fampirafesana

21. tywa68 ( 26/08/2009 10:34)
remahity:


fitiavan'olombelona no resahina, donc tsy misy resaka misaina sy respect. c'esr du sentiment et du sexe pur.d'aillurs @ io lafiny io isika dia mitovy @ biby

maintenat le reespect!!!!!???

je peux coucher miaraka @ kalalijake (makorelina) tout en le respectant.

Makorelina c'est une profession.
Mangala-badin'olona, c'est du sale caractère,
faut pas cofondre


Koa rhf mitovy @ biby ihany tsy tonga d omena an'i kalalijake ny vola d ny alikany no tairina raha sahy :lol:
22. ari.malala ( 26/08/2009 10:48)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tywa, aza tapahindry mints ny tsinaiko a :-D :-D :-D :-D :-D
23. tywa68 ( 26/08/2009 10:59)
maninn anjy zah e :-D :-D
24. ari.malala ( 26/08/2009 11:12)
ko zay lazaindry na aiza na aiza manapatsinay anah dool ko :-D an-dry raha tapka ny tsinaiko fa manome taova anà ndry ;) :-D :-D :-D :-D :-D :-D manome tsinay :-P :-D :-D :-D :-D :-D
25. tywa68 ( 26/08/2009 11:20)
andraso i Ratoa no tenenintsika :-D :-D
26. Mirananirina ( 26/08/2009 13:19)
Mahita fomba fiteny hafa mihitsy eto ka.
kalalijake
izao aho vao nandre io :-D :-D :-D
27. xxx ( 27/08/2009 08:57)
nathie86:

na hiodina aiza enao remahity na ho aiza, tsy méme avis @nao za an, @ko ny pute ol tsy d manana respect lôtra tena dsl za fa io zvt io tsy natao amidy fa natao ampitiavana, ôtrany teny vazaha oe faire l'amour.
Manao @ ol efa asian'zao rehetra zao.


Tsy manana respect @ tenany surtout

28. xxx ( 27/08/2009 08:59)
remahity:


fitiavan'olombelona no resahina, donc tsy misy resaka misaina sy respect. c'esr du sentiment et du sexe pur.d'aillurs @ io lafiny io isika dia mitovy @ biby



Ahoana ho hahafahanao m i décorréler ny saina , respect, amour et sex nefa monde iray ihany no misy anao ? Izay no tsy itovizana @ biby ka mbola averina ihany


29. ari.malala ( 27/08/2009 11:28)
ka i remahity nge zany mitovy @ biby e! tsitako tsony za iadivana hevitra amin'ny biby :^)
30. soanja ( 24/09/2009 03:07)
VAVYTOKANA:


slt! aiza lay olona hiresahako @ zao?



Ty aky zah fa aiza indry zany? Le fampirafesana aky nivadika biby a!


31. Ratoa ( 24/09/2009 22:29)
andraso i Ratoa no tenenintsika
azo soloina implant ny tsinay tapaka fa tsy mila iantsoina ahy hanome taova!!!!

monde iray ihany no misy anao
monde iray ihany koa no misy ny alika, ny kisoa, ny omby, ny gidro, ny olombelona;
Dia monde iray ihany koa no misy ny fiangonana, ny trano fandriana, ny birao, ny kabone, ny trano fandraisam-bahiny, ny fisoko.....anefa toa hay ny mi dédorréler ireo?
Dia tsy ho hay ve ny mi-décorréler ny fanambadiana sy ny fijangajangana satria ny antsoinareo ho fampirafesana dia fijangajanga: tsy sahy ary tsy fampiseho masoandro. Nisy teo amin'ny malagasy ny tena fampirafesana. Ny fampirafesana dia fanambadiana olona iray amina olona maro. fnambadiana ara-dalàna ary miorina eo amin'ny fiaraha monina satria ny havan'ny lahy (raha izy no mampirafy) sy ny havan'ireo vehivahy vadiny dia manjary fianakaviana iray. Na koa hoe ny havan'ny vehivavy mampirafy sy ny havan'ireo lehilahy vadiny dia manjary fianakaviana iray
Makorelina c'est une profession.
Mangala-badin'olona, c'est du sale caractère
marina izany. Amin'io fotoana io ianao dia tsy mampirafy fa manala ny filan'ny nofo izay tsy afaka tany ho any. fa raha mampirafy ianao dia mijoro amin'ny ataonao eo imason'ny tany aman-danitra. Ratsy manao tahaka izay ianao dia mangalatra; ary rehefa ny firaisana aman'olona no angalarinao dia mijangajanga ianao izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5241