site internet "Jeunes en Action pour Christ"

21. rakaroka ( 24/07/2009 18:46)
Peut-étre, azo natao izao aniie ohatra ny lohahevitra: Heu... :roll: :roll: :-w :-w :-$ "Hetsika Kristiana" na hetsika ho an'i Kristy, sns. Dia raha ny ékipa tanora no efa vonona dia nalefa t@ izay dia mbô tonga saina angamba izany ny tsy tanora?...
22. ikaretsaka ( 26/07/2009 10:41)
Ka angamba tarazon'ilay zatra mamepetra io e..ohatran ilay hoe toko faha zao andininy faha zao..
De lasa deforme ferana sy bornena araka ny itiavana azy hatrany @ ara panahy...
23. nathie86 ( 27/07/2009 05:40)
Miarahaba antsika rehetra :)

Ilay JAC aloha dia fikambanana fa tsy fiangonana arak'ilay nolazaina i minjac tetsy ambony eh. D ilay e resaka taona "latsaky ny 40 ans" @ maha fikambanana azy d tsy hitako lôtra izay olana, ôtrany sampana any ampiangonana ihany eh, oe misy ny dorkasy, ny sampana lehilahy kristianina, ny sampana tanora kristiana.
Izany oe raha ny fahalalako azy aloha zany d ito JAC ito d micibler ny jeune satria misy antony manokana kosa ngamba ao.
Aleo tsy tonga dia mitsara ivelany ftsny ihany, fa kosa mijery sy miezaka mahafantatra ilay antony.
Ilay tenin'i rakaroka mavesatra lôtra ilay oe ANTICHRIST, zany v d ampy hitsaranao oe tsy mpino ny olona iray, mahagaga ahy izany sady mampalahelo.
Ny tena mampalahelo d ny oe samy mitonona ho kristianina nefa mifanenjika sy mifampitsara. Tsarovy fa na i JK aza t@ tonga tety an-tany d niteny Izy hoe tsy tonga hitsara anareo Aho, isika ihany koa zany tsy tokony hitsaratsara satria ny fitsara antsika dia tsy marina satria nofo ihany isika.
Ny fanakihanana dia tena ilaina ra constructive fa kosa ra kihina b fahatany ftsny ataoko fa mampihemotra indray izay
Misaotra antsika :)
24. rakaroka ( 02/08/2009 11:54)
[quote=nathie86]
Miarahaba antsika rehetra :)

Ilay JAC aloha dia fikambanana fa tsy fiangonana arak'ilay nolazaina i minjac tetsy ambony eh. D ilay e resaka taona "latsaky ny 40 ans" @ maha fikambanana azy d tsy hitako lôtra izay olana, ôtrany sampana any ampiangonana ihany eh, oe misy ny dorkasy, ny sampana lehilahy kristianina, ny sampana tanora kristiana.


(valiako tsikelikely satria aty am-panaovana vakansy mihisatra ny aterineto)

Ilay izy tsy hoe rehefa tsy hitan'ny olona iray na vitsyvitsy ny olana mipetraka dia çà va!...Ny tsapako tsy lojika izao dia maninn moa ireo tanora no, nanorina fikambanana mitokana tahaka izao raha toa efa nisy ny sampana tanora any am-piangonana?...Mampatsiahy ahy ny fiforonan'ny "sectes" maro izany: samby manana ny "conviction"-ny !....Tsy olana tokoa ilay izy raha tsy misy fiantraikany @ voahary eny ho eny ny vokatry ny "cloisonnement" isan-karazany ka!, ny blem mantsy "halako ny fifandrafiana" hoy ilay soratra izay e!

25. rakaroka ( 02/08/2009 12:01)
[quote=nathie86]

Aleo tsy tonga dia mitsara ivelany ftsny ihany, fa kosa mijery sy miezaka mahafantatra ilay antony.


Ahitsiko kely mihitsy ilay "fomba" fihevitra toa izao. Matoa entina sy avoaka eto @ forum ny hevitra iray, tsy tany tondé tahaka ny fampianarana sekoly alahady anie izy ity, ka natao ho arahina fahatany hoe "izay izany rankizy" dia hanao pli-vava "Eny!" ftsn, ary raha tsy mitovy hevitra tahaka ahy eto dia lazaina fa mitsara ivelany! Heu....MAZAVA ho azy izay entina sy aseho eto no
resahiko fa inn indray aza?.... Ary misy namana hafa koa io very ....tsy hita fototra ity "doctrine-na aseho :?: 8O 8O :? :?


26. rakaroka ( 02/08/2009 12:13)
[quote=nathie86]

Ilay tenin'i rakaroka mavesatra lôtra ilay oe ANTICHRIST
8O 8O 8O :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Izany ve :roll: :-w :-$
sao dia mba isan'irony gasy tsy mahazaka ny hanaovana teny tsy misorona aza 'nareo?....Heu......Efa navadibadiko tsy im-pito fotsin araka ny fitenenana
anefa izay tokony ho navadika :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
vao novolaniko fa io mihitsy ny voambolana mahalaza ny tokony holazaina
manoloana ity seho:"ANTI" satria mifanohitra @ mission'ilay Christ izay tonga nampiray, tsy nanavaka ary vonona hanolotra fiainana be dia be sans restriction tahaka izao. Ka zendana aho raha hafatra ato ananty fetra ilay tsy manam-petra!
Tsia , tsy MAVESATRA kosa ny teniko fa aza susceptible mora tohina tahaka izao! Très important koa anie ilay teny hoe "fantaro ny zavatra rehetra, efa tonga koa ny anti-christ" ka tedavinareo ho suprimé-na koa izany ny "ésprit" mba manavaka ny izy sy ny tsy izy?....


27. rakaroka ( 02/08/2009 12:32)
[quote=nathie86]

Ny tena mampalahelo d ny oe samy mitonona ho kristianina nefa mifanenjika sy mifampitsara.


Ny tena mampalahelo dia ny "FISEHOANA FA KRISTIANA" tsy am-pahafantarana loatra an'i Kristy , sy tsy am-pahafantarana izay rôlen'ny tena angamba manolonana ny hary ny tontolo sy ny fiainana!
Ny fiainana tsy fisehoana ivelany! Ary mandratra fo koa ny fahatarafan'ny maro fivaonana eo @ fijoroan'ireo niseho ho kristiana anefa tsapa fa manalavitra ilay toetra naha Kristy no niharihary! 'za raha miresaka tsy
finaritra ny hifanasa vangy sahala @ mpiandry manala demony sanatria,
milaza ny fahitako ny "exposé-nareo sy manazava ny argu- ara-tsoratra masina koa aho! Ny nampalahelo indrindra dia ny faux-semblant fa mivavaka
anefa tsy tafa araka ilay teny hoe "ianareo no fanasin'ny tany ....
Aoka HAZAVA eo imason'ny olona ianareo ! Ka tsy ilay fitoriana sy fampisehoana ilay "hazo fijaliana" tahaka io ataonareo " izao anie ny hevitry ny hoe "aoka "hazava eo imason'ny olona ianareo" ary raha tsy hitany @ "action-nareo" ilay izy , aza mihevitra fa rizareo no pahana, fa ny "fahazavanareo" no "FLOU" satria "grace à votre" fahazavana no
hankalaza ilay inoanareo koa ilay tierce perso! Izany hoe "causen'ilay fisokafan'ny olona ny "acte" mialoha izany!
28. rakaroka ( 02/08/2009 14:48)
nathie86:


Ny fanakihanana dia tena ilaina ra constructive fa kosa ra kihina b fahatany ftsny ataoko fa mampihemotra indray izay

Tena miombon-kevitra aminao aho eto ^:^ ^:^ ^:^ Ary justement
"MANAHIRANA" ahy mihitsy ny mitondra ny anjara birikiko reconstruction ny fomba fihevitra sy fijery nahatran'irei mpanabe fivavahana noho ny fomba "tampi-masin-tsoavaly isan-karazany namerany ny fomba fijery sy fihevitra, ohatra nahatrana ho raiki-tapisaka ny hoe "manajà ny andro sabata" satria voasoratra koa dia rehefa nahita olona miasa "alahady ity
voatory lalina izany dia nanameloka ho tsy mety izany (satria izay no nobeazina! tsy nahaleo dohika azy aho raha tsy voahafatro taty izy ary miasa @ hopitaly , ary izao izy miasa alahady! Tsy ny sabata hany no tompon'ny olona ka zary entin'ilay doctrine nasesika amboletra ilay fiaina avy eo.
Ka 'za miresaka io hany tsy manankina FAHATANY araka ny fiheverana: Oh TSIA dia TSIA : Tiako ny tontolo, ny tanora ao anatiny i Kristy, ilay Nahary,
tsy tiako ny geza mamatopatotra mangeza ny fivelan'ny maha-olona normaly sy natoraly, manaja sy mikaja ny voahary tsy an-kanavaka aho!ary manaja ny ny "concept" ny fahariana ! Manaja ilay mpahary !




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049