MBOLA MAMY KOKOA VE,NY FAHAZAHOANA TARATASY AVY LAVITRA !
41. ari.malala
(
14/08/2009 08:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zay ny andry ry papoose :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nga ndray mou ty ndriko efa eto antananarivo e! sa mbola any ambanivohitra? d nilaozana nanin nandritra izay fotoana izay fa ts nanondratondraka izay azo tondrahina haniry! ndry ty tena tssss :-D :-D :-D :-D
42. endrika01
(
14/08/2009 09:56)
Mbola misy ilay valopy ,sy stylo ary goma manitra reny ve amzaou?Tena mba manimanitra iany kou lay taratasy raha vao misokatra ny valopy (l) :-P
43. nathie86
(
14/08/2009 11:53)
ieuh mbola misy stylo manitra sady mangirana, velin mavokely sady manitra2 ery. Za tena mbola tsy nahazo ttsy mpitiavana zany klé, tô sms na mail hahahahaha, efa génération taty aorina lôtra veuh mdr :lol:
44. ni81
(
14/08/2009 13:00)
ts nanondratondraka izay azo tondrahina haniry! ndry ty tena tssss:lol: Matin'ny fanala dôly zany zao lé vokatra? i BBD koa ange toa efa nanomanan'ny fianakaviany hono e! sao dia ho lany frais any fotsiny retsy e! :-P
45. endrika01
(
14/08/2009 15:53)
nathie86:
ieuh mbola misy stylo manitra sady mangirana, velin mavokely sady manitra2 ery. Za tena mbola tsy nahazo ttsy mpitiavana zany klé, tô sms na mail hahahahaha, efa génération taty aorina lôtra veuh mdr :lol:
zah kalou efa nahazo bobaka be e,fa ny olana a,zah tsy mahay mamaly,de tahirizina fotsiny ao!:D
46. endrika01
(
14/08/2009 15:58)
nathie86:zah kalou efa nahazo bobaka be e,fa ny olana a,zah tsy mahay mamaly,de tahirizina fotsiny ao!:D
ieuh mbola misy stylo manitra sady mangirana, velin mavokely sady manitra2 ery. Za tena mbola tsy nahazo ttsy mpitiavana zany klé, tô sms na mail hahahahaha, efa génération taty aorina lôtra veuh mdr :lol:
47. Papoose
(
14/08/2009 18:04)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zay ny andry ry papoose :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nga ndray mou ty ndriko efa eto antananarivo e! sa mbola any ambanivohitra? d nilaozana nanin nandritra izay fotoana izay fa ts nanondratondraka izay azo tondrahina haniry! ndry ty tena tssss :-D :-D :-D :-D
ari. hanondraka ahoana za?? za aza zao no miandry tondrahana voandalana koa!! :^)
50. rhina
(
11/09/2009 06:41)
arakaraky ny tsirairay le iz ry reto a
fa za lo tena mbola afa iany e!!!
fa zao ko ne efa mivotra e!!
efa misy ny serasera, ny mailaka sns
hiii!!!!
fa za lo tena mbola afa iany e!!!
fa zao ko ne efa mivotra e!!
efa misy ny serasera, ny mailaka sns
hiii!!!!
51. endrika01
(
07/10/2009 19:48)
Mbola mamy lavitra noho ny mail,sy mi-chat ,raha fifaliana na ttasy -pitiavana vakiana foana,refa malahelo na mahatsiaro ,hi hi mampisy hery hafakely mamaka tsikelikely fa ts mandalo sy miserana toy ny parole.De eo kou no ahitana we,hay tena manan-danja ilay oha-pitenenana we, \" Ny Teny mandalo fa ny soratra mitoetra \":D
