Tsy mety tonga ...

41. Papoose ( 13/08/2009 18:15)
ho an'ny tompona sujet: (azo valiana en privée na Skype)

hamorona skype serasera nga? :-P
42. mion ( 14/08/2009 05:57)
hamorona skype serasera nga?

Tsia, tsy hamorona skype serasera, tsy voatery ... fa misy oul manana faniriana ahalala zavatra bebe kokoa momba azy, en privée... zany oe zavatra intime tsy tiany ho fantatry ny be sy ny maro , na momba zavatra hafa dia miresaka amiko @ skype zareo, dia manampy azy an-tsitrapo aho aho... manome izay details araka izay fahalalana azoko .
43. mion ( 14/08/2009 06:07)

44. vale ( 14/08/2009 12:52)
d'après moi, mila tena excitée tsara alou i xxx mialohan'ny ate, tsy haiko oe in ny mety hazoanao an'io fa betsaka ny fomba, caresse des eins, du sexe etc..izay alou atao dia itanao eo fa ho tonga ho azy io, satria enao efa maika be!! hihi.... :wink:
45. tess ( 14/08/2009 13:48)
peta83:

manao ahoana ny proportion ny ziziany sy ny entan-dri etc...

tena mapme mitsy ato am ty serasera ty ! ay ve zany ko mikoty e!ka ra oh zany hoe tinao be le bandy nefa kely zizi d aona ry mion?? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

marina kosa io tena mi compte,

46. Papoose ( 14/08/2009 18:30)
kiiiii, dia tsy de hisy chance mintsy ve zany ny kely zizi?????

povr kelzizi zany

Tsia, tsy hamorona skype serasera, tsy voatery ... fa misy oul manana faniriana ahalala zavatra bebe kokoa momba azy, en privée... zany oe zavatra intime tsy tiany ho fantatry ny be sy ny maro , na momba zavatra hafa dia miresaka amiko @ skype zareo, dia manampy azy an-tsitrapo aho aho... manome izay details araka izay fahalalana azoko .

mion, enao v afaka manampy ahy zany dia mi skype tsika? :D :^)
47. aliotsy ( 17/08/2009 14:15)
oay o ! inona ilay orgasme annexiel dia ilay faha-4 azafady fa tena tsy takatro o ! namaky eto aho dia liana te hahalala azafady
48. Papoose ( 17/08/2009 15:21)
any @ skype zany vao mivoaka ry aliotsy!!! :lol:
49. mion ( 19/08/2009 10:46)
somary mivoaka ny sujet le resaka fa aleo lazaiko iany sady mapiomana ny tompona sujet koa aho satria afaka mikolokolo ny vatany izy mba ahitany ireto orgasme ireto, izy mbola tsy nahita no manana chance betsaka indrindra ahita an'ireto :

le orgasme clitoridien , io no tena mora azo sy haingana indrindra, fa tena tsapa maivana indrindra koa. Maro ny lehilahy no tsy de tia loatra vehivavy fanatique n'io. Misy koa ny orgasme vaginal , io tena tsara mintsy refa henon'ny lehilahy, na dia mbola tsy tonga aza ny an'ny vhv de efa samy mahazo fy ny 2 tonta mandritry ny RS,fantatra foana io ry zalà raha toa ka simulation , de tandremonareo vehivavy zany.
-----------------------------------------------

hatreo de maro ny vehivavy manana an'ireo, estimation tsotsotra: 80%, ny mahasosotra @ ireo indrindra le voalohany de

Fa eo koa ny orgasme annexiel : ny glandes sy organes annexes zany no maneho ny hafaliany .
Ilay iray farany de mi-regrouper maromaro : orgasmes méatale , lé arroseuse no manana an'io (femme fontaine hoy ny vazaha, 50 à 200ml imbetsaka ny secretions) , misy ady clé atao mahatonga an'io. Ny avantage (na koa inconvenient) de tsy ôtry le tonga be ny sensation @ io (na dia tsara be aza, tena tsara) hany ka afaka manohy foana

orgasme any @ derika (tsy voatery oe manao any vao ahita an'io fa na manao aty alou aza de mety ahita an'io koa), toa tsy ratsy koa hono io
farany dia ireo zones érogènes rehetra de mety ahitana types d'orgasme hafa koa

De anjaranao izany no mi-gérer azy , mila mifampitaiza vatana ny mpifankatia, mila mifankazatra terrain ozy le razoky etsy ambony de manaraka oazy ny rehetra .
Mahereza

50. mion ( 19/08/2009 10:51)

51. aliotsy ( 19/08/2009 12:34)
tsy tena mamaly tsara ny fanontaniako. ilay annexiel, organe sy glande hoy i Mion, organe inona sy glande inona tsara ? dia mi jouir ve raha izany fotsiny no kitihina ?
ilay faha 4 ve ilay avy ao aoriana e ?

52. mion ( 19/08/2009 12:54)
aliotsy >>

Napetrakao tamiko en 3 point ilay fanontaniana de efa novaliako en 3 point koa
53. bazylou ( 21/08/2009 17:48)
le aza , resaka koa izany , an, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D , tsy mety tonga mihitsy hono nefa eo amin'ny ligne d'arrivazy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293