Ny andinin-tsoratra masina...
41. ni81
(
12/08/2009 17:33)
efa hoe aza atao se zany hoa zarehefa tsy mbola hitanao nanoroka pasitera teo @ vavany sy ny safo ny fitombenany:^) fomba fiteny gasy manaja mihitsy kosa izany koa!
42. ikaretsaka
(
12/08/2009 17:36)
HS: fombana pelaka izany no no adopten ny gasy nony hitany tany an'ady :wink:
ny tena gasy manao ialahy sy ndry.. Andrianampoinimerina aza manao ialahy ny conseiller-ny
ny tena gasy manao ialahy sy ndry.. Andrianampoinimerina aza manao ialahy ny conseiller-ny
43. fahamarinana
(
12/08/2009 20:05)
:arrow: oudryyyy ! soa reko zay ry ramose Ikaretsaka ! Anatra amin'ny manaraka !Voaray tsara be an ! 8) (l)
44. ni81
(
12/08/2009 20:41)
HS: fombana pelaka izany no no adopten ny gasy nony hitany tany an'adykay moa! ny sarimbavy koa izao miantso hoe indry dia tsy tokony hifampiantso indry intsony izany izahay vehivavy :-D :-D :-D :-D Ireo profy malagasy koa moa tsy mba misy mampianatra eto ka manahirana mihitsy ity fomba firesahana ity ange e!
ny tena gasy manao ialahy sy ndry.. Andrianampoinimerina aza manao ialahy ny conseiller-ny
Mba azo tsimponina kely ve izany resak'i Andrianampoinimerina t@ mpanolo-tsaina izany e! :)
46. ari.malala
(
13/08/2009 07:02)
ika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D kapohinao mafy kosa i Faha e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D i Faha nge vevavy e! d manin zao! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
47. fahamarinana
(
13/08/2009 07:21)
:arrow: ari : Tsy olana akia ,mba haiko aza hoe ahoana no iantsoana azy manomboka androany e ! Tsara ny mahalala sy mahafantatra ! :D (l)
48. rzakarivola
(
13/08/2009 08:16)
ikaretsaka:
misy akama 1 izay niteny an'io hoe
" tsimpotsimponinareo izay metimetyaminareo de samatsamahanareo de avy eo avondrombondronareo araka izay itiavanareo azy"... dia mivoana tanteraka..
==> Raha atao @ fitenintsika ankehitriny ny tenin'i Jesoa tamin'i Jodasy dia hoe "ry akama, ndana karakarao izay efa noketrehinao".
ikaretsaka:
le mombana pistily izao ohatra:
eritrereto hoe manao correspondance @ na mompera 1 ny evekany de @ avy eo koa nanoratra tany mompera 1 koa dia avy eo maka kely @ le voasoratra ny olona milaza fa akaman"ny eveka de maka kely atsy koa de atambany io
ny nosoratan"ny eveka atsy atao hoe hoe ataovy falafa ny fiangonanareo. ny atsy hoe ataovy teny bara ny toriteny fa tsy maninona...
dia avy eo iny no entiny any ambatolampy ary @ frizy be ary de atao falafa (efa nafarana aloha le akora) vao poinsa ny fiangonana (satria izay no hafatra) . avy eo atao teny bara ny toriteny (satria izay no hafatra)
....
tsy tonga ny mpiangona...mimenomenona avy eo fa lasa tsisy kil miangona nefa hoe nanatanteraka ny voalaza rehetra ......
==> Ny mampiavaka ny asan'olombelona sy ny asan' Andriamanitra dia izao : ny an' Andriamanitra mahomby foana. Ny tantaran'ny fidiran'ny fiangonana teto Madagasikara ahitana tsara an'izany.
Ny tsy mahatonga ny mpiangona dia tsy ny hatsiaka na ny teny tsy fantatra.
Raha misy lalao baolina etsy Mahamasina nefa ny andro frizy be misy lanezy, afaka ho tonga foana izay ho tonga fa miomana fotsiny @ fitafiana mafàna sns.
Ireny ankizy mpijery video eny @nay eny Antohomadinika sy Anosibe sy Anosizato ireny tsy dia ary mahay foana ny teny frantsay izay andehanan'ilay vidéo, saingy tiany ilay izy ka na teny tsy fantatra aza dia "ndao foana" mijery.
Raha toa ka tsy tonga miangona ny olona dia satria tsy tiany ilay izy! Izay fotsiny, mampimenomenona izany @ fisainan'ny olombelona, fa raha mino ny fampianaran'i KRISTY dia sambatra, fa hoy Izy "Ny mpianatra tsy lehibe noho ny mpampianatra ary ny iraka tsy lehibe noho ny mpaniraka, raha nihaino ahy ny olona dia mba hihaino anareo koa".
49. rzakarivola
(
13/08/2009 08:19)
voaray ny hafatra ... voakapoka mafy
==> Rehefa i Jesoa no miteny dia tsy maintsy valiana, rehefa i Jesoa no mikapoka dia "manao amboletra". Nefa i Jesoa be Fitiavana.
50. ari.malala
(
13/08/2009 08:34)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Rehefa i Jesoa no miteny dia tsy maintsy valiana, rehefa i Jesoa no mikapoka dia "manao amboletra". Nefa i Jesoa be Fitiavana.:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aleo memezana sisa! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ts sasatra ah miteny hoe aza misoratena toa voatango e! nga enao jesoa? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
51. bor2lais
(
13/08/2009 09:42)
HS kely indray aloha mikasika an'i Ika sy ise !
Mahagaga mantsy fa rehefa atao hoe Ika izy tsy maninona ...
Fa rehefa atao kosa hoe Ise dia toa ...
Nefa anie Ika ka fanafohezana ny hoe Ikaretsaka, sa ahoana ?
Ary Ise ve tsy fanafohezana ny hoe Iserrure !!!
Sao dia tokony hiova ps kosa aza izy !
(Tanjemo njay ary an !)

52. ni81
(
13/08/2009 09:56)
HS kely indray aloha mikasika an'i Ika sy ise !=)) =)) =))
Mahagaga mantsy fa rehefa atao hoe Ika izy tsy maninona ...
Fa rehefa atao kosa hoe Ise dia toa ...
Nefa anie Ika ka fanafohezana ny hoe Ikaretsaka, sa ahoana ?
Ary Ise ve tsy fanafohezana ny hoe Iserrure !!!
Sao dia tokony hiova ps kosa aza izy !
(Tanjemo njay ary an !)
53. bor2lais
(
13/08/2009 10:23)
Torohevitra kely sao mba mahasoa :
Hoy ilay mpanompon'Andriamanitra izay : ambarao izay tokony ambara dia mahaiza miala (fa aza midongy micro) ! Sao lasa manimba ny efa voalaza (mazava sy tsara) indray !
Avereno aty amiko ihany raha toa ka ...

54. Mandefitra
(
13/08/2009 10:30)
Ty ko misy hisainana tsara :
Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo
Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo
55. ari.malala
(
13/08/2009 10:31)
bor2lais:
HS kely indray aloha mikasika an'i Ika sy ise !
Mahagaga mantsy fa rehefa atao hoe Ika izy tsy maninona ...
Fa rehefa atao kosa hoe Ise dia toa ...
Nefa anie Ika ka fanafohezana ny hoe Ikaretsaka, sa ahoana ?
Ary Ise ve tsy fanafohezana ny hoe Iserrure !!!
Sao dia tokony hiova ps kosa aza izy !
(Tanjemo njay ary an !)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
56. fahamarinana
(
13/08/2009 10:45)
bor2lais:
HS kely indray aloha mikasika an'i Ika sy ise !
Mahagaga mantsy fa rehefa atao hoe Ika izy tsy maninona ...
Fa rehefa atao kosa hoe Ise dia toa ...
Nefa anie Ika ka fanafohezana ny hoe Ikaretsaka, sa ahoana ?
Ary Ise ve tsy fanafohezana ny hoe Iserrure !!!
Sao dia tokony hiova ps kosa aza izy !
(Tanjemo njay ary an !)
:arrow: :-D :-D :-D ....ise ity an ! (l)
57. fidinirina
(
13/08/2009 11:11)
rakapy:ary koa
ka nareo ihany io ko vo misy wawawa kely de ho'zy ny baiboly.... zao kely de wawawa ho'zy ny baiboly..
de rehefa @ ze hirevenareo azy le izy de hoe mety hozy ny baiboly de rehefa tsy araka ny hirevenareo anazy le izy de .... io no mody asesika...
tssssss
ao ihany ve Atra no miteny amintsikatsy azoko tanteraka ny tsikeranao. Ny zavatra soratako eto dia tsy ny fahalàlako @ maha fidinirina ahy fa izay lazain’ny baiboly avokoa ka nianarako sy nohalaliniko. Ianao ve mihevitra fa hiady hevitra aminao @ fijeriko ahy : ny ahy dia ny baiboly ihany no MARINA, izany no tsy ampiasako ny fomba fijeriko ary ny tsy ny ahy velively koa tiako hozaraina fa ny an’Andriamanitra. Tsy maintsy mampiasa «référence biblique» aho mba tsy hilaza afatsy ny marina. Raha naniraka ve ny Tompo hoe mandehana mitory ny filazantsaran’i Kristy dia rehefa nandeha ny Apostoly dia niteny hoe izay teninay Apostoly henoina satria izahay no mpianatry ny Tompo. Tsia, fa nitarika ny olona izy ireo hankato an’Andriamanitra irery ihany fa mijoro vavolombelona kosa fa efa manana an’i Jesoa kristy.
hoe samatsamahana kely aloha ny matio dde tapohana apokalipsa de asiana romanina (ohatran le nataoko teo)
amiko manko tsy izay ihany fa Maniteraka anao sy ny manodidina anao ary @ zava boariny rehetra nomeny ho ampiasainao Atra sy ny signe sy ny heviny fa tsy hoe @ soratra notsimponina ihany!
tsy nitsimpona baiboly i Joany batista na i Moizy na i Elia .. nefa olon'Atra sy nahay nitory teny ireny...
fanahy iniako tsy lazaina ireo olomasina sasany taty aoriana satria ianareo tsy mankato ireny
II Korintian 4.5 Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin'i Jesosy.
Koa ankehitriny tsy misy intsony ny mpaminany mpanelanelana hiteny mivantana @ olona na Jesoa Kristy velona na Apostoly niara-niaiana t@ Jesoa Kristy dia ny baiboly sisa no ifandraisan’ny olona @ Andriamanitra.
Matio 24.35 «Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.»
Efa voadika @ tenim-pirenena mihoatra ny 170 ny baiboly ary mbola hitohy foana izany.
Dia inona no hevitra tianao avaliko anao afatsy izay voasoratra hitako ao anaty baiboly.
Jaona 5.39 Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy.
5.40 Kanefa tsy mety manatona Ahy hianareo hanananareo fiainana.
Efa nohazavaiko tetsy ambony fa ny fandraisana andinin-tsoratra masina tokana ihany no ahafantarana izay tian’Andriamanitra ambara, ary tsy t@ teny iray ihany Izy no nilaza fa efa nisy tranga niseho tany aloha ary mamerina ilay teny Izy mba ahatsiarovana azy.
Ny amin'ireo karazana mpaminany : i Mosesy nge tsy niaina t@ andron’i Jaona e ! fa i Jaona taty aorina nahafantatra ny lalàn’i Mosesy ka mamerina manoratra izany mba ho tadidin’ny olona.
Ny @ Matio, Lioka, Petera... Io mitovy @ hoe mpanao gazety nanatrika toe-javatra iray : ny zavatra natrehan’izy ireo dia iray ihany noho izany marina iray ihany. Saingy ny fihetsem-pon’ny tsirairay arakaraky ny haben’ny finoany ny nanoratany ny zavatra hitany. Moa misy mifanohitra ve ny voasoratra?
Ary ohatra i Petera izay niaraka fotoana maro t@ Jesoa : betsaka ny zavatra hitany kokoa mihoatra ny hafa dia nanoratra izy tandrifin’izay niarahany t@ Jesoa.
Sao dia mihevitra isika fa ny vato aman-kazo no hiteny sy hanambara an’Andriamanitra. Raha sanatria hiteny aza ireny mbola hisy foana nge no tsy hino fa tenin’Andriamanitra sady ny devoly rahateo no mampiasa ireny zavatra hita maso ireny hanambaniana an’Andriamanitra.
Ny zava-boaharin’Andriamanitra dia mampiseho ny voninahiny fa tsara sady tsy takatry ny saina ny halebiazany. Tsy ny zava-boahary akory no mitory sy manambara ny sitrapon’Andriamanitra fa ny olona sy ny teny ihany no ampiasaina hitoriana ny fitiavan’Andriamanitra sy ny famonjena.
Ny olona sanatria mivavaka @ kintana na vato na tsy haiko nefa ireny aza mbola zavatra noforonina. Koa iza no ambony : ny noforonina sa ny Mpamorona ?
58. ikaretsaka
(
13/08/2009 13:18)
Ny @ Matio, Lioka, Petera... Io mitovy @ hoe mpanao gazety nanatrika toe-javatra iray : ny zavatra natrehan’izy ireo dia iray ihany noho izany marina iray ihany. Saingy ny fihetsem-pon’ny tsirairay arakaraky ny haben’ny finoany ny nanoratany ny zavatra hitany. Moa misy mifanohitra ve ny voasoratra?
Ary ohatra i Petera izay niaraka fotoana maro t@ Jesoa : betsaka ny zavatra hitany kokoa mihoatra ny hafa dia nanoratra izy tandrifin’izay niarahany t@ Jesoa.
dia ilay tantara manontolo araka ny namoahan"ny "gazety" azy tantaraina fa tsy hoe maka atsasaka phrase atsy @ tribune de asiana express de asiana midi de asiana le figaro de asiana new york times tsy izanyyyyy
ohatran'ny hoe mitantara baolina Madagasikara sy Maurice ohatra de andramo tsimponina isaka phrase ange ny avoakan'ny gazety gasy sy mauricien raha hisy baolina ho voatantara eo e..
Raha par contexte oui .. da raha phrase par phrase non
satria ny 1 ohatra milaza un penalty bien merite... ny 1 milaza fa niangatra ny arbitre! de ahoana ihany!
59. rakapy
(
13/08/2009 15:01)
hoy fidinrina
Avereno any @ tompony ny vali-teninao fa tsy izaho no nilaza an'io.
Hoy i rakapy:
ka nareo ihany io ko vo misy wawawa kely de ho'zy ny baiboly.... zao kely de wawawa ho'zy ny baiboly..
de rehefa @ ze hirevenareo azy le izy de hoe mety hozy ny baiboly de rehefa tsy araka ny hirevenareo anazy le izy de .... io no mody asesika...
tssssss
ary koa
Voalaza teo :
ao ihany ve Atra no miteny amintsika