MBOLA MAMY KOKOA VE,NY FAHAZAHOANA TARATASY AVY LAVITRA !

1. endrika01 ( 11/08/2009 08:49)
Mbola misy maminy ve ?Ny fandraisana taratasy avy lavitra.Amizao vaninandro zao mako,toa ny finday sy ny net ndray no malaza!!! Hozizy lay tononkira na mpihira iray izay hoe Efa ela,ela izay i i i.No nandehanako an-tany lavitra aty !!! Nivezivezy,nikaro-java-tsoa,hitsinjovako ny fiainako any aoriana. Nefa ianao,na taratasy iray aza,tsy nalefanao hilaza zay mba vaovao,tsy haiko angamba ,raha ny elanelan-tany no mahatonga anao;tsy hahasoratra ho ahy. An-tany,an-tany lavitra e e e,no misy lay malalanao aty!!!Kanefa aza hadino kou,ny manoratra mba ho fahatsiarovana a a a Fa ny elanelan-tany i i,tsy ataoko hanadinoina anao,fa vao maika,mampitombo mampitombo ny fitiavako anao! Mbola mamy ve izy io? :D
novalian'i endrika01 ny 07/10/2009 19:48
2. ni81 ( 11/08/2009 09:01)
Zaho aloha dia efa taona vitsivitsy tsy mba nandefa ttasy t@ paositra izany intsony e! Tsy nisy tonga t@ olona nandefasana azy na iray aza ireo nalefa (ka faty antoka be fotsiny) dia aleo mandefa mail raha manana kaonty izy, raha portable dia sms, na antsoina, ary raha fixe moa dia antsoina kely koa izy dia vita.
Nefa misy olona milaza fa maharay ttasy soaman-tsara ihany aloha a!
3. ari.malala ( 11/08/2009 09:29)
@ lafiny ray misy maminy satria mba ohatran'ny hoe "velona" ilay taratasy satria tena sora-tanana no ao fa @ antsoin'i ni hoe very ny taratasy d mahafaty antoka ftsn!

Mba ts azoko marina lay mangalatra taratasin'olona e! Zà efa nifamaly t@ havanay mints momba izany hoe ts manoratra ts mamaly taratasy (zareo any andafy manko) d nefa le mis grevin'ny mpiasan paositra reny d ts tonga ny taratasy... Pratik koko ny mail e! na sms na appel :P
4. maeva74 ( 11/08/2009 09:42)
Izaho aloha dia mbola makafy e!Hafa ihany ilay mamaky sora-tanana dia averimberina dia atao ao amban' ny ondana dia averina indray (l) (l)
5. tess ( 11/08/2009 10:09)
Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 11-08-2009 10:49:27
Lohateny : MBOLA MAMY KOKOA VE,NY FAHAZAHOANA TARATASY AVY LAVITRA !
Mbola misy maminy ve ?Ny fandraisana taratasy avy lavitra.Amizao vaninandro zao mako,toa ny finday sy ny net ndray no malaza!!!

toa efa mihena ny hamaminy satria na ny fahazoana carte postale aza tsy de mahataitra tsony fa savy de ariana raha tsy de misy soratra mafinaritra loatra ao anatiny :^)
ny tena mamy dia ny fahazoana sms am andro tsy ampoizina ka sms mafinraitra fa tsy vaovao ratsy na sms mahasosotra....
6. ni81 ( 11/08/2009 10:15)
@ lafiny ray misy maminy satria mba ohatran'ny hoe "velona" ilay taratasy satria tena sora-tanana no ao fa @ antsoin'i ni hoe very ny taratasy d mahafaty antoka ftsn!

Mba ts azoko marina lay mangalatra taratasin'olona e! Zà efa nifamaly t@ havanay mints momba izany hoe ts manoratra ts mamaly taratasy (zareo any andafy manko) d nefa le mis grevin'ny mpiasan paositra reny d ts tonga ny taratasy... Pratik koko ny mail e! na sms na appel

t@ 2006 ry ari, carte postale 20 no nalefako nandeha dago ho fiarahabana krismasy sy taombaovao(ho an'ny fianakaviana sy ny namana) fa tsisy naharay izy ireo na dia iray aza. Tsy nisy grevy t@ zay fotoana izay fa tadidiko tsara.
Dia rehefa nandalo tany ny 2007 izahay dia nanontaniako hoe: zany ianareo dia tsy mba nisy namaly ny ttasiko na dia iray aza ry ireto (na dia tsy dia fahalalam-pomba loatra aza ny mitaky valiny :-P ). Dia namaly ry zareo fa tsy naharay n'inon'inona.
Ny vidin'ny carte etsy an-daniny, ny timbre etsy an-kilany, ary ireo izy tsisy hita tokontaniny no tena fahavoazana iray taksy borosy.

Dia izao angamba no antony mahavery an'izy ireny. T@ janvier 2009 teo zà rehefa nitsangatsangana teny analakely, dia mahita ireo mpivarotra manova ireo carte :roll:. Mety ho gaga isika fa ireo carte misy soratra ao ambadika dia averin-dreo apetaka @ feuille fotsy vaovao dia somary hetezany ny sisiny dia mivoaka ho carte hafa vaovao indray ary dia amidy. Dia io no hinoako fa antony mahatonga ny fahaverezan'ny ttasy. Mba mandehana ange mijery eo anoloan'ny paositra analakely ianareo e!
7. tess ( 11/08/2009 10:26)
@ 2006 ry ari, carte postale 20 no nalefako nandeha dago ho fiarahabana krismasy sy taombaovao(ho an'ny fianakaviana sy ny namana) fa tsisy naharay izy ireo na dia iray aza. Tsy nisy grevy t@ zay fotoana izay fa tadidiko tsara.

ADINOY AKY NY FANDEFASANA tts na carte postale any dago ry kala fa anagalirn'ny ry ilay tsy vanona daholo ah! everiny fa hisy vola hasisika foana angamba any satria be mpanao io taloha dia zàtra mangalatra ry zareo dia tsy misy mpanao tsony , moa ny fandefasana vola izao assuré toy ny wetern union ohatra malmaky de voaray, aleo mandoha lafolafo kely am fandefasana azy toy izay mi risika am poste mandanderoka mpangalatra ao madà ao...
VAO nandefa tts certificat d'hebergement ho an'ilay zandrinay zay ny famille taty fa tsy voray hatramzao oà anefa mba hoe vacs d'été aty no enjehina mou vacs ny ankizy ihany, izao ve tsy efa hiditra ndray ny mpianatra :x
de miandry ny diplicata ny originale de ampitondraina oul ao am aéroport ao angamba no metimety koukou.....
8. Mirananirina ( 11/08/2009 10:30)
mamy kosa izany hoe mahita ny soratanana izany e,hafa ihany.
9. ni81 ( 11/08/2009 10:43)
de miandry ny diplicata ny originale de ampitondraina oul ao am aéroport ao angamba no metimety koukou....
ie alefaso @ steeward na hôtesses e! ireo no tena azo antoka raha akaiky aéroport.
10. tess ( 11/08/2009 11:46)
izay mitsy no hatao izao ka!
11. booboo ( 11/08/2009 12:11)
Hafa ihany ilay mahita ny sora-tanan'ilay olona manoratra é, ohatra hoe mifanabe maso aminy mivantana mihitsy.
Zà klou mandefa foana rehefa andro fety² ireny na nisy ihany aza ny tsy naharay. Dia mampiteny ratsy kely mihitsy rehefa ouz ingahy fakitera izay hoe tsisy ttsy androany ô ( miandry valiny io ) ! gniark ! dia nefa tena faly be mihitsy rehefa misy tonga, sokafana ny ttsy : 5 lignes no !!! aaaaaaaaaaargh !
12. ari.malala ( 11/08/2009 12:37)
booboo :-D :-D :-D :-D :-D :-D

everiny fa hisy vola hasisika foana angamba any satria be mpanao io taloha
tena zany mints! misy namako zay tamizan moa mbola malaza ilay hoe mitady correspondant(e), d nisy anglaise zay nifanoratra tamiko d hoe iz manao collection ana carte postale, d nentimpitiavana, tamizan ny vidina carte 5000F raha ts diso ah, ny tena mbola boursière d ny bourse kely no nividianana ts tadidiko tsony toa 10 mints no ndray novidiako nalefa tany, ny mandefa ttsy tamizan nefa lafolafo ian satria nataoko passero (ilay tonga d affranchi) fa ts naharay in'in hono ilay kala... mis fotoaan kou iz miteny we nandefa ttsy taty amko fa ts voaraiko zany. Fa na samy eto Tana aza anie mis fotoana ts tonga ny taratasy e! antony hoe refa mis offre d'emploi reny k fantatra ny adiresin'ilay orinasa d aleo tonga d aterina mivantana toy za hi risk handefa poste nefa ny ttsy very, ny vola ndrindra ndrindra...
13. endrika01 ( 11/08/2009 13:02)
Hafa iany ilay maharay ttasy avy lavitra!Raha hainy mpandefa ny mampifandanja ny vaovao hambarany!Refa maika mako ny hanoratra,dia afangaroharo be doly,zay voarangotra ao!Ndraindray,mahasosotra,na vaovao tokony hahafaly,lay mpamaky dieny vao misokatra ny valopy aza,lasa tonga de sorena be zany,de ery ambany vao mitsiky kely,hi hi hi,de tsy feno ny hafaliana!Na tokony ho mamy be aza ! (l)
14. simplex ( 11/08/2009 15:37)

personnelle kokoa ilay soran-tanana na dia hoe mitovy ihany aza ny zavatra soratana... hafa mintsy le feeling... indrindra ra hoe taratasy fisarahana :P

zany hoe miankina @ hatsaran'ny soratr'le olona koa aloha ee... misy ol zay dia enao indray no manenina hoe fa dia tsy afaka no-taper ve ity kozy ity lelika eee :)

15. ni81 ( 11/08/2009 15:55)
Hafa iany ilay maharay ttasy avy lavitra!Raha hainy mpandefa ny mampifandanja ny vaovao hambarany!Refa maika mako ny hanoratra,dia afangaroharo be doly,zay voarangotra ao!Ndraindray,mahasosotra,na vaovao tokony hahafaly,lay mpamaky dieny vao misokatra ny valopy aza,lasa tonga de sorena be zany,de ery ambany vao mitsiky kely,hi hi hi,de tsy feno ny hafaliana!Na tokony ho mamy be aza !
mahafinaritra tokoa ny maharay ttasy na lavitra na akaiky (t@ fotoana nahamety azy), fa dia misy olona kamo manoratra na dia afaka manao an'izany aza izy an! :? nefa ilay olona manoratra mba te handre vaovao avy aminy. Zà dia gaga mihitsy :roll:


16. tess ( 11/08/2009 16:07)
zà ky lou de anisan'ny kamo manoratra mitsy depuis ny mail sy ny sms ah! :wink:
de na izaho aza tena rare tena rare be raha mahazo tts izany hany ka mihena ny valeran'ny fihetsempo na maharay aza :-D :^)
17. ni81 ( 11/08/2009 16:10)
zà ky lou de anisan'ny kamo manoratra mitsy depuis ny mail sy ny sms ah!
de na izaho aza tena rare tena rare be raha mahazo tts izany hany ka mihena ny valeran'ny fihetsempo na maharay aza
tsy @ zao misy mail sy sms izao no tiako nambara teo fa t@ andro tsisy afa-tsy paositra e! :D
18. tess ( 11/08/2009 16:31)
ah ok! maika ny hamaly fotsiny aho izany hihih
tam andro afa tsy ny paositra kosa tena mamy ny maharay tts! de zà kou mazoto manoratra be! no mahazo valiny ihany ndraindray :P
tena me miova ny fiainana an :-P
19. ni81 ( 11/08/2009 16:34)
tena me miova ny fiainana an
miova dia miova tokoa ka! Iza no nanampo fa ho azo entina mandehandeha ty telefaonina akia? :roll: :D
Betsaka fa lasa HS ny dinik'olona :)
20. tess ( 11/08/2009 16:47)
tsy de mivoana firy ny resaka ka! :^) :-D kou raha tsy maitsy hoe atao matotra be kou izy io :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0065