Tsy mety tonga ...

1. xxx ( 04/08/2009 07:55)
Za reto tsy mety tonga mihitsy rehefa manao firaisana, dia hoy ny olona hoe "psychique" hono, atao ahoana ry reto a ? omeo hevitra
melsi
novalian'i bazylou ny 21/08/2009 17:48
2. tess ( 04/08/2009 08:27)
misy cas otrzany mitsy fa tsy haiko ianao na anisany na tsia....
METY TSY mahazo fahafinaretana angamba sa mba maheno ihany...
RAHA Ilay cas lazaiko de manatona sexologue mety mahavaha ny olana
3. ni81 ( 04/08/2009 10:13)
Mba vakio ity fa sao mety hanampy anao !
http://www.sexoconseil.com/sexualite-questions/orgasme-femme.html
4. Mirananirina ( 04/08/2009 10:33)
Za reto tsy mety tonga mihitsy rehefa manao firaisana, dia hoy ny olona hoe "psychique" hono, atao ahoana ry reto a ? omeo hevitra

io rehefa tsy ao ny loha nakoa vetivety ny andrangahy,dia mazàna tsy mahatonga ny vhv.Mila mifantoka tsara ao.Mankafia eh.Azonao koa ny mijery film ohatra,fa mandaitra be koa io.Andramo.
5. tess ( 04/08/2009 10:35)
KA IZY ANIE mety mahazo fafinaretana fa tsy mety tonga e!
6. Mirananirina ( 04/08/2009 10:46)
KA IZY ANIE mety mahazo fafinaretana fa tsy mety tonga e!

Raha mahazo fafiny izany mahatonga foana e.Raha tsy hoe vetivety hoa ny andrangahy,
7. xxx ( 04/08/2009 11:01)
za zao anie ry reto e ! nen'ilay rangahy zany tena mahatazona tsara izy, mahavita adiny 3 mihitsy izahay fa za tsy mety tonga mihtisy anefa mahita tsirony, ilay hoe tsirony aloha dia otran'ireny hoe misy manafosafo ireny ny loha, na ny tanana, manao caresse izany e ! ka àsa na otran'izany ilay fahafinaretana maha-tonga na tsia.
8. juste2 ( 04/08/2009 11:33)
zao aky ah. Mila miova lehilahy ndry. Tsy oemisaraka amin'ilay olona iarahan-dry akory fa mba mihodina kely. Tsy oe mampirafy fa mba manao raport amin'olon-kafa. Dia izay heverin-dry ho nofinofy tanterahina. izany hoe izay idéal any an-tsain-dry any. Tsy olana ihany koa na dia vehivavy aza no iarahana. na hoe bandy roa, sns... dia atosaho daholo izay any anatinao any. Dia ho hitanao fa hilay.

Bone chance eh. (l)
9. Mirananirina ( 04/08/2009 12:09)
mahavita adiny 3 mihitsy izahay fa za tsy mety tonga mihtisy anefa mahita tsirony

raha izany kosa dia efa indry mihitsy no misy probleme e.
Andramo hoe io mijery film olo-dehibe io fa efficace ihany indraindray.
10. tess ( 04/08/2009 14:26)
Raha mahazo fafiny izany mahatonga foana e.Raha tsy hoe vetivety hoa ny andrangahy

NON KA! MATOA AHO miteny ani'o dia misy cas fantako mitsy sipa tsy mi jouir fa mahazo fafiny....NY ankilany anefa nahay nampirevy be fa lay mi jouir mitsy no blem! azo tsaboina izany fa na tsy hi jouir aza na hijery film mandritra ny adiny folo tsy hi jouir izany, zà en personne raha resaka film tsy manaitra ahy satria tjrs la meme chose , mi triche fotsiny fantasme hafa mitsy no manaitra fa tsy mijery film :^) :-D
11. tess ( 04/08/2009 14:28)
xxx:

za zao anie ry reto e ! nen'ilay rangahy zany tena mahatazona tsara izy, mahavita adiny 3 mihitsy izahay fa za tsy mety tonga mihtisy anefa mahita tsirony, ilay hoe tsirony aloha dia otran'ireny hoe misy manafosafo ireny ny loha, na ny tanana, manao caresse izany e ! ka àsa na otran'izany ilay fahafinaretana maha-tonga na tsia.

mampalahelo be indry raha izany , raha vao manana blem tsy mi jouir manatona specialiste e!


12. xxx ( 04/08/2009 16:18)
Za koa akia de mitovy problem amindry io mihitsy an tena tsy mbola mba tonga zany aho de toa tsisy fahafinaretana amiko akia zany hoe hanao firaisana zany fa toa ny aiko fotsiny noreraka de misy milaza manatona dokotera sy ny sisa fa ilay izy koa anie tsy moramora fa ndry ndray no heveriny vadindry fa maninona nga de tsy hita fa tonga foana akia io rehefa ela ny ela a :wink:
13. tess ( 04/08/2009 17:00)
fa ilay izy koa anie tsy moramora fa ndry ndray no heveriny vadindry fa maninona nga de tsy hita fa tonga foana akia io rehefa ela ny ela a
hihihihihi
rehefa tsy mahazo fahafinaretana aky eo ampanaovana firaisana dia afaka mi masturbe en meme temps indry faut voir kou oe tsy mahay manome fahafinaretana anao ny partenera-nao.... ho lasa resaka olondebe iz ity fa aleo hatreo ihany :-P
14. ni81 ( 04/08/2009 17:01)
:^)
15. tess ( 04/08/2009 17:05)
NI81 :wink: :-D :-D :-D
16. remahity ( 04/08/2009 17:38)
na koa tsy ampy fitaovana ramose, satria na tonga haingana aza ty azy, asaivo ampiasainy ny lelany,

sinon LESBIENNE ZANY TOI, tsy tonga laha tsy @ ampela toa anao

17. tess ( 04/08/2009 17:41)
:^)
18. Papoose ( 04/08/2009 17:51)
asaivo jeren'ny doko aloha fa sao dia misy bouchon manentsina an'le truc tsy hivoaka ao!!! dia jereo dieny zao fa sitrany ahay tonga imbetsaka mandrapaha-menopause! :D
19. ni81 ( 04/08/2009 18:35)
asaivo jeren'ny doko aloha fa sao dia misy bouchon manentsina an'le truc tsy hivoaka ao!!! dia jereo dieny zao fa sitrany ahay tonga imbetsaka mandrapaha-menopause!
:-D :-D izy oa tsssssssss
20. sitlo ( 04/08/2009 19:04)
Io saina daholo no mitondra an'io. Misy vao jerena dia efa tsy tana, misy efa kofokofoka be mbola ilaozany milalao hoho ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4903