Efa zanak’Andriamanitra ve ianao ?

61. ikaretsaka ( 19/08/2009 20:38)
a, tsy ny olombelona mints no concerné @ maha zanak'Andriamanitra ny oul1 fa anazy sy Atra izany

marina tanteraka
62. fidinirina ( 20/08/2009 08:38)
ari.malala:
Iverenako ny lohahevitra, tsy ny olombelona mints no concerné @ maha zanak'Andriamanitra ny oul1 fa anazy sy Atra izany. Nga enao nivazavaza nitory sy reraka ni taper clavier teto io hantsoina refa mby @ fitsarana farany hoe avia kely enao, ahoana n momba ity oul ity? izy sy Atra no eo d aleo ny anazy hoanazy...

Tena marina tokoa ny voalazanao fa antsoin’Andriamanitra aho hilaza ny momba ireo olona izay nitoriako ny famonjena :

Ezekiela 3
3.17 Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'Isiraely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy.
3.18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny làlany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tànanao ny ràny.
3.19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny làlany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
3.20 Ary koa, raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia ho faty izy; eny noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin'ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
3.21 Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao, ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra; ary voavonjinao koa ny fanahinao.

Jakoba 5.20 « aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be. »

Ho hadinin’Andriamanitra amiko tokoa ny zavatra nataoko. Ary raha nahita na nahafantatra aho fa misy olona tokony hitoriana sy mila famonjena nefa aho tsy nanao izany dia amiko no hanadinan’ny Tompo azy. Satria io olona io dia ho faty tsy nahalala an’Andriamanitra noho ny tsy nilazako taminy.
63. kantokoely ( 20/08/2009 09:02)
fidinirina>efa ela no nisy faly mifanditra am tenin'andriamanitra eto hevitra na asa iray ampandrosoana itony site tony kou iz io ndraindray dia misy ny faly mandranitra ady ary mahasahy mitsipaka ny tenin'andriamanitra efa ela hoy aho ar c l meme personne ki joue l rôle

ny tiako ambara dia hoe izahay mila ny fampatsiahiavana ity ordinateur ity no fitadiavana ka zara ary eto sady misy ny fitoriana ny tenin'andriamanitra fa reraka ny asa d mapalahelo tokoa fa ana ny mamaky ny baiboly aza ts vita intsony ka dia misaotra e!

ary zao mivavaha ho an'zay manenjika anao indrindra fa hitory ny asan'andriamanitra enao ,mifalia fa ts mbola ao anatin'ilay atsoina oe zanak'andriamanitra enao ra ts misy manenjika,refa manara -dia an jesosy dia be ny mpanenjika fa io efa voasoratra ka ts aatao mahakivy dia mivavaka ho an'i se mba hahazo hery ka hifampizara ny teny fiainanana

dia hanohy ny asa aloha fa mahafinaritra fa tohizo ry se a izahay skouto notezaina tam ny hoe se fa zay kousa alou sanatria ny vava ts homosexuel ts mis mits ao na iray ary fa za zao manana ny vadiko tena lehilahy azo ianteherana
manonona ny fiadanana'i Jesosy ho amitsika rehetra
64. ari.malala ( 20/08/2009 11:13)
fidinirina:

ari.malala:
Iverenako ny lohahevitra, tsy ny olombelona mints no concerné @ maha zanak'Andriamanitra ny oul1 fa anazy sy Atra izany. Nga enao nivazavaza nitory sy reraka ni taper clavier teto io hantsoina refa mby @ fitsarana farany hoe avia kely enao, ahoana n momba ity oul ity? izy sy Atra no eo d aleo ny anazy hoanazy...

Tena marina tokoa ny voalazanao fa antsoin’Andriamanitra aho hilaza ny momba ireo olona izay nitoriako ny famonjena :

Ezekiela 3
3.17 Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'Isiraely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy.
3.18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny làlany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tànanao ny ràny.
3.19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny làlany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
3.20 Ary koa, raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia ho faty izy; eny noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin'ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
3.21 Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao, ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra; ary voavonjinao koa ny fanahinao.

Jakoba 5.20 « aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be. »

Ho hadinin’Andriamanitra amiko tokoa ny zavatra nataoko. Ary raha nahita na nahafantatra aho fa misy olona tokony hitoriana sy mila famonjena nefa aho tsy nanao izany dia amiko no hanadinan’ny Tompo azy. Satria io olona io dia ho faty tsy nahalala an’Andriamanitra noho ny tsy nilazako taminy.




:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: zany hoe refa maty ah zany d antsoin'i KRisty enao razakarivola hoe avia kely ahoana ny momba an'i ari.malala? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aza misen hoa!
65. ikaretsaka ( 20/08/2009 21:35)
Zay koa ny fandraisako azy...de ozy za hoe ataovy sherieh
66. rzakarivola ( 21/08/2009 12:35)
ari.malala:
Io ilay fahavoazan'ny tsimpona!! mamakia tsara anie azafady e! conviction personnelle no nolazaiko fa ts hoe personnelle! na azo raisina iany koa hoe personnelle, satria ts voatery mintsy ah hivazavaza hoe zà anie rey olona ka izao ka izao ka izao,

==> Na dia nitsimpona aza aho dia tsy voa satria nangataka fanazavana aho, dia indro nazavainao. Raha toy izany no ataon' Andriamanitra @olona izay mangataka fanazavana @ teniNy an! Hahalala an' Andriamanitra daholo izay mangetaheta fahamarinana.


ari.malala:

ny momba ilay ny atao mahasarika indray d io efa lazaiko foana hoe hita taratra @ ataon'ilay olona ety ivelany foana, na @ fomba fiteny na @ fietsika sy fanao andavan'andro hoe olona manana an'i Kristy v izy sa manao akory.

==> Azo atao tsara izany mahafantatra hoe "manana an'i KRISTY iry olona iry", @ fomba fiteniny ?


ari.malala:
Ny antony nandraisako ilay ohatra momba ilay jiolahy ndray

==> Mahalasa saina kely ahy hoe, jiolahy roa no teo (araka ny voasoratra), samy niara-naneso an'i JK izy ireo, samy jiolahy rahateo, samy teo am-bavahoana, fa ny anakiray nino ny farany, ny iray tsy nino.


ari.malala:
d zao na hitory faha 100 faha 1000 eo az enao fa le oul ts hiova d very maina ny ezakao, nefa tsy hainao, ts haintsika izay mety hikasihan'i Kristy ny fony @ ora farany.

==> Marina mihitsy fa tsy fantatra ny fotoana ikasihan'i KRISTY ny fon'ny olona mihaino sy mandre. Izaho tenako vavolombelona, nitoriana sy nampianarina, indraindray aza noterena aho. Namaly sy nanohitra aho, naniratsira sy niteny ratsy (blasfema), t@ Oct ~ Nov 2004 aho no tena hoe voakasik'i JK ny foko. Tany vao tsy very maina ny asan'ireo rehetra, ary isaorako an' Andriamanitra ny amin'izy ireo. Misaotra anao @ fampaherezana.


ari.malala:
Iverenako ny lohahevitra, tsy ny olombelona mints no concerné @ maha zanak'Andriamanitra ny oul1 fa anazy sy Atra izany. Nga enao nivazavaza nitory sy reraka ni taper clavier teto io hantsoina refa mby @ fitsarana farany hoe avia kely enao, ahoana n momba ity oul ity? izy sy Atra no eo d aleo ny anazy hoanazy...

==> Fa izao aloha e! Inona ilay zavatra vazavazaiko sy andaniako fotoana hi tapena clavier ? Raha fantatrao tsara ilay zavatra teneniko eto sy ny antony itenenako dia mety hangina ihany aho.
67. rzakarivola ( 21/08/2009 12:40)
ari.malala:

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: zany hoe refa maty ah zany d antsoin'i KRisty enao razakarivola hoe avia kely ahoana ny momba an'i ari.malala? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aza misen hoa!

==> Nampitsiky ahy ity ry ari.malala. Tena tianao loatra ngamba aho ... Nefa tia anao Jesosy, tena tia anao tokoa Izy. Tsy mba teny fiteniko io an, fa tena mahatsapa tena te hiteny an'izany aho ka aza tsiny indrindra an! Tia anao Jesoa.
68. bor2lais ( 21/08/2009 13:47)
HS : ity misy tsimpona kely teny ho eny (tsy lazaiko anareo hoe avy aiza ary ho an'iza)

"Nampitsiky ahy ity ry ...malala. Tena tianao loatra ngamba aho ..."
:D

(Tanjemo sao mitsiky eo koa an !)
69. ari.malala ( 21/08/2009 14:25)
bor2lais:

HS : ity misy tsimpona kely teny ho eny (tsy lazaiko anareo hoe avy aiza ary ho an'iza)

"Nampitsiky ahy ity ry ...malala. Tena tianao loatra ngamba aho ..."
:D

(Tanjemo sao mitsiky eo koa an !)




:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zay zany e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485