Tsy mety tonga ...

21. Papoose ( 04/08/2009 19:17)
ni81 ka aleo zao dia atao zay azo atao fa tsy rehefa antitra vao maola!!!! :D
22. ni81 ( 04/08/2009 19:20)
ni81 ka aleo zao dia atao zay azo atao fa tsy rehefa antitra vao maola!!!!

eny oa e! :-D :-D
23. Papoose ( 04/08/2009 19:34)
24. Mirananirina ( 05/08/2009 12:22)
asaivo jeren'ny doko aloha fa sao dia misy bouchon manentsina an'le truc tsy hivoaka ao!!! dia jereo dieny zao fa sitrany ahay tonga imbetsaka mandrapaha-menopause!

papoose, :lol: :lol: :lol:
Io saina daholo no mitondra an'io. Misy vao jerena dia efa tsy tana, misy efa kofokofoka be mbola ilaozany milalao hoho ihany.

sitlo,hihihi marina hoe :lol: :lol: :lol: ,vao jeren'i sitlo ilay sipa tonga dia te...hihihi
25. Papoose ( 05/08/2009 15:10)
efa nandeha doko v i xxx????
26. xxx ( 06/08/2009 18:55)
Fa mba liana hoa za i tess ve dokotera sa inona fa toa ainy daholo ny mamaly anity karazan-javatra rht ty e mba liana ihany aho fa tsy misy inona akory :wink:
27. tess ( 06/08/2009 19:28)
:-D :-D :-D mampmé kou ra xxx saodé mba dokotera vendrana :^)
mba mamaly araka zé fatako aho na diso na marina toy ny oul retra kou :-P
28. fijo ( 06/08/2009 22:03)
ary rah aandramana hoe nonoina indray jerena raha mahaonga azy
29. soanja ( 06/08/2009 22:20)
Raha dridrany adiny telo zany aloha dia mety efa leo koa ny vatanao e. Mila asiana filirony ilay izy mantsy. Asio video kely. Ampifangaroy ny fitaovana sns... ary indrindra mba asio fantasma fa tsy hoe i Rabe io de i Rabe mety efa somary tsy vaovao intsony de tsy mety ny saina.

Amiko tsy voatery ho tonga foana ilay izy fa rehefa mahazo fafinaretana dia zay no lafatra. Rehefa vita anefa izany ka tsy tonga ny anao dia lasa indray mi-masta satria ny saina mihitsy no mety mitaky zavatra hafa mety tsy hisy. Relax relax ...
30. tess ( 07/08/2009 05:23)
Asio video kely
ka tsy hizàra roa ve ny cocentration, dejà efa sarotra aminy ny mi concentré am lay rs de mbola hijery video?
NY film alohan'ny rs no tsara jerena fa pendant tsara angamba raha mifantoka am lay rs.... satria otran'ilay lazain'i bandy ihany hoe lozany milalao hoho na mijery plafond de lasa trondro maty eo rakalakely sa hanaka izay miseo eo am film de mody mikika ny eo de mody mikika koa? :-D :-D :-D :-D
ny manao RS mila fahavononana sy concentration... ny mi fantasme no itako tena mety...
Amiko tsy voatery ho tonga foana ilay izy fa rehefa mahazo fafinaretana dia zay no lafatra

izany alou possible fa ndraindra refa tsy tonga ny partenera de samy baraingo dool indrindra ilay ankilany eo dia voa ny saina satria otran'ny tsy ni satisfaire anlay partenera, fa ny an'i kalakely anie tsy mi jouir mitsy à chaque fois e!
31. Papoose ( 07/08/2009 15:23)
na tsy video ndray aza fa asio fitaratra ahitanao an'le acte nareo mitsamy de mety tena ho revenao hoe hay kay otsizao zay roa rehefa anyiiiii!! :D dia mety ho azy io! :wink:
32. tess ( 07/08/2009 15:52)
iny ndray de bonne idée ry kala papoose hahahaha :-D karazana fantasma ihany lay mijery fitaratra ka maika reel tondé :wink: hevitri papoose :-D
33. Papoose ( 07/08/2009 16:42)
:^) :^) fa raha tsy manana dia mbola investissement be le hividy! :-D
34. harilalaina ( 07/08/2009 18:35)
misy olona fatatro otrizany , efa efatra ny zanany , efa lehibe efa nanambady daolo
de efa lehibe mitsy fa tsy atitra izy vao nisy orgasme taminy vadiny
de teo izy vao nanomboka tena niaina ny fiainapanambadiany
fa ny anao aleo tsy miandry anizany fa regler na aloha
explorer nareo roa ny atony mahtonga anizany , discuterna miaraka a fond
35. ravonjison ( 09/08/2009 11:17)
1- Sao dia mba tokony ho lazainao kely eto hoe ahoana moa no fomba fanaovanareo. Ny manao mantsy tsy midika fotsiny hoe mitsofoka ilay izy dia efa izy.
2-Ary mba tokony ho tadiavinareo roa ny position mety satria ny vehivavy dia :
- na izy excitée par clitoris
- na izy excitée par vagin
Tsy fantatro , firy taona ianao , fa raha excité par clitoris ianao nefa ny position manaitra ny vagin foana no ataonareo , dia tsy ho tonga lafatra ilay izy. Mbola mila mitady aloha izany ianao hoe aiza @ io no misy anao.
36. tess ( 09/08/2009 11:31)
izany ny olona ampy experiansa izany :-P
37. Papoose ( 10/08/2009 18:15)
mety ho tsara raisina note ihany zany ry xxx1 an :D
38. mion ( 13/08/2009 09:49)
ho an'ny tompona sujet: (azo valiana en privée na Skype)
---------------------------------------
Te hanome vahaolana precis ho anao aho nefa alohan'izay de misy fanontaniana tiako mba apetraka
firy taona ianao no nanomboka nanao RS ? firy taona ianao zao? Firy taona ny Regle no tonga voalohany, manao ahoana ny cycle?
firy ny bandy efa nanaovanao? manao kasikety nareo sa tsia? ny entraineur n-dri zao manaôna physiquement, ny fijeriny an-dri.
Mandeha tsara daholo ve ny preliminaires, maharitra kokoa? sa tonga de ady vomangan'i kirijavola? manao ahoana ny proportion ny ziziany sy ny entan-dri etc...

Ny zavatra tsara alou de tsy mijaly ndri eo am-panaovana ilay RS fa mba mahatsiaro safosafo. Koa satria ndri mbola tsy naheno anzany oe tonga zany de bdb ny chance ahafahan-dri mi-explorer ny orgasmes rehetra (holazaiko etsy ambany).
Fa le oe ndana alou miodina araka ny voalaza tetsy ambony tsy mbola tsara alou @ zao fa refa manomboka mahita orgasme ndri vao mety (mapitombo risque @ aretina satria mety tsy ahafa-po an-dri foana ze eo de mitombo isa ny partenaire).

Mila entina moramora ndri , lazao razoky. Possible ahita ireto karazana orgasme ireto ndri:
orgasme clitoridien, vaginal,annexiel, de le iray ambiny (anaky 4).
Misy oul manana chance mahita azy ireo ndray tonga refa tonga (any izy any), misy oul mahay oe arakaraky ny position atao de anexiel no tadiaviny na clito, na vaginal. Ny sipa aza manana chance be oe afaka mahazo orgasme en série ao anatin'ny rapport 1, miankina @ fahaizanareo mifampihaino .

Le entente entre anareo 2 ny facteurs anakiray voalohany mapety ny zavatra atao. ka de mahereza





39. peta83 ( 13/08/2009 13:20)
manao ahoana ny proportion ny ziziany sy ny entan-dri etc...

tena mapme mitsy ato am ty serasera ty ! ay ve zany ko mikoty e!ka ra oh zany hoe tinao be le bandy nefa kely zizi d aona ry mion?? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
40. mion ( 13/08/2009 13:56)
peta83>>>>
tena mapme mitsy ato am ty serasera ty ! ay ve zany ko mikoty e!ka ra oh zany hoe tinao be le bandy nefa kely zizi d aona ry mion??

Ny zavatra notanisaiko teo dia facteurs mety tsy ahatomombana ny RS an'le tompona sujet.
Enao superficielle be

Raha toa ka misy tokoa izany dysproportion izany de itadiavana vahaolana. tsy ny haben'ny fitaovana ange no important fa ny fahaizana mapiasa azy e, ka na kely io na be io refa hay ny mapiasa azy de mahita orgasme foana.

mikaonty mintsy izany refa tsy hay ny miaina ny zava-misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871