MBOLA MAMY KOKOA VE,NY FAHAZAHOANA TARATASY AVY LAVITRA !
23. ikaretsaka
(
11/08/2009 18:43)
ni81:
tena me miova ny fiainana anmiova dia miova tokoa ka! Iza no nanampo fa ho azo entina mandehandeha ty telefaonina akia? :roll: :D
Betsaka fa lasa HS ny dinik'olona :)
nefa nilay ery le milahatra cabine telephonique amin"ilay telecarte 5 unites de faha 10 n"olona ianao de ny orana avy ihany moa ny elo adino e?
24. endrika01
(
11/08/2009 19:45)
ni81:Ni. >ka t@ 2006 ireny kosa anie,nasisika kely mintsy ry zareo isan-tsokajy na poste,na fitanteram-bahoaka,Bus,Train,Avion.Tamireny mako le misy explosions avy eo avy eo,tany Espagne mou t@reny no namay.Ka ny Paositra taty aminay tena tsy namela ny valopy hidina,fa ry zareo tao aminy paositra miitsy no nanidy azy.Ary tena sarotiny tamle carte misy musique ireny,de nesoriny doly,ka hoanizay nisy ireny ka tsy itany poste teo ampandefasana azy,de mety tany @classement vo naneno de tonga dia any @fanariam-pako fa tsy asiany sentiment.Mety tsy voatery ny any Dago,hi hi hi,nefa koa (...)tantaraiko refa avy eo! :D
@ lafiny ray misy maminy satria mba ohatran\'ny hoe \"velona\" ilay taratasy satria tena sora-tanana no ao fa @ antsoin\'i ni hoe very ny taratasy d mahafaty antoka ftsn! Mba ts azoko marina lay mangalatra taratasin\'olona e! Zà efa nifamaly t@ havanay mints momba izany hoe ts manoratra ts mamaly taratasy (zareo any andafy manko) d nefa le mis grevin\'ny mpiasan paositra reny d ts tonga ny taratasy... Pratik koko ny mail e! na sms na appelt@ 2006 ry ari, carte postale 20 no nalefako nandeha dago ho fiarahabana krismasy sy taombaovao(ho an\'ny fianakaviana sy ny namana) fa tsisy naharay izy ireo na dia iray aza. Tsy nisy grevy t@ zay fotoana izay fa tadidiko tsara. Dia rehefa nandalo tany ny 2007 izahay dia nanontaniako hoe: zany ianareo dia tsy mba nisy namaly ny ttasiko na dia iray aza ry ireto (na dia tsy dia fahalalam-pomba loatra aza ny mitaky valiny :-P ). Dia namaly ry zareo fa tsy naharay n\'inon\'inona. Ny vidin\'ny carte etsy an-daniny, ny timbre etsy an-kilany, ary ireo izy tsisy hita tokontaniny no tena fahavoazana iray taksy borosy. Dia izao angamba no antony mahavery an\'izy ireny. T@ janvier 2009 teo zà rehefa nitsangatsangana teny analakely, dia mahita ireo mpivarotra manova ireo carte :roll:. Mety ho gaga isika fa ireo carte misy soratra ao ambadika dia averin-dreo apetaka @ feuille fotsy vaovao dia somary hetezany ny sisiny dia mivoaka ho carte hafa vaovao indray ary dia amidy. Dia io no hinoako fa antony mahatonga ny fahaverezan\'ny ttasy. Mba mandehana ange mijery eo anoloan\'ny paositra analakely ianareo e!
25. ni81
(
11/08/2009 19:59)
Ni. >ka t@ 2006 ireny kosa anie,nasisika kely mintsy ry zareo isan-tsokajy na poste,na fitanteram-bahoaka,Bus,Train,Avion.Tamireny mako le misy explosions avy eo avy eo,tany Espagne mou t@reny no namay.Ka ny Paositra taty aminay tena tsy namela ny valopy hidina,fa ry zareo tao aminy paositra miitsy no nanidy azy.Ary tena sarotiny tamle carte misy musique ireny,de nesoriny doly,ka hoanizay nisy ireny ka tsy itany poste teo ampandefasana azy,de mety tany @classement vo naneno de tonga dia any @fanariam-pako fa tsy asiany sentiment.Mety tsy voatery ny any Dago,hi hi hi,nefa koa (...)tantaraiko refa avy eo!tsy nandefa carte musicale mihitsy aho na iray aza, fa ilay carte kely nohon'ny felatanana ireny daholo no nalefako ka! Fa dia vola very moa iny izany e! :?
26. endrika01
(
11/08/2009 20:16)
Efa elaela iany lay taona.Fa teo aminy Paositra Analakely teo,nisy ttasy na namana,nasainy nalefako paositra teo 30x20 teo le valopy ngeza be iany,mavokely,nisy carte hoana-zaza,nankalaza tsingerin-taona tao anatiny! De nolanjainy teo ity valopy be,de naloa ny vola,de natsofoka tetsy ankilany,refa voapetraka ny hajia nomeny.De faly ery ny tena fa nahavita iraka.Lasa ny 2volana,niantso ahy ilay nampitondra iraka,fa hono ho aho akia,mbola tsy nalefan-dry angah lay ttasin-janako?De hoy aho we,efa 2volana izay!Tena lasa mampisy tsy fifampitokisana eo@mpinamana! lay zaza niandry lay ttasy avy any @Neniny,nangahiahy ny facteur mpitety trano ve no be vinany sa le ao@foibe!Mamy anie izany zanaka miandrandra taratasin-dreny,avy any lavitra be any izany e!
27. ari.malala
(
12/08/2009 06:39)
Zany no lazaiko anareo hoe na io demande d'emploi io aza refa ts hay ny toerana tokony anaterana ilay izy d aleo ts mandefa fa very vola fts! izay amizao aloha no ts haiko e! fa zà ts mandefa taratasy @ paositra izany tsony! na ny vidin'ny timbre aza raha haiko tsony hihih
28. endrika01
(
12/08/2009 09:59)
maeva74:hi hi hi,nenah njay,vo misokatra ny valopy de vakiana malaky be,de ampirimina ndray! De alaina ndray ,dia vakiana njay,ndraindray mako misy voadingana,dia lasa miova be lay hafatra:-P ndrindra mou lay ttasy misy sary (l) kely eo akaiky ny veloma!Mampite-hamihina mafy be anle mpandefa! Eny fa na ny mifanohitra@voalazany manodidina aza! Ilay voasorany tao! :roll: :roll: :roll:
Izaho aloha dia mbola makafy e!Hafa ihany ilay mamaky sora-tanana dia averimberina dia atao ao amban\' ny ondana dia averina indray (l) (l)
29. Papoose
(
12/08/2009 20:17)
fa nefa za h@ zay nandefasana sy nandefa karatra paositaly dia mbola tonga foana aloha h@ zao!!!!
fa mbola mamy foana le mahita ny soratr'le ol ka (l)
fa mbola mamy foana le mahita ny soratr'le ol ka (l)
30. bibidia
(
12/08/2009 20:26)
tiako be indry ry papoose raha hitako dia ataoko bizou daholo na ambony na amabany sa ...
31. Papoose
(
12/08/2009 20:36)
:lol: kozy ve ry BBD????
declaration gratos b izy zany!!!
bizou ambony sy ambanin'in aloha, mila precision kely tsika eto!!! ttsy mantsy eto no resaka! :D
declaration gratos b izy zany!!!
bizou ambony sy ambanin'in aloha, mila precision kely tsika eto!!! ttsy mantsy eto no resaka! :D
32. endrika01
(
13/08/2009 06:45)
Papoose:
bizou ambony sy ambanin'in aloha, mila precision kely tsika eto!!! ttsy mantsy eto no resaka! :D
:-D:-D:-D
33. ari.malala
(
13/08/2009 07:59)
:-D :-D :-D :-D tsmaints hitsena an bibidia eny Ivato iany ndry ry kala papoose! amidio haingana ny vandro, hadio dool refa mety ho voly any antsaha amidio atao frais :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
34. ni81
(
13/08/2009 08:01)
tsmaints hitsena an bibidia eny Ivato iany ndry ry kala papoose! amidio haingana ny vandro, hadio dool refa mety ho voly any antsaha amidio atao fraisny tsaramaso, voanemba, katsaka, sitrany tokoa :-D :-D Manaova mafana tsara fa sao tratry ny hatsiaka eo am-piandrasana eo! :-P
36. endrika01
(
13/08/2009 12:06)
Talou ela be kou,le atao mangamanga,mahitsiny ny valopy an,refa hanoratra hoan olon-tiana :P satry ry zalahy,mahaheno lay hirahira t@Radio,nisy zay valopy mangamanga zay mako lay hira :-D
37. Zina
(
13/08/2009 15:46)
mamy daholo izay taratasy azo ankehitriny moa dia e-mail no azo mahafinaritra foana ny maheno vao2
38. Papoose
(
13/08/2009 18:04)
ni81 sy ari.malala za asainareo mivaro-bôniny nefa za tsy manana sady aiza no hanangonako an'izany be de be zany???? i BBD zao no antenaina hitondra vôniny be de be koa! :lol:
39. ni81
(
13/08/2009 20:32)
Talou ela be kou,le atao mangamanga,mahitsiny ny valopy an,refa hanoratra hoan olon-tiana satry ry zalahy,mahaheno lay hirahira t@Radio,nisy zay valopy mangamanga zay mako lay hiratadidiko ilay hira "la lettre bleue" iny koa! :D
ni81 sy ari.malala za asainareo mivaro-bôniny nefa za tsy manana sady aiza no hanangonako an'izany be de be zany???? i BBD zao no antenaina hitondra vôniny be de be koa!ka izany no tenin-dry tary ambadika tary hoe hivarotra vokatra koa :-P , zao indray kalakely ity mitady hiala pà eo? Mijanona raha tsy mazoto fa aza mandany andro any antananarivo any akory ka! sao koa dia ho lasan'ny mpangala-jaza any! :? :^)
40. Papoose
(
13/08/2009 21:16)
hihihihihiihihihi, ka saika hanangona fa tena tsy vita kleeeee!!! freeze be ny andro fa aleo hiandry zay fidonany eo!!!