Izaho izany a
21. ari.malala
(
22/07/2009 10:53)
mananihany io ry niryna fa fantany ny tokony ho tenenina a!:wink: :-D
22. niryna
(
22/07/2009 15:03)
rakapy:
Raha tsy tia kisoa izy inona moa no blem-nao @zany na hanisika sy hamporisika anao aza izy.
:-D :-D :-D
tsy olana raha tsy tia kisoa izy ka omeo ahy dia andrahoiko ataoko mafilotra tsara a,ny fiteny hoe tsy mankany an-danitra raha mihinan-kisoa no tantaraiko eto ry rakapy a
:D :D
23. niryna
(
22/07/2009 15:04)
ikaretsaka:
Nga hono izy efa tany andanitra sa nahazo fahefanabe tahaky ny inona no afaka mamaritra ny hoe ireto sy reto no tafa de reto tsary izy....lalana avy aiza loatra no nahafantarany izany?
Na I md piera aza toa Dikainy raha izany ka hidiny eo ny lakle... mampatsiaro le tenin'rakapy t@ herintaona hoe tsy voatery ho ny manana tapakila akory no mandeha taxibe fa izay entin'ny saofera
izaho anie mba gaga ry ika e
24. rakapy
(
22/07/2009 15:09)
tsy olana raha tsy tia kisoa izy ka omeo ahy dia andrahoiko ataoko mafilotra tsara a,ny fiteny hoe tsy mankany an-danitra raha mihinan-kisoa no tantaraiko eto ry rakapy a
Tsy misy maha samihafa ilay fomba filazanao hoe "Izay tsy mino an'i jesosy dia tsy makany an-danitra io ry Niryna a! :-D :-D :-D
Raha kisoa ve no heverina fa tsy ahatonga azy any an-danitra, aleo izy hifady fa ny anao ataovy mafilotra be @ le be cholesterol be ireny mihitsy fa iny no tena tsara. :-D :-D :-D
25. niryna
(
22/07/2009 15:44)
soanja:
Amiko indray ilay fanazavana ny any an-danitra angamba no olana na tsy ampy na diso torolalana. Aiza marina moa ity an-danitra ity?
hoy izy hoe tsy mankany an-danitra ny olona mihinana kisoa,tsy mankany an-danitra ny olona tsy miangona ny Sabotsy.
Raha ny fahalalako izany dia hoe rehefa tonga ny fotoana ka miala ety an-tany isika dia ny vatan-tsika mijanona ao anaty fasana(vovoka no niaviantsika ary miverina vovoka isika ) fa ny fanahy kosa dia miverina any amin'Atra.
Rehefa tonga kosa ny andro hitsarana ary hidina ety an-tany amin'iizay i kristy Jesosy,hitsara ny velona sy ny maty dia eo amin'izay ny misy mandeha any amin'ny afobe satria tsy nanaiky sy tsy nino ilay kristy izay mpanavotra azy satria izay mino Azy no hanana fiainana mandrakizay( io izay ilay toerana andehanan'ireo mpino an'ilay kristy dia io ilay lanitra teniny) izay no fahalalako azy an,avereno aty amiko raha tsy mitovy ny eritreritrao dia ireo izay nanda na nomena kanefa tsy nety nandray ny teny izay nampitondrana azy dia andalo fitsarana izay misy condamnation(ny mpino tsy mandalo an'io intsony satria efa nanaiky sy efa nomeny an'ilay kristy ho tantanany ny fiainany ary efa manana mpamonjy izy ary io mpamonjy io dia i kristy no hisolo vava azy amin'ny andro farany.Izany hoe efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana avokoa ny anaran'ireo rehetra izay mino an'ilay zanak'Atra fa ireo izay tsy mino dia any amin'ny farihy mirehitra afo no hisy azy(tsy mampatahotra velively aloha io fa voasoratra ao anatin'ny baiboly,amin'ny teniko fotsiny no ilazako azy )
soanja:ny olona izay manana an'i kristy tsy matahotra ny ho very ry soanja a, fa ilay olona miteny hoe raha tsy manao izao ,mihinana izao dia tsy tonga any an-danitra io no resahintsika eto ka.mino izany ve hianao?
Dia raha hain'i Nyrina tsara manazava an'io dia mety tsy hatahotra ny olona mihaino sy manantena ny fanampianao.
Izay mba kely fantatro ihany aloha no zaraiko fa izaho koa tsy tsy tonga lafatra ka mety tsy ho aiko tsara araka ny eritreritry ny sasany ilay izy
Fanazavana aty amiko araka ny voasoratra ao anaty baiboly dia izao.
Nanao fanatitra ny olona noho ny fahotana maro izay nataony kanefa ilay fanatitra dia taverimberina foana ary misy fotoana ,misy izany hoe isan-taona ohatra ,nomen'Atra ho antsika kosa ny zanany ho fanatitra velona ho antsika rehetra izay mino ny Zanany satria izay MIno ny Zanany no Hanana fiainana mandrakizay hoy ny Ray.ka tsy misy fotoana na fepetra io fa ny fibebahana aminy na firy na inona ny fahotana misy sy nandalovanao ary mbola ataonao dia vonona foana ilay zanany hanadio izany fahotana izany raha mibebaka sy mangataka famelankeloka aminy isika ary izay no maha sabata
Dia i kristy izany no fanatitra ,izy no Sabata ankehitriny
koa izay mino ilay zanaka no hanana fiainana mandrakizay
Dia tonga koa i Kristy nanazava tamintsika fa tsy izay hohanina no maloto satria miditra ny vava iny ary mivoaka fa ny teny izay aloakan'ny vavantsika no atao hoe madio na maloto satria avy ao anatin'ny fontsika iny
Noho izany raha amiko dia tsy ny fihinanana henan-kisoa intsony no ahatonga ahy tsy ho any an-danitra(hiaraka an'ilay kristy sy Atra velona) na hoe tsy afaka mankany aho satria aho nihinana henan-kisoa.
Tsara ho fantatra fa ny Tompo dia nanasitrana olona nanasitrana ireo olona nisy demonia ka raha vao nahita azy ireo dia niantsoantso hoe mpifaninona moa izaho sy hianao ry Jesosy kristy avy any Nazareta(hmmm ! fantan'ilay fanahy maloto tao anatin'ilay olona tokoa na ny anaran'ilay mpamonjy na ny toerana fihaviany.Teo no nahatonga ny olona tsy nihinana ilay kisoa satria noheverina fa maloto ilay kisoa,nisy ny fanahy maloto,saingy nivarimbarina tany anatin'ny ranomasina ireo kisoa ireo ary dia maty.
Hatramin'izao dia mbola ny kisoa rehetra no lazaina fa maloto.Maloto na mankarary ny fihinanan-kena be loatra sy tsy masaka raha izay tsy maninona fa ny hoe satria mihinana kisoa dia tsy mankany an-danitra dia mbola mitovy ilay fariseo manaiky an'i kristy eo amin'ny molotra fa mandaha azy amin'ny fony ihany koa izany raha izany.Avereno aty amiko ny fanazavako raha tsy mifanaraka ny eritreritrao
8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
I Jaona 1:8-9
dia mbola Izy ihany koa no fitsarahana ary izy irery ihany fa tsy noho ny fanoavana izao na noho ny tsy fanaovana izao dia tsy ahazo fitsaraharan isika mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho anome anareo fitsaharana
ataovy mafy fototra ny finoana fa tsy hisy na iray aza hanjera izany satria ny zanak'Atra dia efa voaosotra ary efa voavidin'ny ran'ilay kristy ka na inona test na inona tahotra misy misy anjely miambiny avokoa izy ireny ary ny finoana irery ihany no mahatonga antsika ho afaka amin'ny tahotra sy ny ahiahy.Raha mino sy matoky ilay kristy ny olona dia tsy hivenjivenjy ny fanahiny satria manana mpisoronabe miharo izy dia ny fanahy masina izany,izay manana an'ilay kristy dia manana ny fanahy masina ka mino tanteraka aho fa tsy atahotra izy ireo
Ny olana mantsy raha ny fahitako azy dia be loatra ny tahotra asesika amin'ny Mpino ka zary mivenjivenjy ny fanahiny.
^:^ ^:^
26. niryna
(
22/07/2009 15:46)
ari.malala:
Ny olana mantsy raha ny fahitako azy dia be loatra ny tahotra asesika amin'ny Mpino ka zary mivenjivenjy ny fanahiny.Marina tsy azo lavina! Raha tena te hitory marina an'Andriamanitra dia ny maha Fitiavana Azy no aseho sy ampideraina ny olona fa tsy ampitahorina ny olona!
matahotra inona aky indry ry ari-malala ?
Andriaminitra dia fitiavana ary ilay fitiavana nomen'Atra no nahatonga antsika rehetra eto mijoro vavolombelona satria samy nomeny fahasoavana avokoa ary samy olomboafidiny avokoa isika ka
27. niryna
(
22/07/2009 16:15)
tsy olana raha tsy tia kisoa izy ka omeo ahy dia andrahoiko ataoko mafilotra tsara a,ny fiteny hoe tsy mankany an-danitra raha mihinan-kisoa no tantaraiko eto ry rakapy a
rakapy:hay ve e,izany no teniNy dia averiko ho an'izy rehetra andray Azy ka dia aleo ary fa omeko sopapa amin'izany hianao mba ahafantaranao fa tsy avy aty amiko io teny io fa ny tenin'i Jesosy no averiko satria hoy Izy hoe tsy tonga hiantso ny marina aho fa tonga mba hiantso ny olona izay hibebaka
Tsy misy maha samihafa ilay fomba filazanao hoe "Izay tsy mino an'i jesosy dia tsy makany an-danitra io ry Niryna a! :-D :-D :-D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=3&andininy=16-18&dika=ls
16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina
16 Celui qui croira et qui sera baptisé sera sauvé, mais celui qui ne croira pas sera condamné.
Marka 16-16
IZAY REHETRA MINO AZY NO HANANA FIAINANA MANDRAKIZAY
15 mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
15 afin que quiconque croit en lui ait la vie éternelle.
15 that whosoever believeth may in him have eternal life. Japna 3:15
HO ANTSIKA REHETRA
5 Ary ny Tompo anie hanitsy làlana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.
5 May the Lord direct your hearts into the love of God, and into the patience of Christ.
5 Que le Seigneur dirige vos coeurs vers l`amour de Dieu et vers la patience de Christ
:-* :-* :-*
28. ikaretsaka
(
22/07/2009 17:32)
Niryna a..samy manao sy mitory an'io aby hoe izay mino ny toriany ihany no voavonjy ny mpitory fivavahana rehetra na silamo na jiosy na kristianina na boudiste...
Ny jiosy manao hoe ze taranak'i abrahama ihany sy mino ary manaraka ny lalanan'i moizy
Ny silamo I allah sy ny fampianaran'i mahometa
Ny kristianina io voalazanao io
Nen'i boudista ze nolazain boudha
De samy misy passage ao @ "boky masiny" aby momban'io an
Ny azo amaranana azy de hoe tsy misy tany ka nahalala fa ny jiosy na iny kristianina na ny silamo ihany no tompon lanitra... fa Atra no tompony..izy no mandidy sy manapaka ze alefany any

29. niryna
(
22/07/2009 17:57)
ikaretsaka:dia samy hifankahita any an-danitra daholo izany iska rehetra e .Any kosa aloha tsy misy zanako na raiko na vadiko fa dia miaraka mihira foana foana no atao ,hi,hi
Niryna a..samy manao sy mitory an'io aby hoe izay mino ny toriany ihany no voavonjy ny mpitory fivavahana rehetra na silamo na jiosy na kristianina na boudiste...
Ny jiosy manao hoe ze taranak'i abrahama ihany sy mino ary manaraka ny lalanan'i moizy
Ny silamo I allah sy ny fampianaran'i mahometa
Ny kristianina io voalazanao io
Nen'i boudista ze nolazain boudha
De samy misy passage ao @ "boky masiny" aby momban'io an
Ny azo amaranana azy de hoe tsy misy tany ka nahalala fa ny jiosy na iny kristianina na ny silamo ihany no tompon lanitra... fa Atra no tompony..izy no mandidy sy manapaka ze alefany any
dia veloma hiany e ,asaboty mifankahita an
:D
30. rakapy
(
22/07/2009 18:44)
:-D :-D :-D
Hoy i Niryna
Niryna a> misaotra anao nizara sy nanao copy ny voasoratra tao @ baiboly nefa ity no tsara ho tsaronao:
I Rakapy dia manana ny finoany mafy fototra ary tsy mino an'i jesosy kristy sy ny tantara ao anaty baiboly ka aza misahirana manao copy ohatra izao ianao satria i Rakapy dia hamaky akory na teny iray avy ao aza. Raha hiady hevitra amin'i Rakapy ianao dia ny hevitrao no avoahy fa tsy ny hevitry ny mpanoratra ny baiboly.
Hoy i Niryna
hay ve e,izany no teniNy dia averiko ho an'izy rehetra andray Azy ka dia aleo ary fa omeko sopapa amin'izany hianao mba ahafantaranao fa tsy avy aty amiko io teny io fa ny tenin'i Jesosy no averiko satria hoy Izy hoe tsy tonga hiantso ny marina aho fa tonga mba hiantso ny olona izay hibebaka
Jereo eto
16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina
16 Celui qui croira et qui sera baptisé sera sauvé, mais celui qui ne croira pas sera condamné.
Marka 16-16
IZAY REHETRA MINO AZY NO HANANA FIAINANA MANDRAKIZAY
15 mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
15 afin que quiconque croit en lui ait la vie éternelle.
15 that whosoever believeth may in him have eternal life. Japna 3:15
HO ANTSIKA REHETRA
5 Ary ny Tompo anie hanitsy làlana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.
5 May the Lord direct your hearts into the love of God, and into the patience of Christ.
5 Que le Seigneur dirige vos coeurs vers l`amour de Dieu et vers la patience de Christ
Niryna a> misaotra anao nizara sy nanao copy ny voasoratra tao @ baiboly nefa ity no tsara ho tsaronao:
I Rakapy dia manana ny finoany mafy fototra ary tsy mino an'i jesosy kristy sy ny tantara ao anaty baiboly ka aza misahirana manao copy ohatra izao ianao satria i Rakapy dia hamaky akory na teny iray avy ao aza. Raha hiady hevitra amin'i Rakapy ianao dia ny hevitrao no avoahy fa tsy ny hevitry ny mpanoratra ny baiboly.
31. ari.malala
(
23/07/2009 06:16)
niryna, zà tsy matahotra in'in fa ity fombanareo mampitahotra oul @ devoly sy ny tsy fidirana any andanitra ity no teneniko ka! saingy zany hoe tsmandaitra aty amko alou ny fampitahoranareo e! ny anay rahateo tsy ilaina ampideraina etsy sy eroa izany hoe fitoriana izany. Ny anay, ny atao mahasarika sady efa Tenin'izay Olona izay rahateo ny hoe aoka ny Rainao izay mahita ao @ mangingina no hamaly anao.
33. ravonjison
(
23/07/2009 09:56)
niryna:
Nisy namako iray izay tato niaraka nifampizara ny tenin\'Atra tamiko foana ,niaraka nifampianatra izahay ary nahafinaritra ahy tokoa ilay tenin\'Atra nifampizarainay.Indray andro anefa dia hoy izy hoe tsy mankany an-danitra hono aho fa tsy miangona ny Asabotsy,tsy mankany an-danitra hono aho fa mihinana henan-kisoa.
Ahoana no hevitrareo,ny fihinana kisoa na ny tsy fihinanana kisoa izany dia ho adinina amintsika koa rehefa tonga any an-danitra ?
Ny andro sabotsy tsy nandehanako niangona izany dia mbola ho adinina amiko koa fa tsy niangona asabotsy aho fa alahady no nandeha ?
Ahoana ny eritreritrao amin\'izany?
(l) niryna
Tsara dia tsara itý lohahevitra itý ka dia mba hanome ny hevitro aho.
Mizara roa ny valinteny arakaraka ny hoe : kristinina ve aho sa olona tsotra tsy mpino.
1- Raha kristianina aho : Ao anaty baiboly dia misy an\'itý ( tsy tadidiko hoe aiza). Nanontanian\' ny olona Jesosy : tsara ve sa ratsy ny mihinana kisoa ?
Izao no navaliny : Mba fantatrareo va fa tsy izay rehetra ampidirina ao ambavan\' ny olona no ratsy, fa kosa izay sasany avoakan\' ny vavan\' ny olona.
Io valintenin\' i Jesosy io dia matetika ampiasaina hatao \" argument \" indrindra ho an\' ny silamo, satria izy ireo koa tsy mihinana kisoa.
Noho izany ny fihinanana kisoa dia tsy olana mihitsy ho an\' ny kristianina, fa kosa olana hoan\' ny sasany.
2- Raha olona tsotra tsy mpino aho : Io dia ohatra iray mazava milaza fa tsy tokony asiana ady hevitra be ny \" difference \" eo @ fivavahana isankarazany mikasika ny finoana, satria samy manana ny finoany tokoa izy ireo, izany anefa dia finoana fotsiny ihany tsy misy fahamarinana ( Tsy mbola nisy niverina avy any ankoatra ka nilaza fa nadinina ireo nihinana sy tsy nihinana kisoa, ka ireo nihinana lasa tany @ afobe, ireo tsy nihinana kosa nahazo ny fiainana mandrakizay, na ny mifanohitra @ izany).
Raha hiady hevitra @ silamo anefa ianao ( mifady kisoa ry zareo) dia ho lany andro satria izy ireo dia tsy maintsy hitazona ny heviny hoe : tsy azo atao ny mihinana kisoa.
Noho izany adaboy fotsiny ilay izy ary aza asiana sira. Izay he-hinana mihinana , izay tsy he-hinanana tsy mihinana. Lany andro fotsiny raha ny fihinanana kisoa no ampifandraisana @ fiainana any ankoatra.
Izaho aloha aloha mpitsabo biby no asako, nisy fotoana koa aho nitsabo kisoa.
Ka ireny zanakisoa, somary lehibebe, tsy marary, tsy misy olana ara-pahasalamána, ireny rehefa atono ao an-jaridaina ( barbecue) , miaraka @ havana aman-tsakaiza, tena reviko mihitsy.
34. ikaretsaka
(
23/07/2009 19:38)
Efa voalaza ao anatin'ilay boky fitsimponanareo io koa ny hoa aoka tsy hatahotra... aza manahy ny ampitso sns...
Fa ny mahagaga dia ny fampitahotana no toriana dia ny resaka hidirana eo ambaravarana no iadiana... nefa ny varavarana aza tsy hita akory. Ary adino fa any @ piera ny lakle...
Mahonena!

37. soanja
(
24/07/2009 06:42)
niryna:
soanja:
Amiko indray ilay fanazavana ny any an-danitra angamba no olana na tsy ampy na diso torolalana. Aiza marina moa ity an-danitra ity?
hoy izy hoe tsy mankany an-danitra ny olona mihinana kisoa,tsy mankany an-danitra ny olona tsy miangona ny Sabotsy.
Raha ny fahalalako izany dia hoe rehefa tonga ny fotoana ka miala ety an-tany isika dia ny vatan-tsika mijanona ao anaty fasana(vovoka no niaviantsika ary miverina vovoka isika ) fa ny fanahy kosa dia miverina any amin'Atra.
Rehefa tonga kosa ny andro hitsarana ary hidina ety an-tany amin'iizay i kristy Jesosy,hitsara ny velona sy ny maty dia eo amin'izay ny misy mandeha any amin'ny afobe satria tsy nanaiky sy tsy nino ilay kristy izay mpanavotra azy satria izay mino Azy no hanana fiainana mandrakizay( io izay ilay toerana andehanan'ireo mpino an'ilay kristy dia io ilay lanitra teniny) izay no fahalalako azy an,avereno aty amiko raha tsy mitovy ny eritreritrao dia ireo izay nanda na nomena kanefa tsy nety nandray ny teny izay nampitondrana azy dia andalo fitsarana izay misy condamnation(ny mpino tsy mandalo an'io intsony satria efa nanaiky sy efa nomeny an'ilay kristy ho tantanany ny fiainany ary efa manana mpamonjy izy ary io mpamonjy io dia i kristy no hisolo vava azy amin'ny andro farany.Izany hoe efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana avokoa ny anaran'ireo rehetra izay mino an'ilay zanak'Atra fa ireo izay tsy mino dia any amin'ny farihy mirehitra afo no hisy azy(tsy mampatahotra velively aloha io fa voasoratra ao anatin'ny baiboly,amin'ny teniko fotsiny no ilazako azy )
soanja:ny olona izay manana an'i kristy tsy matahotra ny ho very ry soanja a, fa ilay olona miteny hoe raha tsy manao izao ,mihinana izao dia tsy tonga any an-danitra io no resahintsika eto ka.mino izany ve hianao?
Dia raha hain'i Nyrina tsara manazava an'io dia mety tsy hatahotra ny olona mihaino sy manantena ny fanampianao.
Izay mba kely fantatro ihany aloha no zaraiko fa izaho koa tsy tsy tonga lafatra ka mety tsy ho aiko tsara araka ny eritreritry ny sasany ilay izy
Fanazavana aty amiko araka ny voasoratra ao anaty baiboly dia izao.
Nanao fanatitra ny olona noho ny fahotana maro izay nataony kanefa ilay fanatitra dia taverimberina foana ary misy fotoana ,misy izany hoe isan-taona ohatra ,nomen'Atra ho antsika kosa ny zanany ho fanatitra velona ho antsika rehetra izay mino ny Zanany satria izay MIno ny Zanany no Hanana fiainana mandrakizay hoy ny Ray.ka tsy misy fotoana na fepetra io fa ny fibebahana aminy na firy na inona ny fahotana misy sy nandalovanao ary mbola ataonao dia vonona foana ilay zanany hanadio izany fahotana izany raha mibebaka sy mangataka famelankeloka aminy isika ary izay no maha sabata
Dia i kristy izany no fanatitra ,izy no Sabata ankehitriny
koa izay mino ilay zanaka no hanana fiainana mandrakizay
Dia tonga koa i Kristy nanazava tamintsika fa tsy izay hohanina no maloto satria miditra ny vava iny ary mivoaka fa ny teny izay aloakan'ny vavantsika no atao hoe madio na maloto satria avy ao anatin'ny fontsika iny
Noho izany raha amiko dia tsy ny fihinanana henan-kisoa intsony no ahatonga ahy tsy ho any an-danitra(hiaraka an'ilay kristy sy Atra velona) na hoe tsy afaka mankany aho satria aho nihinana henan-kisoa.
Tsara ho fantatra fa ny Tompo dia nanasitrana olona nanasitrana ireo olona nisy demonia ka raha vao nahita azy ireo dia niantsoantso hoe mpifaninona moa izaho sy hianao ry Jesosy kristy avy any Nazareta(hmmm ! fantan'ilay fanahy maloto tao anatin'ilay olona tokoa na ny anaran'ilay mpamonjy na ny toerana fihaviany.Teo no nahatonga ny olona tsy nihinana ilay kisoa satria noheverina fa maloto ilay kisoa,nisy ny fanahy maloto,saingy nivarimbarina tany anatin'ny ranomasina ireo kisoa ireo ary dia maty.
Hatramin'izao dia mbola ny kisoa rehetra no lazaina fa maloto.Maloto na mankarary ny fihinanan-kena be loatra sy tsy masaka raha izay tsy maninona fa ny hoe satria mihinana kisoa dia tsy mankany an-danitra dia mbola mitovy ilay fariseo manaiky an'i kristy eo amin'ny molotra fa mandaha azy amin'ny fony ihany koa izany raha izany.Avereno aty amiko ny fanazavako raha tsy mifanaraka ny eritreritrao
8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
I Jaona 1:8-9
dia mbola Izy ihany koa no fitsarahana ary izy irery ihany fa tsy noho ny fanoavana izao na noho ny tsy fanaovana izao dia tsy ahazo fitsaraharan isika mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho anome anareo fitsaharana
ataovy mafy fototra ny finoana fa tsy hisy na iray aza hanjera izany satria ny zanak'Atra dia efa voaosotra ary efa voavidin'ny ran'ilay kristy ka na inona test na inona tahotra misy misy anjely miambiny avokoa izy ireny ary ny finoana irery ihany no mahatonga antsika ho afaka amin'ny tahotra sy ny ahiahy.Raha mino sy matoky ilay kristy ny olona dia tsy hivenjivenjy ny fanahiny satria manana mpisoronabe miharo izy dia ny fanahy masina izany,izay manana an'ilay kristy dia manana ny fanahy masina ka mino tanteraka aho fa tsy atahotra izy ireo
Ny olana mantsy raha ny fahitako azy dia be loatra ny tahotra asesika amin'ny Mpino ka zary mivenjivenjy ny fanahiny.
^:^ ^:^
Ny tiako hambara ry Nyrina dia hoe
Inona moa ny boky milaza fa tsy tokony hanina ny kisoa? Valiny ny Baiboly
Inona no boky handraisan'ny Mpino hafa fa tokony hanina amin'izay ny kisoa? Valiny Baiboly ihany.
Aiza ny iatombohan'ny tahotra ka mahatonga ilay olona hiresaka aminao fa sao tsy tafiditra an-danitra izy? Valiny Baiboly ihany koa. Mazava tsara ao ny fandringanana sy ny afo miredareda sns... tahotra tahotra.
Ka ny tiako hambara dia boky iray no iainganareo nefa dia mifanohitra avy ny zavamisy. Ao ny tahotra, ao ny ahiahy? nahoana no izany nefa lazaina fa tokony ho tongalafatra io boky io satria tenin'Andriamanitra daholo ny ao. Izay no tiako ahatongavana. Tsidio koa ny finoana hafa, ny boky hafa, ny hafatra hafa ny zavamisy maneran-tany hafa, ny natiora fa any sy ao samy hamaly avokoa ny valin-teny tadiavin'olombelona ahitany ny ho avy mamiratra fa tsy boky iray dia iray.
Raha mbola io boky iray io ihany no ifaharana sy atokisana ary imatimatesana dia mazava ho azy fa betsaka ny hiditra ao anaty tahotra ka tsy ahita ny fahasaoavan'Andriamanitra goavana manoloana ny masony satria ny soratra no hinoany fa tsy ny fiainana iainany izay mitory fitiavan'Andriamanitra sesilany.
Tsetsatra tsy aritro iny fa tsy manameloka andry akory aho amin'ny fitoriana ataondry fa ataovy tsara fotsiny hoy aho mba tsy ho hanesika tahotra ho an'ny hafa. Tadidio lalandava fa na samy olombelona aza isika dia tsy mitovy ny jiro mitsilo ny diantsika tsirairay avy ao anaty. Betsaka ny mbola miaina ao anaty tahotra ka raha tsy olona manana fahazavana no hanazava aminy ny momba izany dia vao may izy hilentika amin'ny kitroky ny tahotra.
Ny tahotra dia mifanohitra amin'Andriamanitra. Io no azoko lazaina fa devoly eto an-tany. Hazavana Andriamanitra. Ny tahotra kosa no Aizina. Ka raha mampiditra sy mampianatra an'io isika hitory fa ireto avy ny hanjo anao sns raha tsy manao izao dia tadidio fa isian'ny manesika tahotra ao amin'ny hafa isika.
Torio/ ampianaro fitiavana ny olombelona fa hahalala hitia izy. Ao anaty fitiavana Andriamanitra na Andriamanitra dia fitiavana.
38. niryna
(
01/08/2009 03:41)
ikaretsaka:
Efa voalaza ao anatin'ilay boky fitsimponanareo io koa ny hoa aoka tsy hatahotra... aza manahy ny ampitso sns...
Fa ny mahagaga dia ny fampitahotana no toriana dia ny resaka hidirana eo ambaravarana no iadiana... nefa ny varavarana aza tsy hita akory. Ary adino fa any @ piera ny lakle...
Mahonena!
matahotra ny inona ika? izaho tsy matahotra afatsy Atra irery ihany
Ny helo,? misy hoy ny teny ao anatin'ny soratra masina.matahotra aho ve raha resahina an'izany? tamin'ny mbola tsy nanankina ny fiainako eo am-pelantanan
Atra angamba no mety nisy izany kanefa tsy nahatsiaro an'izany aho.
Mety ho very aho ve? kely ny finoako satria ny tenin'Atra no manambara ahy sy hianao fa izay rehetra mino ny zanany no hanana fiainana ary izay mino
Azy no voavonjy,ka raha mino an'ilay Mpamonjy aho dia tsy atahotra ny afobe ,ohatra io an,
Raha rasianao ho biby fampitahorana ny tenin'Atra omena eto dia izay izy izany ,amiko fitiavana ny namana mba tsy ho very any amin'ny afobe ny fizaranana ny tenin'Atra eto,mandray ny olona ,efa azony ny fahasoavana,manda izy ,efa fantatr'Atra avokoa ny ho avintsika. ka aza matahotra raha toa ka nandray an'ilay mpamonjy sy namektraka azy ho tomponao sy mpanelanelana anao amin'Atra Izaho no lalana sy fiainana ary fahamarinana hoy ny kristy mino izany ve hianao ? dia efa mahita ny lalana mankany amin'ny rainy izany ka aza matahotra ok
39. niryna
(
01/08/2009 04:01)
soanja:
Amiko indray ilay fanazavana ny any an-danitra angamba no olana na tsy ampy na diso torolalana. Aiza marina moa ity an-danitra ity?
niryna:
hoy izy hoe tsy mankany an-danitra ny olona mihinana kisoa,tsy mankany an-danitra ny olona tsy miangona ny Sabotsy.
Raha ny fahalalako izany dia hoe rehefa tonga ny fotoana ka miala ety an-tany isika dia ny vatan-tsika mijanona ao anaty fasana(vovoka no niaviantsika ary miverina vovoka isika ) fa ny fanahy kosa dia miverina any amin'Atra.
Rehefa tonga kosa ny andro hitsarana ary hidina ety an-tany amin'iizay i kristy Jesosy,hitsara ny velona sy ny maty dia eo amin'izay ny misy mandeha any amin'ny afobe satria tsy nanaiky sy tsy nino ilay kristy izay mpanavotra azy satria izay mino Azy no hanana fiainana mandrakizay( io izay ilay toerana andehanan'ireo mpino an'ilay kristy dia io ilay lanitra teniny) izay no fahalalako azy an,avereno aty amiko raha tsy mitovy ny eritreritrao dia ireo izay nanda na nomena kanefa tsy nety nandray ny teny izay nampitondrana azy dia andalo fitsarana izay misy condamnation(ny mpino tsy mandalo an'io intsony satria efa nanaiky sy efa nomeny an'ilay kristy ho tantanany ny fiainany ary efa manana mpamonjy izy ary io mpamonjy io dia i kristy no hisolo vava azy amin'ny andro farany.Izany hoe efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana avokoa ny anaran'ireo rehetra izay mino an'ilay zanak'Atra fa ireo izay tsy mino dia any amin'ny farihy mirehitra afo no hisy azy(tsy mampatahotra velively aloha io fa voasoratra ao anatin'ny baiboly,amin'ny teniko fotsiny no ilazako azy )
soanja:
Dia raha hain'i Nyrina tsara manazava an'io dia mety tsy hatahotra ny olona mihaino sy manantena ny fanampianao.
niryna:
ny olona izay manana an'i kristy tsy matahotra ny ho very ry soanja a, fa ilay olona miteny hoe raha tsy manao izao ,mihinana izao dia tsy tonga any an-danitra io no resahintsika eto ka.mino izany ve hianao?
Izay mba kely fantatro ihany aloha no zaraiko fa izaho koa tsy tsy tonga lafatra ka mety tsy ho aiko tsara araka ny eritreritry ny sasany ilay izy
Fanazavana aty amiko araka ny voasoratra ao anaty baiboly dia izao.
Nanao fanatitra ny olona noho ny fahotana maro izay nataony kanefa ilay fanatitra dia taverimberina foana ary misy fotoana ,misy izany hoe isan-taona ohatra ,nomen'Atra ho antsika kosa ny zanany ho fanatitra velona ho antsika rehetra izay mino ny Zanany satria izay MIno ny Zanany no Hanana fiainana mandrakizay hoy ny Ray.ka tsy misy fotoana na fepetra io fa ny fibebahana aminy na firy na inona ny fahotana misy sy nandalovanao ary mbola ataonao dia vonona foana ilay zanany hanadio izany fahotana izany raha mibebaka sy mangataka famelankeloka aminy isika ary izay no maha sabata
Dia i kristy izany no fanatitra ,izy no Sabata ankehitriny
koa izay mino ilay zanaka no hanana fiainana mandrakizay
Dia tonga koa i Kristy nanazava tamintsika fa tsy izay hohanina no maloto satria miditra ny vava iny ary mivoaka fa ny teny izay aloakan'ny vavantsika no atao hoe madio na maloto satria avy ao anatin'ny fontsika iny
Noho izany raha amiko dia tsy ny fihinanana henan-kisoa intsony no ahatonga ahy tsy ho any an-danitra(hiaraka an'ilay kristy sy Atra velona) na hoe tsy afaka mankany aho satria aho nihinana henan-kisoa.
Tsara ho fantatra fa ny Tompo dia nanasitrana olona nanasitrana ireo olona nisy demonia ka raha vao nahita azy ireo dia niantsoantso hoe mpifaninona moa izaho sy hianao ry Jesosy kristy avy any Nazareta(hmmm ! fantan'ilay fanahy maloto tao anatin'ilay olona tokoa na ny anaran'ilay mpamonjy na ny toerana fihaviany.Teo no nahatonga ny olona tsy nihinana ilay kisoa satria noheverina fa maloto ilay kisoa,nisy ny fanahy maloto,saingy nivarimbarina tany anatin'ny ranomasina ireo kisoa ireo ary dia maty.
Hatramin'izao dia mbola ny kisoa rehetra no lazaina fa maloto.Maloto na mankarary ny fihinanan-kena be loatra sy tsy masaka raha izay tsy maninona fa ny hoe satria mihinana kisoa dia tsy mankany an-danitra dia mbola mitovy ilay fariseo manaiky an'i kristy eo amin'ny molotra fa mandaha azy amin'ny fony ihany koa izany raha izany.Avereno aty amiko ny fanazavako raha tsy mifanaraka ny eritreritrao
8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
I Jaona 1:8-9
dia mbola Izy ihany koa no fitsarahana ary izy irery ihany fa tsy noho ny fanoavana izao na noho ny tsy fanaovana izao dia tsy ahazo fitsaraharan isika mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho anome anareo fitsaharana
soanja:
Ny olana mantsy raha ny fahitako azy dia be loatra ny tahotra asesika amin'ny Mpino ka zary mivenjivenjy ny fanahiny.
niryna:
ataovy mafy fototra ny finoana fa tsy hisy na iray aza hanjera izany satria ny zanak'Atra dia efa voaosotra ary efa voavidin'ny ran'ilay kristy ka na inona test na inona tahotra misy misy anjely miambiny avokoa izy ireny ary ny finoana irery ihany no mahatonga antsika ho afaka amin'ny tahotra sy ny ahiahy.Raha mino sy matoky ilay kristy ny olona dia tsy hivenjivenjy ny fanahiny satria manana mpisoronabe miharo izy dia ny fanahy masina izany,izay manana an'ilay kristy dia manana ny fanahy masina ka mino tanteraka aho fa tsy atahotra izy ireo
^:^ ^:^
soanja:ka izay ilay izy, samy manana izay tiatiany avokoa ny fiangonana ka izay eritrereretiny ho mahery sy inoany no toriany fa tsy miverina ny ao anaty baiboly tanteraka izy ary dia ae no mahatonga ny olana
Ny tiako hambara ry Nyrina dia hoe
Inona moa ny boky milaza fa tsy tokony hanina ny kisoa? Valiny ny Baiboly
Inona no boky handraisan'ny Mpino hafa fa tokony hanina amin'izay ny kisoa? Valiny Baiboly ihany.
Aiza ny iatombohan'ny tahotra ka mahatonga ilay olona hiresaka aminao fa sao tsy tafiditra an-danitra izy? Valiny Baiboly ihany koa. Mazava tsara ao ny fandringanana sy ny afo miredareda sns... tahotra tahotra.
Ka ny tiako hambara dia boky iray no iainganareo nefa dia mifanohitra avy ny zavamisy. Ao ny tahotra, ao ny ahiahy? nahoana no izany nefa lazaina fa tokony ho tongalafatra io boky io satria tenin'Andriamanitra daholo ny ao. Izay no tiako ahatongavana. Tsidio koa ny finoana hafa, ny boky hafa, ny hafatra hafa ny zavamisy maneran-tany hafa, ny natiora fa any sy ao samy hamaly avokoa ny valin-teny tadiavin'olombelona ahitany ny ho avy mamiratra fa tsy boky iray dia iray.
raha niteny Atra hoe maloto ny kisoa ,rehefa tonga kosa kristy dia nanmbary amin'izay izy fa ny zavatra izay avoakan'ny vava ka mivoaka ao anatin'ny fo no maloto fa tsy ny zavatra izay rehetra ohanina ao am-bava izay ivoaka ary ambany ary e.
Rehefa nanazava ny zavatra rehetra kristy dia tokony azo ohanina amin'izay ny kisoa ,tsy mihianana ny olona satria mankarary ,izay dia zavatra hafa indray
Misy miteny fa tsy Atra i kristy kanefa ny baiboly manambara fa andao isika anamboatra olona sahaza antsika ( ao amin'ny fiandohan'ny tantara ao amin'ny baiboly izany ,ka na inona na inona no porofo azo omena azy ireo dia izay no nampianarina azy dia izay no inoany dia izay izany kou
soanja:misaotra ,mahita boky hafa milaza ny tenin'Atra hafa angaha soanja?
Raha mbola io boky iray io ihany no ifaharana sy atokisana ary imatimatesana dia mazava ho azy fa betsaka ny hiditra ao anaty tahotra ka tsy ahita ny fahasaoavan'Andriamanitra goavana manoloana ny masony satria ny soratra no hinoany fa tsy ny fiainana iainany izay mitory fitiavan'Andriamanitra sesilany.
amiko dia boky feno ny babioly ka tsy ho voatery hino na anaraka rehefa manana sy mino zavatra hafa ny olona ka
soanja:tsy misy mampatahotra olona eto ary averiko indray fa efa imbetsaka soanja no niteny izany ,fitiavana antsika rehetra mba ho voavonjy no izarana ny tenin'Atra eto ka izay mihaino sy mandray dia azy ny fahasoavana ,mazava ho azy fa na inona resahina rehefa tsy andray ny olona sy anohitra ny tenin'Atra ny olona dia izay ihany ka ,tsy izaho no mahatonga ny olona ho voavvonjy fa ny tsirairay mandray sy mihanio ary mino ny tenin'Atra fa izay mino no voavonjy,
Tsetsatra tsy aritro iny fa tsy manameloka andry akory aho amin'ny fitoriana ataondry fa ataovy tsara fotsiny hoy aho mba tsy ho hanesika tahotra ho an'ny hafa. Tadidio lalandava fa na samy olombelona aza isika dia tsy mitovy ny jiro mitsilo ny diantsika tsirairay avy ao anaty. Betsaka ny mbola miaina ao anaty tahotra ka raha tsy olona manana fahazavana no hanazava aminy ny momba izany dia vao may izy hilentika amin'ny kitroky ny tahotra.
Ny tahotra dia mifanohitra amin'Andriamanitra. Io no azoko lazaina fa devoly eto an-tany. Hazavana Andriamanitra. Ny tahotra kosa no Aizina. Ka raha mampiditra sy mampianatra an'io isika hitory fa ireto avy ny hanjo anao sns raha tsy manao izao dia tadidio fa isian'ny manesika tahotra ao amin'ny hafa isika.
Fizarana no ataoko eto arry averiko indray fa tsy misy mana-forcer na iray aza,efa mahafantatra izay andray na anda ny tenin'Atra ka raha mbola misy foana ny fotoana ahafahako mizara dia alefako fa mety misy iray ao mitady ilay tenin'Atra
soanja:izay indrindra mantsy ,mino aho fa fitiavana ny namana avokoa no mahatonga ny olona mizara eto ,anjaran'ny tsirairay no mandray na tsia na mino na tsia
Torio/ ampianaro fitiavana ny olombelona fa hahalala hitia izy. Ao anaty fitiavana Andriamanitra na Andriamanitra dia fitiavana.
:-* :-* :-* :-*
40. ikaretsaka
(
01/08/2009 04:03)
Niryna a de tsy mbola azonao ihany ve ny lalana sy fahamarinana.. sy I piera?
Raiso toy ny hoe. Highway le izy de piera eo @ toll na hoe polisy eo @ barriere..
Rehefa hidiny ny barriere fa tsy ara dalana ianao na hitanao aza hoe io ny lalana migodana...tsy ho tonga a destination mihitsy ianao..
Ny baiboly no ohatran atlas manoro hoe iny ny lalana ..oui iny ny lalana ary tsy misy manda ...saingy nihidy sy nidin ilay nahazo fanalahidy le izy... de akory no hataonao @ izay cas izay?
Aza manao rakapy hoe hitady lalana hafa fa ny anao efa nolazainao fa tsy mahalala afa tsy iny....