Mifanakiana fa miray hina hatrany !
21. rijadolly
(
24/08/2009 16:51)
Rakapy>>> efa nisy tany toliara ka! avy tany mihitsy mantsy e!dia lasa any ndray rehefa avy nanome plan sy nanisy signe eny amin'lalana mankany.
22. simplex
(
24/08/2009 16:56)
Ny ankamaroan'ny malagasy hoy aho dia manana havana katolika sy protestant (FJ an) daholo.
En tout cas ny teto imerina. Ny protestant no tonga taloha ary avy ao @ protestant daholo ny ankamaroan'ny katolika. 2 na 3 generations eo ho eo io angamba...
Ny anay zao any ambanivohitra dia mbola manao adidy any @ fiangonana protestant foana ary mbola manao fara rakitra any koa rehefa maty...
Ny tiako hahatongavana dia ny hoe olona iray ra ihany ny kato sy protestant, tsy miady izany. Zanak'anabavy ee :lol: Misy ny difference, marina izany fa tsy dia misy hoe tena adibe izany. Io koa hoy ah no mahatonga an'le hoe tsy dia misy olana firy ra hoe kato sy protestant (voire ny FFKM 1 manotolo) no mifanambady... tsy otran'le hoe secta na advantista (miala tsiny ra misy mamaky eto)...
Ny @ hoe dinika sy ny sisa indray, otran'ny conservateur sy liberal mifandona no fahitako azy. Misy zavatra tena iraisana fa ny zavatra kely tsy itovizana no tena tsy maintsy atao izay hifandirana... ny tena mapme anefa dia sady tsy misy election eto no tsy mba nisy hoe olona miova hevitra izany...
Fa ny tena marina alohan'zany rehetra izany koa dia ny hoe misy olona mankafy be an'le mifamaly eto 8):P
Za manokana aloha tsy hitako izay olana @ hoe misy olona miady hevitra ee. Tsy tokony atao resaka perso fotsiny le izy. Fa ny hevitra no ampiadiana...
sinoa atao in forum raha olona mitovy hevitra doly no hita ao? :)
:) d ampy
;-)
23. ikaretsaka
(
24/08/2009 16:57)
Misy kosa taranaka sofera efa tany e..fa misy koa le nahita boky code de la route tao @ wc de niteny koa hoe mahatondra hatrany tolox hono...de nihesona daholo ny pokona rehefa tanisainy ny chapitres nataony tsianjery tao Anaty boky @ le hoe rarana ny mandrora ato anaty fiara ohatra.....
24. rakapy
(
24/08/2009 17:05)
Hoy Rijadoly
Tena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy!
Hoy Ika
Toa mbola tsy nahare pilo tafaverina avy tany aho ko, na taratasy ho an'ny jaoba keliny aza tsy vitany nandefa intsony ko?
Rakapy>>> efa nisy tany toliara ka! avy tany mihitsy mantsy e!dia lasa any ndray rehefa avy nanome plan sy nanisy signe eny amin'lalana mankany
Tena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy!
Hoy Ika
Misy kosa taranaka sofera efa tany e..
Toa mbola tsy nahare pilo tafaverina avy tany aho ko, na taratasy ho an'ny jaoba keliny aza tsy vitany nandefa intsony ko?
25. cutie
(
24/08/2009 23:05)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 24-08-2009 07:19:37
Lohateny : Mifanakiana fa miray hina hatrany !
Rehefa jerena ny dinika mifanesisesy tato dia betsaka ny protestant no manohitra ny katolika (toy ny hoe masina Maria e,i Md Piera e ...sns) kanefa ry Môpera sy ry Pasitera ary rehefa fotam-pivavahan'ny ffkm miara-mitarika ny fotoana sy miaraka mivavaka ery ambony polipitra ery toa tsy misy olana akory, mahagaga e!
god is too big for just one religion :)
26. soanja
(
25/08/2009 02:47)
cutie:
Mpandefa : majesty [ Valio ] 24-08-2009 07:19:37
Lohateny : Mifanakiana fa miray hina hatrany !
Rehefa jerena ny dinika mifanesisesy tato dia betsaka ny protestant no manohitra ny katolika (toy ny hoe masina Maria e,i Md Piera e ...sns) kanefa ry Môpera sy ry Pasitera ary rehefa fotam-pivavahan'ny ffkm miara-mitarika ny fotoana sy miaraka mivavaka ery ambony polipitra ery toa tsy misy olana akory, mahagaga e!
god is too big for just one religion :)
Namaste!
27. niryna
(
25/08/2009 04:39)
rakapy:tsara ny samy milaza ny heviny amiko ,tsara ny mino na dia tsy nahita ilay Atra aza isika satria ny fiainantsika no anaporofoana ny fisiany na tsia.Ilay Atra anefa dia maro ary raha ny finoan'ny hafa fotsiny aza dia efa misy mihoatran'ny 17 karazany akory aza .(misy ny Atra ny kristiana,ny bodista,ny silamo ,ny hindoa ,ao ny mivavaka amin'ny razana ,ao ny mivavaka amin'ny zava-maniry,ny mivavaka amin'ny biby izay zavatra namboarinilay Atra hinoan'ny kristiana avokoa izany) na ny milaza kristiana aza misy tsy mino an'i kristy ho Atra. Eny fa na dia samy kristiana izao aza misy ny fombafomba samy manana.Atra anefa tia ny rehetra ary fantany ny mino azy ,izay irery ihany no mahalala izany.
Mbola averiko indray ilay ohatra nolazaiko fahiny iny.
Ilay A/tra izay inoan'ny finoana maro eto an-tany dia IRAY ihany.Dia ilay NAHARY IZAO TONTOLO IZAO. Fa ny fanehoana , filazana, fombafomba sns izay eo @ mpino no samihafa.
Tsy misy hafa ireny compagnie de transport ery Anosibeireny ny fiangonana isakarazany.
Raha Tulear no tianao andehanana , dia misy compagnie maro ao afaka ny hitondra anao ho any. So.na.tra, Ma.fio, ko.fi.fi,Mafio..... Izy ireo sy ny mpanerany tsy1/1 avy dia samy milaza fa ny compagnie-ny irery ihany no tonga any ara-potona sy tsara fiara sns....ary nahazo alana t@ fanjakana manoka fa mpakany Tulear.
Ny kristiana dia mizara ilay kristy izay famonjena,raha mahita olona afaka amonjy antsika kosa aloha rakapy dia afaka mizara koa e,na ny hafa koa.
Fa amiko dia tsotra fotsiny ,raha hifampitsongoloka ny finoan'ny hafa eo isika dia lany eo ny andro ary afaka manontany tena hoe inona no tombotsoa azoko amin'izany ?
hafa ny mitsongoloka ary hafa ny mifanampy sy mizara a,
Ny tanjona dia ny tenin'Atra ,mamapahafantatra ny famonjena avy amin'ny kristy,dia izay.Mino ny hafa ,isaorana Atra ,tsy mino izy ,efa vita adidy ary anjaran'Atra izay nanome hery antsika nizara teto no anova ilay olona ,ary iza no mahita fa mety hovain'Atra ny fony rehefa nandalo matetika eto izy ? Ny vavaka dia mampiova zavatra na iray fotsiny aza no voavonhy dia efa fifaliana izay
rakapy:izay izany no fandraisanao azy?
ny VOLA sy FAHEFANA. (MONEY& POWER).Fa izay lasa any ankoatra dia tsy hiverina hintsony ka hitaraina hoe
sady tsy hisy intsony koa ny fifonana any,ny vatana efa maty,ny fanahy efa nomena ny teniny tety an-tany,izay no hizara antsika ny teniny any intsony,velona aza tsy nandray?
Na fiangonana na ny fikambanana hafa mila vola foana kosa aloha ,ny jiro tsy mandeha amin'ny rano na mandeha fotsiny amin'izao,toa izany koa na taratasy kely aza,mazana anie ny mahazo ireny mpitandrina any ambanivohitra ireny e,arakaraky ny toerana sy ny fon'ny olona manolotra ilay vola kely ihany koa ,tsy mitady vola koa Atra fa raha izany inona no zavatra tsy vitany.Fa na inona na inona tsy maintsy mila an-dravola, mety ho fialana pas fotsiny izany ary hevitra iray itsipahana ny fiangonana ihany koa sy azo atao anatsikerena ny fiangonan'Atra,ny bar sy ny resto ary mila tips,hi,hi ,
Mizara ny fahasoavany ny fiangonana,mizara izany izay olona mangetaheta koa ireo nomen'Atra fahasoavana hizara izany,tsy mila vola,raha izany efa nitaky ny ankizy teto ohatra azo raisina tanana ihany koa izany,ny serasera,izay fahasoavana nomen'Atra mba anolorana ny teniny,mila vola avokoa ny zavatra rehetra,
raha fo vato moa dia izay izy izany,raha tsy manana efa fantatr'Atra koa izany satria mety ho arena no tadiavin'ny sasany fa amin'Atra ny fo torotoro mitady azy ,mety manakarena ara-bola ny sasany saingy misy mahantra manankarena ara-panahy .
izy ,inona koa moa no olana raha mitady mpiangona ny fiangonana ? mandehana amin'izao tontollo izao hoy kristy ary ataovy mpianatro ny firenena rehetra.aha,teniny dia miantso ny olona izay nomeny fahasoavana.
Olona iray no nangalatra akoho tao Alasora ka ny mponina tao Alasora rehetra no lazaindry rakapy ho mpangalatra akoho.Afaka mizara izay Atra inoanao koa anie hianao e,liana te hihaino anao koa izahay.
ny club ,ny bar,ny toerana hanalana sorisorim-piainana dia tsy mampaninona ny olona na ohatranino laniny any na ohatrinona fa rehefa resaka fiangonana dia tena marrary ny fon'ny sasany na vola kely aza aloha kanefa manana izy ,fomban-javatra izany.
Atra tsy mitady ny volantsika,volany avokoa no nomeny antsika,ny fahaizana avy aiza ? ny saintsika nahatonga antsika nahay avy aiza,raha takian'Atra amintsika ny volany rehetra ho voahonitsika ve ,tsia tompoko ,tsy nitaky koa anefa izy fa izy ary mampianatra hoe Andramo ka zahao.
AVERENO NY VOLANAY SY HERI-PO LANINAY TAO @ FIANGONANAREO FA KAY TSY MARINA AKORY ILAY NOLAZAINAREO ANY FONY TENY AN-TANY IZAHAY
izay volakely iny ve ahady famonjena? manao aho raha mbola afaka manao,raha mbola misy kely koa eto am-pelantanako ,ampahafirin'ny zavatra nataony tamin'ny fiainako ity mba volakeliko?
"tsy ny fanatitra no tadiaviny fa ny fo izay mitady azy,tsy manana omena aho,fantany ny ato am-poko ary omeny fahasoavana foana koa aho na manana na tsia,io no tsy voavidin'ny olona ilay fahasoavana sy ny fanantenana izay ao aminy irery ihany satria izy irery ihany no anafaka ahy amin'ny otako rehetra raha mino izany aho ka mibebaka aminy
:-D :-D :-D
Mila fanetrehantena isika ,mila manana fo mitia ireo izay tsy mitovy finoana amintsika,,mivavaka ireo izay mbola tsy nandray an'Atra,ahoana hoy ny hira,ny sasany milaza fa izahay an'ny paoly,ny sasany milaza fa izahay an'i kaisara.Fa raha samy mino ilay kristy mpanavotra antsika rehetra isika dia tsy tokony hisy ny olana fa samy mifampivavaka mba andray Azy tokoa amin'ny fo
:-* :-* :-* :-* :-*
28. rakapy
(
25/08/2009 05:31)
hoy Niryna
Nefa dia miseho mitory fanetrehantena tsy misy fahamenarana izato ianao
Angamba i jesosy tsy niteny mihintsy hoe indraindrao ny anarako.
(misy ny Atra ny kristiana,ny bodista,ny silamo ,ny hindoa ,ao ny mivavaka amin'ny razana ,ao ny mivavaka amin'ny zava-maniry,ny mivavaka amin'ny biby izay zavatra namboarinilay Atra hinoan'ny kristiana avokoa izany)
Nefa dia miseho mitory fanetrehantena tsy misy fahamenarana izato ianao
Mila fanetrehantena isika ,mila manana fo mitia ireo izay tsy mitovy finoana amintsika
.Fa raha samy mino ilay kristy mpanavotra antsika rehetra isika dia tsy tokony hisy ny olana fa samy mifampivavaka mba andray Azy tokoa amin'ny fo
Angamba i jesosy tsy niteny mihintsy hoe indraindrao ny anarako.
29. rzakarivola
(
25/08/2009 13:31)
rakapy:
Tena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy! .
==> I Jesosy izany rakapy ah. Izany mihitsy no ambarany. Ny momba azy efa henonao ihany, fa ny tena ilainao dia ny mahafantatra Azy mihitsy.
Rehefa fantatrao Izy dia ho fantatrao koa ny zava-drehetra.
30. cutie
(
25/08/2009 13:32)
Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 25-08-2009 15:31:34:-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Mifanakiana fa miray hina hatrany !
Hoy i rakapy:
Tena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy! .
==> I Jesosy izany rakapy ah. Izany mihitsy no ambarany. Ny momba azy efa henonao ihany, fa ny tena ilainao dia ny mahafantatra Azy mihitsy.
Rehefa fantatrao Izy dia ho fantatrao koa ny zava-drehetra.
31. soanja
(
25/08/2009 13:39)
rzakarivola:
rakapy:
Tena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy! .
==> I Jesosy izany rakapy ah. Izany mihitsy no ambarany. Ny momba azy efa henonao ihany, fa ny tena ilainao dia ny mahafantatra Azy mihitsy.
Rehefa fantatrao Izy dia ho fantatrao koa ny zava-drehetra.
Sangodim-panina be izy izany. I JESOA ve efa namakivaky sy nitondra fiara ny lalana RN7 ? Ranohira- Ifaty sa taiza aby hono
:-D :-D :-D
32. ikaretsaka
(
25/08/2009 14:11)
rzakarivola:
[quoteTena mba ilaiko zany saofera izany fa mba lazao ahy hoe ny anarany sy ny momba azy! .
==> I Jesosy izany rakapy ah. Izany mihitsy no ambarany. Ny momba azy efa henonao ihany, fa ny tena ilainao dia ny mahafantatra Azy mihitsy.
Rehefa fantatrao Izy dia ho fantatrao koa ny zava-drehetra.
[/quote]
jesosy tsy saofera r'ianona fa lalana an... aiza ary nareo izany... izy aza no nitarogna an zany
36. xxx
(
26/08/2009 06:43)
za zany malahelo an'i ldMalahelo an'i lazadaddy? :D Ka maninona no tsy tadiavina izy?
40. ikaretsaka
(
26/08/2009 14:29)
ary ra salmo tsy misy malahelo azy a
majesty> ka izay no ohatra tsotra nora hahazoana ilay dinika ko
majesty> ka izay no ohatra tsotra nora hahazoana ilay dinika ko
