le izy fa atao ahoana fa izay ilay fiainana sy fiaraha-monina.
6. ni81 ( 26/08/2009 11:57)
Ny momba ilay vidin-javatra dia tsy mety (amiko) raha toa ka hizesta be hanao hoe: jereo itony ny fiaranay izao no vidiny 100000 EUROS:-P, mampiseho taratra ny fieboeboana...kanefa ilay olona hiresahanao aza tsy manana afa-tsy 4L efa atosika foana fa tsisy demarera :(
7. Papoose ( 26/08/2009 15:45)
1-matetika anie ary maro ny orinasa iray efa manana ny salary grid-ny ee, miaraka @ rang mifanandrify aminy! donko zegny vao fantatrao fotsiny ny rang-ny mpiara-miasa aminao dia fantatrao ny karamany...amiko ohatran'ny olona tsisy atao zany hifampitsilo karama zany!
2-ilay aretina mpahazo ndray, safidinao ny hiteny na tsy hiteny, fa rehefa miantraika @ asanao( manapaka lava handeha hanao traitement sns, dia tsy maintsy ho fantatry ny olona mpiara-miasa), donko zegny na enao no mitonona hoe za manana aretina toy izao na avelanao ho fantany miandalana eny!
3-ny fosafosa nisy, misy, ary mbola hisy foana, fa anjaranao no miala pas rehefa tsy te handray anjara....rehefa vaovao @ na birao ray no tena mora mahavictime @ le kifosafosa raha tsy mitandrina fa ataon'ny olona fanateran-dresaka foana....
4-ny mikasika ny vidinjavatra ndray, ny matetika hitako dia wain zay mividy zvt lafo ka midedaka be miteny azy satria mantsy betsaka ny fivarotana ahitana mitovy @ le izy na kalitao na modely na loko, sns fa ny olona mampiasa coupons ohatra na miandry rehefa andron'ny soldes...fa ny tsy reviko amin'iny fotsiny dia le olona manome anao coupons any @ le fivarotana tsy hividianako zvt mihitsy na hovarotako ambakany ny tanindrazako aza :-P
8. ni81 ( 26/08/2009 16:01)
fa ny tsy reviko amin'iny fotsiny dia le olona manome anao coupons any @ le fivarotana tsy hividianako zvt mihitsy na hovarotako ambakany ny tanindrazako aza
tsy azoko ny tian'i papoo lazaina eto?
9. lohataona ( 26/08/2009 16:10)
niryna:

Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano

Zaraiko ity dia mba tohizo izay mahafantatra ny tokony atao na tsy tokony atao any am-piasana.
Tsara ny manana namana miara miasa kanefa kosa misy ny tena namana azo itantaraina ny vaovao mikasika antsika fa tsy tokony ho zaraina ny rehetra izany na dia tsy dia misy dikany aza satria mihitatra ilay izy noho ireo olona mifosafosa
Mba hiaravona izany dia ireto ary misy torohevitra kely ka raiso izay mety aminao
1-Ny karamantsika
2- ny aretina mahazo
3- ny fosafosa
4-miasa dia mitaraina lava amin'iny foana
5- ny vidin-javatra izay vidianao
6 ......14 mbola maro koa fa anareo no manohy azy
fa maninona tokoa no tsy tokony ho zaraina ny mpiara-miasa ?




(l) niryna


aza tenenina ny momba ny fiainanao dia ampy!
Ny ambongadiny ihany fa atsinjarany adia anao sy ny vadinao ary ny ankizy e!ny
:lol:
10. Papoose ( 26/08/2009 16:50)
ni81, ny tiko lazaina dia hoe....misy olona manana coupons na fivarotana avo dingana be ohatra, dia tonga eo amiko izy manome ahy hoe ity raha hampiasa i papoose! dia tsy tiko satria za tsy handeha hividy zvt any mihitsy fa lafo loatra le amidiny ao! :D

aza tenenina ny momba ny fiainanao dia ampy!
zay koa izy!
11. simplex ( 26/08/2009 17:41)

ireto avy no zavatra firesaka any ampiasana:

* blagy na zavatra mapme hita @ internet, na hoe voaray ao anaty emailaka

* resaka sports

* resaka vevavy

* resaka kaly

ny resaka fiainanao manokana dia tsy resahina mintsy ra tsy hoe misy olana be toy hoe misaraka @ vadinao enao na hoe nandositra ny zanakao... zavatra mazava be hoe tsy maintsy fantatry ny ol zany eee...

Sinon, refa manao barbecue na fety kely na hoe mijery bolina... dia izay olona antsoinao @ ireny ihany no tena iresahana ny fiainanao. Zany hoe bandy akama, ankaiky.

voila!

;-)
12. ikaretsaka ( 26/08/2009 17:55)
izay mihitsy ra mplex a
13. ni81 ( 26/08/2009 17:58)
ni81, ny tiko lazaina dia hoe....misy olona manana coupons na fivarotana avo dingana be ohatra, dia tonga eo amiko izy manome ahy hoe ity raha hampiasa i papoose! dia tsy tiko satria za tsy handeha hividy zvt any mihitsy fa lafo loatra le amidiny ao!
merci fa zay vao mazava amiko e!
14. xxx ( 26/08/2009 18:05)
Ary mba ahoan ndray ireny oul mitantara ny intimité (RS) ireny e? mitantara ny zavatra ataon'izy sy ny sipany na taloha na @ zao ftna zao? Tokon ho perso maintsiny mants ireny
15. Papoose ( 26/08/2009 19:39)
:-D raha za no intantarana an'izany dia henoiko fotsiny fa raha izy ho hiandry ahy hitantara dia antsoiko i paoly hitantara azy @ toerako! :D
16. niryna ( 28/08/2009 17:05)
niryna:

Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano

Zaraiko ity dia mba tohizo izay mahafantatra ny tokony atao na tsy tokony atao any am-piasana.
Mba hiaravona izany dia ireto ary misy torohevitra kely ka raiso izay mety aminao
1-Ny karamantsika
2- ny aretina mahazo
3- ny fosafosa
4-miasa dia mitaraina lava amin'iny foana
5- ny vidin-javatra izay vidianao
6 ......14 mbola maro koa fa anareo no manohy azy
fa maninona tokoa no tsy tokony ho zaraina ny mpiara-miasa ?


dia mbola tohizako ihany ka raiso izay mahasoa antsika
6 ny zavatra tsy tianao na maha menatra anao
7 ny politia sy ny finoana
8 ny fiainana izay niova
9 ireny spacebook sy ny blog alefa any amin'ny net ireny
ho azavaiko miandala ny tiako tenenina fa aleo aloha andeh kely an

:-* :-*
17. ikaretsaka ( 28/08/2009 17:27)
fa aleo aloha andeh kely an
sisiny ihany lalana ary
18. ni81 ( 28/08/2009 17:45)
sisiny ihany lalana ary
:lol:
19. niryna ( 29/08/2009 03:06)
niryna:



Zaraiko ity dia mba tohizo izay mahafantatra ny tokony atao na tsy tokony atao any am-piasana.
Tsara ny manana namana miara miasa kanefa kosa misy ny tena namana azo itantaraina ny vaovao mikasika antsika fa tsy tokony ho zaraina ny rehetra izany na dia tsy dia misy dikany aza satria mihitatra ilay izy noho ireo olona mifosafosa
Mba hiaravona izany dia ireto ary misy torohevitra kely ka raiso izay mety aminao
1-Ny karamantsika
2- ny aretina mahazo
3- ny fosafosa
4-miasa dia mitaraina lava amin'iny foana
5- ny vidin-javatra izay vidianao
6 ......14 mbola maro koa fa anareo no manohy azy
fa maninona tokoa no tsy tokony ho zaraina ny mpiara-miasa ?


Aiza moa izaho izao? Aelo aloha omeko dia ho azavaiko tsikelikely an

10 manaratsy mpiara-miasa amin'ny hafa
11 miaraka mirona ry ....tsy maninona ny miaraka rehefa week-end manao adaladalana kanefa kosa ....
12 efa notenenika foana kosa aloha ny ankizy mba mitandrina amin'ny tsy tokony atao ny miaraka amin'ny mpiara-miasa e
13 mamingavinga ny firazanan'ny hafa

Ireo no mba itako dia zaraiko anareo

20. niryna ( 29/08/2009 04:13)
tywa68:

Niryna > zany mitantara zany mila olona tia mihaino anao koa ka mamaly tsara ny resakao ; raha samy tia fosa2 ny 1 trano d mandeha hoazy ny resaka, eny fa d ny tsy mety any antranonao sy ny karamanao aza sns... lasa thérapie de groupe zany ilay izy rhf mandreraka ilay asa itambarana ohatra, na ilay patron vendrana :lol:

iny indray dia itovizana ny rehetra ka fa misy anie aky olona mitantara zavatra tsy tokony ho tantaraina e . Tsara tokoa ny manana namana ao am-piasana fa misy tena tafahoatra

Indrindra ny fiainanao tsy ho atao fantatry ny rehetra ,mba fidiana ihany izao olona resahina sa ahoana ?
eny tsy mitovy ny aty sy ny any amintsika na any an-toeran-kafa fa arakaraky ny toerana misy azy io ka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0927