fampirafesana

1. VAVYTOKANA ( 23/08/2009 22:22)

slt! aiza lay olona hiresahako @ zao?
novalian'i Ratoa ny 24/09/2009 22:29
2. VAVYTOKANA ( 23/08/2009 22:46)

Tena mbola sahirana be aho manoratra satria tsy azoko tsara lay fomba eto , sao mba diso adiresy aza aho satria ny tena tiako atao eto dia miresaka mivantana @ olona ohatran'ireny @ chat MAS sy YAHOO ireny , possible ve zany eto???
3. VAVYTOKANA ( 23/08/2009 22:48)

diso fanoratra aho fa msn sy yahoo io ambony io e!
4. tess ( 24/08/2009 05:28)
klikéo karajia..... tsaty ny ao :wink:
5. nathie86 ( 24/08/2009 06:36)
any @ karajia ki ry neny an, ataoko fa mba in ko ilay oe fampirafesana mdrrr. Za efa vonona b @ angady sy harona :^) :-P
6. ari.malala ( 24/08/2009 07:17)
nathie :-D :-D :-D :-D
7. tywa68 ( 24/08/2009 09:30)
Nathie > tohizo akia fa aleo izy ho any @ karajia a :lol:
8. xxx ( 24/08/2009 10:34)
ao amin'ny forum dia hoe "hatsikana sy lalao " no tokony nalehanao :-D :-D :-D
vazivazy zany e! karajia no izy
9. nathie86 ( 24/08/2009 10:46)
tywa :-D
10. Mirananirina ( 24/08/2009 12:03)
tantarao eto aloha ilay resaka fampirafesana e
11. remahity ( 24/08/2009 14:55)
nathie86:
any @ karajia ki ry neny an, ataoko fa mba in ko ilay oe fampirafesana mdrrr. Za efa vonona b @ angady sy harona


tantarao eto aloha ilay resaka fampirafesana e


hum...hum... maha be fanantenana ianareo iaby ato izany

ny fahotana (raha fahotana no ilazana azy) rehefa zaraina mora zaka e!

n'empéche, j'arréte de tourner autour du pot ,

ny fampirafesana , je suis d'accord, satria izaho sy ianao, tsy an'ny vadintsika akory, ny omby sy ny kisoa ary ny latabatra avao ro manan-tompo, ny olombelo dia libre. Chacun est libre d'utiliser et d'assouvir ses fesses.

Fa izao, rehefa hampirafy dia ny tsy manambaly ro alao, satria mba manome plaisir ireny tsy manambaly ireny isika, ary betsaka izy ireo, fa tsy valin'olo ro halanao...
12. nathie86 ( 25/08/2009 07:44)
ny mampiavaka antsika @ biby anie d ny fananana saina hanavaka ny tokony hiraisana sy tsia eh.
Libre isika saingy kosa mila manana respect @ ol izay tiana sy hotiavina. Tsy miray hevitra @ i ramahity aloha za eh :)
13. tywa68 ( 25/08/2009 08:02)
nathie86 > ny biby koa anie misaina e (ny alika v d hiaraka @ soavaly ohatra na d 2 segondra fotsiny aza) :lol:
14. nathie86 ( 25/08/2009 08:43)
remahity kay, zafady eh
tywa zay ndry zay mdrr :-D :-D
15. tywa68 ( 25/08/2009 08:52)
ptdrr =))
16. ari.malala ( 25/08/2009 11:15)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tywa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. xxx ( 25/08/2009 14:05)
tywa68:

nathie86 > ny biby koa anie misaina e (ny alika v d hiaraka @ soavaly ohatra na d 2 segondra fotsiny aza) :lol:



Dia ny biby izany mbola misaina noho ny olona sasany (ireo mampirafy), raha toa ka tsy sahaza azy dia tsy hiarahany ... ny olona anefa toa mamely na efa tsy sahaza azy intsony aza (satria efa manabady) :-)
18. remahity ( 25/08/2009 14:43)
ny mampiavaka antsika @ biby anie d ny fananana saina hanavaka ny tokony hiraisana sy tsia eh.
Libre isika saingy kosa mila manana respect @ ol izay tiana sy hotiavina. Tsy miray hevitra @ i ramahity aloha za eh


fitiavan'olombelona no resahina, donc tsy misy resaka misaina sy respect. c'esr du sentiment et du sexe pur.d'aillurs @ io lafiny io isika dia mitovy @ biby

maintenat le reespect!!!!!???

je peux coucher miaraka @ kalalijake (makorelina) tout en le respectant.

Makorelina c'est une profession.
Mangala-badin'olona, c'est du sale caractère,
faut pas cofondre


19. Veloo ( 26/08/2009 00:19)
nathie86 [ Valio ] 24-08-2009 08:36:13
Lohateny : Re : fampirafesana
any @ karajia ki ry neny an, ataoko fa mba in ko ilay oe fampirafesana mdrrr. Za efa vonona b @ angady sy harona


za ko satria manana ny tiko ho lazaina aho ...aleko maty ilay olona toy izay mampirafy ....
zay no tiko ho lazaina ary itako fa tena marina io satria mandratra tokoa anie eee....
20. nathie86 ( 26/08/2009 05:28)
na hiodina aiza enao remahity na ho aiza, tsy méme avis @nao za an, @ko ny pute ol tsy d manana respect lôtra tena dsl za fa io zvt io tsy natao amidy fa natao ampitiavana, ôtrany teny vazaha oe faire l'amour.
Manao @ ol efa asian'zao rehetra zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3906