site internet "Jeunes en Action pour Christ"

1. minjac ( 21/07/2009 08:22)
asaina isika hitsidika ny site www.jeunesenactionpourchrist.ning.com ary hiditra membre ao.

Site Fikambanana Tanora kristianina izy io ary maimaim-poana ny fidirana ao.

Shalom
novalian'i rakaroka ny 02/08/2009 14:48
2. niryna ( 21/07/2009 15:39)
Miisaotra betsaka e
3. rakaroka ( 21/07/2009 21:10)
Fanamarihana
Tsara ny "ezaka" misy site , ary misy fanontaniana "interessant" tokony ho nandraisako anjara valiny tao anatiny, saingy nony handray anjara aho dia
toa "mila milatsaka membre aloha" KA NY TENIKO MATOTRA dia izao tsy tahaka izao "clientelisme" izao akory no "FOMBA" hanandratana an'i Kristy !!!
4. ikaretsaka ( 22/07/2009 03:31)
Mitovy @ ndrakaroka ny zavatrasaika anontaniako sy marihina kely
5. rakapy ( 22/07/2009 14:57)
Fanamarihana
Tsara ny "ezaka" misy site , ary misy fanontaniana "interessant" tokony ho nandraisako anjara valiny tao anatiny, saingy nony handray anjara aho dia
toa "mila milatsaka membre aloha" KA NY TENIKO MATOTRA dia izao tsy tahaka izao "clientelisme" izao akory no "FOMBA" hanandratana an'i Kristy !!!

Rakaroka> Ka ilay kristy anie efa lasa business @ zao fotoana izao e! Arakaraky ny fahabetsahan'ny mpiangona no maha be ny vola miditra ka mampandroso ilay fiangonana. @ zao vanin'andro ny teknolojia misy internet izao moa dia maaaaaaro be ireo manao izany ho fidiram-bola ka anjaranao ny mifidy.
6. niryna ( 22/07/2009 18:00)
rakaroka:

Fanamarihana
Tsara ny "ezaka" misy site , ary misy fanontaniana "interessant" tokony ho nandraisako anjara valiny tao anatiny, saingy nony handray anjara aho dia
toa "mila milatsaka membre aloha" KA NY TENIKO MATOTRA dia izao tsy tahaka izao "clientelisme" izao akory no "FOMBA" hanandratana an'i Kristy !!!

asa aloha fa ny ahy indray dia mba tiako fotisny ny mijery ireo forium ataon'ny ankizy ,mamaky izay azoko raisiny aho
Mizara toy ny rehetra koa izy ka izay te hiditra dia afaka miditra toy ny web rehetra ,anjaran'ny tsirairay no mandray izay tandrifiny eo, sa ahoana?

:D
7. rakaroka ( 22/07/2009 18:51)
Raha forum qlcq tsy mampaninona ahy , fa raha ny anarana Kristy no isalorana ataoko fa tsy mety rahateo ny "ésprit de base" raha zohina,
tsy manana fanahy 'ndeha hanao "limite d'âge" @ "accès" Aminy izany i Kristy
Ary ilay Atra inoako tsy hanavakavaka toa izao hoe "rizareo latsaky ny 40 taona ihany no "considérables" 8O 8O :roll: :roll: Misy antony sy "hasoany mifameno aby anie ny taona rehetra" indrindra moa ara-panahy, tsy "spaoro akory ity atao , ary tadidio fa na zaza noheverina fa tsy matotra
aza tsy norarana tsy hanantona azy mihitsy!...
Ny fametrahana "virgule" hoe tsy ferana izay te hilatsaka na mihoatra aza avy eo dia taratry ny tsy fananana ny antsoina hoe "honnéteté d'ésprit"
Hoy ny soratra masina "rehefa eny dia "aoka ho ENY" ny valinteninareo .

Ka raha zohiko ny fototra iorenana toa izao : tsy araka ny "fanahin'ilay "Kristy" => tsy manavak'olona" , tsy honnéte ! tsy ho laziko hoe "secte fa "ANTICHRIST" satria MIFANOHITRA @ fanahin'i Kristy. Masiaka sns filazanareo ny fijeriko: "izay ny fahitako azy!"
Hitsara ny fijerinareo ahy , tsy maninn mihitsy satria entinareo eto ho hitan'ny be sy ny maro moa izy ity rahateo voalaza ao amin'ny soratra hoe "fantaro ny zavatra rehetra" , ary koa ... fa misy tsy avy @ Atra !
Dia tahaka izay hita eto!
8. rakaroka ( 22/07/2009 20:58)
rakapy:

Rakaroka> Ka ilay kristy anie efa lasa business @ zao fotoana izao e! Arakaraky ny fahabetsahan'ny mpiangona no maha be ny vola miditra ka mampandroso ilay fiangonana. @ zao vanin'andro ny teknolojia misy internet izao moa dia maaaaaaro be ireo manao izany ho fidiram-bola ka anjaranao ny mifidy.

Marina mihitsy ny resakao Rakapy, hany ka tsy ilay "toetra maha Kristy" sy maha Kristiana hanahafana an'i Kristy ho modely no "ahatarafan'ny mpitazana" azy fa tahaka ny "zavatra étrange" "HAFAHAFA !" izany, bizare!
Raha izao aloha ny antsoina hoe "jeunesse": DOMMAGE :
INDRISY BBBBBBBBBBBBBBbbbbbbbbbEEeeeeeeeeee 'lay izy!

9. minjac ( 23/07/2009 07:31)
Miarahaba anao,
Miasaotra anao
1- Angamba itako fa tsy tsara loatra raha manao "fijery ivelany" ôtra izao fotsiny ianao; midira membre dia ho itanao hoe "clientisme" ve ilay izy sa tsy clientisme! io hebergeur io mihintsy no miexiger inscription zay vao afaka mamaly ny sujet ao anatiny ao ianao fa tsy hoe ilay créateur du site no mila vaniny ka tsy maintsy miditra membre izao vao manao izany.
2- raha sitrakao dia misy num/mail icontacténa anay ao, dia afaka antsoinao zahay dia miresaka tsara isika fa matoa ianao manao izany teny rehetra izany dia satria noheverinao fa ataonay fitadiavam-bola ilay izy ka tsy niditra membre ianao dia tsy nahita ny infos rehetra ilaina. ZAY ANGAMBA NO METY INDRINDRA,MIRESAKA MIVANTANA ISIKA satria raha samy mitonona ho Kristianina isika dia inoako fa afaka miresaka tsara na dia lazainao fa "ANTICHRIST" aza izahay. Ary vonona izahay hanome ny fanazavana rehetra ilainao, na ny momba ny âge izany ny ny hafa.
3- dia aleo angamba ajanona ilay fanaratsiana raha azo atao satria izahay tsy manaratsy ny hafa

Misaotra tompoko.

Raha forum qlcq tsy mampaninona ahy , fa raha ny anarana Kristy no isalorana ataoko fa tsy mety rahateo ny "ésprit de base" raha zohina,
tsy manana fanahy 'ndeha hanao "limite d'âge" @ "accès" Aminy izany i Kristy
Ary ilay Atra inoako tsy hanavakavaka toa izao hoe "rizareo latsaky ny 40 taona ihany no "considérables" 8O 8O :roll: :roll: Misy antony sy "hasoany mifameno aby anie ny taona rehetra" indrindra moa ara-panahy, tsy "spaoro akory ity atao , ary tadidio fa na zaza noheverina fa tsy matotra
aza tsy norarana tsy hanantona azy mihitsy!...
Ny fametrahana "virgule" hoe tsy ferana izay te hilatsaka na mihoatra aza avy eo dia taratry ny tsy fananana ny antsoina hoe "honnéteté d'ésprit"
Hoy ny soratra masina "rehefa eny dia "aoka ho ENY" ny valinteninareo .

Ka raha zohiko ny fototra iorenana toa izao : tsy araka ny "fanahin'ilay "Kristy" => tsy manavak'olona" , tsy honnéte ! tsy ho laziko hoe "secte fa "ANTICHRIST" satria MIFANOHITRA @ fanahin'i Kristy. Masiaka sns filazanareo ny fijeriko: "izay ny fahitako azy!"
Hitsara ny fijerinareo ahy , tsy maninn mihitsy satria entinareo eto ho hitan'ny be sy ny maro moa izy ity rahateo voalaza ao amin'ny soratra hoe "fantaro ny zavatra rehetra" , ary koa ... fa misy tsy avy @ Atra !
Dia tahaka izay hita eto!
[/quote]

10. minjac ( 23/07/2009 07:36)

11. rakaroka ( 23/07/2009 10:47)
Dia misaotra an'i Minjac nitondra fanazavana, du moins fantatra hoe nirotsaka membre na nihaotra noho ny "liens internet" ny olona iray!
'zaho tsy sanatria finaritra ny hitsikera fa "MATAHOTRA" ny fombafomba maro
zary MITERAKA "EXCLUSION" , fizarazarana eo @ fiaraha-monina aho. Tsy haiko hoe ilaina ve ny hijoro hoe "tanora" am-panara-dia an'i Kristy, ny
"blem" isika any @ pays développé anie tsy tokony hi-kopié fahatany ny "style" Jeune" aty satria maro aza ny tonga eto mbola te hanao zavatra tokoa fa dia fefen'ny limite d'âge tsotr'izao, rahateo tsy fanilika mihitsy ny zokiolona amiko na ara-baiboly io na araka ny maha-gasy sns, ary na ho an-drizareo tatsinanana, rizareo nanao art martiaux, rizareo Japoney, sns...
Donk malina ftsn aho @ izay endrika mety hitondra fanavankavahana na fitsinjarazarana!
12. xxx ( 23/07/2009 11:00)

Ny fijeriko azy indray, dia tsy misy hoe clientelisme na noho izy ho an'i Kristy fa mampiasa Ning ilay nano azy ary ny CMS matetika dia efa misy ireny modules @ fidirana ho membre ireny daholo e

Site ancien n'ny sekoly nisy ahy taloha izao mampiasa NING toa an'io dia mila miditra membre

Tahaka ny serasera koa e

Aza hasarotina e
13. rakaroka ( 23/07/2009 16:30)
An! an! kosa , tsy manasarotra kosa aho fa mba saino tsara ihany ny "ésprit logique" d'une chose alohan'ny hanapariahana azy ho hitan'ny be sy ny maro!
Ilay izy tahaka ny hoe "ny fijerinay ihany no tena azo itokisana" fa ny fijerin'ny hafa dia "ambolony? tsy ao loatra , manasarotra?....TSIA dia tsia mihitsy fa raisiko araka io "ASEHO" amiko io! ny reseau "serasera" anie raha misoratra anarana ny olona dia "fitiavana hisera" tsy misy limite d'âge koa, fa ilay iray mila "avahana" angamba ny "membre JCA" sy ny "visiteur" izay tsy voatery membre anefa koa mety hitondra ny anjara birikiny @ fifaneraserana
ara-kevitra sy toro-lalana sns
Eo @ tanjon-drizareo izao dia misy izao teny izao
" hamonjy fanahin'ny tanora maro ho tonga any an-danitra".
DIA MANINN 'lay izy no asiana "RESTRICTION" tahaka izany ?....Maninn no "AVAHANA" manokana ny tanora? Fa angaha TSY MENDRIKA ny hafa?...
Taoko ny tenin'Atra naniraka fa ataovy mpianany ny firenen-drehetra
(TSY AN-KANAVAKA!) => ny dikany MAZAVA dia tsy tokony hisy ny sokajin'olona natao hovonjena manokana toa izao=>Il est évident fa cela empéche les considérations des autres tant que hoe misy "asandratra" sy avahina" manokana : Tsia dia tsia ! MISY TOMBO SY HALA ary ny ANDRIAMANITRA INOAKO DIA TSY ANKASITRAKA IZANY kosa aloha e!
Raha i Kristy tokoa no atao modely tsy tokony "OVAINA" toa izao ny
fanahy maha-Kristy satria tsy an'ny "partiel" Izy!
Ary raha miteny aho hoe "Anti-Christ" aza sendaotra ambony ihany !
Misy antony LALINA matoa aho mampiasa io teny io.
Azo atao ny miresaka mivantana raha tianareo saingy ny possibilité no tsy haiko loatra!
14. rakaroka ( 23/07/2009 18:35)
En effet,marina fa manao fanamarihana manokana 'nareo avy eo . Fa ny fomba faneho hevitra dia ahatsapana fa misy ny primo, ary ao ny secondaire!
Raha dinihiko dia fitoriana @ alalan'ny tanora no tanjona?...
Heu...:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$ assez délicat izany ah, hoe hanome lesona ny lehibe sy ny fhm izany?...TSARA fa :-$ :-$ :-$ Ny zokiolona efa vokiandro aza anie efa nahazo lesona miavovona notsoahiny teo @ fiainany
t@ fahalalana........... sy ny ekspériansy......... sy fandinihina isan-karazany..........,IZAY TSY NEGLIGEABLE mihitsy !
k'izareo hotaritin'ny tanora?...Mais....les jeunes....ils ont encore des chemins à faire! Ary marihiko etoana fa ny "chemins" volaniko eto dia tsy ilay hoe "izao no lalana sy fahamarinana sy fiainana!" fa plutot aza eo @ karazana épanouissements elatra ho @ "AVENIR"-ny tanora iray!
Sady tsy resi-lahatra aho hoe ny maha"tanora" no tokony asandratra, dia zary resaka ny "blem"n'ny gauche nanantena ny tanora nifidy azy, anefa 'reo lasa vakansy aby t@ izay!
I Andry sy ny "image de jeunesse" , tsy mankahala tanora mihitsy aho, raha zohina aza ny resaka politika lazaina fa TGV aho, mahafinaritra ahy ny "finiavany" sns fa mandanjalanja koa aho ny "fahamarinan'ny tenin'ny olona hafa fa mbola mila mandalina..., na mi-experiense sns izy.
Ary tsy vitsy no milaza fa tsy matotra !Manao revina tanora!'sens tsy mandresy lahatra!)...Tsy miditra fanaratsiana aho fa mamakafaka araka ny fiseho.
Tsy hoe ny fijoroana anie no "inn" fa ilay "FAHAZAVANA" eo imason'ny olona @ izay atao. Ary izay ny TOETRA NAHA KRISTY AN'i KRISTY :idea: :idea:

15. rakaroka ( 23/07/2009 18:52)
3- Misy "confusion" mielatra mila fanazavana koa .
Ilay "FAHATANORANA" ve no tena asandratra sa i kristy?...
16. ikaretsaka ( 23/07/2009 19:19)
Za aloha valalanina tanteraka @ le"doctrine" ny diaz aleoko tsy miditra e.. exclusif ve le izyde rehefa golemains de ny serveurs no omentsiny e...interface e...

Rehefa tsy mahaviya ny mozika tianao atao ny valihanao de ovay hafa hoy I tompokolahy randafison izay
17. xxx ( 24/07/2009 07:59)
Raha vao resaka fivavahana koa dia betsaka ny susceptibles , raha vao misy tsy tafita kely ny tiana holazaina dia lasa polémique be :-( .

Extrémistes daholo ny andaniny sy ankilany
18. ikaretsaka ( 24/07/2009 12:06)
Xxx16> hizy le olomasina izay hoe "mandiniha hahafahanao mino, dia minoa hahafahanao mandinika"..
Dia tadidio tsaqra fa tsy hoe rehefa manao remarques na critiques akory de manenjika foana ny dikan'izay...
Misy olomasina izay koa niteny hoe "raha te hanasoa sy haha parfait olona 1.. kritikeo @ mpahatsorampo izy"
==> esprit critique. Tst voatery manakiana
Ny gasy aza manao hoe ny hisavasavana ny raviny... sy hoe ny andrasaina ny atiny
19. roxanaha ( 24/07/2009 12:13)
Ary tsy mety nga raha asiana hoe tanora zandriny(zaza menavava hatr@ 50taona) sy tanora zokiny( 51 ans -zato taona mahery) @ zay samy tafiditra daholo?
20. rakaroka ( 24/07/2009 17:58)
Marina ^:^ ^:^ny tenin'i Ika hoe "sanatria" tsy "FANKAHALANA" no hanaovana
fanamarihana fa au contraire "FITIAVAKO" ny "TSY AN-KANAVAKA" ary tafiditra ao anatin'izany ny tanora ! Ary fihevitro "mahitsy sy marina"*
mendrika ho tiavina tsy misy classe d'âge avokoa ny "REHETRA", ny "blem" aterak'ity "tanora-isation ity ankehitriny , dia hise-sentir ho antitra ary tsy hisy ilana azy intsony ny na vao 41 taona aza , ary anefa na ry J Halliday efa hananika ny fitopolo taona aza tsy mbola manaiky atao ho antitra.
Donk ny "fifikirana @ tarehimarika ara-taona, amiko dia relatif ihany, arakaraka ny toerana sy ny hetsika atao. Raha spaoro na zavatra hafa dia mety azo ekena fa raha resaka hetsika ara-panahy dia indrisy:cry: :cry: !
Satria zary hanampitrotraka ny fitsinjarazarana efa mangeja ny olona no ilay Jesoa anie raha tonga dia ny hamaha ny olona @ fatopatotra isan-karazany,
nangeja ny fhm mba hisiana fiainana be dia be tsy ho voafetran'ny hoe
ny marika 40 na 50 na zaza sns...Tsy izany akory no tokony hamatotra ny fiaraha-mientana eo @ zavatra tokony atao sy hisiana épanouissement,
Tsy tsapantsika ny "HASAROBIDIN'Ny fifandraisana @ tsy "MANAMPETRA"
raha toa ferana ny fifandraisantsika @ hafa!

Raha ohatra anie sous groupe ao anaty "Eglizy" dia mety ho azo ekena ihany ho rafi-pandaminana?... Fa eto mbola tsy napetrako ny fanamarihana nilaza fa "Mahaleo tena rizareo" tsy miankina @ Eglizy, dia anefa misy coutume vao2
fandinihina baiboly ohatra, dia de quelle vision aza no ho adopté-na?...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082