Mifanakiana fa miray hina hatrany !

41. rzakarivola ( 27/08/2009 14:30)
Soanja:
Sangodim-panina be izy izany. I JESOA ve efa namakivaky sy nitondra fiara ny lalana RN7 ? Ranohira- Ifaty sa taiza aby hono

==> Ianao ihany no milaza matetika eto fa ny olona dia fanahy mitafy nofo ... ka tsy mazava ve fa hevi-panahy no resahina eto ? fanoharana.
Marina ve ny filazana fa tsy misy oul mahita an'i Toliara eto ? Enao izao inoako fefa tany imbediabe, fa tsy Toliara ilay resahina fa natao ho fanoharana ihany iny, dia toy izay ny filazana hoe saofera.


Ikaretsaka:
jesosy tsy saofera r'ianona fa lalana an... aiza ary nareo izany... izy aza no nitarogna an zany

==> Tsy mampiova ny maha "Lalana tokana ankanesana @ Ray" Azy mihitsy izany ka. Tahaka ny hoe Izy no vavahadin'ondry, nefa Izy koa no Mpiandry tsara, nefa Izy koa no "Zanak'Ondry manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao", teniNy daholo izany.
Iverenako kely ny saofera, conducteur ... mpamily, mpitarika, ary izay indrindra no nolazaiNy : "Aza mety hatao ho mpitarika ianareo, fa iray ihany no Mpitarika anareo, dia Kristy"
42. ikaretsaka ( 27/08/2009 14:59)
la ny lalana raha tsy handehananao detsy ho tonga any ianao na ho maty voahosin"ny sasany ao...
izay no ilaina sofera manana lakle.. ireny mandeha fotsiny rehefa misy peage
43. cutie ( 29/08/2009 14:22)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 26-08-2009 16:29:07
Lohateny : Re : Mifanakiana fa miray hina hatrany !
ary ra salmo tsy misy malahelo azy a

majesty> ka izay no ohatra tsotra nora hahazoana ilay dinika ko

ka iny tsy mpamaly dinika ato koa , sady toa tsy nahazo miditra ato tsony iny fa nosakanan'i hery :-D :-D :-D :-D
44. ikaretsaka ( 30/08/2009 13:14)
De tsary alahelovana lery ve ny dikan zany?
45. cutie ( 30/08/2009 14:00)
non :-D :-D :-D :-D
46. ikaretsaka ( 30/08/2009 22:47)
A haaa
47. cutie ( 30/08/2009 23:03)
aza resahina tsony izy fa manjary mihevona any ho any :-D
48. rzakarivola ( 31/08/2009 13:37)
ikaretsaka:
la ny lalana raha tsy handehananao detsy ho tonga any ianao na ho maty voahosin"ny sasany ao...
izay no ilaina sofera manana lakle.. ireny mandeha fotsiny rehefa misy peage

==> Marina izany. Enga anie :
1- Handeha @ lalana (fa tsy eny rehetra eny)
2- Tsy ho diso saofera
3- Tsy ho diso lakile
49. ikaretsaka ( 31/08/2009 21:27)
efa saofera 2000 ans d'experience sy nahazo lakile ..ary notenenina mihitsy hoe ity ny lakle... ary na iza aza tsy haharava azy..na ny varavaran'i Hades aza... iza no sofera mbola mazana noho izany rzakarivola.. le namaky sy nitsimpotsimpona ny boky navondron"io saofera io ve? tsssssss
50. cutie ( 31/08/2009 21:38)
zao zany le we mifanakiana hatrany nefa mitovy ihany lalanareo roa reo a :-D :-D :-D :-D
51. ikaretsaka ( 31/08/2009 22:16)
io mijanona fa tsy manana toll ry cutie a
52. cutie ( 31/08/2009 22:21)
:-D :-D :-D :-D :-D mba omeo majinika izy e
53. ikaretsaka ( 31/08/2009 22:47)
ataony 1/10 eo fa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405