Niryna a de tsy mbola azonao ihany ve ny lalana sy fahamarinana.. sy I piera?
Raiso toy ny hoe. Highway le izy de piera eo @ toll na hoe polisy eo @ barriere..
Rehefa hidiny ny barriere fa tsy ara dalana ianao na hitanao aza hoe io ny lalana migodana...tsy ho tonga a destination mihitsy ianao..
Ny baiboly no ohatran atlas manoro hoe iny ny lalana ..oui iny ny lalana ary tsy misy manda ...saingy nihidy sy nidin ilay nahazo fanalahidy le izy... de akory no hataonao @ izay cas izay?
Aza manao rakapy hoe hitady lalana hafa fa ny anao efa nolazainao fa tsy mahalala afa tsy iny....
i pierre izany no mpandidy ,izany ve no nampianarina an'ika
aleo tsy ho tohizako fa lasa mihitatra toy ny sima misioka eo indray ity ka dia ho avy eo daholo ny groupe rehetra hifandrombaka eto ooopsa